Andao antsointsika amin'ny tena anarany aza i Jesosy e

41. rhaj0 ( 27/03/2017 12:54)
hi hi hi... ka tafavory eto izany ny telo @ gasin-tseratsera: Ra Tan sy Stahtam ary RBNIR. Ary i Jesosy no eo afovoany ... manja fa tohizo eee... ;-)
42. stahtam ( 27/03/2017 13:03)

[quote=rhaj0]
hi hi hi... ka tafavory eto izany ny telo @ gasin-tseratsera: Ra Tan sy Stahtam ary RBNIR. Ary i Jesosy no eo afovoany ... manja fa tohizo eee... ;-)
[quote=stahtam]
Ka alefaso àry ny vola madinika e!
43. rhaj0 ( 27/03/2017 13:08)
Efa lasan'i RBNIR daholo ny 1/10-karenan'ny olona, fa mangataha aminy eee... tsisy vola aty.

Dia ianao koa anie ry Stahtam ka tsy ampy andihizan-dry RaTan mpanaraka an'iYahoshua ee.. Tsy hitanao angaha ny tsinjaka be rahefa mi-yahosyaho ao ry Ra Tan?

ka dia voa ianao izany ee.. Sady @ izay koa, ianao Stahtam moa TSy mino an'i Jesosy ee??
44. endriny ( 27/03/2017 13:36)
ZEUS = Jesosy hono.

Ihihihihi, hay tamin'ny taona 0 nisy ZEUS Grika tany amin'ny sahan'i Galilea.

mandeha aloha jereo any amin'ny tetiaran'ny Jiosy. Dia ho hitanao ao fa I Ben Yosef no atao hoe Jesosy.

Ary tsy ny Ray aman-dReniny no niantso azy hoe Jesosy fa I Pilato
45. stahtam ( 27/03/2017 13:54)
stahtam ho an'i rhaj0:
Ka 1/10 efa azy ve homeny eo intsony fa aleo aloha handihy eto izahay dia izay vizaka maka sisiny e!
Mpandihy misy remplaçants (tahaka ny baolina kitra) izany no règle de jeu eto, dia iza moa ilay afivoany? I J... moa hoy ianao? efa t@ 1996-2009 izany ka! Efa yahoshuah indray izao! misy remplaçant hatr@ ilay ivavahana fa 13 mn (13 taona) ihany dia vizaka ilay jes...!
46. RA TAN ( 29/03/2017 11:21)
=> stahtam.
Raha manam-pahasahiana dia LAZAO ETO IZANY ANARAN'NY MESIA-NAO IZANY. Fa matoa ianao tsy sahy milaza mandrak'ankehitriny dia mieritrereta fa tena osa be ilay ivavahanao; miezaka mafy ny manohitra an'i YAHOSHUAH fa tsy mahatohitra.
47. RA TAN ( 29/03/2017 11:39)

endriny:

ZEUS = Jesosy hono.

Ihihihihi, hay tamin'ny taona 0 nisy ZEUS Grika tany amin'ny sahan'i Galilea.

mandeha aloha jereo any amin'ny tetiaran'ny Jiosy. Dia ho hitanao ao fa I Ben Yosef no atao hoe Jesosy.

Ary tsy ny Ray aman-dReniny no niantso azy hoe Jesosy fa I Pilato

VALINY:
Izany ZEUS (ZEZO JESOSY) izany dia a/try ny Grika dia any Grece ianao no mahita ny tantarany fa tsy any Israel.
Fa YAHOSHUAH no tao Israel sady fantatry ny Israeliana ny tantarany.
48. rhaj0 ( 29/03/2017 14:40)
O Ra TAn aa... Ity ve i k'lou Samuelson?

Fa namadibadika youtube tao aho, fa rahefa atao ny compte, dia tena miaraka anie i Ra Tan (Yahoshua) sy Stahtam (YHWH), fa ny mpampianatra (gasy) nareo ao fotsiny no tena tsy mahay raha, dia lasa mampiady anareo roaroa eto io eee....

