NATOKANA HOAN'NY ISRAELIANA IRERY NY DIDY FOLO (LALÀN'I MOSHÈ), FA TSY NATAO HOAN'NY HAFA FIRENENA.

21. RBNIR ( 11/04/2017 05:39)
RA TAN:

LALÀNA AIZA AO @ SORATRA MASINA NO AHAFAHANAO MITANDRINA NY DIDY FOLON'NY JIOSY???

Ity ilay lalàna manamafy fa tena mbola tokony hotandreman'ny olon'Andriamanitra rehetra fa tsy ny Jiosy ihany ny didy 10

9 There must still be, therefore, a seventh-day rest reserved for God's people,

Nalaina tato amin'ny catholic bible io

http://www.catholic.org/bible/book.php?id=65&bible_chapter=4

Ny fitandremana ny andro fahafito no anisan'ny maha didy 10 ny didy 10.....

Nosoritany mazava fa tena mbola misy ny fitandremana an'io andro io ho an'ny olon'Andriamanitra (tsy ankanavaka io)...

Ka ianao olon'Andriamanitra sa tsy izy RA TAN???
22. rhaj0 ( 11/04/2017 10:44)
Isika ho'a ry RBNIR sy RA TAN, akaikikaiky kokoa @ Ejipsiana noho ny @ Israeliana.

Ary ny Ejipsiana dia TSY olon'Andrmntra, fa dia io iaraha-mahalala io fa vahoaka noringanina sy nomelohina lava io.

Ka hotrhotry ny traitre @ vahoakana(re)o izany iana(re)o ao kouh...
23. RBNIR ( 11/04/2017 11:14)
Tsy misy manakana ny ejipsiana tsy hanantona Azy ange??? torak'izany koa ianao ngah moa misy manakana tsy hanantona Azy????

Fa lojika be kosa, rehefa ianao no mandà Azy, mazava ho azy tsy ho anao mihitsy ilay didy amin'izay fotoana izay......
24. rhaj0 ( 11/04/2017 11:35)
Ka efa naringana ny Razany koa hanantona @ ahoana indray re ry RBNIR? Sady tsy mba hoe ny miaramila ihany no Ejipsiana naringan'Andrmntra, fa h@ antitra sy ny zaza tsy manan-tsiny, h@ zaza mena vava.

Sa efa nifona sy niala tsiny t@ Ejipsiana i Andmntra?
25. RBNIR ( 11/04/2017 11:53)
rhaj0:

Sa efa nifona sy niala tsiny t@ Ejipsiana i Andmntra?

Ary tena inversenao mihitsy ange ilay role rhajo e! fa iza no tokony hifona ny olona sa Andriamanitra???
26. rhaj0 ( 11/04/2017 13:27)
Ilay zaza menavava naringana indray izany no tokony hifona, hozy i RBNIR ee... Fa ilay lehibe, omnipotent omniscient omnipresent nanao ny fandringanana dia .. masina masina foana eee...

izany eo ihany, fa ianao ho'a ry RBNIR, akaiky kokoa ny Ejipsiana sa akaiky kokoa ny Israeliana?
27. RBNIR ( 11/04/2017 13:37)
Izay mihitsy no antony tokony hatahorana an'Andiamanitra......
28. rhaj0 ( 11/04/2017 13:46)
Tena colonisé giravy mihitnsy ilay RBNIR ity ... TSiSY "sens"-na Marina, Rariny, Hitsiny, sy Tody mihintsy eee.
29. RBNIR ( 11/04/2017 13:51)
Tsy fanao ny miady amin'Andriamanitra rhajo a!
30. rhaj0 ( 11/04/2017 13:56)
ka ao @ iimaginatioin-nao ao daholo ihany anie izany, ka dia azonao atao tsara mihintsy ny manamboatra ny fizotran'ny tantara ee .. :-)
31. RBNIR ( 11/04/2017 14:00)
Hatreto aloha tena afaka milaza ianao hoe imagination ilay izy fa aoriana kely ao (enga anie tsy ho tara loatra) ho tsapanao ny fahamarinany....
32. rhaj0 ( 11/04/2017 14:35)
inona no maha-samy hafa ny "taloha kely" sy ny "aoriana kely" ry RBNIR aa ??

Hoe... izay ve vao ho "tena tanteraka" ny mazia-mirakla?? Satria "izao fotoana sy jeogirafia" izao no misy RBNIR, ary dia tena i RBNIR mihintsy no nandrasan'Andmntra hanapoahaNY ny "fahamarinaNY"??

Ataovy lalindalina sy intelizan kokoa ilay imagination ry RBNIR, fa tsy dia teribe toa io aa...
33. RBNIR ( 12/04/2017 05:47)
rehefa ho avy ilay "trou noir" ary déclaré officiellement eran-tany dia tsy maintsy hotsaroanao ny resantsika teto rhajo....

Izao anefa : sao dia efa tara loatra amin'izay fotoana izay.....Mila miomana mantsy fa tsy hoe amin'izany vao hikoropaka hitafy ilay akanjo takiana amin'ny fampakarambady.....

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
34. rhaj0 ( 12/04/2017 10:46)
esy e ry RBNIR, rahefa "ho avy ny trou noir", raha ho avy izy @ io, dia efa TSy afaky ny ahatsiaro intsony n'izan'iza fa efa kila forehitra e...

Fa i RBNIR kay mbola mieritreritra fa mbola manam-potoana hipasoka ity akanjo fotsy, dia handeha hisavika ny kalesin'i JEsosy, izay hitondra azy eny @ rahona, hanalavitra ity planeta Latera trohan'ny trou noir ity...

.. loz'ty .. izay ve no mba asan-coco-nao, sa ny imagination-nao no tapaka lamboridy ry RBNIR aa??.. :-)
35. RBNIR ( 12/04/2017 11:10)
afaka mihomehy tsara hoy aho ianao rhajo a, otran'ny tamin'ny andron'ny Noa, nibaliaka tsara ny andro ary zato taona taty aoriana vao tanteraka ilay faminaniana....

Fa izay ilay hoe Andriamanitra tsy andrin'ny hafa andrasako foana e!!!
36. rhaj0 ( 12/04/2017 11:17)
giravy ny deliran-dRBNIR ity kah...
- tena mampitovy ny tenanao @ Noah ve ianao ao io ry RBNIR?
- dia satria ianao no ianao ry RBNIR, dia izay fa ho tapa-kevitra i Andrmntra, ka @ izao fotoana iainan-dRBNIR izao, dia ho alefany @ izay i Rafara-andro?

Ajanony mihintsy, ary izao dieny izao, io lamentation sy fiankohofana ao @ tapis ao io ry RBNIR fa tena giravy eee.... mampalahelo.
37. RBNIR ( 12/04/2017 13:58)
http://www.2012un-nouveau-paradigme.com/article-le-soleil-inquiete-les-scientifiques-42091886.html
38. RBNIR ( 12/04/2017 14:00)
https://fr.sputniknews.com/sci_tech/201605271025345636-astronomie-soleil-trou/
39. RBNIR ( 12/04/2017 14:01)
ilay izy ange tsy hoe miteniteny foana fa mba manaraka vaovao ihany koa ny tena e!!!
40. endriny ( 12/04/2017 14:29)
Efa voalaza mazava ao amin'ny baiboly fa tsy Atry ny Jentilisa io fa Atr'Israely. In-200 kely izy no mamerina an'io ao, fa ny masontsika moa tapenantsika ka atao ahoana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1221