Ny angolam-panahy mahafanina

21. tealala ( 03/12/2015 06:49)

endriny:

tealala:

endriny:

Mba hevero hoe eo akaikinao misy olona mandainga dia mbola hino an'iny olona iny ve ianao... fa io moa angolam-panahy mahafanina

Ary raha taranaka rajako mandresy lahatra dia ahoana?

Angamba tsy ny firazanana no zava-dehibe fa ny fahamarinana ao aminy.
Ianao ve ve mino fa ny tany no natao talohan'ny masoandro?

Ao ary fa samy marina e, misy ny taranaka rajako dia misy koa ny taranaka olona :)
22. tealala ( 03/12/2015 06:59)

RBNIR:

tealala:

Samy mahay mamaky an'io anie isika e, samy mahita tsara an'io zavatra voasoratra io, fa takaro hoy aho raha takatrao, na tonga dia anontanio an'i pasitera no hevitr'io.

Efa mba nalefanao v ny fisainanao hoe ilay fahatakaranao azy mihitsy no tsy mifanaraka amin'izay voasoratra???

Dia efa nalefanao ve ny fisainanao fa raha ohatra ka ny famakinao an'io jenezy io dia nifototra i Kaina sy Eva?
23. RBNIR ( 03/12/2015 07:19)
tealala:

Dia efa nalefanao ve ny fisainanao fa raha ohatra ka ny famakinao an'io jenezy io dia nifototra i Kaina sy Eva?

Toy izao ny faminaniana voasoratra ao anaty baiboly sy ny fomba handraisana azy
1- Misy faminaniana tsotra ao:
- Faminaniana mivantana tsy misy miafikafina (réel),
- Mikendry vanim-potoana akaiky na voafaritra mazava
- Mikasika ny andavanandron'ny fiainan'ny olona ny zavatra voalaza...

Ireny dia avy dia raisina ara-bakiteny tsy manana heviny miafina,

2- Misy kosa faminaniana apokaliptika (oh: bokin'ny daniela sy ny bokinany apokalipsy
- Misy heviny miafina (iréel)
- Mikendry vanim-potoana lavitra
- Tsy mikasika ny andavan'andron'ny fiainanan'ny olona fa manambara kosa na tantaram-piangonana na tantaram-pirenena...

Ireny no mila takarina ny hevitra miafina fonosiny (saingy ao amin'ny baiboly ao ihany no manambara izany) ary misy olona voafidy mivantana ampianariny an'izany...

Ohatra araho ity rohy ity dia hamarino ny voalazany.....
24. RBNIR ( 03/12/2015 07:37)
Nifototra i kaina sy Eva?
Tsy manambara an'izany ao amin'ny baiboly....
25. RBNIR ( 03/12/2015 07:42)
Afaka manokatra lohahevitra manokana momba ny genesisy ianao raha tianao dia ohatra hoe iza ny vadin'i kaina niterahany an'ireo taranany ireo???
26. RBNIR ( 03/12/2015 07:48)
afaka ihany koa anefa ianao mijery ato amin'ity rohy ity satria lohahevitra efa nisokatra teto izay...

http://forum.serasera.org/forum/message/m527650888ff27
27. tealala ( 03/12/2015 08:34)

RBNIR:

Nifototra i kaina sy Eva?
Tsy manambara an'izany ao amin'ny baiboly....

Ho anao ary e, iza no vadiny?
28. RBNIR ( 03/12/2015 08:39)
tealala:

Ho anao ary e, iza no vadiny?

Raha ny baiboly dia efa voaroka niala teo amin'ny tany nisy ny ray aman-dreniny izy vao nahalala ilay vadiny....
Niteraka zanaka hafa i adama sy eva ary ireo zanany ireo koa mbola niteraka ihany koa...
Raha ny baiboly no vakiana dia nisy vanim-potoana mbola nekena tsara ny fanambadian'ireo mpiavana akaiky....Efa taty aoriana vao nilatsaka ireo lalàna momba ny fanambadiana ao amin'ny levitikosy.....
29. tealala ( 03/12/2015 08:48)

Araky ny finoanareo sy ny zavatra apianarin'i pasitera anareo izany dia tsy nisy olon'kafa mihitsy ankoatr'izy ireo teto an tany? Marina anie ny zavatra lazain'i rhaj0 raha momba ilay hoe efa nisy tany chine sns teo e
30. RBNIR ( 03/12/2015 08:52)
tealala:

Araky ny finoanareo sy ny zavatra apianarin'i pasitera anareo izany dia tsy nisy olon'kafa mihitsy ankoatr'izy ireo teto an tany? Marina anie ny zavatra lazain'i rhaj0 raha momba ilay hoe efa nisy tany chine sns teo e

Ny baiboly ihany no marina amiko namana...
« Ary ralehilahy nanao ny anaran'ny vadiny hoe Eva, satria izy no renin'ny olombelona rehetra. » (Gen.3:20)
Tsy nisy filazana mihitsy fa nisy ligné hafa....
31. tealala ( 03/12/2015 09:01)

RBNIR:

Ny baiboly ihany no marina amiko namana...
« Ary ralehilahy nanao ny anaran'ny vadiny hoe Eva, satria izy no renin'ny olombelona rehetra. » (Gen.3:20)
Tsy nisy filazana mihitsy fa nisy ligné hafa....

