Pray for Paris

21. rhaj0 ( 17/11/2015 17:49)
Fa asa tokoany k'lou hoe... supposons azany hoe, dia tena samy "nivavaka" araky ny tokony ho izy daholo hono ireo olona Kristiana (sy gasy) nilaza izany tao @ FB... dia ahoana? dia tena "mivaly ny vavaka", ary dia inona no hitranga ry Gasy1zay :
1- nitsangana t@ maty ireo maty tany Bataclan?
2- sa, nilatsahan'ny FM ny ISIS ary tsy manao toa izay intsony?
3- sa, izay tsy mivavaka @ Andrmntry ny Kristiana, dia ireo Atheista sy ireo Japanezy na Sinoa na Karana, dia ireny ihany no mankany Bataclan, ary ireny no ataon'ny ISIS masikita ao..

na atao izao indray azany ilay fanontaniana eee.. INONA ry Gasy1zay no mba fanirianao ho valim-bavaka rahefa ny toa izao no mitranga ???

22. gasy1zay ( 17/11/2015 18:43)

rhaj0:

Raha ny tena tiko aloha dia ny hoe hitodika @ Andriamanitra ny olona satria ho tonga saina fa mandalo ny fiainana an-tany, saingy ...Andriamanitra hoy aho nanome safidy malalaka fa tsy manery antsika olombelona ka mety tsy ho tanteraka araka ny faniriako izany izay vavaka izay, mivavaka koa mba ho mora hoan'ny fianakaviana manamanjo ny fitondrana fahoriana, ny maratra ho sitrana sns ...Izaho tsy any Frantsa ka tsy haiko ny impactn'ny vavaka fa mino aho fa misy any fa tsika moa tsy manana témoignage fa mety hisy ihany any aoriana any.

23. rhaj0 ( 17/11/2015 19:04)
Ka "mitodika @ Andrmntra" izany ny olona (Kristiana), hozy Gasy1zay, dia ..
- "mora hoan'ny fianakaviana manamanjo ny fitondrana fahoriana"
- "ny maratra ho sitrana"
- sns...

Tsy haiko ny "sns... tian'i Gasy1zay ho lazaina, fa raha ny fahazoako ireo (faniriana) valim-bavaka lazainao ireo, dia ny (hany) ivavahan'i Gasy1zay, dia ny "manalefaka ny fahavoazana/faharavana/fahapotehana"...

hum... ny reflexe-n'ny olona @ fiainana anefa, dia "maka lesona", ary dia "mivoatra" hatrany ho @ tsaratsara kokoa, na fara-faharatsiny, tsy miverina na mamerina ny hadisoana sy faharavana/fahapotehana taloha. Ary azonao hita eo io ny "actions" sy "decisions" raisina, concrets sy reels..

ka .. ny "vavaka", raha arak'i Gasy1zay koa ve k'lou mba mitondra @ izany eee?? "actions/decisions izay concrets sy reels" ???

Ny fahitako azy, ny "vavaka", dia hoe, samy nigonongonona any antranony sy any ampiangonany any, ary TSISY actions/decisions izay concrets sy reels" @ io, fa iriana fotsiny hoe,
- misy FM (tsihitamaso) mamaha ny olana ao..
- na, tsy ny FM azany no mi-intervenir (direct), fa araka ny filazan'ny belazao aty, dia hoe, misy "energie"-mbavaka izany hono manetsika ny tendrombohitra... na lasa odi-bala-n'ny kalach-n'i ISIS izany eee...
24. sitlo ( 17/11/2015 20:41)
Poah, poah, aza manidy ny eritreritr'adalako. Fa dia toa "honohono" ankalazaina be ihany izy ity. Mety mannequin an'i Charlie ao anaty lamba sy olona "mody" mitaraina ihany no hita fa tsy ohatra ireny tena nipoahan'ny baomba ireny.

Raha tena te hahita olona niaraka nipoahan'ny baomba ianao dia tahaka itony. Baomba tao Ankara, Turkie, ny Oktobra 2015. Fa izany hoe mahay film aloha ny olona e.

Mba mody victime dia manao izay tiana avy eo. Sa tsy izay moa ry frantsay?
25. endriny ( 18/11/2015 05:50)

sitlo:

Mba mivavaka ho an'ny Anjely isika ry namana a. Satria nisy namono ireo anjely fotsy any Paris..

Fa ireo Demony mainty any Tsiroanomandidy tsy maninona na aripaky ny miaramila mpampihorohoro aza...

