Samy (manana ny) Masina an-Taniny
21. tealala
(
04/01/2016 18:05)
-Ie aleo ihany vérité absolu-n'ny Torah
-Tsy miaina anaty incertitude
-Tsy te ho Amish
-Tsy takatry ny sainao ilay fanazavana satria iverina amin'ny resaka Esao dia anontany personnage hafa indray ianao dia "ainsi de suite" fa iezahako ihany
Bataclan : EODM (eagle of death metal) = EDOM (ihany io valeur numérique no resahina eto a) EDOM=Esao (civilisation) EDOM=loko mena.. fanazavana rehefa voa i Esao dia antsoina hoe EDOM.
Mazava ve?

22. rhaj0
(
04/01/2016 18:24)
tealala:
EODM...EDOM... (ooommmm.... oooommmmmmm....)
caline-des-beans, hozy ny kebekoa... tena mikirakira magie-magie rouge 'le zalahy 'ty :-)
Mba te-ahalala ihany aho fa tsy mazava ilay "formule magique" re ry Tealala aaa... asivo initiation kely azany eee :-)
Fa tena aleonao izany ny "vérité absolu-n'ny Torah", na dia "relative", geographiquement parlant, @ moyen-orient ao fotsiny azany izany... raha mety @ izany moa ny sainao dia reveo ao azany eee...
Fa mampihomehy, fa ny "vérité absolu"-nao TSY mahakasika anay (sy ny Siansa), fa ny Siansa mahakasika anao, ary araraotinao ampiasaina foana akoriny azany ho'a, fa TSY mba sahala @ Amish ianao, honnete ary manaja tanteraka ny inoanao.. biravao.. biravoa... :-)
23. tealala
(
04/01/2016 18:35)
"caline-des-beans, hozy ny kebekoa... tena mikirakira magie-magie rouge 'le zalahy 'ty"
Io fa milay rehefa mba maharaka an zany :)
"raha mety @ izany moa ny sainao dia reveo ao azany eee"
Mety amin'ny saiko dia reveko e
"Siansa mahakasika anao" tsy laviko satria manampy ahy isanandro, misy tena hiainako tahaka ny internet io fandrosona be anie io e tsapako izany.. Mifono ao anatin'izany ny nanaovana an'i Adama ry rhaj0 a, "matériel et spirituel", fa tsy matériel fotsiny tahaka anao dia spirituel fotsiny tahaka ireo izay mino andriamanitra maromaro (Amish sy be dia be)

24. rhaj0
(
04/01/2016 18:58)
Eny azany kouh... ataovy @ izay mampetimety anao ao ny baolinanao izany ee... "masina" ianao ao @ taninao ao kouh.. na afangaronao ao ny revy mifanipaka, na koa hoe, alahady ianao mi-rah-rah, ary alatsinainy ianao mi-wah-wah... mety @ izany ny sainao, inona ny olana.. ianao sambatra, izaho tsy mahakasika ahy izany..
25. tealala
(
05/01/2016 03:00)
rhaj0:

Tsy revy mifanipaka ireo rehefa hay a, eny e izay moa izany ilay toe-tsaina matérialiste fotsiny dia lazaina fa mifanipaka ilay izy dia avy eo tsy mahay miara-miaina ami'ny ilay hoe revy hafa..
Na ho aiza ianao na ho aiza, na canada na dago na frantsa mahakasika anao io a :), fa iza mo no tsy te hoe tsy hahakasika azy io e.
26. rhaj0
(
05/01/2016 04:31)
iverenako kely ho'a ny resak'i Tealala sy Ismaely ary ny mosque, ka mampivaralila azy, fa izay hono hozy ny Torah sy ny faminaniany (sa famantarana), fa dia ho rava izao tontolo izao...
Fa dia tsy takatry Torah angaha kosany ny Rosiana sy Poutine, na koa ny Sinoa sy ny ekonomiany... na ny pollution ao Inde, na koa ny faharavan'i Amazonia... hi hi hi... dia ianao ve ry Tealala dia (mbola) miara-matory ao @ maizin'ny Torah ao, ka hoe, ny ao moyen-orient ao no nombril du monde???
Mifohaza Rabetorimaso Fa Maraina Izany Andro... sady miampy iray ny taona eeee...

