Isaorana betsaka Yahoshuah fa tena niasa naneho ny voninahiny tokoa,

41. Yahl ( 08/10/2015 10:25)

Strong3:

c'était la pubbbbbbb :-)

Yahl:
[size=18]Ary izy irery ihany no tsilovin'izany Fanahin'Yahoshuah izany hitondra ny fampianarana tsy misy kilema hamerina ny olona rehetra ambonin'ny tany @Atra.[/size]

IRERY ? IRERY? IRERY ? IRERY? IRERY? IRERY

RBNIR koa : irery? irery? irery?

sisa zeroôôôôôô ...!!! :-) :-) mitovy amin'ny tsimisiAtra

Tena i EPISKOPO IRERY DE IRERY TOKOA!!!!!!! eto ambonin'ny tany; ARY TENA MARINA IZANY!!!
Hitako any @ forum hafa any foana koa ianao io, ary toy ny tsy manana @tra ve sa ? sao de mba efa Anti-Krist koa!??? asa !!! Fa toa fanakihanana tsy misy farany na dé atoro aza (psni) fantartao tsara angamba io. Tena fankahalana ny anao, nefa tena famonjena no atoro fa tsy pub fotsiny aza no filaza azy .

Ary ny tsy misy @tra sy ny tsy mino de mitovy @ kanosa ihany Apok21:8 Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa

Sao dé mbola isan'izay ho olom-bonjena ihany enao ka hialana nenina ary ampahafantarina koa ny olona renetra ambonin'ny tany!

42. Yahl ( 08/10/2015 10:50)

Fiffi:

1marina7:

YAHOSHUAH.
YAHOSHUAH IRERY NO MAHAFAKA OTA.

YAHOSHUAHYAHOSHUAHYAHOSHUAHYAHOSHUAH

wa wa wa wa !

.....Andriamanitra nga io no io irery no mahafaka ny ota ?

ntsssss

Andriamanitra dia Tokana ! tsy misy Andriamanitra hafa fa Izy irery ihany....

Tena voalazanao mihintsy!!! Tsy fantatrao angaha fa izany Anaranaizany no lazaina ahazoana nyfamelan-keloka mandrakizay araka ny voalazan'ny Mpaminany As.Apost.10:43 Izy no ambaran'ny mpaminany rehetra, fa amin'ny anarany no hahazoan'izay rehetra mino Azy famelan-keloka

Fa ny miantso jesôsy, jésus, jesus , ny ieshoua sy ny ieshoshouah ... dé mpanota daholo izy rehetra satria anarana mampanota no antsoiny sady mampitandrina didy folo(DX) sy ny ampahampahany @ lalàn'i Môizy(LM) arak'izay mampetipety ny fijoroany hanambakana olona hanaovana ny hafa firenena hitandrina DXLM ho tonga zanaky ny helo in-droa lavitra noho ireo
Fariseo Israelita. Jereo Mat23:15 Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa mandeha mitety ny ranomasina sy ny tany maina ianareo mba hahazoanareo na dia iray ihany aza ho proselyta; ary rehefa azonareo izy, dia ataonareo zanaky ny helo mihoatra indroa noho ianareo aza
Ity mbola tena loza alohan'izay: IIKor.3:7 Fa raha ny fanompoana nitondra fahafatesana aza, izay voasoratra teo amin'ny vato

Raha nahavonjy ny DXLM tsy misy tokony hidinana'Yahoshuah tety an-tany hanao famonjena indray.

Noho izany dia tena filazan-doza ny ampianarin'ny fiangonana hatr@'izay ary tena voafitaka daholo ny ambonin'ny tany manontolo, fa tena iraky ny dévoly sy mpiara-miasa @ devoly izay rehetra mampianatra ny hafa firenena hitandrina ny DXLM!!!
43. Strong3 ( 09/10/2015 09:13)

Yahl:

Strong3:

c'était la pubbbbbbb :-)

Yahl:
[size=18]Ary izy irery ihany no tsilovin'izany Fanahin'Yahoshuah izany hitondra ny fampianarana tsy misy kilema hamerina ny olona rehetra ambonin'ny tany @Atra.[/size]

IRERY ? IRERY? IRERY ? IRERY? IRERY? IRERY

RBNIR koa : irery? irery? irery?

sisa zeroôôôôôô ...!!! :-) :-) mitovy amin'ny tsimisiAtra

Tena i EPISKOPO IRERY DE IRERY TOKOA!!!!!!! eto ambonin'ny tany; ARY TENA MARINA IZANY!!!
Hitako any @ forum hafa any foana koa ianao io, ary toy ny tsy manana @tra ve sa ? sao de mba efa Anti-Krist koa!??? asa !!! Fa toa fanakihanana tsy misy farany na dé atoro aza (psni) fantartao tsara angamba io. Tena fankahalana ny anao, nefa tena famonjena no atoro fa tsy pub fotsiny aza no filaza azy .

Sao dé mbola isan'izay ho olom-bonjena ihany enao ka hialana nenina ary ampahafantarina koa ny olona renetra ambonin'ny tany!

voalohany:
_ raha raisinao fakahalana ny fanitsiana dia anjaranao izay!
faharoa:
_ eto amin'ny Fivavahana, finoana ihany aho no maneho hevitra raha mbola forum no resaka
_ manana compte fb aho ary admi amina-groupe fandalinanam-pinoana iray
___ tsotra ny tanjona:
manazava ny sain'ny olona hifantoka amin'ny baiboly mba tsy hoambakain'ny antoko-pivavahana mitondra hevitra diso sy tsy mampandroso fa feno fitaka.
ny planin'ATra Tsitoha no arahina ara-baiboly sy ara-panahy izay nomeny izay mino hampahazava saina ahazahoana ny teny fikazana dia ny hiara-handova Amin'i ZANANY LAHITOKANA.

