Ka i Heritiananirina sa i Epikospo eee...

21. Radavison ( 25/09/2015 10:03)
Salama Tompoko,

Resaka terre à terre ity :
Na amin'ny sehatra inona na amin'ny tany aiza, ny fitaka, soloky, ny sandoka anie misy foana é.
Na tany aiza na tany aiza alehanao dia misy mpanamboatra vola sandoka daholo, koa amin'izany ve, ohatra raha nisy nahatrarana vola sandoka Ar10000, avy hatrany ve dia atao safobemantsina ao daholo ny ar10000 rehatra tsy azo ampiasaina intsony?
ny ankoso-bolamena firaka ny ao anatiny, avy hatrany ve dia akatona daholo ireo mpivarotra firavaka volamena?
Misy misandoka ho mpitandro filaminana (mana akanjona miaramila na zandary na pôlisy) dia avy hatra dia hofohanana ve ny Foloalindahy, sa soloina ny fanamiany (uniforme)?
...ny fanafody sandoka, ny kopi-kôlé vita sinoa, s...
Isandohan'ny olona ny fivavahana kristiana, dia avy hatrany ve dia atao fatra-tsoanjo ao daholo ny mpino rehetra...?


Dia veloma ka mahereza koa
Radavison

rhaj0:


22. rhaj0 ( 25/09/2015 11:27)
Radavison:
ny fitaka, soloky, ny sandoka anie misy foana é..

Ka rahefa misy ireo, dia ny organisation/institution izay mba miaina @ izao taona 2015 izao, dia maka recul, ary mandinika tsara hoe, ngo dia ilay institution, na koa ilay fototra iorenany mihintsy no (misy) olana..

Ny fahitako azy aloha, dia "intrinseque" @ Finoana ny fisian'ireo tanisainao ireo... raha tsy izany ve tsy cyclique ity hadalana miverimberina ao anaty Finoana ity ?... an ?.. dia tsy mivoatra anefa fa bornE roboka ao foana...
23. TenWors ( 25/09/2015 12:16)
izaho mahita fa ny olona no tsy mitady fahamarinana fa mitady izay hanafaka ny olana eo @fiainany fotsiny hany ka mety avilivily sy fitahan'ny mpisandoka hatrAny: io tahaka ny amin'ny sehatra politika ihany: quand on est vulnerable, tout ceux/celles qui nous apportent des solutions faciles sont les bienvenu(e)s
24. rhaj0 ( 25/09/2015 12:28)
Ka ilay "Finoana" mihintsy no "solution facile" ry TenWors aaa... Rahefa tsy takatry ny hoza-doha dia tonga dia akapoka hoe Andriamanitra no nanao na hanao an'izany.

Ity indray dia averiko in-100 lava eto, ambara-piditrany tsara... Hianaro ihany ho'a ny fahendren'i Mandela. Na dia efa nararibe ho faty azany izy, mety lazainao hoe "vulnerable", dia raha ny hamafin'ny sainy, dia tsy nampitonatonana azy tany @ "Finoana" mihintsy

http://www.theonion.com/articles/nelson-mandela-admits-thoughts-prayers-of-millions,32853/
“All that prayer stuff is, frankly, pretty useless.” Mandela said...
25. Radavison ( 25/09/2015 12:55)
Akory andrio angy e,

Fisaka ny marina hoy ny fiteny malagasy,
ety(tery) ny lalana hoy ny Baiboly,
Koa iza amin'ireo institutions moa izany no ciblé-nao?
Ny ahy ny averimberiko dia izao ihany : Jeso Kristy ihany no famonjena sy ifikirana mafy, fa tsy ny fiangonana na institution. Ny mety ho asan'ireny fiangoinana na institution dia mampianatra, na manoro hevitra, nefa izaho tsy manao hoe aza miditra am-piangonana koa an,
Ary aoka hazava tsara fa tsy mitovy ny hoe mifikitra amin'i Jeso Kristy sy ny hoe mifikitra amina fiangonana, sao dia atao safobemantsina ao indray

Tsarà ry namana mpisera rehetra,
Radavison



rhaj0:

Radavison:
ny fitaka, soloky, ny sandoka anie misy foana é..

Ka rahefa misy ireo, dia ny organisation/institution izay mba miaina @ izao taona 2015 izao, dia maka recul, ary mandinika tsara hoe, ngo dia ilay institution, na koa ilay fototra iorenany mihintsy no (misy) olana..