28. Strong3
(
05/01/2016 07:32)
eto aloha tsy misy resaka amboletra handilotra andrakoto na rabe eh!
fa ny mahasarotiny an'i Strong3 dia ny olona milaza kristiana nefa misababaka sy manao fitandroa amin'ny lalàna taloha sy ny lalàna vaovao , Testameta taloha sy testameta vaovao
fa i Kristy no fahatanterahan'ny lalàna taloha ka namoaka ny lalana vaovao ahatombombana ny zavatra rehetra araka ny planin'Atra Rainy.
koa raha misy olona ao amin'ny kristy dia olombaovao izy, Isaia 53:10 manamarika izay .
tsy hiteny an'i moslimo na bouda na jodaisma na vatican na hebraika ...fa ireny dia manana ny lalany izay nofidiany araka ny faharesendahany tao, ka tsy afaka ny hanova ny fomba fanaony za na amin'ny fomba ahoana na ahoana...
saingy ny filazantsara dia aeliko araka izay nanirahana ahy :
Jesosy zanak'Atra Velona dia ny Tsitoha , tonga nofo mba ho faty noho ny fahotan'izao tontolo izao hamonjena izay voafatotr'i satana ka tsy afaka ny hanao ny tsara fa ny ratsy hatrany. Ary ny fitsanganan'io Jesosy io no marika fa marina ny baiboly sy ny planin'Atra Tsitoha. ka dia manely izany vaovao mahafaly izany koa i Strong3 . fa raha misy olona te handova ny fanjakan'ny lanitra izay an'Atra Tsitoha dia tsy maintsy mino sy maiky ny asam-pamonjena nataon'i Kristin'Atra Tsitoha .
_ tsy amin'ny fiezahana amin'ny tenanany no hamonjena ny olona fa amin'ny finoana tokana dia ny famelana azy noho ny finoany an'i Kristin'Atra Tsitoha mba hanadionan'Atra tsitoha ny helony sy ahavoafafa ny fahotany ka hanoratana ny anarany ao amin'ny Bokin'ny fiainana mandrakizay !
ka dia mampiely izany i Strong3 , na hoan'iza na ho an'iza , indrindra ireo mbola tsy naheno mihitsy na ireo manadinodino .
tia an'i rhaj0 Jesosy mou ôhh ! :-) :-)