fahatelo :
efa nolazaiko an'i RBNIR sy ny mpanao pub rehetra eto ity.
raha mitory tsotra ianareo dia araho ny planin'Atra Tsitoha ara-baiboly
aza ampiana epice sy atao be sira lohatra fa mivoana amin'ny Planin'ATra Tsitoha izany

izao izao ianao dia sahy mingoso fa ianareo(episkopo) irery no marina !
fahendrena ara-baiboly ve izany?
aiza no soratra masina manamarina fa amin'ny taonjato faha 21 dia hisy an'izany Edward izany any madagasikara ka hatao episkopo , ary izy irery no marina eto ambonin'ny tany
___ tsy ianareo irery no manana baiboly toa ny papa fahiny ka hoe : badrahodra tsy mahay latin daholo ny olona ka hambakaina amin'ny firehan-kevitrareo manokana ao

44. Yahl ( 09/10/2015 11:03)

Strong3:

Yahl:

Strong3:

c'était la pubbbbbbb :-)

Yahl:
[size=18]Ary izy irery ihany no tsilovin'izany Fanahin'Yahoshuah izany hitondra ny fampianarana tsy misy kilema hamerina ny olona rehetra ambonin'ny tany @Atra.[/size]

IRERY ? IRERY? IRERY ? IRERY? IRERY? IRERY

RBNIR koa : irery? irery? irery?

sisa zeroôôôôôô ...!!! :-) :-) mitovy amin'ny tsimisiAtra

Tena i EPISKOPO IRERY DE IRERY TOKOA!!!!!!! eto ambonin'ny tany; ARY TENA MARINA IZANY!!!
Hitako any @ forum hafa any foana koa ianao io, ary toy ny tsy manana @tra ve sa ? sao de mba efa Anti-Krist koa!??? asa !!! Fa toa fanakihanana tsy misy farany na dé atoro aza (psni) fantartao tsara angamba io. Tena fankahalana ny anao, nefa tena famonjena no atoro fa tsy pub fotsiny aza no filaza azy .

Sao dé mbola isan'izay ho olom-bonjena ihany enao ka hialana nenina ary ampahafantarina koa ny olona renetra ambonin'ny tany!

voalohany:
_ raha raisinao fakahalana ny fanitsiana dia anjaranao izay!

izao izao ianao dia sahy mingoso fa ianareo(episkopo) irery no marina !
fahendrena ara-baiboly ve izany?
aiza no soratra masina manamarina fa amin'ny taonjato faha 21 dia hisy an'izany Edward izany any madagasikara ka hatao episkopo , ary izy irery no marina eto ambonin'ny tany
___ tsy ianareo irery no manana baiboly toa ny papa fahiny ka hoe : badrahodra tsy mahay latin daholo ny olona ka hambakaina amin'ny firehan-kevitrareo manokana ao

Tsy affirmation gratuite fotsiny na saina be fotsiny no ambara, fa porofo avy @ soratra masina.
ry namana, ary tsy fankahalana koa raha manambara sy manitsy araka ny soratra masina, ka esory aloha ny teny "fankahalana" sy ny eritreritra toy izany.

Strong3]___ tsotra ny tanjona:

Na ny Théologiens aza tsy mahay io baiboly io ranamana, fa ireny no toy ny soavalim-bôtiry
sady matahotra sao very fihinanana, na dia mahalala ny marina @ anarana ahazoana famonjena aza, de tsy sahy manambara izany @ mpino ao @ sao very fihinanana. Dé enao tsy mba mana-ko-lazaina @ tenin' Atra sy ny lalam-pamonjeny indray ve no hanazava ny sain'ny olona?!!

Somary manindrona ihany ny teny!

Tsotra ny fiainana r'ise satria mitoetra ao @ famonjena marina!!!

fahatelo :
efa nolazaiko an'i RBNIR sy ny mpanao pub rehetra eto ity.
raha mitory tsotra ianareo dia araho ny planin'Atra Tsitoha ara-baiboly
aza ampiana epice sy atao be sira lohatra fa mivoana amin'ny Planin'ATra Tsitoha izany

Tsotra ny plan'Atra r'ise namana ah!:
Jereo izao:
2 Jaona9: Izay mitoetra ao amin'ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka.
- Io ve ilay épice sy sira be tsy zakanao?!

Ity mety ho lanin'ny vavonin'ny sainao ihany angamba:

Isaia42:1à 4 Indro ny Mpanompoko, Izay tantanako, dia Ilay voafidiko sady sitraky ny foko Napetrako tao aminy ny Fanahiko; Hamoaka fitsipika ho an'ny jentilisa Izy.
Tsy hiantsoantso Izy, na hanandratra ny feony, na hanao izay handrenesana ny feony eny an-dalana.
3 Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona; Hamoaka izay tena rariny tokoa IzyTsy ho reraka na ho kivy Izy, Mandra-panoriny ny rariny amin'ny tany,( ary ny nosy hiandry ny lalàny.)

1°-Mandehana ianao mitady eran'izao tontolo izao raha misy NOSY Mampianarana mitovy @izaoampianarin'i EPISKÔPÔ izao.

Isaia28:11 Eny, amin'ny molotra miambakambaka sy amin'ny fiteny baiko no hitenenany amin'ity firenena ity 12 Izay nilazany* hoe: Ity no fitsaharana, ampitsaharo ny reraka, ary ity no famelombelomana; Nefa tsy nety nihaino ireo
19 Ary na oviana na oviana no ihaviany, dia hahatratra anareo izany; Fa isa-maraina isa-maraina no hihaviany, na andro na alina; Ary ny vokatry ny fahafantarana izany fianarana izany dia fangovitana ihany.
20 Fa fohy loatra ny farafara ka tsy azon'ny olona ilamparana; Ary kely ny firakotra ka tsy maharakotra, raha misy te-hirakotra azy.

Tsarovy tsara fa fianarana io lazaina io ka mila Mpampianatra izany !

