NATOKANA HOAN'NY ISRAELIANA IRERY NY DIDY FOLO (LALÀN'I MOSHÈ), FA TSY NATAO HOAN'NY HAFA FIRENENA.

61. RA TAN ( 13/04/2017 12:14)

RBNIR:

Tsy fanao ny miady amin'Andriamanitra rhajo a!

==> Ra ts miady amin'A/tra ianao dia manaiky fa natokana hoan'ny jiosy irery ny didy folo "SAL,147:19,20". Fa ny hafa firenena mitandrina didy folo dia miady @ A/tra arak'izany
62. RBNIR ( 13/04/2017 23:43)

RA TAN:

Hoan'i RBNIR:

Na hiteny enao hoe andro fahafito ny eo @ "HEB,4:9" dia tsy any koa ny resaka eto, fa ny verset milaza fa azon'ny hafa firenena tandremana ny didy folo no anontaniako anao.
Niteny koa ianao fa tsy 600 ny isan'ny didy nasain'ny a/trareo notandremana. Dia hoy aho hoe: DIDY FOLO/LALÀN'I MOSHÈ izay fanekena taloha eto no resahina, fa tsy fanekena vaovao. Fa ny aty @ fanekena vaovao tsy misy didy folo izany; ary YAHOSHUAH ilay FANEKENA VAOVAO. Tsy misy idiran'izany JESOSY teneninao izany ity resaka ity

Efa nentiko teto fa tsy maninona averiko foana e (mahatsara mantsy hoy ny soratra masina ny teny miverina)

Tamin'ny fanekena taloha dia ity ilay verset manamporofo fa azon'ny hafa firenena tandremana tsara ny didy folo...
« Ary ny hafa firenena izay efa manaiky ho an'i Jehovah mba hanompo Azy sy ho tia ny anaran'i Jehovah mba ho mpanompony dia izay rehetra mitandrina ny Sabata ka tsy manao azy ho tsy masina sady mitana ny fanekeko » (Isaia 56:6)
« Dia ho entiko ho any an-tendrombohitro masina, ka hampifaliko ao an-tranoko fivavahana; ny fanatitra dorany sy ny fanatitra hafa alatsa-drà dia hankasitrahana eo ambonin'ny alitarako, fa ny tranoko hatao hoe trano fivavahana ho an'ny firenena rehetra. » (Isaia 56:7)

Amin'ny fanekena vaovao kosa dia tsy miova fa ilay Heb.4:9 ihany (voasoratra ao mbola misy ny fitsaharana amin'ny andro fahafito ho an'ny vahoakan'Andriamanitra (tsy ny jiosy irery fa ny vahoakan'Anadriamanitra rehetra tsy ankanavaka io)

Ianao moa nilaza hoe resaka 1000 taona io dia ity no porofo fa tsy resaka 1000 taona no resahina ao amin'io Heb.4:9 io fa tena resaka andro hivavahana mihitsy....
Vakio ny Heb.4:44Fa misy teny anankiray izay, ao amin'ny Soratra Masina, milaza ny andro fahafito manao hoe: Dia nitsahatra tamin'ny asany rehetra Andriamanitra tamin'ny andro fahafito.
sy ny Heb.4:8 8Raha tahiny efa vitan'i Josoa ny fanomezana fitsaharana ny vahoaka, dia tsy ho nilaza andro hafa indray Andriamanitra taty aoriana.

http://diem-baiboly.rhcloud.com/boky/Hebreo/4

http://www.catholic.org/bible/book.php?id=65&bible_chapter=4

P.S: samy dikanteny na ilay hoe YAHOSHUAH (dikanteny latina) na ilay Jesosy (niainga avy tamin'ny dikan-teny grika)
63. RBNIR ( 13/04/2017 23:46)
RA TAN:

YAHOSHUAH ilay tena zanak'A/tra dia nanamafy tsara mihintsy fa TSY MISY AZO ANESORANA NY LALÀN'I MOSHÈ NA DIA TENDROTSORATRA IRAY AZA. 600 mahery no isan'ny didy rehetra ao @ lalàn'i moshè asaina tandreman'ny mpitandrina didy folo rehetra, fa tsy hoe folo fotsiny akory. Fa tsy menatra akory ny a/tra tsy izy manohitra an'izany ka lazainy fa folo fotsiny no asaina tandremana. Sady tena tsy menatra akory ny a/tra tsy izy milaza hoe fanekena vaovao ilay didy folo na dia efa hita izao aza fa fanekena taloha iny ary natokana hoan'ny jiosy irery

Ka raha izany no marina naninona IZY no nanakana ireo olona tsy hitorabato an'ilay vehivavy satria voasoratra fa hoe izay tratra mijangajanga dia atao maty tokoa?????