29. Yahl
(
05/01/2016 10:45)
[quote=rhaj0]
Rahefa tena ataoko ny bilan-dresaka eto, dia izay no fahitako azy:
Samy (manana ny) Masina an-Taniny : ny tsirairay dia samy manana ny Masina aminy.
Yahl
Tena voalazanao ny misy eto!
Fa ny fahamarinana kosa dia tokana!!! Tsy misy roa na telo izany! Fa tsy ny imagination no misy ny marina, fa ny fampianarana!
IIJean: 9 Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin'ny fampianaran'i Kristy, dia tsy manana an Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin'ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka
Ho famonjena no Antony, koa ny mino tadiavina no ho vonjena fa ny tsy mino efa nahita sy nandre ka ho vavolombelona fotsiny!
Tokana tsy mizarazara ny fanjakan'Yahosuah!!! ary tsy mitovy @' ny hafa miparitaka @ fisaratsarahana na dia anarana mitovy ihany aza no antsoin'izy rehetra!
Samy eto ambonin' ny tany ihany isika rehetra na mitovy na tsy mitovy finoana, na ny tsy mpino. Efa miara-monina isika izao, ka hitady inona indray enao?
Ny farany no andrasan'ny tsirairay!!! Fa samy manao ny adidiny araka ny tandrify azy avy!
Ny ahy izao dia YAHOSHUAH!!! Ampy ahy Izy,sady mbola toriako @ rehetra kouh, fa TENA TSARA YAHOSHUAH!!!
30. rhaj0
(
05/01/2016 11:39)
rhaj0:
saingy ny filazantsara dia aeliko araka izay nanirahana ahy
Ny Masina an'ny Kristiana izany dia "naniraka" ny mpanaraka azy hi-... harasser ny olona hafa tsy manaraka ny revin-drizareo (irery) ao.
Io ho'a ilay nopetahan'ilay Hindu ny Kristiana, nony nampihaonina zareo: avelao zahay handeha @ lalanay, hoz'izy, na dia diso azany izany; samy manana ny lalany ny miakatra ny Himalaya, hoz'ilay Hindu. Fa ny Kristiana moa dia ny manao amboletra ihany ny azy no nobaikona taminy, dia tsy te-ahalala an'izany izy fa ny azy foana no sesefany.
Dia inona koa moa izany no maha-samy hafa anao Strong3 @ Temoins de Jehovah eee ??? Samy mi-harasser olona ianareo, fa ny an-dretsy tena tonga dia dondominy mihintsy ny varavarana; ny anao kosa ahoana?
Io no isan'ny mampadaginina ny (militant) atheist.. Dia ny maty lolon'ny harassement moa, ireo marefo (fragile) na ara-batana, na ara-pilàna na ara-tsaina, dia tonga dia pemponareo ao. Ka dia raha vao manao ny "nanirahana" anareo ianareo Kristiana, ka hoe hanesika dia hanao amboletra, dia ho avy (foana) koa aho @ vanitika gilady:
Bien sûr qu'on peut se moquer des religions
Yahl:
Fa ny fahamarinana kosa dia tokana!!!
... ao @ "imagination"-nao IRERY ao.. tsisy (mila) adi-hevitra izany.
31. Yahl
(
06/01/2016 10:35)
rhaj0:
rhaj0:
saingy ny filazantsara dia aeliko araka izay nanirahana ahy
Ny Masina an'ny Kristiana izany dia "naniraka" ny mpanaraka azy hi-... harasser ny olona hafa tsy manaraka ny revin-drizareo (irery) ao.
Io ho'a ilay nopetahan'ilay Hindu ny Kristiana, nony nampihaonina zareo: avelao zahay handeha @ lalanay, hoz'izy, na dia diso azany izany; samy manana ny lalany ny miakatra ny Himalaya, hoz'ilay Hindu. Fa ny Kristiana moa dia ny manao amboletra ihany ny azy no nobaikona taminy, dia tsy te-ahalala an'izany izy fa ny azy foana no sesefany.
Yahl
Inona no tsy anarahanao ny Hindu ra ireo no mba ankafizinao???
Ny Kristiana no toa halanao sy ametrahanao lava ny olan'ny sarin-tsainao ao foana.
Kristiana samy manana ny antokony daholo koa e! Fa tsy ny milaza ho kristiana rehetra dia mitovy daholo na dia samy Jesosy aza izy rehetra! Ireny le izarazaran'ny vato isaky ny fifidianana!!!
Dia ny anao ataovy Hindu kristiana!!!
Yahl:
Fa ny fahamarinana kosa dia tokana!!!
rhaj0:
... ao @ "imagination"-nao IRERY ao.. tsisy (mila) adi-hevitra izany.
Yahl
Enao izao no mametraka adi-hevitra, ka izay no valiny: TOKANA NY MARINA ETO AMBONIN' NY TANY, DIA YAHOSHUAH IRERY IZANY!!!!!!!
Voamarina eto fa tena ANTICHRIST rhaj0!!!
Ilay mody miafina ao @ militant athéist, satria efa nahalala ny marina, dia niala satria tsy tia fehipehezina sy hanaonao foana. Dia mody manao athéist e! sns siantista e!
Mafy ny manadino sy mamono ny marina ao @' lé saina kely vita t@' ny vovoka eh!?! Hoe ho aiza rehefa maty!!! Satria efa voahozona ka tsy maintsy maty!
Ataovy izay tsy ahatanteraka izany aminao raha mahery le say an-tsaina anananao sy ny siansa ary ny tsy finoana!
32. rhaj0
(
06/01/2016 12:02)
Ilay "Antichrist" anie dia mbola ao @ imagination (collective) anareo ao ihany e... mba toatoa ny ahoana azany k'lou izy ao eee?
'ngo dia cousin-n'i Christ, na hoe toatoa an'i Christ, izay araka ny nahitan'i profeta Tsaratsara azy, dia tsara tarehy sady tsara endrika be, mamirapiratra be, sady tovolahy be, bOgOsy be" ?? (jereo ato)
Fa raha petahan'i Yahl ho Antichrist aho, na petahan'i Strong3 ho miara-midola @ Christ, raha izay no maha-salanitra ny imagination-nareo aby ireo ho'a, dia... OK izany eee... ;-)