Matio 7:6 Aza omena ny alika izay masina

Ka tsy ny théologiens sy ny mpitory jesôsy ihany no omen'Atra ny teny, fa izay voafidiny sy sitraky ny fony. Hitohy....
45. RBNIR ( 09/10/2015 11:08)
Yahl:

efa nolazaiko an'i RBNIR sy ny mpanao pub rehetra eto ity.
raha mitory tsotra ianareo dia araho ny planin'Atra Tsitoha ara-baiboly
aza ampiana epice sy atao be sira lohatra fa mivoana amin'ny Planin'ATra Tsitoha izany

Mba omeo ohatra amin'ilay epice hoe namana azafady?
46. Strong3 ( 09/10/2015 13:00)

Yahl:

Strong3:

Yahl:

Strong3:

c'était la pubbbbbbb :-)

Yahl:
[size=18]Ary izy irery ihany no tsilovin'izany Fanahin'Yahoshuah izany hitondra ny fampianarana tsy misy kilema hamerina ny olona rehetra ambonin'ny tany @Atra.[/size]

IRERY ? IRERY? IRERY ? IRERY? IRERY? IRERY

RBNIR koa : irery? irery? irery?

sisa zeroôôôôôô ...!!! :-) :-) mitovy amin'ny tsimisiAtra

Tena i EPISKOPO IRERY DE IRERY TOKOA!!!!!!! eto ambonin'ny tany; ARY TENA MARINA IZANY!!!
Hitako any @ forum hafa any foana koa ianao io, ary toy ny tsy manana @tra ve sa ? sao de mba efa Anti-Krist koa!??? asa !!! Fa toa fanakihanana tsy misy farany na dé atoro aza (psni) fantartao tsara angamba io. Tena fankahalana ny anao, nefa tena famonjena no atoro fa tsy pub fotsiny aza no filaza azy .

Sao dé mbola isan'izay ho olom-bonjena ihany enao ka hialana nenina ary ampahafantarina koa ny olona renetra ambonin'ny tany!

voalohany:
_ raha raisinao fakahalana ny fanitsiana dia anjaranao izay!

izao izao ianao dia sahy mingoso fa ianareo(episkopo) irery no marina !
fahendrena ara-baiboly ve izany?
aiza no soratra masina manamarina fa amin'ny taonjato faha 21 dia hisy an'izany Edward izany any madagasikara ka hatao episkopo , ary izy irery no marina eto ambonin'ny tany
___ tsy ianareo irery no manana baiboly toa ny papa fahiny ka hoe : badrahodra tsy mahay latin daholo ny olona ka hambakaina amin'ny firehan-kevitrareo manokana ao

Tsy affirmation gratuite fotsiny na saina be fotsiny no ambara, fa porofo avy @ soratra masina.
ry namana, ary tsy fankahalana koa raha manambara sy manitsy araka ny soratra masina, ka esory aloha ny teny "fankahalana" sy ny eritreritra toy izany.
aiza ny fahakalana no mipetraka eto?
toa miteny izay tianao tenenina fotsiny enao

Strong3]___ tsotra ny tanjona:
manazava ny sain'ny olona hifantoka amin'ny baiboly mba tsy hoambakain'ny antoko-pivavahana mitondra hevitra diso sy tsy mampandroso fa feno fitaka.
ny planin'ATra Tsitoha no arahina ara-baiboly sy ara-panahy izay nomeny izay mino hampahazava saina ahazahoana ny teny fikasana dia ny hiara-handova Amin'i ZANANY LAHITOKANA.

Na ny Théologiens aza tsy mahay io baiboly io ranamana, fa ireny no toy ny soavalim-bôtiry
sady matahotra sao very fihinanana, na dia mahalala ny marina @ anarana ahazoana famonjena aza, de tsy sahy manambara izany @ mpino ao @ sao very fihinanana. Dé enao tsy mba mana-ko-lazaina @ tenin' Atra sy ny lalam-pamonjeny indray ve no hanazava ny sain'ny olona?!!|
... he izaoto fanahin'ny fanandrata tena fa mihopapana lalandava , tsy manakalahatra amin'ny TA ka afaka ny hilaza aminao ny fahaveloman'ny Teny?
dia hoy Joda9 ...

Somary manindrona ihany ny teny!
ataovy manindrona tsara ka ... efa voasoratra izany ka
« Fa tafintohina amin'ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy olona tsy mba tafintohina amin'ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa. » (Jakoba 3:2)
__ ianao no harary fo eo hihihi ... :-)

Tsotra ny fiainana r'ise satria mitoetra ao @ famonjena marina!!!
inona moa ny famonjena fantatrareo mihoatra izay lazain'ny baiboly?
sa hilaza abobou lalandava no mafinaritra anareo ka hamoroporona firehankevitra mahapetipety sy mahadiavolana ny sainareo ao ???

fahatelo :
efa nolazaiko an'i RBNIR sy ny mpanao pub rehetra eto ity.
raha mitory tsotra ianareo dia araho ny planin'Atra Tsitoha ara-baiboly
aza ampiana epice sy atao be sira lohatra fa mivoana amin'ny Planin'ATra Tsitoha izany

Tsotra ny plan'Atra r'ise namana ah!:
Jereo izao:
2 Jaona9: Izay mitoetra ao amin'ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka.
- Io ve ilay épice sy sira be tsy zakanao?!
inona moa ny famonjena fantatrareo mihoatra izay lazain'ny baiboly?
sa hilaza abobou lalandava no mafinaritra anareo ka hamoroporona firehankevitra mahapetipety sy mahadiavolana ny sainareo ao ???

Ity mety ho lanin'ny vavonin'ny sainao ihany angamba:

Isaia42:1à 4 Indro ny Mpanompoko, Izay tantanako, dia Ilay voafidiko sady sitraky ny foko Napetrako tao aminy ny Fanahiko; Hamoaka fitsipika ho an'ny jentilisa Izy.
Tsy hiantsoantso Izy, na hanandratra ny feony, na hanao izay handrenesana ny feony eny an-dalana.
3 Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona; Hamoaka izay tena rariny tokoa IzyTsy ho reraka na ho kivy Izy, Mandra-panoriny ny rariny amin'ny tany,( ary ny nosy hiandry ny lalàny.)

1°-Mandehana ianao mitady eran'izao tontolo izao raha misy NOSY Mampianarana mitovy @izaoampianarin'i EPISKÔPÔ izao.

Isaia28:11 Eny, amin'ny molotra miambakambaka sy amin'ny fiteny baiko no hitenenany amin'ity firenena ity 12 Izay nilazany* hoe: Ity no fitsaharana, ampitsaharo ny reraka, ary ity no famelombelomana; Nefa tsy nety nihaino ireo
19 Ary na oviana na oviana no ihaviany, dia hahatratra anareo izany; Fa isa-maraina isa-maraina no hihaviany, na andro na alina; Ary ny vokatry ny fahafantarana izany fianarana izany dia fangovitana ihany.
20 Fa fohy loatra ny farafara ka tsy azon'ny olona ilamparana; Ary kely ny firakotra ka tsy maharakotra, raha misy te-hirakotra azy.

