JESOSY JESUS JESOA JESO ZEZO ZEUS andriamanitry ny grika, fa YAHOSHUAH ilay zanak'Andriamanitra Jiosy.

41. RA TAN ( 18/04/2017 12:03)
RBNIR:

Ka i RA TAN ange ry prime mino izay lazain'ingahy samuelson edward fotsiny e,

Io anarana io dia nalain'ingahy samuelson edward tao amin'ny baiboly katolika nadika tamin'ny teny latina araka ny soratan'ingahy samuelson edward ato amin'ny site webany ato.....
http://www.rtvyahoshuah.com/lien/fampianarana1.php

Ny anaran'ilay baiboly dia la saint bible de la vulgate hoy izy....

=> AZA MANAIKY ATAON'NY DEVOLY FITAOVANA INTSONY RY RBNIR A!
Tsy menatra akory ianao mampandainga ny ambassadeur an'i Yahoshuah: lazainao fa nalainy tao @ baiboly katolika ilay anarana YAHOSHUAH.

Fa ny zavatra marina dia hoe: YEHOSHUAH no ao anaty baiboly katolika romana dia nahitsin'ny Ambassadeur an'i Yahoshuah SAMUELSON EDWARD izany hoe: "YAHOSHUAH" no Izy fa TSY YEHOSHUAH, satria "YAH" no anaran'A/tra Ray fa tsy YEH; "HalèloyYAH" no fiteny fa tsy HalèloyYEH
42. RBNIR ( 18/04/2017 12:17)
RA TAN:

Dia tsy aiko aloha RA TAN na izaho no mandainga, na ingahy samuelson edward no diso fanoratra marina fa aleo ary adikako ato ilay soratany ato amin'ity site webany ity (sa ianao tsy namaky tao fa avy dia nanaiky izay teneniny koa?????

Tsy hita ao anaty baiboly YAHOSHUAH, fa avy aiza?
Diso ianao raha mihevitra toy izany : Anaty baiboly katolika romanina atao hoe La Sainte Bible selon la Vulgate, ao amin'ny MATIO 1:21 io Anarana io. Ny tena Anaran'ny Zanak'Andriamanitra hoy izy dia YAHOSHUAH amin'ny endrika feno.

http://www.rtvyahoshuah.com/lien/fampianarana1.php

P.S : misy mijery ange isika eto RA TAN e (sao mantsy dia hihomehezan'ny ankizy eto foana ianao ka mampalahelo ahy) tsy misy firesahana yehoushuah izany mihitsy ao amin'ny site weban'ingahy samuelson zaraiko io an....
43. RBNIR ( 18/04/2017 12:18)
Izaho no soratan'i samuelson edward ao RA TAN an : (aza dia manaiky izay teneniny fotsiny ao fa jereo mihitsy ilay rohy e....

Anaty baiboly katolika romanina atao hoe La Sainte Bible selon la Vulgate, ao amin'ny MATIO 1:21 io Anarana io. Ny tena Anaran'ny Zanak'Andriamanitra hoy izy dia YAHOSHUAH amin'ny endrika feno.
44. RBNIR ( 18/04/2017 12:20)
hitanao???? tsy misy firesahana yehoshuah izany mihitsy ao....Hitanao dia tena fahanany lainga ianao ary mety tsy avelany hijery ilay DISO BE NOSORATANY ao akory aza....

Tena mampalahelo B ahy ianao RA TAN......
45. RA TAN ( 18/04/2017 12:26)
Prime:

Izaho afaka manaporofo aminao fa ny baiboly rehetra maneran-tany, eny fa na dia io bible de Jerusalem vakianareo matetika io aza dia Jesosy no ambarany, na amin'ny teny anglisy io, na amin'ny teny alemana, na amin'ny teny frantsay...

=> TONGA DIA ALEFASO NY FANAPOROFONAO, FA AZA BE RESAKA BE FOTSINY EO.
Miandry izahay.

prime:

Yahoshuah resahanao izany dia diso ny fanoratra azy satria tsy teny hebreo ...

=> YAHOSHUAH A/TRAY FA TSY ANAO. DIA IZAHAY NO MAHAY AZY.
FA POROFOY ETO NY MAHA MARINA NY ANAO ANY.
46. RBNIR ( 18/04/2017 12:34)
Dia mbola miinsiste ihany v ity ianao RA TAN?

Tena efa tsy misy henatr'olona intsony ah?

Averiko indray fa izao no soratan'ingahy samuelson edward ao fa tsy araka iretsy tantarainy aminao iretsy....

Anaty baiboly katolika romanina atao hoe La Sainte Bible selon la Vulgate, ao amin'ny MATIO 1:21 io Anarana io. Ny tena Anaran'ny Zanak'Andriamanitra hoy izy dia YAHOSHUAH amin'ny endrika feno.

ity ny rohy manamarina azy.....

http://www.rtvyahoshuah.com/lien/fampianarana1.php

dia mba mahirata amin'izay fa aza manaiky fahanan'ny olona lainga ao RA TAN A!
47. RBNIR ( 18/04/2017 12:46)
Fa dia misaotra anao ihany aloha RA TAN, hita miharihary izao (tsy mila porofo hafa intsony fa ianao ihany no nitondra azy teto)

Mpamahana lainga ingahy samuelson edward....ary dia mihevitra ny olona ho b...lahy sy b...vavy .mihitsy (aleo tsy hotononiko)
48. RA TAN ( 18/04/2017 12:49)

RBNIR:

hitanao???? tsy misy firesahana yehoshuah izany mihitsy ao....Hitanao dia tena fahanany lainga ianao ary mety tsy avelany hijery ilay DISO BE NOSORATANY ao akory aza....

