MADAGASIKARA ilay NOSY ivoahan'ny fitsipika hoan'ny jentilisa(firenena rehetra)

21. rhaj0 ( 18/05/2017 12:10)
Toatoa ny ahoana kay i raolona Samuleson Edouard taloha?

Satria ohatra, i Tsaratsara dia dahalo. Izy tenany ihany no nieboebo niteny an'izany.

Fa raha ny tomban'orona avy eto aloha, rahefa mahita an'lery falifalibe mampirevy mampandihy tsinjaka gilady ny voajono, dia tena hoe... tsy mba toa izany mpitarika fivavahana mahazatra, fa ilery kosany tena ... mpampirevy eee... @ ilay solomaso mainty, sy ilay ... kibo-toaka hozy ny fiteny izay. Nefa ry Damopra/Dapasy ho'a tena tsy mitsiky tsy mihomehy mihintsy ao @ lamentation lavarenibeny ao..

Dia rehefa eto ihany, toatoa ny ahoana koa kay i Herinirina taloha ry RBNIR??
22. RA TAN ( 18/05/2017 12:25)

RBNIR:

Aza miatsaravelatsia hoy aho RA TAN a! inona no mbola hamakianareo baiboly rehefa ny demony no nampanoratra azy???

Aza avadikao ny fahamarinana a!
Izaho tsy niteny hoe demony no nampanoratra ny baiboly. Fa ireo anarana (IESOUS ZEZO ZEUS JUZAS JESUS ...) nasolonareo ny anaran'i YAHOSHUAH ireo no devoly no nametraka an'ireo tao.
Porofon'izany manitsaka an'ireto fepetra foalazan'ny soratra masina ireto:
- TOKANA NY ANARAN'ILAY ZANAK'A/TRA (ASA 4:12). Lavinareo io fa lazainareo fa mety daholo ny anarana bdb izay anaovanareo azy.
- ANARANA JIOSY NY ANARANY (JAONA,4:22). Lavinareo io fa lazainareo fa @ maha gasy anareo dia ataonareo izay sitraponareo.
- MISY ANARAN'A/TRA RAY NY ANARANY (JAONA,17:11). Tsy misy ny anaran'A/tra Ray ireny nataonareo ao ireny.

Tena any @ momba an'A/tra izay fototra mihintsy no lavinareo.

=> LAVINAREO @ FOMBA ANKOLAKA NY BAIBOLY.

BAOMBA MAMOTIKA ANAREO INY BAIBOLY ENTINAREO SY MODY AMPIASAINAREO INY; MITIFITIFITRA ANAREO DAOL NY TENY AO.
23. RA TAN ( 18/05/2017 12:46)

RBNIR:

« Fa na zovy na zovy no hanao teny hanohitra ny Zanak'olona dia hahazo famelan-keloka; fa izay miteny ratsy* ny Fanahy Masina dia tsy mba hahazo famelan-keloka.[*Gr. manao blasfemia; izahao Mat.9.3] » (Lioka 12:10)

Lasa "mpiteny ratsy" ny FANAHY MASINA ny farany rehefa sarotra atoro....

Dia ampiako hoe: moramora kokoa ny mamono olona toy izay ny manambany an'A/tra tahaka io ataonareo io.
A/tra lehibe manana ny voninahiny Izy, nefa ambanianareo. Ataonareo anaran-demony(zezo,zeus,jesus, ...) ny anarany.
Tsy ho moramora ny fitsarana anareo!

Ary lazaiko marina aminareo koa, fa voasoratra hoe "1JAONA,3:8 Izay rehetra manota dia avy amin'ny devoly". Ianareo anefa samy milaza fa mpanota daol. Iza izany iny a/tra miaraka aminareo iny? tena manao an'A/tra ho devoly ianareo raha lazainareo fa tena ilay A/tra nanamboatra ny zava-drehetra iny miaraka aminareo iny ka mampanota anareo mandrakzao iny.
Dia NY AZA MBA MATY E! Ho hitako ianao izay ho afaka eo.
24. Davjo ( 18/05/2017 13:02)
RA TAN
Ary aza tonontonina ilay anaran-demony na anaran-tsampy fa manjary manota ianao!!

Ay moa efa rava tony aminareo koooo!

Eks 23:13 "Ary tandremo izay rehetra nolazaiko taminareo, ka aza manonona ny anaran' andriamani-kafa akory ianareo; aza avela ho re avy amin' ny vavanao izany."

Izany no tsy anononako na anoratako ny anao, satria manaja ny DIDY aho.
25. RA TAN ( 18/05/2017 13:02)

Davjo:

Mbola hamafisiko fa marina io lazain'i RBNIR io.

