MADAGASIKARA ilay NOSY ivoahan'ny fitsipika hoan'ny jentilisa(firenena rehetra)

41. RBNIR ( 19/05/2017 06:36)
andriatiana2:

ry Namana isany izay mino be anzan anarana Jesus izan dia izao no zavatra tsy mila valiny mb hanehoako marimarina momba ity tontolo ity izay an satana.Ny apokalipsa no baiboly farany iz koa n nampandinika ny olona isany 666 satria fanisan'olona izany.voalohan Ny Gematria izan fanisan'olona izan izay atao multiple de 9 izan hoe manomboka eo am 9 enao ka ampiana 9 hatraminy 666:ohatra:9,18,27....ka hatramin 666 manaraka A:9 B:18 C:27 D:36 E:45 F:54 G:63 H:72 I:81 J:90 K:99 L:108 M:117 N:126 O:135 P:144 Q:153 R:162 S:171 T:180 U:189 V:198.... Io no Gematrie izay fanisan'olona ohatra: lucifer l:108 u:189 c:27 i:81 f:54 e:45 r:162 manome 666.
2)jesus J:90 E:45 S:171 U:189 S:171 manome 666 izay no tena mapisalasala atreto mety marina ihany ny any RATAN fa ny hafa mety diso angamb hiihh

Aleo alaina mihitsy ilay "teny"....« Indro ny fahendrena. Aoka izay manan-tsaina hanisa ny isan'ny bibi-dia, fa fanisan'olona izany; ary enina amby enim-polo amby enin-jato no isany. » (Apokalypsy 13:18)

Dia aleo alaina ny dikanteny amin'ny teny frantsay...C'est ici la sagesse. Que celui qui a de l'intelligence calcule le nombre de la bête. Car c'est un nombre d'homme, et son nombre est six cent soixante-six.

Araka ireo teny ireo dia
1 mila manao calcule (kajy) izany hoe (mampiasa + -) ireo aloha ny kajy nisy tamin'izany fotoana izany...dia mila mampiasa chiffre (nombre) isa ihany koa araka izany ary ny totalin'ny kajy atao dia tokony hahita 666 ianao rehefa avy eo

2 nombre de la bête = nombre d'homme....Io indray ahafahana manatsaoka fa ilay bête = homme...

Olona araka izany ilay bête....Olona fa "tsy bibidia ara-bakiteny", olona fa "tsy zavatra", olona fa "tsy Anjely",olona fa 3tsy ILAY ZANAK'ANDRIAMANITRA FAHINY" olona fa "tsy Andriamanitra"......

Raha hanao ilay kajy araka izany dia tokony "olona" no jerenao fa tsy Andriamanitra (na Ilay Zanany lahy tokana)....

Anarana olona iray araka izany no tokony hiaingan'ilay kajy fa tsy mety raha maka anaran'Andriamanitra isika na anaran'ny Zanany.....

3 Ny fomba fikajy izay ampiasaina dia tokony ho ny fomba fikajy tamin'izany andro izany (numérologie kabalistik fa tsy numérologie hafa no tokony ampiasaina)

Androany aloha dia mbola tsy afaka hilaza aho hoe IZA ilay olona (sady fa manamarika fotsiny aho hoe tsy mety raha JESUS no anaovana an'ilay kajy satria Jesus Andriamanitra, olona anefa ilay resahina, fanampiny raha hikajy ihany ianao dia tokony numerologie kabalistik no ampiasainao satria izay no nisy tamin'ny andron'i JESOSY)...
42. RBNIR ( 19/05/2017 07:26)
Hotohizana.....Raha sitrapon'Andriamanitra.....
43. RA TAN ( 19/05/2017 08:02)
Davjo:

Inona moa no mbola tokony ampiasainareo an'ireny bokin'ny Testameta taloha ireny fa (angaha tsy efa rava indray ireny aminareo?

