MAHAFATY NY DIDY FOLO

61. RBNIR ( 24/04/2017 08:16)
RA TAN:

RBNIR:

Ra Tan : izahay ange tsy mino ny fampianaran'ingahy samuelson edward e.....(fampianarana izay efa nekenao ampahibemaso teto fa nisy fitaka sy fisolokina saingy tsy dison'Andriamanitra hoy ianao satria ....)

Aminay ny atao hoe olona masina dia io voalazan'ny apok.14:12

Olona masina = dia izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy....

Tsy afaka misaraka ireo e!!!

=> Rehefa tsy mino ny FAMPIANARAN'I YAHOSHUAH ianao dia ajanony ilay BAIBOLY fa tsy mety aminao. Satria araka ny soratra masina ao @ baiboly daholo ny fampianaran'i Yahoshuah (anisany ilay GEN,27 tsy voavalinao). Matoa tsy voatohitrao izany fampianarany izany dia tongava saina, fa fampianarana tsy misy kilema io; tsy misy fitaka io, fa ianao n mamitatena @ io hevi-dratsinao io.

Dia tsy masina izany A/tra aminao satria nanome tso-drano an'i JAKOBA izay nisoloky? Dia tsy masina koa izany i JAKOBA aminao? (GEN,27)

Sao dia heverinareo fa noho i Jakoba nisoloky sy namitaka ary no nahatonga an'Andriamanitra nifidy azy?????

Tsy nisy olona nanota tamin'Andriamanitra izany hoy aho ka nataony ho afa-maina (na davida io na i mosesy io, na i salomona sns....)

I Jakoba ohatra dia izao avy no saziny :
1 voaroaka tsy nahazo nipetraka teo antanana intsony
2 tsy afaka nandevina ny reniny izay tena tiany sy tena tia azy
3 lasa mpanompon'olona nandritra ny 14 taona.....

Ka te hitovy amin'i Jakoba ianareo????? dia ny mbola tsy miatra ny sazy dia izao mialà amin'io fampianarn'olona diso io....Hatsaharo ny fitenenana fa mahafaty ny didy folo sns....ary aza manamafy intsony fa originel io Anarana io, tsy originel io fa efa Anarana notsohaina tamin'ny fandikana teny latina.....
62. RBNIR ( 24/04/2017 08:19)
Farany manana fomba fijery mahitsy ry RA TAN sy Mindaozy : rehefa marina ny teny anankiray na iza na iza miteny azy dia tokony ekena fa tsy hoe rehefa olona tsy mpino no miteny azy dia diso....

Ny marina dia tokana ka rehefa marina dia marina na iza na iza miteny azy....
63. rhaj0 ( 24/04/2017 11:04)
Esy e ry izy roaroa.. manapa-tsinay mihtsny ianareo roaroa ireto rehefa manandratra avo ny voninahitr'ilay-tsy-tonon'ananaran

Ka mifanena izany ity ny RA TAN sy RBNIR, izay "mpihavana ao @ Tompo", fa tena...

- Ajanony ny gna gna...
- Atsaharo ny gni gni...
64. RBNIR ( 24/04/2017 12:09)
Mampalahelo raha izay no fijerevanao azy rhajo...

Izaho indray mihezaka mitaiza ny olona amin'ny fahamarinana, mampianatra, mandresy lahatra ary manitsy izay diso e!
« Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, » (2 Timoty 3:16)

65. rhaj0 ( 24/04/2017 12:47)
Fa dia mba manampy anareo maka recul aho anie ee... Dia io tsindrohiko io fa ngo dia lazainao fa mamorona aho, na hoe, tsy namaky akory ny resakareo

RA TAN: ajanony ilay [size=8]BAIBOLY fa tsy mety aminao.[/size]
RBNIR: Hatsaharo ny [size=8]fitenenana fa mahafaty ny didy folo sns..[/size]
66. MINDAOZY ( 25/04/2017 04:15)
Aza adino fa ny lohateny eto dia hoe:
MAHAFATY NY DIDY FOLO

Dia amafisiko @ ity koa fa ANDEVO NY MPITANDRINA DIDY FOLO:
GAL,4:21 Milaza amiko ianareo izay te-ho ambanin'ny lalàna: tsy fantatrareo va ny lalàna? 22fa voasoratra hoe: Abrahama nanana zanaka roa lahy, ny anankiray tamin'ny andevo vavy, ary ny anankiray tamin'ny tsy andevo. 23Kanefa ilay tamin'ny andevo dia nateraka araka ny nofo; fa ilay tamin'ny tsy andevo kosa dia nateraka tamin'ny teny fikasana. 24Ary izany dia azo atao fanoharana; fa izy roa vavy ireo dia fanekena roa; ny anankiray avy tamin'ny tendrombohitra Sinay ka niteraka ho amin'ny fahandevozana, dia Hagara izany. 25Ary ny hoe Hagara dia ny tendrombohitra Sinay any Arabia ka mifamaly amin'i Jerosalema ankehitriny; fa andevo izy mbamin'ny zanany.