Hamafisiko hatrany tena nampianatra IZY: misy ireo lalàna izay tsy tandremana intsony....
64. RBNIR ( 13/04/2017 23:49)
RA TAN:

TENA MPIRAY TSIKOMBAKOMBA RATSY @ FARISEO NY MPITANDRINA DIDY FOLO: "ASA,15:5 fa ny mino sasany izay isan'ny antokon'ny Fariseo kosa nitsangana ka nanao hoe: tsy maintsy forana ireny ka asaina mitandrina ny lalàn'i Moshè"
==> "MAT,23:15 Lozanareo Mpanoradalàna sy Fariseo mpiatsaravelatsihy, fa mitety ny ranomasina sy ny tany maina ianareo mba hahazoanareo na dia iray ihany aza ho Proselyta*(hafa firenena mitandrina D10); ary rehefa azonareo izy dia ataonareo zanaky ny helo indroa noho ianareo aza"
ZANAKY NY HELO INDROA LAVITRA NY HAFA FIRENENA MITANDRINA DIDY FOLO.

"ASA,15:10 Koa nahoana ianareo no maka fanahy an'Andriamanitra amin'ny fametrahanareo zioga amin'ny vozon'ny mpianatra izay tsy zakan'ny razantsika na isika ho entina?
MPAKA FANAHY AN'ANDRIAMANITRA IZAY MAMPITANDRINA D10 NY HAFA FIRENENA HOY I PETERA.

Tongava saina e!

« Fa ny mino sasany, izay isan'ny antokon'ny Fariseo kosa, dia nitsangana ka nanao hoe: Tsy maintsy forana ireny ka asaina mitandrina ny lalàn'i Mosesy. » (Asan'ny Apostoly 15:5)

Efa nilaza taminao aho hoe : misy ny lalàna izay tsy ilaina hotandremana intsony ao amin'ny Asa.15:5 ohatra dia voasoratra ny momba ny famorana.....(tsy misy idiran'ny didy folo resahitsika eto io fa ny famorana no resahina ao......
65. RA TAN ( 17/04/2017 12:35)

Valiny:
Na lazainao fa famorana aza no resahina eo dia izao: FAMPITANDREMANA DIDY FOLO NO TANJON'IO.

"GAL,5:3 Ary lazaiko marina indray amin'ny olona manaiky ho forana rehetra fa mpitrosa tsy maintsy mankato ny lalàna rehetra izy"

"ASA,15:5 fa ny mino sasany izay isan'ny antokon'ny Fariseo kosa nitsangana ka nanao hoe: tsy maintsy forana ireny ka asaina mitandrina ny lalàn'i Moshè"
JEREO TSARA IO NOTSIPIHIKO IO; FA TENA FITANDREMANA DIDY FOLO IO FA TSY FAMORANA IZANY.
66. RA TAN ( 17/04/2017 14:30)

YAHOSHUAH ilay tena zanak'A/tra dia nanamafy tsara mihintsy fa TSY MISY AZO ANESORANA NY LALÀN'I MOSHÈ NA DIA TENDROTSORATRA IRAY AZA. 600 mahery no isan'ny didy rehetra ao @ lalàn'i moshè asaina tandreman'ny mpitandrina didy folo rehetra, fa tsy hoe folo fotsiny akory. ...

RBNIR:

Ka raha izany no marina naninona IZY no nanakana ireo olona tsy hitorabato an'ilay vehivavy satria voasoratra fa hoe izay tratra mijangajanga dia atao maty tokoa?????
[quote=RBNIR]

=> MPANOTA DAHOLO IREO JIOSY MPITANDRINA DIDY FOLO IREO DIA TSY MISY MANANA FAHEFANA HITORABATO AN'ILAY NIJANGAJANGA. MITOVY @ ILAY NIJANGAJANGA IHANY IREO; MITOVY @ MPAMONO OLONA IHANY KOA.
[quote=RBNIR]
Hamafisiko hatrany tena nampianatra IZY: misy ireo lalàna izay tsy tandremana intsony..

=> AIZA NY VERSET MILAZA NY SASANY TSY TANDREMANA INTSONY FA NY SASANY MBL TANDREMANA IHANY???
FA TENA MANOHITRA NY "MAT,5:18" IZANY TENINAO IZANY.
67. RBNIR ( 18/04/2017 05:29)
Mila mianatra hoy aho ny olona iray...

Matoa i Jesosy nanakana ny olona tsy hitorabato ilay vehivavy dia misy dia misy tokoa izany lalàna efa nampianariny fa tsy tokony atao intsony....