Aza malaky tezitra, fa diniho tsara aloha ny teny izay nambara taminao. Fa ny zavatra tsy fantatrao koa anie dia "halan'A/tra isika hafa firenena ra ny @ didy folo" e! DEO,7:2,3 NEH,13:3.
Fa ny programme an'A/tra ny amintsika hafa firenena dia aty @ fanekena vaovao fa tsy any @ didy folo.
44. Davjo ( 19/05/2017 09:03)

RA TAN:

Tsy mety aminareo tony fa anay manaraka ny didin'i Jehovah

Deo
28:1 "Ary izao no hiseho, raha hihaino tsara ny feon' i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka mitandrina sy manaraka ny didiny rehetra izay andidiako anao anio, dia hasandratr' i Jehovah Andriamanitrao ho ambonin' ny firenena rehetra amin' ny tany ianao;
28:2 Ary ho tonga aminao sy hahatratra anao izao fitahiana rehetra izao, raha hihaino ny feon' i Jehovah Andriamanitrao ianao:
28:3 Hotahiana ianao ao an-tanàna, ary hotahiana ianao any an-tsaha.
28:4 Hotahiana ny ateraky ny kibonao sy ny vokatry ny taninao ary ny ateraky ny biby fiompinao, ny ateraky ny ombinao sy ny andian' ondrinao.
45. RA TAN ( 19/05/2017 10:44)
Davjo:

Tsy mety aminareo tony fa anay manaraka ny didin'i Jehovah

Deo
28:1 "Ary izao no hiseho, raha hihaino tsara ny feon' i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka mitandrina sy manaraka ny didiny rehetra izay andidiako anao anio, dia hasandratr' i Jehovah Andriamanitrao ho ambonin' ny firenena rehetra amin' ny tany ianao;
28:2 Ary ho tonga aminao sy hahatratra anao izao fitahiana rehetra izao, raha hihaino ny feon' i Jehovah Andriamanitrao ianao:

=> Iza ity JEHOVAH ivavahanao ity??? Mba azavao eto hoe iarahamahita.

Fa ny A/tra namorona ny zava-drehetra dia YAH no anarany. Izy no nanome ny didy folo hoan'ny Jiosy irery fa tsy hoan'ny hafa firenena (SAL,147:19 Milaza ny teniny amin'i Jakoba Izy, ary ny didiny sy ny fitsipiny amin'Israely. 20 Tsy mba nanao toy izany tamin'izay firenena hafa Izy, ...)
46. Davjo ( 19/05/2017 11:19)

Olona manampahalalana ve aloha ity manontany ahy ity sa ny fahalalana lainga be avy amin'i Edouard ihany no fantany e!

Fantatrao ve ny atao hoe Tetragramme ry Tantely?
47. endriny ( 19/05/2017 14:33)
Raha mba hanatsara ilay fiainana sy fiarahamonina eto Madagasikara ny hoe fivoahan'ny fitsipiky ny Jentilisa avy eto haninona.

Fa ny hitako arakaraka ny hiroboroboan'ny fiangonana eto isan-tsapana no mampiletika ny firenena sy maha lo ny fiarahamonina.

Dia hisy niteny indray hoe Ka ireo ange amboarina mitady hodi-janak'ondry no betsaka e! Ka izaho tsy afaka ny haminany ny miafina fa ny ahy ny hitako no amabarako. Fa raha misy amintsika tsy amboadia mitady hodi-janak'ondry dia mba asehoy eo amin'ireo mahantra 90% n'ny Malagasy ankehitriny izany.

Fa tsy ilay mangataka amin'ny mpiangona efa mahantra ny 1/10 sy ny vokatra hitaingenana 4x4 ary ny fanangonam-bola tsy an-drariny mba hisehoana @ fahitalavitra sy ny internety. Mahonena

Ary misy dia mifampidera 4x4 rehefa fivorian'ny sinaoda. Tsara loatra lahy e
48. rhaj0 ( 19/05/2017 14:57)
Io ho'a no isan'ny olana fototra @ ity Fivavahana Kristiana ity. Mampirisika ny Luxe ny Kristianisme.

@ Kristiana, ny Paradisa = Luxe.

Mba nanontani-tena va re ianao, hoe,
- maninona ilay Paradisa raha mba natao tsotsotra hoe, toa ny tany hay ...
- indrindra moa fa ilay vatana sy nofo efa tavela atsy ambany rangolahy.
- Ary ny Fanahy dia tsy mila izany
--- volamena-vatosoa-luxe,
--- sy zava-maniry-luxuriante,
--- ary virijiny-luxure izany.