Rehefa ny Anjely Fotsy no mamono ny Lybianina na ny Demony mainty no maty any an-dakilasy any Kenya... dia tsy hisy hivavaka ho anao mihintsy eo...Ny anozona anao Demony mainty ho lany tamingana aza ataon'ny Anjely...

Amen
26. Yahl ( 18/11/2015 10:42)

rhaj0:

Raha izaho no anontanianao, dia ny fahendren'i Mandela no averiko aminao:
“All that prayer stuff is, frankly, pretty useless.”

Loharano: http://www.theonion.com/articles/nelson-mandela-admits-thoughts-prayers-of-millions,32853/

Ny an'i Mandela izany io, efa "narary ho faty" izy, fa dia nilaza mazava fa "tsisy ilavana, na hoe tsisy ampiasana azy, izany vavaka izany".

.... ny ahy izao ny manaikitra ny eritreritro dia hoe, misy zaza gasy anie ka maty isaka ny 10 minitra moa izy teo, ary ny tsy maty indray, dia fantatra koa fa ny zaza gasy aman'hetsiny, voan'ny malnutrition aigue, dia misy fiantraikany giravy @ fibeazan'ny sainy...

Yahl
Manao fanampiana betsaka @ ireo zaza gasy maty isaky ny 10mn angaha enaw? sa mandray andraikitra @ireo zaza gasy aman'hetsiny, voan'ny malnutrition aigue, dia misy fiantraikany giravy @ fibeazan'ny sainy... ka izany no mampiasa betsaka ny sainao fa toa tsy fantatrao akory ny hanjo ny fanahinao izay mbola mamelona anao ankehitriny!?!

27. rhaj0 ( 18/11/2015 11:28)
Izany "fanahinao mamelona anao" sns izany aloha ry Yahl, dia efa hoe ho'a hoe:
Asa raha mba azonao ihany ry Yahl hoe, "inona no inoana", inoan'ireto olona any China(47%), Japan(31%), Tcheques(30%) ary France(29%)... na koa ny biologist(94%) na ny physicist(92%)... ary izaho. Atheista ireo.

Bebe ihany ny fanontanianao miverimberina any @ lohahevitra hafa. Ka asa... azonao @izay?

Ary ny kitakitanao toatoa ny hoe "manao inona aho" indray dia, efa voavaly @ hoe, "ny omby indray mandry tsy indray mifoha" ary "aza atosika ny ondry botry"
28. Fiffi ( 18/11/2015 14:04)
nroooo....raha zah perso aloha dé tsy mivavaka an'paris eh !

fa kosa....mivavaka ho an'ireo zay maty tsy fidiny noho ny adalan'sasany....
29. gasy1zay ( 18/11/2015 14:17)

rhaj0:

Ka "mitodika @ Andrmntra" izany ny olona (Kristiana), hozy Gasy1zay, dia ..
- "mora hoan'ny fianakaviana manamanjo ny fitondrana fahoriana"
- "ny maratra ho sitrana"
- sns...

Tsy haiko ny "sns... tian'i Gasy1zay ho lazaina, fa raha ny fahazoako ireo (faniriana) valim-bavaka lazainao ireo, dia ny (hany) ivavahan'i Gasy1zay, dia ny "manalefaka ny fahavoazana/faharavana/fahapotehana"...

hum... ny reflexe-n'ny olona @ fiainana anefa, dia "maka lesona", ary dia "mivoatra" hatrany ho @ tsaratsara kokoa, na fara-faharatsiny, tsy miverina na mamerina ny hadisoana sy faharavana/fahapotehana taloha. Ary azonao hita eo io ny "actions" sy "decisions" raisina, concrets sy reels..

ka .. ny "vavaka", raha arak'i Gasy1zay koa ve k'lou mba mitondra @ izany eee?? "actions/decisions izay concrets sy reels" ???

Ny fahitako azy, ny "vavaka", dia hoe, samy nigonongonona any antranony sy any ampiangonany any, ary TSISY actions/decisions izay concrets sy reels" @ io, fa iriana fotsiny hoe,
- misy FM (tsihitamaso) mamaha ny olana ao..
- na, tsy ny FM azany no mi-intervenir (direct), fa araka ny filazan'ny belazao aty, dia hoe, misy "energie"-mbavaka izany hono manetsika ny tendrombohitra... na lasa odi-bala-n'ny kalach-n'i ISIS izany eee...