Tsarovy tsara fa fianarana io lazaina io ka mila Mpampianatra izany !
Isaina 42:1-4 ... dia hoe ingahy episkopo izany no lazain'io verset io ..; hahaha
ataoko hoe hendry toa manalasala
... na sekoly alahady aza ve hanana famoasan-kevitra tahaka io lazainao io?

Matio 7:6 Aza omena ny alika izay masina

Ka tsy ny théologiens sy ny mpitory jesôsy ihany no omen'Atra ny teny, fa izay voafidiny sy sitraky ny fony. Hitohy....
... Joda 9 ...!
fa raha omena izay heverina fa tsy tandrify azy tokoa ny fahalalana dia ho maro no harary andoha
fa na dia ny vatolampy aza hamoaka taranaka hoan'i Abrahama, ny adala no atao hampahamenatra ny hendry..
« Izao fitondrana telo izao no tsy mampandry ny tany, Eny, zavatra efatra aza no tsy zakany; » (Ohabolana 30:21)
« Raha ny andevo no tonga mpanjaka, Raha ny adala no voky hanina, » (Ohabolana 30:22)
« Raha ny vehivavy lany zara* no ampakarina, Ary raha ny ankizivavy no mandova** ny tompovaviny.[*Heb. ankahalaina][**Na: mandimby] » (Ohabolana 30:23)

ka raha heverinao fa ho ALIKA IZAY TSY MEMBRES AO ANTIN'NY FIANGONANA MISY ANAO DIA MIHEVERA TENA FA IANAREO NO tondroin'ny ity teny ity __
... « Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Izay rehetra tezitra* amin'ny rahalahiny dia miendrika hohelohina amin'ny fitsarana; ary na zovy na zovy no hanao amin'ny rahalahiny hoe: Olom-poana ianao, dia miendrika hohelohina amin'ny Synedriona; ary na zovy na zovy no hanao hoe: Foka ialahy, dia miendrika ho ao amin'ny helo** mirehitra afo. [*Na: tezitra foana] [**Gr. Gehena] » (Matio 5:22)
__ « Dia nomena lela* miteny zavatra mihoapampana sy fitenenan-dratsy** izy, ary nomena fahefana mba hiasa*** roa amby efa-polo volana. [* Gr. vava] [** Gr. manao blasfemia; izahao Mat. IX. 3] [* Na: haharitra] » (Apokalypsy 13:5)

... dia tohizo indray ny manaraka ahenoana ity mba fihoaranao ny théologiens hahaha :-)
47. Yahl ( 14/10/2015 10:43)

Strong3:

c'était la pubbbbbbb :-)

[quote=Yahl] [size=18]Ary izy irery ihany no tsilovin'izany Fanahin'Yahoshuah izany hitondra ny fampianarana tsy misy kilema hamerina ny olona rehetra ambonin'ny tany @Atra.[/size]

IRERY ? IRERY? IRERY ? IRERY? IRERY? IRERY

RBNIR koa : irery? irery? irery?

sisa zeroôôôôôô ...!!! :-) :-) mitovy amin'ny tsimisiAtra

[quote=Yahl]

Tena badraoodra araka ny voalazanao tokoa! Mitovy ihany ny tsy mino sy ny tsy manana Atra. marina sy ny tsy misy Atra. satria samy ariana any @ farihy afo daolo! ApokalypsyChapitre 21:
8 Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa.

Tena aooooootra!

48. Strong3 ( 14/10/2015 11:16)

[quote=Yahl]Tena badraoodra araka ny voalazanao tokoa! Mitovy ihany ny tsy mino sy ny tsy manana Atra. marina sy ny tsy misy Atra. satria samy ariana any @ farihy afo daolo! ApokalypsyChapitre 21:
8 Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa.

Tena aooooootra![/qoute]

ie!! dia hoany tokoa ny mpampitombo izay voasoratra fa tsy ny tsy mino sy ny osa sns ...fotsiny
:-)

49. Yahl ( 15/10/2015 11:00)

Fiffi:

[quote=1marina7]

YAHOSHUAH.
YAHOSHUAH IRERY NO MAHAFAKA OTA.

[/quote fFiffi]YAHOSHUAHYAHOSHUAHYAHOSHUAHYAHOSHUAH

wa wa wa wa !

.....Andriamanitra nga io no io irery no mahafaka ny ota ?

ntsssss

Andriamanitra dia Tokana ! tsy misy Andriamanitra hafa fa Izy irery ihany....

Oviana Jesôsy no mbola nanafaka ota? Ianareo mapanara-dia azy rehetra dia milaza fa mpanota daholo! Dé ahoana no mbola hanontanianao ihany?! Marina ny voalazan'i 1marina7!!! Ity no porofo fa mpanota foana ianareo mpanaraka an'i Jesôsy na dia mivavaka foana aza ianareo satria mpandika lalàna @ fitandremana DIDY FOLO(DX) SY LALàN' i Moizy (LM)izay tsy natao ho tandremanantsika hafa firenena: Nehemia13:3 Ary rehefa ren'ny olona ny lalàna, dia navahany hiala tamin'ny Isiraely ny olona hafa firenena rehetra
Ianareo koa etsy andaniny mbola diso Atra. indray; Satria andremantra Grika no ivavahanareo, dé lé andremantra mampanota anareo ! Fahavalon' YAHOSHUAH io jesôsy jésus, jésus, ieshouah iéshoshouah...io lé mampitandrina anareo ny DX-LM. izay fanompoana mitondra fahafatesana IIKor.3:7 Fa raha ny fanompoana nitondra fahafatesana aza, izay voasoratra teo amin'ny vato.
Ny manana ny herin'ny fahafatesana anefa dé ny devoly Hebreo2:14 Koa satria manana nofo aman-drà ny zaza, dia mba nandray izany koa Izy, mba handringanany amin'ny fahafatesana ilay manana ny herin'ny fahafatesana, dia ny devoly,

