Ka i Heritiananirina sa i Epikospo eee...

61. Strong3 ( 09/10/2015 10:19)
mdr ...! bokin'dry be salaka kosa ngamba no nakanao itony ka hahahahah!!!!

tahaka ny te hiteny hoe fotokevitra grika no namoronana ny TV ao amin'ny baiboly hihihi

tsy mythe araka ny fiheveran'ny tsimisiAtra azy hoa io bible io.
lazaina araka ny fomba ahataranao mahaolona ihany ny zavatra ao , fa rehefa miova natiora enao dia ho hainao tsara fa tsy falalana tao siansa io fa fiainana mampiapita ao amin'ny tontolo vaovao.

___ araka ny fisainan'ny tsimisiAtra izany dia hoe olona samy hafa tsy nifankahita nefa manoratra boky mifampitohy sy mifanamarina. dia azo lazaina fa boky poakaty !?
ary hanaovana bizina hakana vola ankehitriny.

takatrao ve ny fisainana tsimisiAtra?
62. saaori ( 09/10/2015 13:55)
ny fitoriana ny tenin'andriamanitra tompoko dia tsy azo atao fitadiavambola. tena voarara tanteraka mits zan . araka ny teny hoe:aoka izay nahazo mamaipoana mba hizara maimaipoana. ka ny mpitondra tey izany tompoko tsy mandray na 100ar az.
sa vehoe ina no tinaotenena?
63. rhaj0 ( 09/10/2015 14:23)
Strong3:
bokin'dry be salaka

Tena mba maninona anao kosany aloha ny "salaka"-n'ny Razantsika eee...
Sa moa ianao TSY misalaka, fa tsisy n'inon'inona ao ambanin'ilay akanjo fotsy mirebareba ao? trandremo sao voan'ny sovoka eee....
64. Strong3 ( 12/10/2015 10:25)

rhaj0:

Strong3:
bokin'dry be salaka

Tena mba maninona anao kosany aloha ny "salaka"-n'ny Razantsika eee...
Sa moa ianao TSY misalaka, fa tsisy n'inon'inona ao ambanin'ilay akanjo fotsy mirebareba ao? trandremo sao voan'ny sovoka eee....


matoria aloha raha reraka eh! :-) :-)
65. Yahl ( 29/10/2015 10:14)

rhaj0:

Be izay fifandresen-dahatra izay, fa aleo anaovana fitsapan-kevitr'olona (sondage) azany eto @ serasera eto..

- Ka i HeritianaHerinirinan'i RBNIR no babany,
- sa i Episkopo-n'i 1Marina7 no dadany eee ?


Izaho sady tsy maka ny atsy no tsy maka ny aroa... fa fita-mora tsy afak'omby daholo ireo, ka hehezin'ny akoho tokan'anaka..


Lazao ilay fita-mora mba ho fantarina f' aza manao teny tsy loaky ny bodo namana mba iaraha-mahalala eto.
66. rhaj0 ( 29/10/2015 19:44)
Yahl:
Lazao ilay fita-mora mba ho fantarina f' aza manao teny tsy loaky ny bodo namana mba iaraha-mahalala eto.

Amiko aloha dia ny "fivavahana" miorina @ "finoana" rehetra mihintsy no "fita-mora" eee.... Na ny anao sy Strong3 izany, na ny an'i Bor2lais sy RBNIR ohatra... dia ... mampivanitika (ahy). Amiko ho'a dia vokatry ny imagiination-draolona t@ fotoan'androny sy t@ toerana jeogirafikany tany no (mbola) taritaritina(reo) io h@ izao, ary amiko, dia absurdité sy aberration daholo izay mipoitra lazaina(reo)...

Efa bebe ihany ny resaka eto @ forum ireo, fa raha tia ahalala ianao dia ivereno dia avadibadiho ao eee...efa bebe ihany no voasoratro teto, fa anaovy karoka "rhaj0" avy atsy @
http://forum.serasera.org/forum/search
na araho ny resaka mandeha izao eto ireo..

Fa raha tsy vitanao moa izany, dia tsy quoi fa ity azany ohatra raha hivanitika miaraka amiko ianao eee..

67. Strong3 ( 30/10/2015 10:10)
:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1052