Efa hoe, mifankatiava ihany ho'a...
49. RA TAN ( 29/03/2017 15:18)
i stahtam dia mpitandrina didy folo mitovy aminareo ihany, fa saingy fotsiny izy tsy sahy mivavaka @ A/TRA sady tsy sahy mitonona izay mesia-ny, fa ny anareo efa iaraha-mahalala
50. rhaj0 ( 29/03/2017 15:25)
Ka ianao izany ry Ra Tan no TSY sahy manonona ny anaraNY, dia ny namanao, miara-mitandrina ny didy 10 aminao, izany hoe miaraka aminao miankohoka @ ilay nanoratra io didy 10 io, ireo namanao ireo no toa nilanao vaniny en majuscules be dia be teo ireo.

dia mba ahoana hozy iilay "tsy-sahinao-tononina-ny-anarany" @ izany filam-baniny ataonao eto izany re ry Ra Tan?
Nataonao ve izany rehetra izany ho "voninahiNY", sa .. dia inona loatra no nampikitakita anao teto ee?... :-)
51. RA TAN ( 29/03/2017 15:48)
ndana anontanio izy
52. rhaj0 ( 29/03/2017 15:57)
Nanontaniako Izy, ary dia hoy Izy hoe, hihintsana hono ny volon-dohanao ao io ry Ra Tan rahalina raha mbola manohy mikitakita en majuscules eto ihany ianao.

Fa dia ataovy ao ihany azany dia hiarahantsika mahita eto, na mandainga Izy na ahoana ee.. :-)
53. RA TAN ( 29/03/2017 17:18)
rhaj0:

Nanontaniako Izy, ary dia hoy Izy hoe, hihintsana hono ny volon-dohanao ao io ry Ra Tan rahalina raha mbola manohy mikitakita en majuscules eto ihany ianao.

Fa dia ataovy ao ihany azany dia hiarahantsika mahita eto, na mandainga Izy na ahoana ee.. :-)

Valiny:
TENA MPINAMANA BE TOKOA NAREO SY I STAHTAM SATRIA SAMY MPITANDRINA DIDY FOLO, DIA NANOME VALITENY NAHAFAMPO ANAO IZY.
DIA NDANA INDRAY ARY ILAY ANARAN'ILAY MESIA-NY INDRAY ANONTANIO E, FA HOLAZAINY AMINAO IZANY RAHA IANAO NO MANONTANY AZY. FA RAHA IZAHO NO MANONTANY AN'I STAHTAM DIA TSY SAHY MITENY IZY FA METY MAHAMENATRA AZY ANGAMBA ILAY IZY D SAO DE IOMEHEZAKO EO
54. rhaj0 ( 29/03/2017 17:35)
Izaho Ra Tan dia Atheist aa... TSY mino an'zany "tsy-tononona-anarana" izany. Dia TSY mino izay inoan'i Stahtam ao koa.

Fa na izany aza, "miresaka" amiko Izy ... ato @ imagination-ko ato. Toa anao ihany io eee... Toa an'i Samuelson koa. FA mety hafa ny resakaNY amiko; hafa ny resakaNY anao, hafa ny resakaNY @ Samuelson.

Fa hoz'Izy koa hoe, raha mbola mivazavaza en majuscules eto @ serasera eto hono ianao Ra Tan, dia ny volombavanao indray no hahintsany rahalina.

Fa dia ataovy eo foana moa koouh...
55. RBNIR ( 29/03/2017 17:45)
RA TAN:

Valiny:
TENA MPINAMANA BE TOKOA NAREO SY I STAHTAM SATRIA SAMY MPITANDRINA DIDY FOLO, DIA NANOME VALITENY NAHAFAMPO ANAO IZY.

