JESOSY JESUS JESOA JESO ZEZO ZEUS andriamanitry ny grika, fa YAHOSHUAH ilay zanak'Andriamanitra Jiosy.
61. RBNIR
(
18/04/2017 14:51)
Que ses enfants soient vagabonds et qu'ils mendient, Qu'ils cherchent du pain loin de leur demeure en ruines! Psaume 109:10
62. rhaj0
(
18/04/2017 15:14)
voaozona h@ ankizy kely (tsy manan-tsiny) ity ... dia faly ery i RBNIR mihirahira ny psaume.
henatra be vata ho anao ry RBNIR aaa... ary voninahitra ho an'ilay omnipotent omnipresent nefa (mamela) mampihinan'ny tsakaokany ny zazakely.

63. RBNIR
(
18/04/2017 22:15)
rhaj0:
voaozona h@ ankizy kely (tsy manan-tsiny) ity ... dia faly ery i RBNIR mihirahira ny psaume.
henatra be vata ho anao ry RBNIR aaa... ary voninahitra ho an'ilay omnipotent omnipresent nefa (mamela) mampihinan'ny tsakaokany ny zazakely.
izay indrindra no tokony hatahoran'ny olona Azy
64. rhaj0
(
18/04/2017 23:24)
rhaj0:
voaozona h@ ankizy kely (tsy manan-tsiny) ity ... dia faly ery i RBNIR mihirahira ny psaume.
henatra be vata ho anao ry RBNIR aaa... ary voninahitra ho an'ilay omnipotent omnipresent nefa (mamela) mampihinan'ny tsakaokany ny zazakely.
RBNIR:
izay indrindra no tokony hatahoran'ny olona Azy
Mba tena giravy mihintsy ity RBNIR ity... I Omnipotent Omnipresent izany tena cruel tsisy antra, ka ilay zanak'i Esao avy izy teo, zaza tsy manan-tsiny, no ataon'ilay Andmntr'i RBNIR mifafa ny kihony , nefa ho'a ny rainy no niadaladala tany.
Dia hozy koa i RBNIR hoe, toatoa ny hoe, izay (maha-sadikadikan-draha Azy izay) indrindra no "tokony hatahorana Azy", ary dia hotrhotry ny hoe, izay indrindra koa no vao mainka mampamafy ny fitiavan'i RBNIR Azy.
Ka Izy izany Sadikadikan-draha, i RBNIR koa ity izany toa... masochiste be.. Ka dia mifameno izany ianareo e...
Fa ireo Zaza tsy manan-tsiny, mbola tsy mahalala akory izay ambonin'ny Tany ho'a, toa... ifalian-dry RBNIR rahefa ataon'ny Andrmntrany mifafa ny kihony hono eee.. Dia tsy hay intsony ilay RBNIR (masochiste) ity na sadikadikan-draha koa... giravy an..
65. MINDAOZY
(
19/04/2017 04:46)
RBNIR:
na izany aza dia diniho ihany fa lasa tena manala baraka an'Andriamanitra ange ianareo ny farany amin'ity tsy fahaizana ny tenin'Andriamanitra ity e!
Inona no nitiavan'Andriamanitra an'i Jakoba????
« Dia nitombo ireo zaza ireo; ary Esao lehilahy nahay nihaza, dia mpianefitra, fa Jakoba kosa lehilahy tsara fanahy sady mpitoetra an-day. » (Genesisy 25:27)
Jakoba dia lehilahy tsara fanahy!!!
Tena kenda RBNIR t@ io GEN 27 io dia jereo fa ialany indray ilay izy fa tsy mety miditra @ io izy. Fa ny GEN 27 no asaina valinao dia eo aloha fa aza mivily any @ GEN 25:27.
Ianao no tsy mahay tenin'A/tra fa tsy izahay; aminareo mantsy tsy misy olo-marina izany fa mpanota daholo.
Lavin'ny soratra masina anefa izany; fa ny mpanota tsy miditry ny lanitra (na ny tsy mpivavaka aza mahay an'izany).
Hoany @ helo anie izany nareo e!
66. MINDAOZY
(
19/04/2017 05:02)
RBNIR:
sady nampiany hoe sady mpitoetra an-day (tsy vagabon izay no tena mahadika azy)....Azo ianteherana rehefa misy ny olana ao amin'ny tanana.......
GEN,27 aloha ramose no asaina valinao a!
Fa raha ataonao an'izany izy ity dia ahoana koa ary ianao @ "ISAIA,42:1-6" fa NY AMBASADEUR AN'I YAHOSHUAH SAMUELSON EDWARD DIA VOAFIDIN'A/TRA SADY SITRAKY NY FONY KA NAMETRAHANY NY FANAHINY DIA MAMOAKA FITSIPIKA HOAN'NY JENTILISA??
Minia mikipy tsy te hahita ny tsara ianao.
Fa nareo dia miezaka foana ny mitady ny irika hanasoketana ny olom-boafidin'A/tra.
Tena sinagogan'ny satana marina intony gasy mitandrina ny didy folon'ny jiosy intony
67. RBNIR
(
19/04/2017 05:06)
izahay tsy mahazo manafina rhajo!!!
Efa voasoratra ny teny hoe « Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin'ny olona no hojinjany. » (Galatiana 6:7)
Hatramin'izay dia fitaka no nafafy tety ambonin'ny tany ka:
1 nafenina mafy ny hoe any amparany any dia handatsaka ireo loza fito Andriamanitra hanantanterahany ny fahatezerany amin'ny olombelona, Apok.16:1-21
2 nafenina fa rehefa maty ny olona iray dia na izy lasa any amin'ny helo, na izy lasa any amin'ny paradisa Lio.16:19-31
3 nafenina rehefa hiverina i Jesosy dia hanavaka ny olona tahaka ny ondry sy osy, ka ny ondry handova fiainana mandrakizay miaraka Aminy, ary ny osy kosa dia halefa mankany amin'ny afobe miaraka amin'ny devoly sy ny anjely Lio.25:31-46
Mikasika ireo tsy manantsiny indray kosa dia adidin'ny Ray aman-dreniny izy ireny...
Raha mankahala Azy ireo ray aman-dreny dia hotanteraka amin'ny taranany ity teny ity...« Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy; » (Eksodosy 20:5)
Nefa kosa raha matahotra an'Andriamanitra ireo Ray aman-dreny ka tsy mba manamavo fa tia sy manome voninahitra Azy dia hotanteraka aminy ity teny ity...« nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko. » (Eksodosy 20:6)
Fehiny dia izao no noteneniny.....« Mahari-po Jehovah sady be famindram-po, mamela heloka sy fahadisoana, kanefa tsy mety manamarina ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika. » (Nomery 14:18)
Ka ny zaza dia adidin'ny rainy sy ny reniny e! Efa nampahafantarin'Andriamanitra azireo ny sitrapony ka dia anjaran'ny tsi11 sisa....
Koa raha tianao ny zanakao sy ny taranakao dia matahora Azy, tiavo Izy ary omeo voninahitra rhajo a!