Ny vavaka ry rhaj0 dia fanankinana ny fiainana sy ny momba anao amin'Andriamanitra, tsy midika akory izany fa hoe hijanona ao ampiangonana ao fa tsy hiasa, raha mivavaka ny olona hoe ampio aho Andriamanitra @ asako na hitady asa dia misy action tokoa raisinao fa tsy hoe mivavaka fotsiny dia midôdô, fa sarotra be ny manazava ilay izy aminao satria tsy mbola nampiarinao ilay izy, ohatrany manazava olona hoe ohatranizao ny milomano nefa olona tsy mbola niditra anaty rano na piscine akory no resahina. Rehefa vonona ny hanandrana ise rhaj0 dia atoroko(nay) fa ilay izy raha tsy hiainana tsy hita, toy ny manazava olona hoe tsara ny mifankatia nefa izy aza tsy manana olotiana akory.
30. rhaj0 ( 18/11/2015 14:25)
Ity dia ampy... sady koa, Tsiky Dia Ampy (Trademark-Hery) :-)

gasy1zay:
aza ampitoviana kosa ny religion e! Ny Irakiana nga mivavaka @ Andriamanitra Kristianina?
rhaj0:
Hay va re, aminao Gasy1zay, dia ny Andrmntry ny Kristiana ihany no mahavita azy... Henatra ho anao.. 'ndana miverina misitrika haingana ao @ box-kelinao ao..

Asa ho'a hoe, aiza ho aiza @ io revin'i Gasy1zay (sy ny Kristiana maro namany) io ilay "peace" hameno ny tany rahefa avy "mivavaka" zareo..
31. Fiffi ( 18/11/2015 14:31)

gasy1zay:

fa ilay izy raha tsy hiainana tsy hita, toy ny manazava olona hoe tsara ny mifankatia nefa izy aza tsy manana olotiana akory.

clap ...clap...tena marina....

32. rhaj0 ( 18/11/2015 14:37)
clap clap clap be koa... Ilazao izany i Mopera.
33. endriny ( 18/11/2015 16:31)
hihihihihiihihih

Aleo aloha hiomehy kely.

Tena kanefa ialy mopera tsy manam-bady mihintsy no mananatra mikasika ny fitiavana...

Aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko tanteraho

Izaho mihaino misopirana ka raha marina aza lasa mivilana
34. Strong3 ( 19/11/2015 08:00)

vahiny2004:

Strong3:

miady amin'ny fahantrana sy anohanana ny gasy izao fa tsy manana fotoana hanova PDP sy hivavaka hoan'i lafrantsa mpanosihosy ny zo ny malagasy ...

tsy manampotoana amin'izany isika an
35. bor2lais ( 19/11/2015 08:14)
gasy1zay:

Saino hoe ianao mangataka amiko mivavaha hoan'i Paris, dia za mangataka ny namako hoe mivavaha hono hoan'i Paris, dia ny namako koa toy izany ....nefa isika sy ireo namantsika tsy nisy nivavaka.

:-)
Mety tsy sahy mandeha irery miresaka Aminy kosa izy fa matahotra (sao dia bedy angamba) na menatra (tsy sahy miteny) ! Hany ka mifanjana miandry zoky (daholo) satria izay manan-joky hono afak'olan-teny !
:-)
36. rhaj0 ( 19/11/2015 18:45)
Mety tsy mahay mivavaka koa izy eee... ka ihomehezan'ny namany izy rahefa (tsy mahay) mivavaka, ka dia bosibosehany ny namany hafa (mba ihomehezany koa) :-)
37. bor2lais ( 20/11/2015 08:12)
Mba mahatsiaro tena ho zanaky ny Dadany ihany ve ny ankizy tsy sahy miresaka Aminy izany ? :-)
38. rhaj0 ( 20/11/2015 13:28)
Koa raha miadaladala eo, ngo dia.. aripaNY eo kouh.. na anirahaNY Anjely ... an an... aleo mangina (volamena) tsy manao n'inon'inona zany eeee... :-)
39. vahiny2004 ( 23/11/2015 10:22)

endriny:

hihihihihiihihih

Aleo aloha hiomehy kely.

Tena kanefa ialy mopera tsy manam-bady mihintsy no mananatra mikasika ny fitiavana...

Aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko tanteraho

Izaho mihaino misopirana ka raha marina aza lasa mivilana

Efa renao angaha karazana resaka toy inona no resahin'i Mopera @ fanomanana fanambadiana ?
40. rhaj0 ( 23/11/2015 11:07)
Izaho nahare.. resaka an-tsisi-touche... dia hoe, hozy mopera hoe, toatoa izao ny position rehefa manao raha ohatra ka te-ho tera-dahy... f'angaha tsy vanitika gilady be :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0943