Talohan'ny 2008: nampianatra ny fisian'ny extra-terrestre i Edouard, ary nampianatra an'i Jesosy mpandrava didy 10
Taorian'ny 2009: Rehefa tsy nety nandrava didy10 ilay anarana hoe Jesosy dia namorona an'io anarana io izy.

Ny ambasadeur an'i Yahoshuah efa nahafantatra ny anaran'i YAHOSHUAH hatramzay.
Fa manana ny programme-ny A/tra dia mbl navela teo ihany aloha ilay anaran-diso (fa nataony hoe MANDRAVA DIDY FOLO, dia tokony ho tonga saina ianao hoe tsy ilay JESOSY ivavahanareo io fa hafa).
Fa rehefa vita ny fampianarana hoe RAVA NY DIDY FOLO ny 2009, dia hoy amzay A/tra hoe: lazao aminy amzay ny anarako. Dia izay izy vao nampianatra hoe YAHOSHUAH no anaran'ilay zanak'A/tra.
Fa tsy zakan'ny lohan'ny olona izany raha tonga dia nampianariny.
Fa mba tahaka ny ahoana moa ny capacité an'ny atidohanao no mitady ny tng dia hahazaka ny fahalalan'A/tra rehetra?
Tsy maintsy ampahafantarina tsikelikely io, fa tsy zakan'ny lohanao.
26. Davjo ( 18/05/2017 13:04)

RA TAN:

Fintiniko le izy:

Talohan'ny 2009: Nampianarin'le anarana devoly ianareo fa rava ny didy 10
Taorian'ny 2009: Niova anarana le devoly de la io anarana ivavahanareo io.
27. RA TAN ( 18/05/2017 13:15)

Rehefa mbl ilay anaran-diso aloha no teo dia tsy misy mahadiso anay izany, satria A/tra no mbl tsy nampahafantatra ny marina dia tsy nahalala izahay. Fa taorian'ny 2009 kosa izay mbl miantso an'ilay anaran-diso dia meloka. Satria: "ASA,17:30 A/tra ninia tsy nijery ny andron'ny tsy fahalalana, fa ankehitriny kosa Izy mandidy ny olona rehetra hibebaka"
28. Davjo ( 18/05/2017 13:23)
RA TAN

Fintiniko le izy:

Talohan'ny 2009: Nampianarin'le anarana devoly ianareo fa rava ny didy 10
Taorian'ny 2009: Niova anarana le devoly de la io anarana ivavahanareo io.
29. RA TAN ( 18/05/2017 13:54)
Davjo:

Talohan'ny 2009: Nampianarin'le anarana devoly ianareo fa rava ny didy 10.
Taorian'ny 2009: Niova anarana ilay devoly de la io anarana ivavahanareo io.

Tsy misy JESOSY mandrava didy folo izany. Ianareo mpivavaka amin'io mihintsy aza no milaza fa tsy mandrava didy folo io, fa tong d tezitra be ianareo ra vao maheno anay miteny hoe RAVA NY DIDY FOLO.
Donc, TSY JESOSY IZANY izany ilay natao hoe "JESOSY MANDRAVA DIDY FOLO" talohan'ny 2009, fa YAHOSHUAH. Nampiasain'i YAHOSHUAH aloha ilay anaran-demony. Fa mbl tsy niteny ny anarany Izy t@ izany.
Ndana koa vakio ny "JEREMIA,27:8" fa i NEBOKADINEZARA mpanompo devoly be koa aza nataon'A/tra hoe "NEBOKADINEZARA MPANOMPOKO" rehefa nisy zavatra tin'A/tra ahatongavana. Fa raha io fihevitr'i Davjo io izany dia A/tra izany dia devoly fa ny mpanompon'ny devoly lazainy fa mpanompony? Fa misy tiany ahatongavana matoa A/tra manao an'izany. Dia tahak'izany koa izao: tena nampiasain'i YAHOSHUAH aloha ilay anaran-demony talohan'ny 2009
30. andriatiana2 ( 18/05/2017 14:06)
RBNIR:

Efa mazava B daholo ny porofo nentina teto fa DISO BE NY FAMPIANARAN'INGAHY samuelson edward dia izao no iafarany lasa mpiteny ratsy ny FANAHY MASINA....

Manompo olona (ingahy samuelson edward) no iankohofana sy eken-teny fa tsy ilay NAHARY nampanoratra ny baiboly masina....
fa ahon marina izan fitenenandratsy ny Fanahy Masina izany f ts azoko
31. RA TAN ( 18/05/2017 15:18)
RBNIR:

Efa mazava B daholo ny porofo nentina teto fa DISO BE NY FAMPIANARAN'INGAHY samuelson edward dia izao no iafarany lasa mpiteny ratsy ny FANAHY MASINA....