68. RBNIR
(
19/04/2017 05:09)
MINDAOZY:
RBNIR:
sady nampiany hoe sady mpitoetra an-day (tsy vagabon izay no tena mahadika azy)....Azo ianteherana rehefa misy ny olana ao amin'ny tanana.......
GEN,27 aloha ramose no asaina valinao a!
Fa raha ataonao an'izany izy ity dia ahoana koa ary ianao @ "ISAIA,42:1-6" fa NY AMBASADEUR AN'I YAHOSHUAH SAMUELSON EDWARD DIA VOAFIDIN'A/TRA SADY SITRAKY NY FONY KA NAMETRAHANY NY FANAHINY DIA MAMOAKA FITSIPIKA HOAN'NY JENTILISA??
Minia mikipy tsy te hahita ny tsara ianao.
Fa nareo dia miezaka foana ny mitady ny irika hanasoketana ny olom-boafidin'A/tra.
Tena sinagogan'ny satana marina intony gasy mitandrina ny didy folon'ny jiosy intony
Yahl, Mindaozy, Ra Tan dia iza indray koa ny manaraka???? ny manavaka an'i Jakoba sy isaaka aza ange tsy hainareo e........
69. MINDAOZY
(
19/04/2017 05:27)
Hoan'i stahtam sy RBNIR gasy mitandrina didy folo (milaza ny tenany ho jiosy).
Alohan'ny hanomezanareo tsiny ny Ambassadeur an'i Yahoshuah dia JAKOBA izay nisoloky an'i ESAO aloha no omeo tsiny raha sahy ianareo "GEN,27": A/tra mihintsy no nanaiky ny zavatra nataon'i JAKOBA teo e; dia omeo tsiny aloha A/tra ra araka izany fisainanareo izany.
Fa ny ambassadeur an'i Yahoshuah mbl taty aoriana.
Fa nareo ireo mantsy no mialona mafy ny ambassadeur an'i Yahoshuah SAMUELSON EDWARD, nefa nareo mpangalatra ny didy folon'ny jiosy. Angalarinareo ilay didy folo dia entinareo aty m/car. Nefa an'ny jiosy irery izany ary any israel irery no azo tandremana [SAL 147:19,20 DEO,30:11-13]