Ny fahitako azy aloha, dia "intrinseque" @ Finoana ny fisian'ireo tanisainao ireo... raha tsy izany ve tsy cyclique ity hadalana miverimberina ao anaty Finoana ity ?... an ?.. dia tsy mivoatra anefa fa bornE roboka ao foana...
26. Radavison ( 25/09/2015 13:20)
igno koragna,

raha araka an'io fihevitrao io izany dia ny Banque Centrale, izay institution, no tokony hanontany tena haka recul hoe sao dia nohonry no fototry ny fisian'ny vola sandoka,
tsy ho an'i Gasikara irery fa ny banque centrale-n'ny firenena tsirairay avy satria misy vola sandoka dôôly ...

Veloma sy mahereza ry namana isany
Radavison

rhaj0:

Radavison:
ny fitaka, soloky, ny sandoka anie misy foana é..

Ka rahefa misy ireo, dia ny organisation/institution izay mba miaina @ izao taona 2015 izao, dia maka recul, ary mandinika tsara hoe, ngo dia ilay institution, na koa ilay fototra iorenany mihintsy no (misy) olana..

Ny fahitako azy aloha, dia "intrinseque" @ Finoana ny fisian'ireo tanisainao ireo... raha tsy izany ve tsy cyclique ity hadalana miverimberina ao anaty Finoana ity ?... an ?.. dia tsy mivoatra anefa fa bornE roboka ao foana...
27. Radavison ( 25/09/2015 14:51)
Mbôla tsara é,

Aleo asiana fanazavana kely ity teny hoe finoana ity, izay lazain'i rhaj0 ho tena fototry ny olana, fa ny teny malagasy indraindray tsy ampy voambolana :
croyance = finoana
confession (anaram-piangonana) = finoana Katôlika, finoana protestant, sns...
foi= finoana

misy ny olona tsy mi-vérifier tsara izay tena ao anatiny ao, fa manantena be fotsiny izy dia lazainy hoe mino : io ilay situation ataon-dry rhaj0 safobemantsina hoe ny finoana mihitsy no olana...
"j'ai la foi" sy ny" j'espère bien" dia tsy mitovy velively Tompoko.
Ka ilay olona "j'espère bien/je crois bien" mieritreritra ny tenany fa mino, izy no tsy mahay mi-discerner izao tena ao anatiny ao, ka diso lalana, ...
fa tsy ny finoana, la vraie foi, akory no mamitaka

Dia veloma sy mahereza ry namana isany an
Radavison

rhaj0:

Ka ilay "Finoana" mihintsy no "solution facile" ry TenWors aaa... Rahefa tsy takatry ny hoza-doha dia tonga dia akapoka hoe Andriamanitra no nanao na hanao an'izany.

Ity indray dia averiko in-100 lava eto, ambara-piditrany tsara... Hianaro ihany ho'a ny fahendren'i Mandela. Na dia efa nararibe ho faty azany izy, mety lazainao hoe "vulnerable", dia raha ny hamafin'ny sainy, dia tsy nampitonatonana azy tany @ "Finoana" mihintsy

http://www.theonion.com/articles/nelson-mandela-admits-thoughts-prayers-of-millions,32853/
“All that prayer stuff is, frankly, pretty useless.” Mandela said...
28. rhaj0 ( 25/09/2015 15:02)
Radavison:
raha araka an'io fihevitrao io izany dia ny Banque Centrale, izay institution, no tokony hanontany tena haka recul hoe sao dia nohonry no fototry ny fisian'ny vola sandoka

ENY.. mila mijery ny fomba fiasany ao izy, ny procedure sy izay code d'ethique-n'ny institution sy ny mpiasa... Izany daholo ny ataon'ny olona sy organisation/institution-n'ny taona 2000 rahefa tonga ny olana, fa tsy mialahoala hoe, "olona" no olana fa tsy ny "systeme" eeee...

Jereo ohatra..

- nanolana ankizy ny mpanazatra baolina t@ U, dia noejehina any @ Fitsarana h@ pdt-n'ilay U, ary navadibadika nopasohana daholo ny fomba fiasa sy fanao tao @ U.

- nanolana ankizy ny pretra (sasany)... dia hoe, ilay pretra izany, hoz'ianao, fa tsisy hidiran'ny Leglizy, na Vatican, na koa ny fampianarana ao @ Baiboly na soatoavina andrianin'ny Kristiana eee...