Ka dia ilay "harena" izany no efa fisehon'ilay "paradisa" eee.. Ny paradisa dia volamena-vatosoa.. sy bois de rose. Ary ny 4x4 mangirangirana dia efa manakaiky an'ilay izy eee...
49. RA TAN ( 20/05/2017 04:08)
Davjo:

Olona manampahalalana ve aloha ity manontany ahy ity sa ny fahalalana lainga be avy amin'i Edouard ihany no fantany e!

Mba fantatrao ve ny atao hoe tetragramme ry Tantely?

Tonga dia valio ilay fanontaniako, fa aza be resaka. Fa ra vao tsy sahy mamaly tahaka an'i stahtam sy RBNIR ianao dia ny fahalalana anananao no fahalalana lainga.

Iza ilay JEHOVAH noteneninao teo izay mampitandrina didy folo ny hafa firenena???

Fa ilay A/tr'i Abrahama sy Isaka sy Yakob tsy nampitandrina didy folo ny hafa firenena izany.

Tsy misy idiran'ny fahalalana ananako izany, fa ianao eto no anontaniana dia valio.
50. RA TAN ( 20/05/2017 04:26)
endriny:

Raha mba hanatsara ilay fiainana sy fiarahamonina eto Madagasikara ny hoe fivoahan'ny fitsipiky ny Jentilisa avy eto haninona.
Fa ny hitako arakaraka ny hiroboroboan'ny fiangonana eto isan-tsapana no mampiletika ny firenena sy maha lo ny fiarahamonina.
Dia hisy niteny indray hoe Ka ireo ange amboarina mitady hodi-janak'ondry no betsaka e! Ka izaho tsy afaka ny haminany ny miafina fa ny ahy ny hitako no amabarako. Fa raha misy amintsika tsy amboadia mitady hodi-janak'ondry dia mba asehoy eo amin'ireo mahantra 90% n'ny Malagasy ankehitriny izany.
Fa tsy ilay mangataka amin'ny mpiangona efa mahantra ny 1/10 sy ny vokatra hitaingenana 4x4 ary ny fanangonam-bola tsy an-drariny mba hisehoana @ fahitalavitra sy ny internety. Mahonena
Ary misy dia mifampidera 4x4 rehefa fivorian'ny sinaoda. Tsara loatra lahy e

Tsy mitovy @ ireny karazana fiangonana bdb hitanao ireny ny aty @ YAHOSHUAH ilay ivoahan'ny fitsipika hoan'ny firenena rehetra, fa hafa.
51. RA TAN ( 20/05/2017 04:53)
Jereo tsara fa tena mihatra eto ny tenin'ny mpaminany Israeliana:

- "ISAIA,28:11 Eny, amin'ny molotra miambakambaka sy amin'ny fiteny baiko no hitenenany amin'ity firenena ity"
Dia ndana henoy ny HFF RADIO, fa ny Ambassadeur an'i Yahoshuah raha miteny dia "mibaikobaiko be", satria DIDY no avoakany.

- "ISAIA,28:19 Fa isa-maraina isa-maraina no hihaviany, na andro na alina; ary ny vokatry ny fahafantarana izany fianarana izany dia fangovitana ihany".
Isa-maraina ny fampianaran'i Yahoshuah no mandeha mivantana ao @ HFF RADIO, dia miverina atoandro sy alina; ary mangovitra ny olona raha maheno an'izany (ny sasany aza moa miteny hoe; piho any izany radio izany fa maha sosotra. Nefa avy eo mihaino indray hoe inona indray ny tohiny. Fa ilay devoly no tsy mahazaka, fa ilay fanahin'ilay olona mitady famonjena matoa te hihaino ny tohiny)
52. andriatiana2 ( 20/05/2017 06:14)