Hahaha, tahaka izany koa aho taloha nahay namaky teny dia nijanona teo tsy nianatra ny dikan'ilay zavatra nolazaina..Izay anie no mahatonga anareo kristianina maro be tahaka an'io e, samy milaza fa ny azy no marina daholo, nanao testamenta vaovao mihintsy amin'izay moramora kokoa ny boky ianarana fa tsy ilay teo aloha mila takarina be.
Marina ny baiboly fa raha vakinao fotsiny ohatry ny "livre d'histoire" dia izany no valiteninao izany.
32. rhaj0 ( 03/12/2015 11:20)
RBNIR:
Ny baiboly ihany no marina amiko namana...
« Ary ralehilahy nanao ny anaran'ny vadiny hoe Eva, satria izy no renin'ny olombelona rehetra. » (Gen.3:20)
Tsy nisy filazana mihitsy fa nisy ligné hafa....

Nisy adinon'ny sekretera kosany, fa izao no tena izy:
"izy no renin'ny olombelona rehetra".. TAO @ VALLEE DE CANAAN.

Raiso @ izay re ry RBNIR fa mihinana ny latsaka azany misy vary, ka dia... raiso @ halemem-panahiny io eeee :-)

Izay no mba takatr'ilay olona tao @ vallée de Canaan, hoe nobolabonalana ny tany dia tsofina dia nipiritika i Adama. Fa ny légende hafa tao @ voisinage tao izao ho'a dia hoe, niaka-nidina ny lanitra raolona taloha, misisika amina lavaka ao @ rahona ao, fa nony nidina i Bobolita katavy, dia rovitra ny lavaka, dia nigorodana teto daholo ny voisin-ndry olona tao Canaan. Dia naka vady an'i Bobolita i Abela, ary niteraka an'i Seth..

33. RBNIR ( 03/12/2015 11:29)
rhaj0:

Tany ampamoronana mbola tsy nisy resaka tany kanana, taty aoriana be andron'i abrahama izany vao nipoitra....
34. rhaj0 ( 03/12/2015 11:36)
fa misaotra an'i RBNIR nampita iliay resaka taloha teto. Ireto no tsongolohako..

zokieva:
Iza marina no vadin'i Kaina ; ny anabaviny ve?

Hery:
...raha noheverin'ny mpanoratra baiboly horaisintsika ho toy ny tantara ny nosoratany dia angamba nasiany N.B. tery ambany tery hoe "Tandremo ny zavatra hitanao ato dia noforonina fotsiny ihany[size=6] mba entina hampitàna ny fitiavan'Andriamanitra[/size]

Nehemiah:
Aiza kay @ Baiboly no misy hoe "Hatreto dia izay hevitra tianao tsoahina fotsiny fa anganogano fa manomboka hatreto dia raiso ara-bakiteny satria tenin'Andriamanitra ?"

kolo:
Elsany mitapy dôly, angono tsara lahatry ny vazah zany fa tsy nsy nahita an'izany na iray aza teto antany e
35. gasy1zay ( 03/12/2015 17:41)

rhaj0:

Izaho ho'a fony nampianatra... dia rahefa mitabataba ny Ankizy, dia rahefa nanonona lesona aho, dia niangaliko io feo milantolanto mihirahiran'i Mopera ireny io.. Fa tena ... nivanitika daholo ny ankizy eee...

efa kOpy re ny Ankizy, fa ireto beantitra (ara-tsaina) ireto ihany sisa no voany ao eeee...

Midika ve zany io nambaranao io rhaj0 fa diso ny zavatra nampianarinao ny ankizy dia napme azy sa ilay fomba fampianarana no mapme?
36. rhaj0 ( 03/12/2015 17:52)
Tena vanitika gilady t@ izay, azony mbola nampiako zesta manipy tanana any an-danitra.. Dia ny sipakely serieuze be ho'a nimonomonona fa hoe maniratsira hono.. :-)

Dia kOpy zareo hoe, tsy ny fomba firesaka (mampiesona) no jerena fa ny votoatiny (mampivanitika)... Fa io ho'a dia ny beantitra (nefa mbola te-ho "zazakely" saina) ihany sisa no coincE @ io fa ny Ankizy efa lasa eeee...
37. endriny ( 05/12/2015 07:20)

RBNIR:

Ny baiboly ihany no marina amiko namana...
« Ary ralehilahy nanao ny anaran'ny vadiny hoe Eva, satria izy no renin'ny olombelona rehetra. » (Gen.3:20)
Tsy nisy filazana mihitsy fa nisy ligné hafa....

Ianao izany dia tena mino araka ny baiboly hoe:
1) Ny tany no natao talohan'ny masoandro sy ny kintana ary ny lanitra a?
2) Dia mino marina ianao fa misy zorony efatra ny tany ary misy anjely miambina isaky zorony iray?
3) Dia mino ianao fa ny taolan-tehezana no nanamboarana ny vehivavy?
4) Ary mino ianao fa ny menarana no namitaka an'i Eva?
38. RBNIR ( 07/12/2015 05:56)

Faly misera namana,
Efa nambarako fa izay voasoratra no inoko,
Ilay teboka faha efatra fotsony no tiako hotsindrina kely satria efa nazavaina io taty aoriana...
« Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy. » (Apok.12:9)
Araka io teny io dia ny devoly na koa hoe satana no namitaka tamin'iny fotoana iny....
39. rhaj0 ( 07/12/2015 11:36)
Marina kosany ny an'i RBNIR, fa jerevo anie i Eva eto fa mbola gafian'i satana foana eee.. :-)
40. tealala ( 07/12/2015 12:11)

RBNIR:

« Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy. » (Apok.12:9)
Araka io teny io dia ny devoly na koa hoe satana no namitaka tamin'iny fotoana iny....

Tena be dia be izany hery inoanao izany a, ao jesosy, devoly i satana i menarana... sao dia fapenarana mamaky teny ny an i pasitera fa tsy fandalinana baiboly?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1835