- Ary izany no tsy ahaizanareo mihaino sady tsy ahafantaranareo ny marina satria miafina hoan'izay ho very ny teny na dia mazoto an'Atra aza ny olona Matio 23:15 Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa mandeha mitety ny ranomasina sy ny tany maina ianareo mba hahazoanareo na dia iray ihany aza ho proselyta; ary rehefa azonareo izy, dia ataonareo zanaky ny helo mihoatra indroa noho ianareo aza Romana10:2 Fa vavolombelon'ireny aho fa mazoto ho an'Andriamanitra izy, saingy tsy araka ny fahalalana

Koa aza mitoritory izany anaran-diso izany intsony fa tena tsy filazan-tsara izany torian'io anarana jesôsy io intsony filazan-doza no ampianarin'io @ fampitandremana DXLM.
50. Yahl ( 15/10/2015 11:01)

51. Strong3 ( 15/10/2015 11:46)
fa sao mba tsy Ilay Tsitoha aza no nampifangaro ny teny tao babela ???
52. Yahl ( 19/10/2015 11:12)

Strong3:

Yahl:

Strong3:

[quote=Yahl]

[quote=Strong3]
c'était la pubbbbbbb :-)

[quote=Yahl] [size=18]Ary izy irery ihany no tsilovin'izany Fanahin'Yahoshuah izany hitondra ny fampianarana tsy misy kilema hamerina ny olona rehetra ambonin'ny tany @Atra.[/size]

IRERY ? IRERY? IRERY ? IRERY? IRERY? IRERY

RBNIR koa : irery? irery? irery?

sisa zeroôôôôôô ...!!! :-) :-) mitovy amin'ny tsimisiAtra

Tena i EPISKOPO IRERY DE IRERY TOKOA!!!!!!! eto ambonin'ny tany; ARY TENA MARINA IZANY!!!
Hitako any @ forum hafa any foana koa ianao io, ary toy ny tsy manana @tra ve sa ? sao de mba efa Anti-Krist koa!??? asa !!! Fa toa fanakihanana tsy misy farany na dé atoro aza (psni) fantartao tsara angamba io. Tena fankahalana ny anao, nefa tena famonjena no atoro fa tsy pub fotsiny aza no filaza azy .

Sao dé mbola isan'izay ho olom-bonjena ihany enao ka hialana nenina ary ampahafantarina koa ny olona renetra ambonin'ny tany!

voalohany:
_ raha raisinao fakahalana ny fanitsiana dia anjaranao izay!

izao izao ianao dia sahy mingoso fa ianareo(episkopo) irery no marina !
fahendrena ara-baiboly ve izany?
aiza no soratra masina manamarina fa amin'ny taonjato faha 21 dia hisy an'izany Edward izany any madagasikara ka hatao episkopo , ary izy irery no marina eto ambonin'ny tany
___
Mba lazao koa ary nisy filazana tao anaty baiboly mialoha ny nanirahana an'i Abrahama na i Noah!?

aiza ny fahakalana no mipetraka eto?
toa miteny izay tianao tenenina fotsiny enao

Endrika fankahalana ny fanesoana sy fitenitenenana foana!

... he izaoto fanahin'ny fanandrata tena fa mihopapana lalandava , tsy manakalahatra amin'ny TA ka afaka ny hilaza aminao ny fahaveloman'ny Teny?
dia hoy Joda9 ...

Izao ihany no mamaritra ny miteniteny foana Joda:10 Fa ireo kosa dia miteny ratsy izay zavatra rehetra tsy fantany akory; ary izay zavatra fantany fotsiny, tahaka ny fahalalan'ny biby tsy manan-tsaina kosa, no animbany* ny tenany

inona moa ny famonjena fantatrareo mihoatra izay lazain'ny baiboly?
sa hilaza abobou lalandava no mafinaritra anareo ka hamoroporona firehankevitra mahapetipety sy mahadiavolana ny sainareo ao ???

Efa azonay ny famonjena ary tena finaritra tokoa izahay ao @'Yahoshuah!!!!! Tsy mba afenina @'ny olona izany fa aharihary hiantsoana izay te-ho vonjene rehetra r'ise namana.

inona moa ny famonjena fantatrareo mihoatra izay lazain'ny baiboly?

Iza no hilaza fa tsy mamaky baiboly sy mahalala ny tenin' Atra. fa MPANOTA FOANA IHANY IZY REHETRA. Dia ny toy izany ihany ve no mbola torianao milaza ho mahalala ny famonjena?!!

Mbola fianarana sy fahalalana no noresahintsika namana f'aza ahodinkodina ny resaka ah!

Ary ny vokatry ny fahafantarana izany fianarana izany dia fangovitana ihany.
20 Fa fohy loatra ny farafara ka tsy azon'ny olona ilamparana; Ary kely ny firakotra ka tsy maharakotra, raha misy te-hirakotra azy.

Fa efa tena mampatahotra angaha lé Anaran' Yahoshuah sy ny faharavan' ny DXLM entin'i EPISKÔPÔ r' ise no ratsy fijery ianareo izany?!!!

[color=red] Isaina 42:1-4 ... dia hoe ingahy episkopo izany no lazain'io verset io ..; hahaha
ataoko hoe hendry toa manalasala
... na sekoly alahady aza ve hanana famoasan-kevitra tahaka io lazainao io?

Ka ny misy anao aza diso, dia tsy fantatrao ny tiany lazaina + NY NOSY HIANDRY NY LALANY!!!

Matio 7:6 Aza omena ny alika izay masina

Tsy izaho ho' ah no manalika anao fa ny tenin'ny SM no tsy fantatrao.

Ka tsy ny théologiens sy ny mpitory jesôsy no omen'Atra ny teny, fa izay voafidiny ihany!!!
53. Strong3 ( 20/10/2015 08:50)

Yahl_#_Strong3_iza_no_MANOTA_?:

inona moa ny famonjena fantatrareo mihoatra izay lazain'ny baiboly?