Ra Tan indro ef nanaik mihain anle radio d avy eo piho zan f mpisolok hon zan hoy le namako izay satr hon ra Hery mpanao rugby ao am 3fb hon naman Eduard dia nolazain fa voasolok vola saik hanaovan mercur hon zareo dia izay n anton nanakanan zareo ahy nef za te hihaino marina v zan?
53. RA TAN ( 20/05/2017 09:09)
Afaka mihaino ny radio an'i Yahoshuah daol ny rehetra, eny fa na ny olona mpanohitra aza. Ary misy emission special ahafahan'ny rehetra miditra mivantana @ telephon koa anie ny ao fa tsy vitan'ny hoe henoina fotsiny e. Dia afaka miditra an-telephon ny olona na hanohitra aza. Taiza t@ ireo radio-pivavahana hafa ireo no mba nanana fahasahiana hanao tahakzany? Fa tsy misy any, fa ny HFF RADIO irery no sahy manao emission ahafahan'ny rehetra miditra an-telephone; dia afaka manontany ny olona; afaka manohitra koa aza fa miaraka @ versets.
Donc, tsy marina izany hoe tsy mamela ny olona hihaino ny radio an'i Yahoshuah ny olona, fa fanasoketana fotsiny izany.
Ary aza mihaino izay fanaratsiana sy tsaho aparitaky ny olona any, fa ianao mihintsy no mihainoa dia ho fantatrao ny tena marina.
54. RBNIR ( 22/05/2017 06:41)
Diso hoy aho ny fandraisanareo ilay teny ao amin'ny Isa.42:1-6, tsy manambara olona aty amin'ny nosy madagasikara iny fa manambara ILAY Zanak'Andriamanitra izay tonga tety 2000 taona lasa izany....

« [Ny amin'ny Mpanompon'i Jehovah, mpitondra famonjena ho an'ny Isiraely sy ny firenena rehetra] Indro ny Mpanompoko, Izay tantanako, dia Ilay voafidiko sady sitraky ny foko Napetrako tao aminy ny Fanahiko; Hamoaka fitsipika ho an'ny jentilisa Izy. » (Isaia 42:1)
« Tsy ho reraka na ho kivy Izy, Mandra-panoriny ny rariny amin'ny tany, ary ny nosy hiandry ny lalàny. » (Isaia 42:4)

Jereo tsara fa manomboka amin'ny renintsoratra avokoa ny (I)zy eo amin'ireo teny ireo...

Rehefa ny (I)zy no manomboka amin'ny renintsoratra (dia na izay manambara ny Ray, na ny Zanaka) izay ihany ....

Tena maromaro ihany izay "DISO" amin'ny fampianarana aelinareo izay RA TAN an!!!

55. andriatiana2 ( 22/05/2017 15:13)
misy manamban tanterak mihits nga episkop lazain'olon fa mpisoloky ,anti christ, ity n lien https://mobile.facebook.com/groups/506842229473456?view=permalink&id=849792421845100&ref=opera_speed_dial#comment_form_100007168119004_849792421845100
56. rhaj0 ( 22/05/2017 22:10)
RBNIR:
« [Ny amin'ny Mpanompon'i Jehovah, mpitondra famonjena ho an'ny Isiraely sy ny firenena rehetra] Indro ny Mpanompoko, Izay tantanako, dia Ilay voafidiko sady sitraky ny foko Napetrako tao aminy ny Fanahiko; Hamoaka fitsipika ho an'ny jentilisa Izy. » (Isaia 42:1)
« Tsy ho reraka na ho kivy Izy, Mandra-panoriny ny rariny amin'ny tany, ary ny nosy hiandry ny lalàny. » (Isaia 42:4)

Raha tsy mahay manazava ny Isaiah i Edouardo na koa i Heriniraina, dia ... tsikarokarohy ihany Ineny Gogola eee...

hozy ny dika-teny Anglisy, izay nandikan'i Andrnvrvln ilay Baiboly ho @ teny gasy hoe:
Isauah 42:4 ... In his teaching the islands will put their hope.”

Dia jereo tsara fa islandS, misy eso, ilay izy, izany hoe maromaro, fa aza mba anesefan'i Eduardo na Herinirainy resa-kehy hoe, ilay Nosy Tokana @ izany..

Dia anontanitanio indray hoe, inona hoe ny Islands ao @ Isaiah ao, dia hoy i Ineny Gogola hoe, hozy hono ny mpandalina (kristiana) hoe:
Here also islands denote nations out of the church, who have lived in ignorance, simplicity, and uprightness.