Ilay izy kosa aloha tsy vitan'ny fehezanteny 1 na 2 (bdb marina tokoa araka ny nambaranao) fa raha te hahafantatra ianao dia araho tsara ity fandaharana ity e

68. RA TAN ( 18/04/2017 07:55)

=> Ny fampianaran'i YAHOSHUAH no arahina ra te hahafantatra ny marina. Fa YAHOSHUAH ilay zanak'A/tra manaisotra fahotana. Fa tsy ny fampianaran'ny olona izay manaraka ny a/try ny grika izay mampanota izay miaraka aminy akory.

"Ny Ambassadeur an'i YAHOSHUAH SAMUELSON EDWARD izay tsy mpanota no mampianatra ny olona ho tonga tsy mpanota tahaka Azy sy tahaka anay.
Fa tsy nareo na ny olona any aminareo izay mpanota tsy mendrika indray no hampianatra anay ho tonga inona???"

Mba alefaso lavitra wa ny saina.
69. RBNIR ( 18/04/2017 08:22)
Dia aza tezitra koa rehefa mba tenenin'iny olona ianao hoe manaraka Andriamanitra latina ry RA TAN, ny teny hoe YAHOUSHUAH dia efa noporofoina teto fa nalain'ingahy Samuelson edward tao amin'ny baiboly katolika (vulgate) izay nadika avy tamin'ny teny latina....

Ka mitovy laharana ihany isika e! ny anareo nosintomina tamin'ny dikantey latina fa ny anay tamin'ny dikanteny grika......
70. MINDAOZY ( 24/04/2017 06:21)
RBNIR:
ny teny hoe YAHOUSHUAH dia efa noporofoina teto fa nalain'ingahy Samuelson edward tao amin'ny baiboly katolika (vulgate) izay nadika avy tamin'ny teny latina....

Ka mitovy laharana ihany isika e! ny anareo nosintomina tamin'ny dikantey latina fa ny anay tamin'ny dikanteny grika......

Izaho manokana aloha mbl ts nahita fanaporofona nataonao teto e. Mba afaka asehonao eto ve izany azafady?

Fa izaho anefa mahafantatra fa tsy Yahoshuah izany no iantsoan'ny latin an'iny zanak'A/tra iny, fa YESOUS izay nadikany avy t@ ilay anaran'ny sampin'ny grika hoe IESOUS.

"YAHOSHUAH" A/try Jiosy ary anarana Jiosy. Ary mandrava D10 Izy.

Donc, tsy mitovy laharana izany isika. Fa raha mitovy isika, maninn ianareo no tezitra ra vao maheno hoe RAVA NY D10? Ary maninn koa nareo n tezitra rehf maheno hoe TSY MPANOTA IZAY MIARAKA @ A/TRA MARINA?
71. RBNIR ( 24/04/2017 08:32)
MINDAOZY:

Izaho manokana aloha mbl ts nahita fanaporofona nataonao teto e. Mba afaka asehonao eto ve izany azafady?

Mahafinaritra fa mba "hafa" kokoa ny miresaka aminao noho ny amin'i RA TAN namana
(namako ianareo sy RA TAN an ary izaho tsy miady fa mba mizara ireo fahamarinana fantatro fotsiny ihany)

Ity ilay porofo fa nalain'ingahy samuelson edward tao amin'ny baiboly katolika vita tamin'ny teny latina ilay Anarana Mindaozy....

Ao anaty internety nataon'ingahy samuelson edwrd ilay izy

Ity ny rohy....http://www.rtvyahoshuah.com/lien/fampianarana1.php

Ary ity ilay voasoratra ao izay manamafy fa tao no nahitany ilay Anarana...Anaty baiboly katolika romanina atao hoe La Sainte Bible selon la Vulgate, ao amin'ny MATIO 1:21 io Anarana io. Ny tena Anaran'ny Zanak'Andriamanitra hoy izy dia YAHOSHUAH amin'ny endrika feno.
72. MINDAOZY ( 25/04/2017 04:45)

RBNIR:

Ity ilay porofo fa nalain'ingahy samuelson edward tao amin'ny baiboly katolika vita tamin'ny teny latina ilay Anarana Mindaozy....

Ao anaty internety nataon'ingahy samuelson edwrd ilay izy

Ity ny rohy....http://www.rtvyahoshuah.com/lien/fampianarana1.php

Nentin'ny Ambassadeur an'i Yahoshuah avy any andanitra ny anarana YAHOSHUAH,fa tsy nalainy tao @ baiboly katolika akory.
Fa rehefa tsy ninoan'ny olona izany fa nitabataba ny olona hoe tsy marina YAHOSHUAH fa tsy ao anaty baiboly, dia izay Izy vao niteny hoe ao anaty baiboly katolika io. Fa saingy mbola nahitsiny aza ilay tao @ baiboly katolika; satria YEHOSHUAH no ao dia nahitsiny hoe YAHOSHUAH no izy. Ary io fanitsina io ilay hitanao ao @ www.rtvyahoshuah.com