DIDY FOLO ilay fanekena natao teo @ tendrombohitra Sinay, dia DIDY FOLO izany eo no atao hoe Hagara niteraka ho @ fahandevozana.
67. RBNIR ( 25/04/2017 06:04)
MINDAOZY:

Tsy didy folo Mindaozy no resahina ao amin'ny Gal.4 fa ireto...« Andro sy volana sy fotoana ary taona no tandremanareo fatratra. » (Gal.4:10)

Io ilay efa nazavaiko tamin'i RA TAN hoe misy hoy aho lalàna mbola tandremana misy kosa efa nampianarin'i Jesosy fa tsy tandremana intsony....

Inona avy ary ireo andro sy volana sy fotoana ary taona izay tsy tokony hotandremana intsony ireo?

Efa nampianarin'i paoly ny kolosiana koa ireo....« Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kolosiana 2:16)

Andro = andro firavoravoana paska, pentekosta ary ny tabernakely
volana = voaloham-bolana,
fotoana sy taona = Sabata taona (fa tsy sabata andro fahafito en pluriels ilay teny amin'ny teny frantsay)

Ato amin'ity rohy ity manazava azy tsara kokoa...

http://forum.serasera.org/forum/message/m56e6565bd69f4/m56fbbb9ceeccc

Fehiny : tsy didy folo no resahina ao amin'ny Gal.4 fa ireo lalàna notanisaina eo ambony
ireo...
68. MINDAOZY ( 25/04/2017 06:18)
Tena mampiomehy be ianao RBNIR aaaaaa!
Tsy mahalala meeeeenatra ôôô!

69. RBNIR ( 25/04/2017 06:49)
Mindaozy, inona no ifandraisan'ny andro, volana ary taona amin'ny didy folo???
70. RBNIR ( 25/04/2017 06:51)
Anatra kely fotsiny : tandremo tsara rehefa mamaky ny epistilin'i paoly fa hoy i petera....

« tahaka ny ataony ao amin'ny epistiliny rehetra koa, fa milaza izany zavatra izany ao aminy izy; ary amin'ireo efa misy zavatra saro-pantarina, izay aolan'ny olona kely fahalalana sady tsy miorina tsara, tahaka ny anaovany ny teny sasany amin'ny Soratra Masina koa, ka mahatonga fahaverezana ho an'ny tenany. » (2 Petera 3:16)

Mila manana "bagage tsara" isika fa mitiré conclusion rehefa mamaky ny epistilin'i paoly raha tsy izany.......

Mahatonga fahaverezana ho an'ny tenany hoy i petera....
71. MINDAOZY ( 25/04/2017 07:52)
Ny GAL,4:21-25 no ambarako aminareo fa tsy GAL,4:10 akory:

Vakio tsara!

GAL,4:21 [b]Milaza amiko ianareo izay te-ho ambanin'ny lalàna: tsy fantatrareo va ny lalàna? [/b]22fa voasoratra hoe: Abrahama nanana zanaka roa lahy, ny anankiray tamin'ny andevo vavy, ary ny anankiray tamin'ny tsy andevo. 23Kanefa ilay tamin'ny andevo dia nateraka araka ny nofo; fa ilay tamin'ny tsy andevo kosa dia nateraka tamin'ny teny fikasana. 24Ary izany dia azo atao fanoharana; fa izy roa vavy ireo dia fanekena roa; ny anankiray avy tamin'ny tendrombohitra Sinay ka niteraka ho amin'ny fahandevozana, dia Hagara izany. 25Ary ny hoe Hagara dia ny tendrombohitra Sinay any Arabia ka mifamaly amin'i Jerosalema ankehitriny; fa andevo izy mbamin'ny zanany.

DIDY FOLO ilay fanekena natao teo @ tendrombohitra Sinay, dia DIDY FOLO izany eo no atao hoe Hagara niteraka ho @ fahandevozana.

Ny olona manana fijery mahitsy tonga dia mahita hoe DIDY FOLO no resahina àizany, fa ny olona miolankolaka no miezaka miezaka mikaroka ny hevitra anodinana an'izany
72. MINDAOZY ( 25/04/2017 08:02)
"GAL,4:21 Milaza amiko ianareo izay te-ho ambanin'ny lalàna: tsy fantatrareo va ny lalàna? 22fa voasoratra hoe: Abrahama nanana zanaka roa lahy, ny anankiray tamin'ny andevo vavy, ary ny anankiray tamin'ny tsy andevo. 23Kanefa ilay tamin'ny andevo dia nateraka araka ny nofo; fa ilay tamin'ny tsy andevo kosa dia nateraka tamin'ny teny fikasana. 24Ary izany dia azo atao fanoharana; fa izy roa vavy ireo dia fanekena roa; ny anankiray avy tamin'ny tendrombohitra Sinay ka niteraka ho amin'ny fahandevozana, dia Hagara izany. 25Ary ny hoe Hagara dia ny tendrombohitra Sinay any Arabia ka mifamaly amin'i Jerosalema ankehitriny; fa andevo izy mbamin'ny zanany".