Fa dia tena tsisy Nosy Tokana izany k'lou io resak'io eee...
en tout cas resa-kehy re ireo fa nareo koa dia ny ifanditra @ izany eo foana...
57. RA TAN ( 23/05/2017 03:49)
RBNIR:

Diso hoy aho ny fandraisanareo ilay teny ao amin'ny Isa.42:1-6, tsy manambara olona aty amin'ny nosy madagasikara iny fa manambara ILAY Zanak'Andriamanitra izay tonga tety 2000 taona lasa izany....

Indro ny Mpanompoko, Izay tantanako, dia Ilay voafidiko sady sitraky ny foko Napetrako tao aminy ny Fanahiko; Hamoaka fitsipika ho an'ny jentilisa Izy. » (Isaia 42:1)
« Tsy ho reraka na ho kivy Izy, Mandra-panoriny ny rariny amin'ny tany, ary ny nosy hiandry ny lalàny. » (Isaia 42:4)

Izaho mihintsy aza no niteny taminareo hoe YAHOSHUAH io tenenin'ny ISAIA,42:1-6 io e.

ISAIA,42:1,4,6:
1 Indro NY(tokana) Mpanompoko, Izay tantanako, dia Ilay Voafidiko sady Sitraky ny foko;
Napetrako tao aminy ny Fanahiko(Lioka,4:17 Dia natolotra Azy ny bokin'Isaia mpaminany; art nony namelatra ny boky Izy, dia nahita ny teny voasoratra hoe: 18Ny Fanahin'i Yahvah no ato amiko. 21Ary Yahoshuah niteny taminy hoe: Androany no efa tanteraka eto anatrehanareo izany soratra izany);
Hamoaka fitsipika hoan'ny jentilisa Izy.
4 Tsy ho reraka na ho kivy Izy mandram-panoriny ny rariny amin'ny tany,ary ny Nosy hiandry NY lalàny.
6 Izaho Yahvah efa niantso Anao tamin'ny fahamarinana, sy nitantana ny tananao, ary hiaro Anao Aho ka hanome anao ho fanekena hoan'ny olona, ho fanazavana ny jentilisa.

YAHOSHUAH anefa tsy mbola nankany @ Nosy ka hoe namoaka lalàna hoan'ny jentilisa tany t@ Izy tonga tao Israël iny.
Fa @ izao fotoana izao YAHOSHUAH vao tonga eto @ Nosy M/car, dia izao mivoaka eto izao ny lalàna hoan'ny jentilisa. Ny Ray aman-dReny SAMUELSON EDWARD Ilay mamoaka fitsipika hoan'ny jentilisa aty @ Nosy; tsy kivy Izy sady tsy reraka mamoaka izay tena rariny sy ny fahamarinana, satria ao aminy ny Fanahin'i Yahvah(ISAIA,42:1,4,6).
58. RA TAN ( 23/05/2017 03:58)

andriatiana2:

misy manamban tanterak mihits nga episkop lazain'olon fa mpisoloky ,anti christ, ity n lien https://mobile.facebook.com/groups/506842229473456?view=permalink&id=849792421845100&ref=opera_speed_dial#comment_form_100007168119004_849792421845100

Asaivo miditra mivantana ao @ HFF RADIO @ antso an-temephone 0202468932 izany mpanambany izany amzay ny Ambassadeur an'i Yahoshuah mihintsy nomaheno azy dia mamaly azy, na asaivo manketo hamaliko azy
59. RBNIR ( 23/05/2017 06:01)
RA TAN:

Izaho mihintsy aza no niteny taminareo hoe YAHOSHUAH io tenenin'ny ISAIA,42:1-6 io e.

Tsara aloha rehefa miaiky izay ianao Ilay Zanak'Andriamanitra no voatendry hitory ho an'ny jentilisa io (fa tsy ingahy samuelson edward......)

Nahagaga ahy mantsy ny zavatra nosoratanao mikasika ny nosy ery ambony hoe
"YAHOSHUAH anefa tsy mbola nankany @ Nosy ka hoe namoaka lalàna hoan'ny jentilisa tany, fa tao Israël ihany Izy.
Ny Ray aman-dReny SAMUELSON EDWARD Ilay mamoaka fitsipika hoan'ny jentilisa aty @ Nosy; tsy kivy Izy sady tsy reraka mamoaka izay tena rariny sy ny fahamarinana, satria ao aminy ny Fanahin'i Yahvah(ISAIA,42:1,4,6)."

