Pray for Paris

1. gasy1zay ( 16/11/2015 14:47)
Mba te hanontany aho hoe ireo izay nametraka an'io t@ statut FB-ny na nanao j'aime t@ FB ve dia tena nivavaka tokoa sa mba nisy eritreritra nandalo fotsiny hoan'ireo maty sy naratra ary ny fianakaviany?

Faharoa, mba tiko ho fantatra, hoan'ireo athé toy an'i rhaj0, ahoana moa zany ny fahitany an'ireny hoe Pray for Paris ireny nefa izy ary tsy mino na tsy manana Andriamanitra ivavahana?

novalian'i rhaj0 ny 08/12/2015 14:10
2. rhaj0 ( 16/11/2015 15:30)
Raha izaho no anontanianao, dia ny fahendren'i Mandela no averiko aminao:
“All that prayer stuff is, frankly, pretty useless.”

Loharano: http://www.theonion.com/articles/nelson-mandela-admits-thoughts-prayers-of-millions,32853/

Ny an'i Mandela izany io, efa "narary ho faty" izy, fa dia nilaza mazava fa "tsisy ilavana, na hoe tsisy ampiasana azy, izany vavaka izany".

Fa io k'lou dia samy manana ny fandraisany azy hoe, inona no manaikitra ny sainy amam-pony sy eritreritrany eee.. ny ahy izao ny manaikitra ny eritreritro dia hoe, misy zaza gasy anie ka maty isaka ny 10 minitra moa izy teo, ary ny tsy maty indray, dia fantatra koa fa ny zaza gasy aman'hetsiny, voan'ny malnutrition aigue, dia misy fiantraikany giravy @ fibeazan'ny sainy...

Ka raha izay mahavoa an'i Paris indray dia ... raha izaho aloha, dia tsoriko fa olon-dehibe sy manana ny fahazoa-manao zareo, na psy na pretra, mahay mi-debrouille samy zareo ao... Tsy ho zareo no hanariako ny torimasoko..
3. rhaj0 ( 16/11/2015 16:36)
Aleo aloha asiana reference an-gazety mihintsy ny resaka ngo dia hoe belazao eto fotsiny hono aho @ io ankizy gasy maty an'aliny sy tsy ampy sakafo an'hetsiny io..

http://www.midi-madagasikara.mg/societe/2013/11/20/defecation-lair-libre-10-400-malgaches-par-meurent-de-la-diarrhee/
Environ 10 400 Malgaches, dont 6 900 d’enfants de moins de 5 ans, meurent de la diarrhée tous les ans.

http://www.midi-madagasikara.mg/societe/2013/11/20/defecation-lair-libre-10-400-malgaches-par-meurent-de-la-diarrhee/
D’après l’Unicef, 48% des enfants malgaches de moins de 5 ans sont en proie à l’insuffisance alimentaire. Autrement dit, de la malnutrition.

Ka "nivavaka" ho an-dreo koa va ianao?

Ary nivavaka ho an-dreo koa va ny Frantsay? sa "dommage collateral"-n'ny fanonganam-panjakana notohan-dry Sarkoko sy Claude Gueant fotsiny ireo, ka dia izay izany ny aminy?
4. gasy1zay ( 16/11/2015 17:10)

rhaj0:

Ok azoko ny fomba fijerinao ka, tsy resaka hoe iza no tokony entina ambavaka na tsia no mahaliana ahy fa hoe inona no ataonareo tsy mpino rehefa misy zavatra mitranga ka tsy voafehin'ny hery, saina , amam-pahalalan'olombelona, raha tsy mampiraika anao ny nanjo ny frantsay dia hajaiko ilay hevitrao, fa raha momba an'ireo gasy zany dia inona no ataonao ankoatry ny vavaka izay tsy inoanao sy tsy ataonao?
5. rhaj0 ( 16/11/2015 17:17)
Be dia be ny zava-misy mikitika ny compassion.. Tsy hoe "tsy mampiraika ny an'ny frantsay", fa .. eny, nierika ihany aho, dia nanaraka ny vaovao, ary dia ontsa. Fa ny fanontanianao moa "inona no ataonao", dia hoy aho hoe... haninona anefany moa izay izaho ity? Ka rahefa zavatra tsy ananako control, dia avadika ny diska eee...

Ny @ fahorian'ny gasy indray dia .. ilay hoe "inona no ataonao" k'lou, raha io no apetrakao @ olona, na diaspora izy na ao an-toerana, dia hoy aho hoe... "omby indray mandry tsy indray mifoha io" ary "aza atosika ny ondry boka"... fa dia samia manao izay tandrify azy fotsiny eee...

Ny @ "vavaka" indray, dia tena seconder-ko ho'a i Mandela... it is USELESS.