70. MINDAOZY
(
19/04/2017 05:38)
Hoan'i RBNIR jiosy gasy mpanaradia ny a/try ny grika.
MBA POROFOY ETO hoe ny mahamarina an'iny JESOSY a/trareo iny araka ny soratra masina. Fa voasoratra hoe: JAONA,17:11 Ray masina ô, tehirizo ireo amin'ny anaranao izay nomenao ahy"
AIZA AO @ IO JESOSY-NAREO IO ILAY ANARAN'A/TRA RAY???
Ra sahirana ianao mamaly dia ndana antsoy i stahtam namanao hiaraka hamaly azy; fa mpiray tsikombakomba ratsy ianareo

71. MINDAOZY
(
19/04/2017 05:47)
Hoan'i RBNIR izay ataon'ny devoly fitaovana.
- Aiza ao @ soratra masina no misy hoe "ny anaran'ny a/try ny grika no ahazoana famonjena dia anarana maro be sady miovaova be fa tsy anarana tokana???
- Aiza ao @ baiboly no misy hoe "ny mpanota no mankany andanitra"???

72. RBNIR
(
19/04/2017 05:48)
MINDAOZY:
Fa nareo ireo mantsy no mialona mafy ny ambassadeur an'i Yahoshuah SAMUELSON EDWARD,
Izaho tsy mialona fa tena malahelo mafy azy satria fantatro tsara ny sazy hahazo ny olona mpanao fampianaran-diso (indrindra indrindra ireo mitaona ny olona anao tsinontsinona ny didin'Andriamanitra.....
73. RBNIR
(
19/04/2017 08:22)
MINDAOZY:
Hoan'i RBNIR izay ataon'ny devoly fitaovana.
- Aiza ao @ soratra masina no misy hoe "ny anaran'ny a/try ny grika no ahazoana famonjena dia anarana maro be sady miovaova be fa tsy anarana tokana???
- Aiza ao @ baiboly no misy hoe "ny mpanota no mankany andanitra"???
Ny tena marina izaho tsy mahafantatra ILAY TENA ANARANA, fa kosa mino ny baiboly natao traduction rehetra aho (ohatra ny baiboly natao traduction tamin'ny teny latina dia inoko, toy izany koa ny baiboly natao traduction tamin'ny teny grika....
Satria hoy ny teny hoe....« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Petera 1:20)
« fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy. » (2 Petera 1:21)
Amiko ny Fanahy Masina tsy mety diso, koa matoa ny olona nentiny hanoratra ireny Anarana ireny dia izay no Sitrapon'Andriamanitra......
74. RA TAN
(
19/04/2017 10:06)
RBNIR:
Ny tena marina izaho tsy mahafantatra ILAY TENA ANARANA, fa kosa mino ny baiboly natao traduction rehetra aho
Tena marina tokoa fa tsy mahafantatra ny anaran'A/tra ianao RBNIR. Ny tenanao mihintsy eto no milaza fa tsy fantatrao ilay tena anarany. "1JAONA,3:6 izay rehetra manota dia tsy nahita na mahalala Azy"
Dia mazava fa tena mpanota ianao; mpanao ratsy ianao ny dikan'izany; mpanohitra an'A/tra.
==> IANAO IZAY EFA NILAZA FA TSY MAHAFANTATRA NY MARINA INDRAY NO HITENY HOE DISO "YAHOSHUAH".
Fa ny tokony ho izy dia misy marina any aminao any dia izay vao miteny ny hafa ho tsy marina. Any aminao anefa tsy misy marina akory nohon'ny fahotanao.
Izany no mampiseho miharihary fa MIALONA IANAO.
Ny devoly koa mba mino baiboly fa manohitra izy; mitovy aminao
Fa aza odina fanina ilay "GEN,27" a! Sahinao ve ny manadiso an'i ISAKA izay nisoloky ny rahalahiny ? Ary sahinao koa ve ny manadiso an'A/tra izay nanome tsodrano an'i ISAKA? eo
75. RBNIR
(
19/04/2017 11:02)
Tena tsy mahazo resaka ianao an! hoy aho hoe ny fahadisoan'ingahy samuelson edward dia ny filazany fa originel io Anarana io nefa ilay izy aza nosintominy avy tamin'ny baiboly katolika nadika tamin'ny teny latina....
Efa niteny taminao aho hoe na ny manavaka an'i isaaka sy jakoba aza tsy hainao Gen.27 tsy misy resaka Isaaka fa jakoba sy esao no resahina ao.....

