Andriamanitra firy kay no hitanareo eto?

41. tealala ( 15/11/2015 10:38)

RBNIR:

Anarana iombonana (Andriamanitra, Anjely, Olona, Biby)

1- Andriamanitra (Ray - Zanaka - Fanahy Masina)

Ireo no tondroin'ilay hoe "isika" ato....« Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany. » (Gen.1:26)

Ny Fanahin'ireo ihany koa no tao anatin'i Daniela na i Beltesazara...
« Fa nony farany dia niditra teo anatrehako kosa Daniela, izay atao hoe Beltesazara, araka ny anaran'andriamanitro, sady misy fanahin'ireo andriamanitra masina ao anatiny; ary ny nofy dia nambarako teo anatrehany hoe: » (Dan.4:5)

2- Anjely : « Dia hoy izy tamiko: Tandremo, aza manao izao; fa mpanompo namanao ihany aho sady naman'ny mpaminany rahalahinao sy izay mitandrina ny teny amin'ity boky ity; Andriamanitra ihany no ivavaho. » (Apok.22:9)

mpanompo otran'ny olona ihany tsy azo iankohofana...

3- Ny olona izay natao ambany kelin'ny anjely....« Fa ny anankiray nanambara eo amin'ny teny iray hoe: "Inona ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak'olombelona, no amangianao azy? » (Heb.2:6)
« Nataonao ambany kely* noho ny anjely izy; Efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy, Ary nampanjakainao amin'ny asan'ny tananao; [* Na: vetivety] » (Hebr.2:7)

4- Biby natao hanjakan'ny olona : « Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany. » (Gen.1:26)

Fehiny: Biby natao hanompo olona, ny olona sy ny anjely natao hanompo Andriamanitra (Ray Zanaka ary Fanahy Masina).....

Miarahaba namana RBNIR, izao ve no ampianarin le jesosy an i pasiteranareo?
Miala tsiny fa tena fampianarana faran'izay marivo raha io zavatra lazainao momba ilay genezy io.
42. RBNIR ( 16/11/2015 06:34)
Ary dia tena otran'ny mitohy hatrany ny fanjavonan'ny post??? :-)

N'iza n'iza namama tealala tsy manaiky hanompo an'i Jesosy dia ny fieveran'Andriamanitra azy dia manandratena ho mitovy amin'i Jesosy izay ilay olona, na mety hoe mihoatra mihitsy aza...
Izany olona izany dia tsy hanana anjara velively any amin'ilay fiainana mandrak'izay voalaza fa i Jesosy no hotompoina sy homena fahefana any....
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
43. RBNIR ( 16/11/2015 06:39)
OK hitako, hay izaho no diso fametraka tamin'ny valina post..mialatsiny manokana ho an'ny mpandrindra...
44. tealala ( 16/11/2015 08:51)
Manolotra ny arahaba namana RBNIR, hitako araky ny valiteninao ny fampianarana voarainao, tena efa raiki tampisaka ilay izy aloha, araky ny voalazanao hoe "Biby natao hanompo olona, ny olona sy ny anjely natao hanompo Andriamanitra (Ray Zanaka ary Fanahy Masina)....." azonao azavaina le biby manompo olona?
45. RBNIR ( 16/11/2015 09:57)

tealala:

Ny olona dia natao hanjaka amin'ny biby....
Olona lasa mpanjakan'ny biby ny olona, ny biby kosa lasa mpanompo ny olona (azon'ny olona atao amin'izay tian'ny olona anaovana azy...
46. tealala ( 16/11/2015 10:03)
Mba omeo ohatra amin'izany biby izany oe
47. RBNIR ( 16/11/2015 10:09)
tealala:

Mba omeo ohatra amin'izany biby izany oe

Betsaka kosa e, ohatra omby ange azonao atao amin'izay tianao hanaovana azy e, ampiasaina, hohanina sns....
48. tealala ( 16/11/2015 10:17)
Tsy hoe fitiavana tia anitatra ilay resaka aho fa tiko ho fantatra hoe fampianarana avy aiza izany ? Raha io fanazavanao sy ohatra omenai io adia itako fa ianao isan'ilay tena mametra panontanina hoe : "Raha maty i Adama, maty ko i Abela, ka i Kaina sy i Eva irery sisa no teo, dia avy aiza isika rehetra?"
49. tealala ( 16/11/2015 11:51)
Raha izay manko no "raisonnement" nareo adia tena manomboka any amin'ny voalohany mihintsy io boky vakinareo io no efa hafa no fandraisanareo azy.
50. RBNIR ( 16/11/2015 13:43)
tealala:

Tsy hoe fitiavana tia anitatra ilay resaka aho fa tiko ho fantatra hoe fampianarana avy aiza izany ? Raha io fanazavanao sy ohatra omenai io adia itako fa ianao isan'ilay tena mametra panontanina hoe : "Raha maty i Adama, maty ko i Abela, ka i Kaina sy i Eva irery sisa no teo, dia avy aiza isika rehetra?"