Manompo olona (ingahy samuelson edward) no iankohofana sy eken-teny fa tsy ilay NAHARY nampanoratra ny baiboly masina....

Ny nanaporofo ny mba maha marina an'ilay JESOSY-nareo sy ny fampianaranareo no nasaiko nataonao, dia tsy vitanao.
Dia naleonao nanakiana an'i YAHOSHUAH sy ny fampianarany araka ny eritreritrao manokana indray, fa ts araka ny soratra masina akory. Dia izany v n porofo ilazanao hoe fampianaran-diso ny an'i YAHOSHUAH?

Ny atao hoe miteny ratsy ny Fanahy masina dia manao fihetsika manohitra an'A/tra tahaka an'io ataon'i RBNIR sy ry stahtam sy ny namany io.
Ary ny tena zava-doza ataon-ry RBNIR sy ny mpiray tsikombakomba aminy aza dia tsy vitan'ny hoe miteny ratsy ny fanahy masina fotsiny izy, fa tena miteny ratsy an'A/tra mivantana mihintsy; satria ataony anaran-demony(zezo,zeus,jesus, ...) ny anaran'A/tra.
32. andriatiana2 ( 18/05/2017 15:36)
ry Namana isany izay mino be anzan anarana Jesus izan dia izao no zavatra tsy mila valiny mb hanehoako marimarina momba ity tontolo ity izay an satana.Ny apokalipsa no baiboly farany iz koa n nampandinika ny olona isany 666 satria fanisan'olona izany.voalohan Ny Gematria izan fanisan'olona izan izay atao multiple de 9 izan hoe manomboka eo am 9 enao ka ampiana 9 hatraminy 666:ohatra:9,18,27....ka hatramin 666 manaraka A:9 B:18 C:27 D:36 E:45 F:54 G:63 H:72 I:81 J:90 K:99 L:108 M:117 N:126 O:135 P:144 Q:153 R:162 S:171 T:180 U:189 V:198.... Io no Gematrie izay fanisan'olona ohatra: lucifer l:108 u:189 c:27 i:81 f:54 e:45 r:162 manome 666.
2)jesus J:90 E:45 S:171 U:189 S:171 manome 666 izay no tena mapisalasala atreto mety marina ihany ny any RATAN fa ny hafa mety diso angamb hiihh
33. endriny ( 18/05/2017 15:40)

andriatiana2:

ry Namana isany izay mino be anzan anarana Jesus izan dia izao no zavatra tsy mila valiny mb hanehoako marimarina momba ity tontolo ity izay an satana.

Aza mandainga re ry namana a. Mba vakio ny Jenezy na Genesisy toko1:2 fa Atra aza nisonenika teto amin'ity tany ity. Ka nahoana no ilazanao fa an'i Satana ity.

Aza mba mamitaka namana. Tokony ampiharina aminao ny lalana hoe: Anantonana vato fikosoham-bary.
34. andriatiana2 ( 18/05/2017 15:59)
endriny:

[quote=andriatiana2]
ry Namana isany izay mino be anzan anarana Jesus izan dia izao no zavatra tsy mila valiny mb hanehoako marimarina momba ity tontolo ity izay an satana.

Aza mandainga re ry namana a. Mba vakio ny Jenezy na Genesisy toko1:2 fa Atra aza nisonenika teto amin'ity tany ity. Ka nahoana no ilazanao fa an'i Satana ity.

Aza mba mamitaka namana. Tokony ampiharina aminao ny lalana hoe: Anantonana vato fikosoham-bary.
[/quotetsia mandainga za fa zao ary iza no mitondra ity tany be faharatsiana ity ts i satana ve? Moa ve eto amin'izao tontolo izao ve ny fanjakan'God an? Rah ohatra ka eto amzao tontolo izao ny fanjakan moa nampitondra ny nouvel ordre mondiale ve izy.moa ve sitran ve izan? Nef koa mifono famitahan amin amin 666 izan ordre mondiale izan valio
35. andriatiana2 ( 18/05/2017 16:08)
ny tiako ahatongavana dia ny fanjakany fa ts hoe az ty tany ty. Fa az ny fanjakana rehetra eranzao tontolo izao indrindra hiarahantsika mahalala ny fakampanahy tamin andron kristy we ''raha miankohoka indray mandeha hon iz dia omena az n fanjakana eran zao tontolo izao. Noho izan mametraka plan i Satana mba taomin hanaraka azy izao tontolo izao indrindra eo am lafin ara pinoana
36. RBNIR ( 18/05/2017 17:20)
Miteny ratsy ny Fanahy Masina V?

Hoy ny teny ery ambony hoe « fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Petera 1:20)
« fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy. » (2 Petera 1:21)

Araka io teny io dia ny Fanahy Masina no nampanoratra an'ireo olona ireo ny Anarana hoe Jesosy tao amin'ny baiboly (Soratra Masina)....