Apetrako aminao ny fanontaniana:
- Maninona ny katolika no tsy mety manonona an'io anarana YAHOSHUAH io na dia ao anatin'ny baiboliny aza io anarana io???
73. RBNIR ( 25/04/2017 06:26)
tsy maninona aleo atao hoe izay ilay izy mindaozy (satria isika samy tsy nisy nahita namana) fa ny olana manaraka dia ireto :
1 ingahy samuelson edward dia manitrikitrika fa hoe Anarana originel ilay izy nefa izy ihany no manazava ny dikan'ilay YAH hoe Anaran'ny Ray...
Ny teny hoe YAH = Anaran'ny Ray ange tsy originel Mindaozy e (afaka manao fikarohana ianao fa efa forme abrégée io,

2 Ilay Hoshuah fanampiny koa dia tsy unique ho an'ilay zanak'Andriamanitra fa efa be mpanana be io anarana io...

Ka diso hoy aho ny fizirizirinareo amin'ilay hoe ORIGINEL ilay Anarana......

P.S : nikaroka tao amin'ilay site aho fa tsy hitako mihitsy ilay fanitsiana lazainao ery ambony...
74. MINDAOZY ( 25/04/2017 07:42)

Any @ FAMPIANARANA no misy an'izany fanitsiana izany, fa tsy ary ho hitantsika ao @ site daholo izany: ary tsy fampianarana indray mandeha, fa tena efa im-betsaka mihintsy. Araho foana ny RADIO HFF fa henonao ao izany. Dia misy fidirana mivantana @ tlphon isaky ny sabotsy dia afaka miditra ianao manontany an'izany; afaka manakiana koa aza ianao fa miaraka à toko sy andininy rehefa manohitra a
75. RBNIR ( 25/04/2017 08:07)
Tsara ihany raha mba ahitsy ny ao amin'ilay aterineto namana mindaozy an.....

Sa misy antony manokana???
76. RBNIR ( 25/04/2017 08:10)
MINDAOZY:

afaka manakiana koa aza ianao fa miaraka à toko sy andininy rehefa manohitra a

Fa hono hoy aho inona kay ny atao hoe fahamarinana aminareo,

Ny anay izao ity tsy hitanao ao anaty baiboly nefa fahamarinana : 1+1 = 2......

Aminay rehefa voaporofo fa marina dia fahamarinana (na dia tsy ao anaty baiboly aza) nefa mila porofoina hoe marina aloha ilay izy......
77. RBNIR ( 25/04/2017 08:12)
Dia ny zavatra misy dia ity : raha hita fa marina ny demonstration nataon'ingahy samuelson edward tato fa hoe originel ilay Anarana, dia nanaiky aho saingy malahelo aho milaza aminao fa diso ilay ao...

http://www.rtvyahoshuah.com/lien/fampianarana1.php

Ka noho izany dia raha izaho ianareo fafana io site web io, na soratana ao ilay fanitsiana mba tsy hamitahana ny olona intsony.........
78. MINDAOZY ( 25/04/2017 08:42)
RBNIR:

Mila mianatra hoy aho ny olona iray...

Matoa i Jesosy nanakana ny olona tsy hitorabato ilay vehivavy dia misy dia misy tokoa izany lalàna efa nampianariny fa tsy tokony atao intsony....

Ilay izy kosa aloha tsy vitan'ny fehezanteny 1 na 2 (bdb marina tokoa araka ny nambaranao) fa raha te hahafantatra ianao dia araho tsara ity fandaharana ity e

Ny fampianaran'i YAHOSHUAH izay fampianarana tsy misy kilema no arahina, fa tsy ny fampianaran'ny olona izay mpanota ary akory:
79. RBNIR ( 25/04/2017 08:53)
efa noporofoina kosa fa misy kilema ny fampianaran'ingahy samuelson edward e!!! ianareo aza ange miaky fa nisy diso ilay fampianarana e.....bon nahitsy hoy ianareo, eny e, saingy fantatrareo v ny lanjan'ny hoe manao fampianaran-diso?????
80. MINDAOZY ( 25/04/2017 11:06)
RBNIR:

efa noporofoina kosa fa misy kilema ny fampianaran'ingahy samuelson edward e!!! ianareo aza ange miaky fa nisy diso ilay fampianarana e.....bon nahitsy hoy ianareo, eny e, saingy fantatrareo v ny lanjan'ny hoe manao fampianaran-diso?????

Ilay fomba fisainanao wa mba amboary fa izay no maha voa anao.
Ra lazainao fa kilema ny milaza ny marina sy ny manitsy ny diso dia izay izany ko.

Fa ilay fanontaniako mbl ts novalinao a, ilay hoe: maninona ny katolika no tsy mety mitonona an'ilay anarana YAHOSHUAH???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1133