Mba averiko aminao ny fanontanianao azany e... (raha ny marina, raha manontany olona ianao, dia tsaratsara anao ny miresaka ny anao aloha).. Ka "inona no nataonao ry Gasy1zay" ??
6. gasy1zay ( 16/11/2015 17:51)
Ka ny ahy manonkana aloha dia mbola mino aho hoe ny vavaka dia manova zavatra fa tsy useless araky ny nambaran'i Mandela e! Fa ny nahatonga ilay reflexion dia naheno aho hoe any Frantsa hono ny firenena mandroso betsaka athé indrindra raha % population no jerena, dia tonga saina aho hoe ahoana marina moa ry zareo ireny zany rehefa tratra ny loza toy zao.

Izaho koa aloha dia toa anao tsy manana contrôle @ manjo ny mpiray tanindrazana amiko saingy kosa mino aho fa ilay Andriamanitra nahary izao tontolo izao, sy ilay mahay ny zavatra rehetra dia afaka manao tokoa, fa tsy haiko aloha hoe tena niantso azy ve isika malagasy ary tena nanankina ny fiainana 100% taminy ve sa sady mivavaka @ Andriamanitra no mivavaka @ razana, no mivavaka @ vola ( mamôna) ... sa tena tsy mila azy fa niantehitra t@ zavatra hafa? Raha ny amiko aloha dia niantso an'Andriamanitra aho ary nanankina ny fiainako taminy ary tena hitako sy tsapako fa namaly ahy izy.
7. rhaj0 ( 16/11/2015 19:25)
Raha mi-google ka tonga eto, na koa eto, dia hoz'izy hoe

- ny percentage-na "atheist convaincu" dia .. China(47%), Japan(31%), Tcheques(30%) ary France(29%)...

- ny percentage-na "religious man" dia ... Ghana(96%), Nigeria(93%), Armenia(92%)... Iraq(88%)

Ka tsy haiko hoe, aiza ho aiza izany lojikanao, ka hoe raha "tena nanankina ny fiainana 100%" t@ Andrmntra ilay firenena dia tsy hiharan-dozabe toa itony.. io mbola maro an'isa io ny Mpivavaka n'aiza n'aiza..

Fa ianao ve tsy mba hianatra ny fantsin'i Pastora Ravelojaona ny @ "Ny Japana sy ny Japoney"? Ny Kristiana any Japana dia 0.1% izy teo? :-)
8. rhaj0 ( 16/11/2015 19:36)
Tena ivereno ilay doc io ambony io:
http://redcresearch.ie/wp-content/uploads/2012/08/RED-C-press-release-Religion-and-Atheism-25-7-12.pdf

Ary tena tsy aritro, fa dia tena hita tokoany ny "lojikanao" na koa ny fomba fisainanao Gasy1zay mpino. Ny "affirmation" narosonao (ilay hoe fanankinana amin'Atra dia avotra), dia tena vokatry ny "finoanao" tokoany.. "fitompoan-teny tsisy porofo".

Dia tena manasa anao hamaky dia hamahabaha ilay .pdf io.
9. 5laody ( 16/11/2015 22:12)
10. Strong3 ( 17/11/2015 08:58)

rhaj0:

Raha izaho no anontanianao, dia ny fahendren'i Mandela no averiko aminao:
“All that prayer stuff is, frankly, pretty useless.”

Loharano: http://www.theonion.com/articles/nelson-mandela-admits-thoughts-prayers-of-millions,32853/

Ny an'i Mandela izany io, efa "narary ho faty" izy, fa dia nilaza mazava fa "tsisy ilavana, na hoe tsisy ampiasana azy, izany vavaka izany".

Fa io k'lou dia samy manana ny fandraisany azy hoe, inona no manaikitra ny sainy amam-pony sy eritreritrany eee.. ny ahy izao ny manaikitra ny eritreritro dia hoe, misy zaza gasy anie ka maty isaka ny 10 minitra moa izy teo, ary ny tsy maty indray, dia fantatra koa fa ny zaza gasy aman'hetsiny, voan'ny malnutrition aigue, dia misy fiantraikany giravy @ fibeazan'ny sainy...

Ka raha izay mahavoa an'i Paris indray dia ... raha izaho aloha, dia tsoriko fa olon-dehibe sy manana ny fahazoa-manao zareo, na psy na pretra, mahay mi-debrouille samy zareo ao... Tsy ho zareo no hanariako ny torimasoko..