Iza no hilaza fa tsy mamaky baiboly sy mahalala ny tenin' Atra. fa MPANOTA FOANA IHANY IZY REHETRA. Dia ny toy izany ihany ve no mbola torianao milaza ho mahalala ny famonjena?!!
[color=blue]-- mdr ... misy mari-pamantarana ve any aminareo hoe mpanota izay tsy mivavaka ao aminareo?
« Fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo; ary araka ny ohatra ataonareo no hanoharana ho anareo. » (Matio 7:2)
_« Tsy fantatrareo Izy, fa Izaho no mahalala Azy; ary raha hoy Izaho: Tsy fantatro Izy, dia mba mpandainga tahaka anareo koa Aho; nefa mahalala Azy Aho ka mitandrina ny teniny. » (Jaona 8:55)
« Raha misy manao hoe: Tia an'Andriamanitra aho, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga izy; fa izay tsy tia ny rahalahiny izay hitany, hataony ahoana no fitia an'Andriamanitra Izay tsy hitany? » (1 Jaona 4:20)

Mbola fianarana sy fahalalana no noresahintsika namana f'aza ahodinkodina ny resaka ah!
__ FIANARANA SY FAHALALANA NO NORESAHINA:
saingy ny fifanenana amin'ny Tompon'ny falalana dia mijanona hatreo amin'ny fikarohana fa Izy no fanamperana ...
__ dia io no nilazako hoe: TSY MAINTSY TONGA AMIN'NY FIEBOEBOANA NY OLONA TSY TAFITOMBONA EO AMINY, fa mihamatoky tena mihevitena ho zavatra
dia izao no vokany! (mihevitena ho zavatra)

Ary ny vokatry ny fahafantarana izany fianarana izany dia fangovitana ihany.
20 Fa fohy loatra ny farafara ka tsy azon'ny olona ilamparana; Ary kely ny firakotra ka tsy maharakotra, raha misy te-hirakotra azy.

Fa efa tena mampatahotra angaha lé Anaran' Yahoshuah sy ny faharavan' ny DXLM entin'i EPISKÔPÔ r' ise no ratsy fijery ianareo izany?!!!
___ mampatahotra!? ... hahaha
__ fa anga sanatria biby izy ity no atao ramatahora?
__ ny tena kristiana dia tsy matahotra na inona na inona, satria tsy fanahy osa no nomena azy, ary ny fanahin'ny fanandevozana dia efa nandositra lavitra azy
__ ianareo no ratsy fijery ny ataon'ny hafa fa tsy ny hafa no mbola nanilika anareo , raha tsy hoe ry Apoka angaha no mana coco anareo lava ao
__ FA NY HAFATRO AMINAREO DIA HOE : TSY IANAREO IRERY NO NOFIDIAN'ATRA TSITOHA AHALALA AZY.
Ianaro fantarina ny hevitrin'ny 1 Kor 12/14 ... dia mandehana amin'izay nanosorana anareo fa tsy ny tanana ihany akory no atao hoe olombelona !

Isaina 42:1-4 ... dia hoe ingahy episkopo izany no lazain'io verset io ..; hahaha
ataoko hoe hendry toa manalasala
... na sekoly alahady aza ve hanana famoasan-kevitra tahaka io lazainao io?

Ka ny misy anao aza diso, dia tsy fantatrao ny tiany lazaina + NY NOSY HIANDRY NY LALANY!!!
___ eny hoa !!!
lazaivo fa ny episkopo no andrasan'ny nosy eh ... dia mora hoa ny manandra-tena anty amin'ny andro faraparany aty
efa voasoratra tokoa moa izany ka tsy mahagaga

Matio 7:6 Aza omena ny alika izay masina

Tsy izaho ho' ah no manalika anao fa ny tenin'ny SM no tsy fantatrao.
___ fahefana tsy mitovy ny Azy sy ny anareo ka sao dia mba ianareo no tsy mahazaka ny fahalalana kely fantatrareo ka dia mipingapinga ny fanalikana olona Joda 9 ... mba ataovy lesona raha hendry :-)

Ka tsy ny théologiens sy ny mpitory jesôsy no omen'Atra ny teny, fa izay voafidiny ihany!!!
__iza no vavolombelona hiarahamahita fa voafidy ianareo???
ny olona rehetra dia afaka misorasora-tena ao avokoa , efa tena voasoratra ange izany fihetsikareo!

54. rhaj0 ( 20/10/2015 10:48)
Strong3:
ny olona rehetra dia afaka misorasora-tena ao avokoa

Ianao Strong3 koa anie ka mpanao an'io "misorasora-tena" io eee...

Ianao azany vao mainka pire: "misorasora-tena" ho zanak'israely sa taranak'i Abrahama avy (nanjanaka ny) Canaan... Ireto ranamana eto mba "misorasora-tena" hoe "voafidy" fotisny..
55. Strong3 ( 20/10/2015 11:25)
dia tonga indray ny mpamendrofendro hihihih :-) :-) :-) ...
taiza teto amin'ity forum ity i Strong3 no nilaza fa izy irery no zanak'i Abrahama?
taiza teto amin'ity forum ity i Strong3 no nilaza fa izy irery no zanak'Atra Tsitoha?
taiza teto amin'ity forum ity i Strong3 no nilaza fa izy irery no ampiasain'i Mesiah?
taiza teto amin'ity forum ity i Strong3 no nilaza fa izy irery no nofidian'i Mesiah hitory amin'izao andro farany izao?
taiza teto amin'ity forum ity i Strong3 no nilaza fa izy irery no hiresahan'i Mesiah hitory ny teny tsy misy kilema sy copie collé 100% amin'ny fampianarany tamin'ny 2000 taona lasa
taiza teto amin'ity forum ity i Strong3 no nilaza fa izy irery no Apostoly afaka irahina eto madagasikara?

mba lazao
tantarao
asehoy eto ho hitako

... raha miteny i Strong3 dia misolotena ireo maro atao hoe tena mino , manaraka tsara ny firehan'ny baiboly
mino ny famonjena nantolotra izao tontolo izao nataon'i Mesiah ary mihetsika ho Azy ankehitriny araka ny Soratra Masina
56. rhaj0 ( 20/10/2015 11:30)

Lazao mazava eto azany e... "taranak'i Abrahama" ianao Strong3, sa tsia ? Eny sa tsia ??

57. Yahl ( 20/10/2015 11:34)

Strong3:

Yahl_#_Strong3_iza_no_MANOTA_?:

inona moa ny famonjena fantatrareo mihoatra izay lazain'ny baiboly?