33. tealala
(
06/01/2016 12:56)
Dia misy ihany koa ilay "agression sexuelle" any Cologne io ry rhaj0 a.
Mbola tsy misy any Canada izao fa mbola mandray an-tanan-droa an i Ismaely.

34. rhaj0
(
06/01/2016 13:52)
Ampahafirin'ny agression sexuelle nataon'i Bill Cosby izany? ilehio efa amam-50 no voany, izy irery no nahavita an'izany. Izao nedala, 78 taona io, ataon'ny Fitsarana tsy afa-bela io...
Ary ireo Syriana tonga aty Kanada anie ka mitsoaka ny fanatisman'ny Etat Islamique eee... Fahavalony koa ry djihadistes. Kanefa, raha ny lojikanao, dia samy Ismaelita zareo.
Ilay zava-misy ankehitrio ho'a mba halalinina, fa tsy izao "famantarana/faminaniana" tany @ taona zero tany foana no ventesina eo, dia izay koa ianao dia maniry mafy ny hitrangan'ny mirakla-alleluya, ka "manakipy-maso-mafy-toa-constipé" mba ahatanteraka ny "famantarana/faminaniana"-n'ny Torah ??... ntss... mifohaza ho'a...
Ka mba manaraka actualités azany ianao, dia mba ahoana io baomban'ny Koreana Tavaratra io? misy trace-na Ismaelita koa ve??
Toa tsy takatry ny Torah akory fa misy ny kelimaso, fa ny ao anaty Torah dia brun-brun mainty volo lava orona daholo ny olombelona.. "tahaka ny endriNY"...
Ary i Tealala-petak'orona dia mino fa lava-orona koa izy, fa somary petapetaka fotsiny... :-)

35. Strong3
(
08/01/2016 08:21)

fa nga le hoe mivavaka mila mikipy maso foana eh (toa izany foana koa no vetesina eo :-) )
hoan'ireo tsy manana fifantoahana io mikipy toa constipé lazainao io rhaj0
za aloha efa mifoha tsara ,dia hitako ny lalana makany amin'izay alehako eh ... fa enao izao no hamantana tsy haitsihay rehefa rahatrizay ka very aminao ny ainao ka tsy azonao samborina mbola hiainanao indray ... hihihi :-)
36. rhaj0
(
08/01/2016 12:26)
Strong3:
hoan'ireo tsy manana fifantoahana io mikipy toa constipé
hi hi hi... ny Kristiana namanao izany constipé.. ny an'i Strong3 indray izany dia hotsahotsan'ny diarrhée.. dia efa résigné ianao ao io izany eeee :-)
[size=10]hors-suzé... nisy ilay hiran'i Gangsatababa, dia hoe, i ... Strong3 hono any an-gabone, mbola mihira ny "Avia Ry Mino"..
asa inona no avy malaky namaly antso tao an-gabone tao .. vita hors-suzé.[/size]
Strong3:
za aloha efa mifoha tsara ,dia hitako ny lalana makany amin'izay alehako eh ... fa enao izao no hamantana tsy haitsihay...
Raha tsihaitsihai-NAO ilay ho alehako, dia ataovy ao @ imagination-NAO ao hoe, lasana atsy @ ilay SPA atsy ambadiky ny bonga aho, ary mahazo torture-kitikitika-faladia ;-)
37. Strong3
(
08/01/2016 12:42)
huuuhuhuh :-) :-)
mampiady angeliny fotsiny izany no betsaka fa tsy misy resaka misy volombava mihitsy laolina tsss ... !!!
[size=5] mbola tsy renao nga ilay hoe nilatsahan'ny varatra teo ampan-g...na ka sady maty no miosina.... ka inona moa no misakana raha misy mivavaka eo , ny sainao no miteny aminao fa maloto io hihihih ....[/size] ... fa io na tsy misokatra aza ny vavanao hain'izay inoana foana ny tianao ambara fa tsy hivazavaza avia ry mino sy ny tariny ao
imagination hoa izy io fa Plan-an'Atra mba hanafaizana ireo madi-doha tsy mety mino sy tsy mety hendry fa manao ny hadalany ihany ? ... ka raha hendry ve moa i rhaj0n'i Jesosy ho dorany any amin'ny afobeny any eh