:-) :-)

miady amin'ny fahantrana sy anohanana ny gasy izao fa tsy manana fotoana hanova PDP sy hivavaka hoan'i lafrantsa mpanosihosy ny zo ny malagasy ...
11. hery ( 17/11/2015 13:32)
Fa angaha moa izy niteny hoe izy no hivavaka ho an'i Paris fa hozy hoe mivavaha ho an'i Paris :-)

12. vahiny2004 ( 17/11/2015 14:34)
Strong3:

miady amin'ny fahantrana sy anohanana ny gasy izao fa tsy manana fotoana hanova PDP sy hivavaka hoan'i lafrantsa mpanosihosy ny zo ny malagasy ...

13. vahiny2004 ( 17/11/2015 14:36)

hery:

Fa angaha moa izy niteny hoe izy no hivavaka ho an'i Paris fa hozy hoe mivavaha ho an'i Paris :-)

Tena marina ! Soa fa mbola misy olona mamaky teny fa tsy mitsatsaingoka fotsiny
14. rhaj0 ( 17/11/2015 14:58)
hi hi hi... na "mivavaka ho an'i Parisy" io, na "mivavaka ho any Parisy"... na "mivava ka hohanin'i Parisy", na whatever... samia mitsaingoka izay tiany izany eee :-)

Fa raha ny fazahoako ny fanontanian'i Gasy1zay, dia @ ilay hoe, "vavaka" no tiany resahina: ny "vavaka" ve, raha tena natao, na vita, na ho atao @ tokony fanaovana azy, dia tsy tokony "nanova zavatra" na "hanova zavatra"?

he he he.. dia hoy aho ho'a hoe, IT IS USELESS!!... izany koa hozy koa i Mandela
15. gasy1zay ( 17/11/2015 15:21)

rhaj0:

Raha mi-google ka tonga eto, na koa eto, dia hoz'izy hoe

- ny percentage-na "atheist convaincu" dia .. China(47%), Japan(31%), Tcheques(30%) ary France(29%)...

- ny percentage-na "religious man" dia ... Ghana(96%), Nigeria(93%), Armenia(92%)... Iraq(88%)

Ka tsy haiko hoe, aiza ho aiza izany lojikanao, ka hoe raha "tena nanankina ny fiainana 100%" t@ Andrmntra ilay firenena dia tsy hiharan-dozabe toa itony.. io mbola maro an'isa io ny Mpivavaka n'aiza n'aiza..

Fa ianao ve tsy mba hianatra ny fantsin'i Pastora Ravelojaona ny @ "Ny Japana sy ny Japoney"? Ny Kristiana any Japana dia 0.1% izy teo? :-)

Fa ny anao anie rhaj0 dia ny resa-bola sy ny toekarana no hany ampiasaina hilazana fa sambatra ny olona 1 e! fa za aloha sahy milaza fa na gasy petaka aza dia sambatra noho ireo japoney nanambara fa tsy sambatra e!

jereo ity rohy ity : http://www.oecdbetterlifeindex.org/fr/countries/japon-fr/

Matoa koa ny sinoa tsy tamana any @ taniny dia ao raha fa tsy hoe manankarena Chine dia sambatra ny vahoaka an!

Ary aza ampitoviana kosa ny religion e! Ny Irakiana nga mivavaka @ Andriamanitra Kristianina?

Raha ifanaraka isika hoe ny olona sambatra dia izay faly @ fiainany ary ny olona tsy sambatra dia ireo izay miaina anaty stress-dépression mamono tena dia mety hiova ny fomba fijery hoe iza no sambatra sy tsia, ireo mivavaka sa tsia?

hery > ka zay mintsy no tena tiana hiavina ka, misy olona manaraka ny tendance FB fotsiny dia manao/mipartager an'ity Pray for Paris ity (maro be t@ ireo namako) dia zay no nahalasa ny saiko hoe mba firy @ ireo no mba niv fantatro tsara fa nisy tsy nanao ka.
16. vahiny2004 ( 17/11/2015 15:31)
gasy1zay:

ka zay mintsy no tena tiana hiavina ka, misy olona manaraka ny tendance FB fotsiny dia manao/mipartager an'ity Pray for Paris ity (maro be t@ ireo namako) dia zay no nahalasa ny saiko hoe mba firy @ ireo no mba niv fantatro tsara fa nisy tsy nanao ka.

Mila statistique izany ianao sa ?

Ahoana no tena hevitr'ireo "mba" ireo ?

Ohatran'ny misy hevitra hoe mitsara ilay olona izany ilay fanontaniana ... ahitsiho aho raha diso
17. rhaj0 ( 17/11/2015 16:05)
gasy1zay:
za aloha sahy milaza fa na gasy petaka aza dia sambatra noho ireo japoney
Inona k'lou ity hoe "sambatra" eee... Tsy voatery ho ny bien-etre materiel, marina ny anao. Fa rahefa mikalamina ny materiel, ahafahany "mifaly @ fiainany", dia eo vao afaka atao ny fampitaha.