Amin'io teninano io dia tahaka ny miteny ianao hoe i samuelson edward no voalaza ao amin'ilay Isa.42:1-6 fa tsy ny Zanak'Andriamanitra...

Iny faminaniana iny dia tsy tokony horaisin'ny olona aty aoriana intsony satria efa tanteraka araka ny voasoratra ao amin'ny Mat.12:17-21

Ilay fanazavan'i rhajo no manazava tsara ilay resaka nosy RA TAN....

60. RA TAN ( 23/05/2017 09:12)
RBNIR:

Ilay Zanak'Andriamanitra no voatendry hitory ho an'ny jentilisa io (fa tsy ingahy samuelson edward......)

Nahagaga ahy mantsy ny zavatra nosoratanao mikasika ny nosy ery ambony hoe
"YAHOSHUAH anefa tsy mbola nankany @ Nosy ka hoe namoaka lalàna hoan'ny jentilisa tany, fa tao Israël ihany Izy.
Ny Ray aman-dReny SAMUELSON EDWARD Ilay mamoaka fitsipika hoan'ny jentilisa aty @ Nosy; tsy kivy Izy sady tsy reraka mamoaka izay tena rariny sy ny fahamarinana, satria ao aminy ny Fanahin'i Yahvah(ISAIA,42:1,4,6)."

Amin'io teninano io dia tahaka ny miteny ianao hoe i samuelson edward no voalaza ao amin'ilay Isa.42:1-6 fa tsy ny Zanak'Andriamanitra...

Iny faminaniana iny dia tsy tokony horaisin'ny olona aty aoriana intsony satria efa tanteraka araka ny voasoratra ao amin'ny Mat.12:17-21

zaho mihintsy aza no niteny taminareo hoe YAHOSHUAH io tenenin'ny ISAIA,42:1-6 io e.

ISAIA,42:1,4,6:
1 Indro NY(tokana) Mpanompoko, Izay tantanako, dia Ilay Voafidiko sady Sitraky ny foko;
Napetrako tao aminy ny Fanahiko(Lioka,4:17 Dia natolotra Azy ny bokin'Isaia mpaminany; art nony namelatra ny boky Izy, dia nahita ny teny voasoratra hoe: 18Ny Fanahin'i Yahvah no ato amiko. 21Ary Yahoshuah niteny taminy hoe: Androany no efa tanteraka eto anatrehanareo izany soratra izany);
Hamoaka fitsipika hoan'ny jentilisa Izy.
4 Tsy ho reraka na ho kivy Izy mandram-panoriny ny rariny amin'ny tany,ary ny Nosy hiandry NY lalàny.
6 Izaho Yahvah efa niantso Anao tamin'ny fahamarinana, sy nitantana ny tananao, ary hiaro Anao Aho ka hanome anao ho fanekena hoan'ny olona, ho fanazavana ny jentilisa.

YAHOSHUAH anefa tsy mbola nankany @ Nosy ka hoe namoaka lalàna hoan'ny jentilisa tany t@ Izy tonga tao Israël iny.
Fa @ izao fotoana izao YAHOSHUAH vao tonga eto @ Nosy M/car, dia izao mivoaka eto izao ny lalàna hoan'ny jentilisa. Ny Ray aman-dReny SAMUELSON EDWARD Ilay mamoaka fitsipika hoan'ny jentilisa aty @ Nosy; tsy kivy Izy sady tsy reraka mamoaka izay tena rariny sy ny fahamarinana, satria ao aminy ny Fanahin'i Yahvah(ISAIA,42:1,4,6).
YAHOSHUAH koa efa niteny hoe mbola hiverina, fa 2000taona aty aoriana ...(ny ondriny mahalala ny feony).
Fa hoy ny Ray aman-dReny SAMUELSON EDWARD izay enjehinao mafy hoe: "ô rey olona ô! fa ataonareo ho iiiiiza moa Aho?"
.

Izay manatsaina aoka hahalala izy, fa izay minia mikipy tsy te hahalala ny marina kosa vao mainka tampenana ny masony sy ny sainy mba ho tonga any @ faratampon'ny fahajambana izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2174