Iza no hilaza fa tsy mamaky baiboly sy mahalala ny tenin' Atra. fa MPANOTA FOANA IHANY IZY REHETRA. Dia ny toy izany ihany ve no mbola torianao milaza ho mahalala ny famonjena?!!
[color=blue]-- mdr ... misy mari-pamantarana ve any aminareo hoe mpanota izay tsy mivavaka ao aminareo?
quote=Yahl

!
Aleo ataoko @ fomba fanazavana araka ny maha-olona: Voasoratra sy voatantara ny baiboly de
mahay mamaky teny fotsiny ny olona sy nandre honohono de mba namaky koa de mba mino fa
misy tokoa araka ny voalazan'ny baiboly fa misy Atra.
Milaza aminao marina tokoa aho fa raha taty Madagasikara tokoa no tonga io Zanak'Atra io, dia tsy misy hafa @'izay niseho tany Israël ihany no fandraisan'ny Malagasy azy koa. Satria fantatry ny olona ny rany sy ny reniny fa i Ra-Maria sy Josefa atsy avara-tanàna. Koa nahoana no io no hilaza tena rehefa niha-lehibe fa hoe Zanak'Atra.?! Na dia teo aza ny tenin'ny Mpaminany milaza ny tsy maintsy ihaviany. Saingy tsy takatry ny Jiosy ny fotoana ihaviany. Ka na dia tonga aza ny Magy, tsy ny olon-drehetra no nahalala, fa na ny Mpanjakan'ny Jody aza mba sangahehana koa , dia nanao am-pitaka t@'ireto Magy. Saingy marivo-tototra ka nampamono ny zaza rehetra tao an-tanàna tao "Rafa".

Dia toy izany ny fampianarana marina!
Satria ny olona de efa tena maloto tokoa: Genesisy6:2 dia hitan'ny zanak'Andriamanitra fa tsara tarehy ny zanakavavin'ny olona; ka dia nifidy vady ho azy tamin'izy rehetra araka izay tiany izy....5 Ary hitan'Atra. fa be ny faharatsian'ny olona tambonin'ny tany, ka izay fisainana rehetra avy amin'ny fony dia ratsy ihany mandritra ny andro

Toy izany koa no maha-sarotra ny inoanao ny fahamarinan'ny fampianara.
Ka ny famantarana dia izao ihany no mbola haveriko foana: II Jaona.9Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin'ny fampianaran'i Kristy, dia tsy manana an Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin'ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka

quote=Strong3]
« Fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo; ary araka ny ohatra ataonareo no hanoharana ho anareo. » (Matio 7:2)
_« Tsy fantatrareo Izy, fa Izaho no mahalala Azy; ary raha hoy Izaho: Tsy fantatro Izy, dia mba mpandainga tahaka anareo koa Aho; nefa mahalala Azy Aho ka mitandrina ny teniny. » (Jaona 8:55)

quote=Yahl

Tena tsy fantatrao mihitsy ny nolazaina aminao ry namana !
Izy no milaza izany ry namana, dia tsy nisy nahita an'Atra. afa-tsy ny Zanaka irery ihany ah!

quote=Strong3]
« Raha misy manao hoe: Tia an'Andriamanitra aho, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga izy; fa izay tsy tia ny rahalahiny izay hitany, hataony ahoana no fitia an'Andriamanitra Izay tsy hitany? » (1 Jaona 4:20)

quote=Yahl

Ny "Rahalahy" resahina eo koa ry namana dia ny mpiray finoana! Fa na izany aza, mbola manambara ny hitiavana ny olona rehetra Izy raha mbola azo ihavanana! Satria toriana maneran-tany ny fampianarana ho fahalalana hamonjena ny olona ambonin'ny tany!!!

quote=Strong3]
Mbola fianarana sy fahalalana no noresahintsika namana f'aza ahodinkodina ny resaka ah!
__ FIANARANA SY FAHALALANA NO NORESAHINA:
saingy ny fifanenana amin'ny Tompon'ny falalana dia mijanona hatreo amin'ny fikarohana fa Izy no fanamperana ...
__ dia io no nilazako hoe: TSY MAINTSY TONGA AMIN'NY FIEBOEBOANA NY OLONA TSY TAFITOMBONA EO AMINY, fa mihamatoky tena mihevitena ho zavatra
dia izao no vokany! (mihevitena ho zavatra)

quote=Yahl
Atra. dia fanaperana r'ise namana ! Ka rehefa ao @ dia tena milomano tanteraka @'izany Fanahiny izany. Fa FIALONANA indray ny anao, satria tsy mana-kavaly @ ny fampianarana
tsy misy kilema!

Tsy maha-menatra r'ise ny manetri-tena ah!

quote=Strong3]
Ary ny vokatry ny fahafantarana izany fianarana izany dia fangovitana ihany.
20 Fa fohy loatra ny farafara ka tsy azon'ny olona ilamparana; Ary kely ny firakotra ka tsy maharakotra, raha misy te-hirakotra azy.

Fa efa tena mampatahotra angaha lé Anaran' Yahoshuah sy ny faharavan' ny DXLM entin'i EPISKÔPÔ r' ise no ratsy fijery ianareo izany?!!!
___ mampatahotra!? ... hahaha
__ fa anga sanatria biby izy ity no atao ramatahora?

quote=Yahl
Satria ilay anarana Jesôsy anarana tsy an' ilay Zanaka'Atra. marina, de mangovitra @'izay ny fampianaran-diso rehetra anie!
Dia nanaraka ireo mpiady t@'ny Zanak'Atra. aianareo. Dia nataon'ireto Kristiana sandoka
Matio23:15 Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa mandeha mitety ny ranomasina sy ny tany maina ianareo mba hahazoanareo na dia iray ihany aza ho proselyta; ary rehefa azonareo izy, dia ataonareo zanaky ny helo mihoatra indroa noho ianareo aza.