=> Ny ao @ baiboly katolika romana dia YEHOSHUAH, fa efa nahitsin'ny Ambassadeur an'i Yahoshuah iny hoe "YAHOSHUAH" no marina; dia io fanitsiana io no hitanao ao anatin'ny site www.rtvyahoshuah.com.
Ao @ fampianarana mandeha no misy ny antsipirihin'izany fa tsy ary ho voasoratra ao @ site daholo izany.

Misy fidirana mivantana @ antso antelephon ao @ RADIO HFF manerana ny m/car isaky ny sabotsy. Dia midira ianao dia teneno ao izay teneninao iarahan'ny be sy ny maro maheno. Inty ny laharana idirana 0202468932.

Ra hanohitra ianao dia asio versets, fa aza atao araka ny eritreritrao manokana
49. RBNIR ( 18/04/2017 12:51)
HA HA HA merci bcp RA TAN AN!!!

Dia tena lalina dia lalina ity kah§§§

Aleo ny ankizy no handinika......
50. RA TAN ( 18/04/2017 13:16)
RBNIR:

Fa dia misaotra anao ihany aloha RA TAN, hita miharihary izao (tsy mila porofo hafa intsony fa ianao ihany no nitondra azy teto)

Mpamahana lainga ingahy samuelson edward....ary dia mihevitra ny olona ho b...lahy sy b...vavy .mihitsy (aleo tsy hotononiko)

=> Alohan'ny hanamelohanao ny Ambassadeur an'i Yahoshuah dia vakio aloha ny "GEN,27:1-->" dia mitsara ianao marina: IZA NO NAHAZO NY TSO-DRANO AVY T@ A/TRA; ISAKA IZAY TENA NAMITAKA SY NISOLOKY AN'I ESAO SA I ESAO IZAY NANDEHA NAHITSY???

Fa iza no hiapanga ny Ambassadeur an'i Yahoshuah izay voafidin'A/tra sady sitraky ny fon'A/tra? A/tra manamarina ny olom-boafidiny foana, fa reraka eo fotsiny ny devoly
51. RBNIR ( 18/04/2017 13:26)
te hitsotra v ianao izany hoe namitaka sy nisoloky tahaka an'Isaka i samuelson edward????
52. RBNIR ( 18/04/2017 13:30)
P.S : RA TAN raha ara-baiboly, iza no ambony ny apostoly sa ny episkopo???

Fantaro fa misy apostoly nofidina eto madagascar.....ary nomena fahefana tahaka an'i petera...

« Homeko anao ny fanalahidin'ny fanjakan'ny lanitra; ka na inona na inona fehezinao eto ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanao ety ambonin'ny tany dia hovahana any an-danitra. » (Matio 16:19)

ary aza gaga hoe nahoana no nahafantarana an'ireny zava-miafaina rehetra nafenimpenina tao aminareo ireny.......
53. RA TAN ( 18/04/2017 13:34)
Prime:

Mankasitraka RBNIR mitondra fanazavàna manokana...
Hitako fa fantsona fotsiny tokoa izy ka izay nambaran'ny episkopo ihany tokoa no averiny...
Izaho manokana mahatsapa hoe tsy dia misy antony tokony hanohizana betsaka ity resaka ity satria na hitondra porofo toa inona aza ianao RBNIR, izay no fantany sy nampianarina azy ka indrisy...

Valiny:
Na i RBNIR na i Prim dia samy MPANOTA; mitovy a/tra; samy gasy mpitandrina didy folo(milaza ny tenany ho jiosy).
Dia hoy ny soratra masina hoe: "1JAONA,3:6 ..., izay rehetra manota dia tsy nahita na mahalala Azy" SADY TSY MAHITA AN'A/TRA NAREO NO TSY MAHALALA AN'A/TRA. Iza izany iny ivavahanareo iny??? ==>"1JAONA,3:8 Izay rehetra manota dia avy amin'ny devoly, satria ny devoly no manota hatramin'ny voalohany".