Dia tena hihomehezan'ny ankizy marina tokoa ianareo ao RA TAN an! tsy fantatrao intsony ny olona miresaka aminao.........
56. RA TAN ( 29/03/2017 19:10)

rhaj0:

Izaho Ra Tan dia Atheist aa... TSY mino an'zany "tsy-tononona-anarana" izany. Dia TSY mino izay inoan'i Stahtam ao koa.

Fa na izany aza, "miresaka" amiko Izy ... ato @ imagination-ko ato. Toa anao ihany io eee... Toa an'i Samuelson koa. FA mety hafa ny resakaNY amiko; hafa ny resakaNY anao, hafa ny resakaNY @ Samuelson.

Fa hoz'Izy koa hoe, raha mbola mivazavaza en majuscules eto @ serasera eto hono ianao Ra Tan, dia ny volombavanao indray no hahintsany rahalina.

Fa dia ataovy eo foana moa koouh...

Valiny:
DIA REHEFA NORESAHINAO T@ IMAGINATION-NAO I STAHTAM DIA IZA HONO ILAY ANARAN'NY MESIA-NY???
57. rhaj0 ( 29/03/2017 19:19)
Ilay "tsy-tononon'anarana" no miresaka amiko ato @ imagination-ko ato ry Ra Tan aa...

Ianao tokoany ve mba mahare (sy mahita) Azy koa, sa i Samuelson ihany no mitantara (valamaty) aminao ao, ry Ra Tan?

Fa ilay "tsy-tononon'anarana" k'lou dia... marina ny anao, tsy mila tononona ny anarany, fa tonga dia hainy fa tia hiresaka Aminy aho ee.. tonga Izy dia mampiresaka koa fa tsy mila antsoina.

Dia raha mahare Azy ianao, dia ianao ve ry Ra Tan mbola "miantso" Azy koa, sa tonga dia "miresaka" aminao ilay "tsy-tononon'anarana"?

raha dinihiina, tena TSy mahare Azy ianao, matoa mbola mivazavaza en majuscule toa io eto @ serasera eto.
58. stahtam ( 30/03/2017 06:43)

[quote=RA TAN]
=> stahtam.
Raha manam-pahasahiana dia LAZAO ETO IZANY ANARAN'NY MESIA-NAO IZANY. Fa matoa ianao tsy sahy milaza mandrak'ankehitriny dia mieritrereta fa tena osa be ilay ivavahanao; miezaka mafy ny manohitra an'i YAHOSHUAH fa tsy mahatohitra.
[quote=stahtam]
Hono hoy aho RA TAN : Iza tokoa moa ilay Mesia nantsoinao t@ 2007 (t@ andro niantsoana "Jesosy" teo @ ilay afo olympique-n'i Zeus teo Mahamasina e)? Averiko tsara 2007 (avant 2009 io)
Tena marina tokoa ilay nolazain'i Isaia (5/20) hoe: Zavatra maizina dia misy olona (mitapitapy) milaza fa mazava.
59. RA TAN ( 30/03/2017 11:48)
stahtam:

Rehefa avy nanda ny testameta vaovao ianao (nanda ny fahatanterahan'ny tenin'ny mpaminany israeliana) dia nanontany anao aho avy eo hoe IZA ARY NO ANARAN'IZANY MESIA-NAO IZANY???? (mbola tsy voavalinao io mandrakzao). Dia RAHOVIANA IANAREO NO HANAO GENOCIDE ANA ZAZAKELY??? mba hahatanteraka ny tenin'ny mpaminany. Mbola tsis novalinao izany, fa laozanao manodina resaka indray. Efa fantatro anie io fomba fiadinao io e; rehefa tena hitanao fa tena mifatotra ianao dia mody mamboly fanontaniana ianao entinao hamilina resaka. Fa io fanontaninao mody entinao enodinana resaka io koa efa voavaliko tary ambadika io.
60. RA TAN ( 30/03/2017 11:52)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5208