Je suis Charlie

1. booboo ( 07/01/2015 19:24)
Vonton'alahelo ny fo nahare fa gli ry Charb sy ry Wolinski sy ry Cabu ary ireo namany hafa.



Je suis Charlie.
novalian'i sitlo ny 21/01/2015 03:27
2. hery ( 08/01/2015 09:28)
Izaho tsy dia tia ny zavatra ataon'ny Charlie Hebdo saingy tsy mankasitraka kosa ny attentat omaly iny.

Andriamanitra ihany no tompon'ny aina, ka raha tianao hiala ny ain'olona iray dia angataho ho esorin'Andriamanitra... raha hanaiky izy.
3. 5laody ( 08/01/2015 10:52)
Ao hihomehezana ve ny zavatra rehetra?

valinteny kivalavala: ie rehefa tsisy n'inon'inona mitranga.

zavatra mahafinaritra ny mizara fihomehezana nataon-dry zareo hatramin'izay ary anisan'ny mampieritreritra ny olona amin'ny tranga maro ry zareo ary tsy mifidy hoe iza io na iza . Nandalo tao daholo na resaka finoana na pôlitika na fiaraha-monina.

Anisan'ny notoriany tamin'ny alalan'ny sary ohatra ny tolon'omby any Espana,
Mety efa nisy voatsindrona isika nijery sary ary efa niomehy koa.

Mety mihomehy izao rizalahy mahita anao mijery eo.

Hoy Wolinski: « Je veux être incinéré. J’ai dit à ma femme: tu jetteras les cendres dans les toilettes, comme cela je verrai tes fesses tous les jours.»



4. booboo ( 08/01/2015 12:37)
:-D :-D :-D zay humour-ny izay ilay itiavako an'i Wolinski
5. bazylou ( 09/01/2015 11:54)
za bazylou
6. mpisotrtoaka ( 12/01/2015 05:19)
Je suis Berija !
7. sitlo ( 21/01/2015 03:27)
Amin'ny maha malagasy ny tena ary nahita ireny populism tamin'ny 2009 ireny, ary ny filma efa hitako maro toy Borne Identity... eny fa ry Belmondo aza.

Fika fotsiny iny, ny antony no aleo iaraha-jerena.

Efa nisy nanafika taloha ve, dia efa maazo fampitahorana efa ho isan'andro, efa manana polisy miambina manokana mihitsy. Dia na caméra de sécurité kely ohatra an'ilay atsy amin'ny mpivarotra pizza atsy aza ve dia tsy misy?
Dia zay dia nisy naazo tamin'ny smartphone tsara fa tsy hita tsara aloha raha tsy efa eo amin'ny tany. Dia rehefa notifirina dia tsy rà kely iray aza no nipitoka fa tonga dia maty hono dia tsy hita intsony.

Ohatra an'izao izany voatifitra amin'ny loha izany. (Aza jerena raha rarotin-drà)
http://edge.liveleak.com/80281E/ll_a_u/thumbs/2013/Sep/19/151eb1ced18f_sf_4.jpg
http://edge.liveleak.com/80281E/u/u/thumbs/2013/Aug/16/201de2b47e5c_sf_6.jpg
http://www.barenakedislam.com/wp-content/uploads/2013/11/LiveLeak-dot-com-3e2df17b9b48-522430_446611938770788_128274236_n.jpg.resized.jpg
http://edge.liveleak.com/80281E/u/u/thumbs/2013/Jan/28/fb0c42a20143_sf_6.jpg
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2127