Donc, NA INONA NA INONA TENENINAREO EO DIA TSY MISY AZO EKENA HO MARINA. Fa efa foasakan'ireo teny ireo ianareo.
Ataonareo ahoana ireo tenin'A/tra mitifitra anareo ireo??
54. RBNIR ( 18/04/2017 13:42)
Ilay ota aza hoy aho tsy fantatrao akory nefa dia io mivandravandra be eo imolotrao io ilay izy...
55. stahtam ( 18/04/2017 14:13)

RA TAN:

[quote=RBNIR]
Fa dia misaotra anao ihany aloha RA TAN, hita miharihary izao (tsy mila porofo hafa intsony fa ianao ihany no nitondra azy teto)

Mpamahana lainga ingahy samuelson edward....ary dia mihevitra ny olona ho b...lahy sy b...vavy .mihitsy (aleo tsy hotononiko)

=> Alohan'ny hanamelohanao ny Ambassadeur an'i Yahoshuah dia vakio aloha ny "GEN,27:1-->" dia mitsara ianao marina: IZA NO NAHAZO NY TSO-DRANO AVY T@ A/TRA; ISAKA IZAY TENA NAMITAKA SY NISOLOKY AN'I ESAO SA I ESAO IZAY NANDEHA NAHITSY???

Fa iza no hiapanga ny Ambassadeur an'i Yahoshuah izay voafidin'A/tra sady sitraky ny fon'A/tra? A/tra manamarina ny olom-boafidiny foana, fa reraka eo fotsiny ny devoly

[quote=stahtam]
Tsy ny resakareo akory no idirakao RA TAN fa zavatra hafa mihitsy. Ialàko tsiny RA TAN fa ny ahy teny efa nolazaiko ka tsy tsoahiko fa tanterahiko hatr@ farany: hoy aho hoe "ento raha mbola misy abobo sy saka be loha fa ho avy aho @ angady sy ny harona hanaporofo". Dia tonga indray ity ny ABOBO n° 31 ka samia mijery izay mbola tsy fanina:
Hoy ny teny nambaranao eo ambony: "IZA ...; ISAKA IZAY TENA NAMITAKA SY NISOLOKY AN'I ESAO SA I ESAO IZAY NANDEHA NAHITSY???"
Dia izao no ambarako: aza mikitika testamenta taloha intsony fa tsy natao ho anareo io (na dia tsy hino izany aza ianao). Tsy maintsy fanina ianao raha vao mandray an'io satria tsy nomena anao io (Sal 147/19,20). Iza tsara no lazainao fa namitaka an'i Esao eto???? Dikan-teny aza tsy hainao ny mamaky azy (sa jamban'ny hatezerana ny ondrin'i Yahoshuah?) ka teny hebreo nomena ny Israeliana avy no mba ipingapingàna amitaham-bahoaka eto!!. Arovy mafy episcopo raha vao misy mikitikitika fa aza mandray Test Taloha fotsiny fa hita hoe mpisandoka.Ny tahilim sy ny halaloia ihany aloha tohizana sy atao mibarareoka tsara mba hatao fihomehezana sy fanalàna andro; fa raha izay fiainana mandrakizay sy famonjena ho anareo dia tena mbola nofinofy sy revin-gadra hatreto raha izao lainga atao letrezana izao no fakafakaina @ saina tony.
56. RA TAN ( 18/04/2017 14:17)

RBNIR:

Ilay ota aza hoy aho tsy fantatrao akory nefa dia io mivandravandra be eo imolotrao io ilay izy...

=> Dia DISO ve izany aminao A/tra raha nanome tso-drano an'i ISAKA izay namitaka an'i ESAO, sady nanozona an'i ESAO izay nandeha nahitsy??? (GEN,27)

Valio aloha io alohan'ny hitenenanao hoe ianareo mpandika lalàna indray no tsy mpanota fa izahay zanak'A/tra indray no mpanota aminareo.
57. RBNIR ( 18/04/2017 14:22)
misaotra anao hatrany RA TAN manamafy fa dia tena mpamitaka sy mpisoloky marina tokoa izany ingahy samuelson edward (saingy tsy dison'Andriamanitra hoy ianao)...

Merci e! misy hieritreretan'ny ankizy tsara izany rehetra izany....

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
58. RBNIR ( 18/04/2017 14:31)
na izany aza dia diniho ihany fa lasa tena manala baraka an'Andriamanitra ange ianareo ny farany amin'ity tsy fahaizana ny tenin'Andriamanitra ity e!

Inona no nitiavan'Andriamanitra an'i Jakoba????

« Dia nitombo ireo zaza ireo; ary Esao lehilahy nahay nihaza, dia mpianefitra, fa Jakoba kosa lehilahy tsara fanahy sady mpitoetra an-day. » (Genesisy 25:27)

Jakoba dia lehilahy tsara fanahy!!!
59. RBNIR ( 18/04/2017 14:36)
sady nampiany hoe sady mpitoetra an-day (tsy vagabon izay no tena mahadika azy)....Azo ianteherana rehefa misy ny olana ao amin'ny tanana.......
60. RBNIR ( 18/04/2017 14:49)
raha ny marina dia mitovitovy ny toetran'i esao sy i kaina.....Quand tu cultiveras le sol, il ne te donnera plus sa richesse. Tu seras errant et vagabond sur la terre.Gen.4:12

Ary rehefa ny olona izay na alefa mivagabao dia halan'Andriamanitra izy izay.....« Aoka hirenireny mangataka ny zanany, Ary aoka hiremby lavitra ny tranony efa rava izy. » (Salamo 109:10)

Koa dia ampianaro ihany ry zalahy ny zaza hitoetra an-day sy handray handraikitra fa aza alefa mirenireny a!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3669