Resaka lavabe ity fa toa mivoaka ny lohahevitra.

Satria mety hoe, rahefa voavaha ny materialy, dia ... ny sex indray no azo atao refy maha-sambatra... Ka ny Mpino ve mahay sex kokoa noho ny Atheista ??? hi hi hi... raha ny fahatakarako azy, dia coincé ny Mpino ... satria hitan-dRainy foana izy rehefa manao ao :-)

gasy1zay:
aza ampitoviana kosa ny religion e! Ny Irakiana nga mivavaka @ Andriamanitra Kristianina?

Hay va re, aminao Gasy1zay, dia ny Andrmntry ny Kristiana ihany no mahavita azy... Henatra ho anao.. 'ndana miverina misitrika haingana ao @ box-kelinao ao.. :-)

18. gasy1zay ( 17/11/2015 16:06)

vahiny2004:

gasy1zay:

ka zay mintsy no tena tiana hiavina ka, misy olona manaraka ny tendance FB fotsiny dia manao/mipartager an'ity Pray for Paris ity (maro be t@ ireo namako) dia zay no nahalasa ny saiko hoe mba firy @ ireo no mba niv fantatro tsara fa nisy tsy nanao ka.

Mila statistique izany ianao sa ?

Ahoana no tena hevitr'ireo "mba" ireo ?

Ohatran'ny misy hevitra hoe mitsara ilay olona izany ilay fanontaniana ... ahitsiho aho raha diso

Tsy mila statistique aho fa mba te hampatonga saina ireo namana ao @ FB hoe maro ny mizara statut toy ireny rehefa misy ny zavatra mitranga nefa dia araka ny voalazanareo sy Hery io hoe izy anie tsy nilaza hoe hivavaka fa hoe mangataka vavaka e! dia izay ilay reflexion hoe iza zany no andrasana tena hivavaka raha samy mijanona ho partage fotsiny ireny, azonao ve ny tiako hiavina? Saino hoe ianao mangataka amiko mivavaha hoan'i Paris, dia za mangataka ny namako hoe mivavaha hono hoan'i Paris, dia ny namako koa toy izany ....nefa isika sy ireo namantsika tsy nisy nivavaka.
19. gasy1zay ( 17/11/2015 16:12)

rhaj0:

gasy1zay:
za aloha sahy milaza fa na gasy petaka aza dia sambatra noho ireo japoney
Inona k'lou ity hoe "sambatra" eee... Tsy voatery ho ny bien-etre materiel, marina ny anao. Fa rahefa mikalamina ny materiel, ahafahany "mifaly @ fiainany", dia eo vao afaka atao ny fampitaha.

Resaka lavabe ity fa toa mivoaka ny lohahevitra.

Satria mety hoe, rahefa voavaha ny materialy, dia ... ny sex indray no azo atao refy maha-sambatra... Ka ny Mpino ve mahay sex kokoa noho ny Atheista ??? hi hi hi... raha ny fahatakarako azy, dia coincé ny Mpino ... satria hitan-dRainy foana izy rehefa manao ao :-)

gasy1zay:
aza ampitoviana kosa ny religion e! Ny Irakiana nga mivavaka @ Andriamanitra Kristianina?

Hay va re, aminao Gasy1zay, dia ny Andrmntry ny Kristiana ihany no mahavita azy... Henatra ho anao.. 'ndana miverina misitrika haingana ao @ box-kelinao ao.. :-)

rhaj0 > loll fa iza koa ny mahavita azy ry rhaj0? Nga efa nanandrana andriamanitra hafa ianao io e? Ny an'i rhaj0 izany ny fandrefy ny hasambarana dia ny vola avy eo ny sexe? zay ve ny fahitanao azy sa diso za?
20. endriny ( 17/11/2015 16:46)

gasy1zay:

hoan'ireo athé toy an'i rhaj0, ahoana moa zany ny fahitany an'ireny hoe Pray for Paris ireny nefa izy ary tsy mino na tsy manana Andriamanitra ivavahana?

Malalaka ho ahy ny fanehoana hevitra amin'ny FB, fa tsy voatery hanaraka izay lazain'ny olona ao akory isika... Isika koa ange afaka manoratra hoe "Midera an'Iaveh noho ireny zava-niseho tao Paris ireny!"

Dia nodarohina baomba izao I Raqqa. Dia aiza ilay hoe aza mamaly ratsy ny ratsy? Sa rehefa ny Gasy no maneho fahasosorana amin'ireo manalotra saina frantsay ny FB-ny dia mandaitra ilay hoe: "Aza mamaly ratsy ny ratsy ary aza manenji-dresy?"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.212