"GAL,5:18 Fa raha tarihin'ny fanahy ianareo dia tsy mba ambanin'ny lalàna"
Izany hoe: izay ambanin'ny lalàna dia tsy tarihin'ny fanahy masina dia tsy manana fanahy masina izany mazava hoazy. Dia rehefa tsy manana fanahy masina dia maninona no iafarany???? Eritrereto any
73. RBNIR ( 25/04/2017 08:03)
MINDAOZY:

Ny GAL,4:21-25 no ambarako aminareo fa tsy GAL,4:10 akory:

Mila vakina tsara e, io Gal.4:10 io ange no nipoiran'ny resaka any amin'ny Gal.4:21-25 e!!!
74. MINDAOZY ( 25/04/2017 08:09)

RBNIR:

MINDAOZY:

Ny GAL,4:21-25 no ambarako aminareo fa tsy GAL,4:10 akory:

Mila vakina tsara e, io Gal.4:10 io ange no nipoiran'ny resaka any amin'ny Gal.4:21-25 e!!!

dia rehefa nitohy ny resaka dia tonga teo @ GAL,4:21-25 dia teo amzay no nolazany fa ANDEVO NY MPITANDRINA DIDY FOLO: (GAL,4:21 Milaza amiko ianareo izay te-ho ambanin'ny lalàna: tsy fantatrareo va ny lalàna? 22fa voasoratra hoe: Abrahama nanana zanaka roa lahy, ny anankiray tamin'ny andevo vavy, ary ny anankiray tamin'ny tsy andevo. 23Kanefa ilay tamin'ny andevo dia nateraka araka ny nofo; fa ilay tamin'ny tsy andevo kosa dia nateraka tamin'ny teny fikasana. 24Ary izany dia azo atao fanoharana; fa izy roa vavy ireo dia fanekena roa; ny anankiray avy tamin'ny tendrombohitra Sinay ka niteraka ho amin'ny fahandevozana, dia Hagara izany. 25Ary ny hoe Hagara dia ny tendrombohitra Sinay any Arabia ka mifamaly amin'i Jerosalema ankehitriny; fa andevo izy mbamin'ny zanany.)

Dia TSY MANDOVA NY ANDEVO FA ROAHIN'A/TRA:
"GAL,5:4 Dia tafasaraka amin'i Yahoshuah ianareo na iza na iza mitady hohamarinina amin'ny lalàna, efa lavo niala tamin'ny fahasoavana ianareo"
75. RBNIR ( 25/04/2017 08:14)
eny hoy aho, izaho ange tsy mandà e, fa ho an'ireo mitandrina ny gal.4:10 ny resaka fa tsy ho an'ireo mitandrina didy folo.....
76. MINDAOZY ( 25/04/2017 08:15)
Tena mitifitifitra anareo any ivelan'ny fanjakan'i Yahoshuah daol anie ny soratra masina e! dia mbl ts tonga saina ihany ve nareo?
Fa nareo mitondra an'iny baiboly iny izany anie mitondra baomba hamotika anareo e, satria nareo mpitandrina didy folo no voatifitifitry ny soratra masina ao anatin'iny baiboly entinareo iny
77. RBNIR ( 25/04/2017 08:36)

Mila fantarina tsara ny teny mindaozy a,
Tsy misy diso , na koa hoe mifanohitra ny tenin'Andriamanitra fa mila fantarina fotsiny hoe ahoana marina ary ny tena izy......
78. MINDAOZY ( 25/04/2017 12:21)

Ireny niaraha-nahita ireny fa tena mitifitra anareo daol ny soratra masina.
Mieritrereta e! Mba mandiniha wa!
Fa fitsarana anie wa zao e!
Hoaiza eo anefa enao e
79. RBNIR ( 25/04/2017 12:30)
mindaozy : izaho tsy mahatsiaro voatifitra, ny mampalahelo ahy dia betsaka ny roboka anaty fampianarana diso (sady minia mikipy nefa dia efa haharihary izao ny tsy fahamarinany)...
80. endriny ( 25/04/2017 13:49)
Ka ilay fivavahana Kristianina (asa koa moa raha mbola Kristianina no iantsoana azy na tsia, fa i Ratan no mety manana ny tena anarany) mihintsy no mifototra amin'ny famonoana mandrakizay any amin'ny afobe an'ireo rehetra heveriny fa manohitohina azy koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2244