Nefa dia sahin-dry zalahy lazaina fa fanahin'ny demony no nampanoratra azireo....
37. RBNIR ( 18/05/2017 17:22)
Ny 666 hafa mihitsy fa saingy tsy filaza eto aloha io hatreto...
38. RA TAN ( 18/05/2017 22:14)
Ahitsiko kely ilay teo fa "JEREMIA,25:8,9" ilay izy fa tsy 27:8.

RA TAN:

Davjo:

Talohan'ny 2009: Nampianarin'le anarana devoly ianareo fa rava ny didy 10.
Taorian'ny 2009: Niova anarana ilay devoly de la io anarana ivavahanareo io.

Tsy misy JESOSY mandrava didy folo izany. Ianareo mpivavaka amin'io mihintsy aza no milaza fa tsy mandrava didy folo io, fa tong d tezitra be ianareo ra vao maheno anay miteny hoe RAVA NY DIDY FOLO.
Donc, TSY JESOSY IZANY izany ilay natao hoe "JESOSY MANDRAVA DIDY FOLO" talohan'ny 2009, fa YAHOSHUAH. Nampiasain'i YAHOSHUAH aloha ilay anaran-demony. Fa mbl tsy niteny ny anarany Izy t@ izany.
Ndana koa vakio ny "JEREMIA,25:8,9"fa i NEBOKADINEZARA mpanompo devoly be koa aza nataon'A/tra hoe "NEBOKADINEZARA MPANOMPOKO" rehefa nisy zavatra tin'A/tra ahatongavana. Fa raha io fihevitr'i Davjo io izany dia A/tra izany dia devoly fa ny mpanompon'ny devoly lazainy fa mpanompony? Fa misy tiany ahatongavana matoa A/tra manao an'izany. Dia tahak'izany koa izao: tena nampiasain'i YAHOSHUAH aloha ilay anaran-demony talohan'ny 2009
39. RA TAN ( 18/05/2017 22:52)
andriatiana2:

ny tiako ahatongavana dia ny fanjakany fa ts hoe az ty tany ty. Fa az ny fanjakana rehetra eranzao tontolo izao indrindra hiarahantsika mahalala ny fakampanahy tamin andron kristy we ''raha miankohoka indray mandeha hon iz dia omena az n fanjakana eran zao tontolo izao. Noho izan mametraka plan i Satana mba taomin hanaraka azy izao tontolo izao indrindra eo am lafin ara pinoana

Dia jereo koa anie @ ity lien ity e http://stopmensonges.com/dossier-les-jesuites-les-veritables-maitres-du-nouvel-ordre-mondial/
Fa misy hoe: LES JÉSUITES SONT LES VERITABLE MAITRE DU NOUVELLE ORDRE MONDIAL.

Izany hoe tena mandray anjàra goavana @ ilay gouvernement mondial invisible unipolaire ilay JESUS ivavahan'izao tontolo izao.
40. Davjo ( 19/05/2017 05:18)

RA TAN:

Ahitsiko kely ilay teo fa "JEREMIA,25:8,9" ilay izy fa tsy 27:8.

RA TAN:

Davjo:

Talohan'ny 2009: Nampianarin'le anarana devoly ianareo fa rava ny didy 10.
Taorian'ny 2009: Niova anarana ilay devoly de la io anarana ivavahanareo io.

Tsy misy JESOSY mandrava didy folo izany. Ianareo mpivavaka amin'io mihintsy aza no milaza fa tsy mandrava didy folo io, fa tong d tezitra be ianareo ra vao maheno anay miteny hoe RAVA NY DIDY FOLO.
Donc, TSY JESOSY IZANY izany ilay natao hoe "JESOSY MANDRAVA DIDY FOLO" talohan'ny 2009, fa YAHOSHUAH. Nampiasain'i YAHOSHUAH aloha ilay anaran-demony. Fa mbl tsy niteny ny anarany Izy t@ izany.
Ndana koa vakio ny "JEREMIA,25:8,9"fa i NEBOKADINEZARA mpanompo devoly be koa aza nataon'A/tra hoe "NEBOKADINEZARA MPANOMPOKO" rehefa nisy zavatra tin'A/tra ahatongavana. Fa raha io fihevitr'i Davjo io izany dia A/tra izany dia devoly fa ny mpanompon'ny devoly lazainy fa mpanompony? Fa misy tiany ahatongavana matoa A/tra manao an'izany. Dia tahak'izany koa izao: tena nampiasain'i YAHOSHUAH aloha ilay anaran-demony talohan'ny 2009

Inona moa no mbola tokony ho ampiasanareo an'ireny Bokin'ny Testamenta taloha ireny f(angaha tsy efa rava indray ireny aminareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3223