77. RA TAN
(
19/04/2017 11:41)
RBNIR:
... rehefa maty ny olona iray dia na izy lasa any amin'ny helo, na izy lasa any amin'ny paradisa Lio.16:19-31
=> NY MPITANDRINA DIDY FOLO VERY ANY @ AFOBE SATRIA MPANOTA DAHOLO (1TIM,1:9 1KOR,6:9). I RBNIR ANISANY.
RBNIR:
... rehefa hiverina i Jesosy dia hanavaka ny olona tahaka ny ondry sy osy, ka ny ondry handova fiainana mandrakizay miaraka Aminy, ary ny osy kosa dia halefa mankany amin'ny afobe miaraka amin'ny devoly sy ny anjely Lio.25:31-46
=> Ianao efa nilaza fa TSY MAHAFANTATRA NY ANARAN'A/TRA.
Donc,avy taiza izany ity JESOSY teneninao ity ary anaran'iza?, fa tsy anaran'A/tra io.
=> "1JAON,3:8 izay rehetra manota dia avy amin'ny devoly"
Iza izany io notononin'i RBNIR anarana io araka an'io 1JAON,3:8 io??
=> MIARA-MITSIPY ANY @ HELO DAOL IZAY MIARAKA @ IO A/TRY NY GRIKA AN'I RBNIR IO FA MPANDIKA LALÀNA.
NY AZA MBA MATY EO KOA IANAO RBNIR!
78. RBNIR
(
19/04/2017 12:20)
ity no fantatro.....« Ary hoy Andriamanitra tamin'i Mosesy: IZAHO, IZAY IZY HATRIZAY HATRIZAY KA HO MANDRAKIZAY. Ary hoy koa Izy: Izao no holazainao amin'ny Zanak'Isiraely: IZAHO IZAY Izy no efa naniraka ahy ho aty aminareo. » (Eksodosy 3:14)
Io no Tompoiko ary iankohofako.....Tsy niteny Anarana izy teo nefa dia tokony ho fantatry ny olona HOY IZY fa tsy hoy aho an!!!

79. RA TAN
(
19/04/2017 14:00)

=> Ilay A/tra Dadan'i YAHOSHUAH sady Dadan'ny zanak'A/tra rehetra anie no niteny hoe "IZAHO IZAY IZY HATRIZAY HATRIZAY KA HO MANDRAKIZAY" e! YAH HAVAH (YAHVAH) no anarany.
Ary hoy koa Izy hoe "ISAIA,52:6 Koa ny oloko dia hahalala ny anarako; amin'izany fotoana izany dia ho fantany fa Izaho no miteny hoe: Inty Aho"
Tanteraka aty aminay izany teny izany ankehitriny.
Ary azava fa matoa ianao tsy nitenenany ny anarany sady tsy mahafantatra ny anarany dia satria TSY OLONY IANAO.
NB:
Aza odina fanina ilay GEN,27 a!
80. RBNIR
(
19/04/2017 14:03)
RA TAN:

F'angah moa tsy IZY no niteny hoe : « Izaho sy ny Ray dia iray ihany. » (Jaona 10:30)
Ka na Rainy io na Zanany aminay dia Iray ihany Ireo....