38. rhaj0
(
08/01/2016 13:31)
Ilay "plan-an'Atra" anie ka mampihomehy eee.. n'inon'inona mitranga eto, dia ... "planiNY" hono. N'inon'inona (tsy) irianao (ka ivavahanao) ao, dia izay tanteraka eo dia "planiNY", na faly ianao na tsy faly, na tianao na tsy tianao.
Ohatra izao, "planiNY" ny nanoratako ny teny "planiNY" izao io.. Dia "planiNY" ny diarrhée lava-n'i Strong3, "planiNY" ny constipation chronique-n'i... Bor2lais dokotera. Dia "planiNY" koa ny fanatisme-n'i Yahl, na koa ny maha-borné an'i Tealala @ Torah ao, na koa ny nampa-tsy tia fety an'i RBNIR... "planiNY" ny nanome anarana an'i Gasy1zay ho Mose Denis... Dia "planiNY" koa ny tsy ahatakaran'ny imagination-n'i Strong3 ny ho avy, fa hoe, mahazo torture-kitikitika-faladia aho rahatrizay.
"planiNY" daholo daholo izany rehetra izany an...

39. Strong3
(
11/01/2016 09:09)
mdr koa ilay fandraisanao ilay hoe : planiNy ry rhaj0 ...
ny planiNy dia efa mipetra mialoha fa tsy hoe izay tianao atao na izay mety aminao ao. enao no mitaingina eo amin'ny planiNy fa tsy izy no ataingina eo amin'ny fiainanao
ohatra .. planin'Atra ny handefa ho andevo ny Zanak'isiraely tany egypta, sy hamoaka azy rehefa avy eo; planiNy ny hanala ny fahotan'ny olona amin'ny alalan'ny JK
fa tsy andeha hivoaka enao dia hoe planiNy ...
saingy ny olona taritiny dia tsy misy kisendrasendra ny fiainany ; satria BAIKONY NO TANTERAHANA FA TSY MANDEHANDEHA HOAZY ny fiainan'ny mino!
... ao no miresaka ilay Sitrapony sy Planiny ; fa tsy izay any ivelan'ny vala akory
[size=7] tsy valandry bezesita sy matikambo akory io resahana io fa valan'izay tena mino sy manaiky an'i JK VALAN'NY FINOANA IO , sao mako hirehaka eo indray ny MPIHAMBO HO TENA IZY SY NY TARINY hahahah :-) :-) :-) [/size]

40. rhaj0
(
11/01/2016 11:48)
Hazavao @ fiainana ankehitrio, na koa izay mitranga eto @ serasera izao io hoe, ilay "planiNY" ry Strong3, fa ilay "Angano" taloha tena TSY takatry ny fonay intsony raha "fanandevozana" dia "normal" fa "anaty planinY"