Hitohy!
__ ny tena kristiana dia tsy matahotra na inona na inona, satria tsy fanahy osa no nomena azy, ary ny fanahin'ny fanandevozana dia efa nandositra lavitra azy
__ ianareo no ratsy fijery ny ataon'ny hafa fa tsy ny hafa no mbola nanilika anareo , raha tsy hoe ry Apoka angaha no mana coco anareo lava ao

__ FA NY HAFATRO AMINAREO DIA HOE : TSY IANAREO IRERY NO NOFIDIAN'ATRA TSITOHA AHALALA AZY.
Ianaro fantarina ny hevitrin'ny 1 Kor 12/14 ... dia mandehana amin'izay nanosorana anareo fa tsy ny tanana ihany akory no atao hoe olombelona !

Isaina 42:1-4 ... dia hoe ingahy episkopo izany no lazain'io verset io ..; hahaha
ataoko hoe hendry toa manalasala
... na sekoly alahady aza ve hanana famoasan-kevitra tahaka io lazainao io?

Ka ny misy anao aza diso, dia tsy fantatrao ny tiany lazaina + NY NOSY HIANDRY NY LALANY!!!
___ eny hoa !!!
lazaivo fa ny episkopo no andrasan'ny nosy eh ... dia mora hoa ny manandra-tena anty amin'ny andro faraparany aty
efa voasoratra tokoa moa izany ka tsy mahagaga

Matio 7:6 Aza omena ny alika izay masina

Tsy izaho ho' ah no manalika anao fa ny tenin'ny SM no tsy fantatrao.
___ fahefana tsy mitovy ny Azy sy ny anareo ka sao dia mba ianareo no tsy mahazaka ny fahalalana kely fantatrareo ka dia mipingapinga ny fanalikana olona Joda 9 ... mba ataovy lesona raha hendry :-)

Ka tsy ny théologiens sy ny mpitory jesôsy no omen'Atra ny teny, fa izay voafidiny ihany!!!
__iza no vavolombelona hiarahamahita fa voafidy ianareo???
ny olona rehetra dia afaka misorasora-tena ao avokoa , efa tena voasoratra ange izany fihetsikareo!

58. Strong3 ( 20/10/2015 11:58)
fialonana ... hahahah
dia mahagaga ahy ity ianao , izao izay mampatsiahy ny 1 Kor 12/14 indray ve no hialona anao(anareo)???? :-)

Yahl:

Tena tsy fantatrao mihitsy ny nolazaina aminao ry namana !
Izy no milaza izany ry namana, dia tsy nisy nahita an'Atra. afa-tsy ny Zanaka irery ihany ah!

DIA MAHASAHISAHY miteny tsy miambahamba ity ianao milaza io teny io
__ ianareo irery no mahalala Azy?
fa sao mba tsy baiboly mitovy aza ny antsika eh?
sao mba manana baiboly hafa ianareo?
raha izay aho dia mba handalina zava-baovao any aminareo, na dia fantatro aza izay inoako
dia mahaliana ahy ny fahalalana vaovao raha tena vaovao marina

fa tsy hamoroporona hoe ity misy anarana henoko tamin'ny sofiko sy ny hoe nokarohako tany ambanin'ny tany sa taiza ity anarana vaovao ity
59. Yahl ( 05/11/2015 10:14)

RBNIR:

P.S: Mba tsy hitenitenena foana tsy misy porofo ary rehefa nampitovy sy nanamarina aho dia misy tsy hitovizany amin'ny an'i episkopo ilay fampianarana 2000 taona lasa....
Ireto no tena hitako nisongadina :
1- Tsy misy resaka momba ny extraterestre mihitsy ao amin'ny baiboly (na ny testamenta taloha na ny testameta vaovao)

Tena tsy fantatrao miitsy fa tsy oe tsy misy ifandraisany fotsiny koa, satria miafina hoan' izay ho very ny teny, ary ny adala @'izao tontolo izao no nofidian' Atra.hampamenatra ny hendry. Dia tadiavo sy takaro, fa EPISKÔPÔ no nomena ny teny indray refa lasa ny 2000 taona hitondra ny fampianaran' Yahoshuah izay tsy azonao miitsy.
Izany indrindra no nanaovan ny PUB www.rtvyahoshuah.com

2- Jesosy tsy nandrava didy fa namporisika ny olona hitandrina ny didy....
« Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. » (Mat.5:17)

Yahl
Dia inona no notanterahiny?
Fa ny DXLM tsy narahiny fa ny olona nampitandremany satria Izy no tsy teo ambanin'io DXLM io. Mba hahatanteraka izay nilazana ny momba azy.
Teraka teo ambany lalàna Izy hanafaka izay ao ambany lalàna. Ka refa niditra @ voninahiny Izy vao tanteraka hoan'izay manaraka Azy ny tenininy.
Jaona14:15 Raha tia Ahy ianareo, dia hitandrina ny didiko
Jaona 14: 12 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa
Jaona14:25 Izany teny izany dia efa voalazako taminareo raha mbola mitoetra eto aminareo Aho

][quote=RBNIR]

« Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin'izay tsara? Iray no tsara*; fa raha te-hiditra any amin'ny fiainana ianao, tandremo ny didy.» (Mat.19:17)
« Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga, » (Mat.19:18)
« Manajà ny rainao sy ny reninao (Eks. 20:12-16), ary: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19:18). » (Mat.19:19)

Dia izao no fanampiny farany: Dia amidio ny fanananao rehetra ka omeo ny mahantra di avia hanaraka Ahy.

Ny fanaovan Azy ho ambony nonhon' ny zavatra rehetra no takiany ary ny fahafoizana izao tontolo izao sy ny ainao mihintsy
Liok.14:26 Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny sy ny anabaviny, eny, ary ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy

« Eo amin'ny fipetrahan'i Mosesy no ipetrahan'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo; » (Mat.23:2)
« koa amin'izany, izay rehetra lazainy dia ataovy ka tandremo; fa aza mba manao araka ny asany, satria miteny ihany izy, nefa tsy manao. » (Mat.23:3)

Mpiandry ny zanak'Israely Moizy fa tsy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna akory. Tsy mitovy ny lalànan' ny mpiandry sy ny andrasana. Ka ny Fariseo dia andrasana fa tsy mpiandry. Kanefa izy ireo koa mba mipetraka eo @ ny toeran' i Môizy koa fa tsy manara-dalàna.

Miala tsiny fa tapahiko kely alo
Hitohy!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3257