Dia mino v ianao fa tsy hain'Andriamanitra ny mamelona an'i Adama, mandrapahatanteraky ny teny rehetra...
I sarah (vadin'i Abrahama) aza anefa efa antitra vao nampiterahany (tsy novonoiny raha tsy tanteraka ny teny fikasana)?
51. tealala ( 16/11/2015 13:49)

Raha azoko tsara izany dia izao no antony maha eto an i RBNIR : natao hotompoon'ny biby (mihinana omby sns ...) dia manompo an jesosy nareo sy ny anjely, d miakatra any an danitra ny farany :D
52. tealala ( 16/11/2015 13:55)
Izany no ilazako hoe any amin'ny voalohany ianareo dia efa mandray an tendrony ny teniny, tany ianareo dia efa miheritreritra fa voafehinareo io boky io.. mba saino kely anie e, namboarin'Andriamanitra ianao dia ny omby, ny akoho ny vorona sns no mission nasainy nataonao voalohany, ny trondro. Aiza mo ianareo no tsy anompo andriamanitra 3 no farany dia aveo mandresy lahatra hoe 1 ihany ireo.
53. RBNIR ( 16/11/2015 14:15)
tealala:

Raha azoko tsara izany dia izao no antony maha eto an i RBNIR : natao hotompoon'ny biby (mihinana omby sns ...) dia manompo an jesosy nareo sy ny anjely, d miakatra any an danitra ny farany :D

« Izao olona noforoniko ho Ahy izao no hanambara ny fiderana Ahy. » (Isaia 43:21)
« Tsarovy izany, ry Jakoba, dia ianao, ry Isiraely, fa mpanompoko ianao; Noforoniko ianao ka mpanompoko; Tsy hohadinoiko ianao, ry Isiraely ô, » (Isaia 44:21)

Araka ireo teny ireo dia noforonina mba ho mpanompo...

Nefa navela hanjaka amin'ny biby rehetra....Izy no miteny hoe vonoy dia hano...

« Ary hoy koa izy: Mieleza eny amin'ny olona ianareo, ka lazao aminy hoe: Samia mitondra ny ombiny ety amiko, ary samia mitondra ny ondriny, ka vonoy eto izy, dia hano, ary aza manota amin'i Jehovah amin'ny fihinanana zavatra mbamin'ny ràny. Ary ny vahoaka rehetra samy nitondra ny ombiny niaraka taminy tamin'izany alina izany ka namono azy teo. » (1 Samoela 14:34)
Adalan'izay tsy hihinana....
54. tealala ( 16/11/2015 15:44)
(le hanompo azy alo ekeko e, hanompo azy izahay, fa ny anareo toa bdb ny tompoinareo)
Tena taloha koa aho nieritreritra an izany hoe hotompoin'ny biby isika, asaivo anontanin i pasitera tsara aloha jesosy momba an io genezy io e :)
55. RBNIR ( 16/11/2015 23:30)
tealala:

(le hanompo azy alo ekeko e, hanompo azy izahay, fa ny anareo toa bdb ny tompoinareo)
Tena taloha koa aho nieritreritra an izany hoe hotompoin'ny biby isika, asaivo anontanin i pasitera tsara aloha jesosy momba an io genezy io e :)

« Et Dieu dit : Faisons [l']homme à notre image, selon notre ressemblance, et qu'ils dominent sur les poissons de la mer, et sur les oiseaux des cieux, et sur le bétail, et sur toute la terre, et sur tout [animal] rampant qui rampe sur la terre. » (Gen.1:26)

Na amin'ny dikan-teny frantsay aza dia manambara mpamorona "maro fa tsy tokana" izay "présent" tamin'io fotoana io.... ary ireo "maro" voalaza ireo dia mitovy endrika avokoa....
56. tealala ( 17/11/2015 04:21)

RBNIR:

[quote=tealala]

[/quote
Dia adinonao tokoa ny fisian'ny anjely raha izany dia izay no nahatonga anao mieritreritra hoe misy pamorona maromaro eo.
Dia izao no teneniko, Andriamanitra ve anao olona mitovy endrika aminy izy dia dia alika, saka omby etc no asainy i domine azy??? Mba alefaso alavitra re ny saina, raha mahafantatra ny tiko tenenina i pasitera ka hotaterinao aty ny valiny dia miaiky aho.
57. RBNIR ( 17/11/2015 05:55)

1- Raha miteny hoe handeha isika midika izany hoe handao hiaraka hanao zavatra...
Ny anjely v mpamorona?
2- Tsy azoko, izaho miteny hoe ny biby natao hanompo ny olona (toa manakiana ianao) izao indray mivadika ny teninao...Tsy aiko fa angamba mety misy resaka tsy mifankahazo amin'ilay resaka biby sy olona no tena marina...
58. tealala ( 17/11/2015 06:29)
Raha ny Torah no arahina dia fantatrao no mahatonga io "plurialité" io, fa ny anjarako mo zany tsy mandresy lahatra fa mampahalala fotsiny.
Ny tiko tenenina teo dia hoe tsy ny biby mihintsy no hanery antsika anompo azy evident b zany, fa ny fandraisanao an ilay hoe biby no marivo loatra, anontanio an'i pasitera hoy aho, raha voavaliny io. raha tsia dia jesosy hafahafa no mapianatra azy isanandro ao.
59. RBNIR ( 17/11/2015 06:51)

Jesosy aza tsy Tompoinao ka ahoana no hahasahianao milaza fa mahafantatra Azy ianao???
Aza mampihomehy namana tealala.....
60. tealala ( 17/11/2015 10:39)

jesosy anie tsy tompoiko e, ary tsy anompo azy mandrakizay raha izao ko inona mo no mampiomehy amin izany, tsy ianao ar ve no mpiomehy manaraka ny testamenta anakiroa :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1808