Dia tsisy miova ny Leglizy/Vatican, dia nefa, dia (mody) ganga indray ianao fa afaka am-10 taonany, dia mbola mipoitra ihany ry mopera babany manolana ankizy...

ka @ io ohatra io, dia any am-potony ny olana eee. ao @ Fampianarana fototra ao, ao @ Finoana fototra ao... Rahefa poretinao ny sex ao @ saina sy fiainan'ny olona, avy atsy @ Fampianarana/Finoana FOTOTRA an'ny Xiana ao, dia izay no alehany. Rahefa TSISY transparence, tsisy redevabilite miolotra @ vahoaka ny systeme Katolikanao, dia aza ganga rahefa mivoaka ny scandale... Rehefa samy olona vory saina sy vory nofo nareo rehetra ao, nefany ny sasany no mitondra anao toa ny zazakely, dia ao ianao izany eeee...
29. Radavison ( 26/09/2015 12:58)
mbôla tsara rhaj0 an,

efa nisy post nalefako any mikasika ny terminologie hoe finoana:
croyance=finoana;
confession=finoana(antokom-pinoana katôlika, prôtestan, sns...)
foi=finoana
sns...

Raha manaraka tsara ianao dia "Jeso Kristy" fa tsy "Jesoa Kristy" ho an'izay obédience katolika na ary "Jesosy Kristy" ho an'ny obédience protestant no soratako, fa satria ny "foi" no tena resahiko fa tsy antokom-pinoana, tsy misy importance ho anao akory ny mahala izay fiangonana misy ahy/anay, secondaire be izany...
Manana blem dôôly rehefa mety ho institution, manana ny tompon'andraikiny avy ireo
Raha tena mikatsaka marina ny fahamarinan'Andriamanitra na dia ny olon-tsotra aza, fa tsy hoe tsy maintsy responsable ecclésial, dia tsy ho azaona entina toy ny zaza izany ary hanaona fahatany

Veloma sy mahereza é
Radavison




rhaj0:

Radavison:
raha araka an'io fihevitrao io izany dia ny Banque Centrale, izay institution, no tokony hanontany tena haka recul hoe sao dia nohonry no fototry ny fisian'ny vola sandoka

ENY.. mila mijery ny fomba fiasany ao izy, ny procedure sy izay code d'ethique-n'ny institution sy ny mpiasa... Izany daholo ny ataon'ny olona sy organisation/institution-n'ny taona 2000 rahefa tonga ny olana, fa tsy mialahoala hoe, "olona" no olana fa tsy ny "systeme" eeee...

Jereo ohatra..

- nanolana ankizy ny mpanazatra baolina t@ U, dia noejehina any @ Fitsarana h@ pdt-n'ilay U, ary navadibadika nopasohana daholo ny fomba fiasa sy fanao tao @ U.

- nanolana ankizy ny pretra (sasany)... dia hoe, ilay pretra izany, hoz'ianao, fa tsisy hidiran'ny Leglizy, na Vatican, na koa ny fampianarana ao @ Baiboly na soatoavina andrianin'ny Kristiana eee...

Dia tsisy miova ny Leglizy/Vatican, dia nefa, dia (mody) ganga indray ianao fa afaka am-10 taonany, dia mbola mipoitra ihany ry mopera babany manolana ankizy...

ka @ io ohatra io, dia any am-potony ny olana eee. ao @ Fampianarana fototra ao, ao @ Finoana fototra ao... Rahefa poretinao ny sex ao @ saina sy fiainan'ny olona, avy atsy @ Fampianarana/Finoana FOTOTRA an'ny Xiana ao, dia izay no alehany. Rahefa TSISY transparence, tsisy redevabilite miolotra @ vahoaka ny systeme Katolikanao, dia aza ganga rahefa mivoaka ny scandale... Rehefa samy olona vory saina sy vory nofo nareo rehetra ao, nefany ny sasany no mitondra anao toa ny zazakely, dia ao ianao izany eeee...

30. rhaj0 ( 28/09/2015 10:17)
Radavison:
Manana blem dôôly rehefa mety ho institution

Ka aiza ny "fototry ny olana" Radavison aaaa ?

Valiny ... "ny fototra iraisana" eeee :-)
31. Strong3 ( 28/09/2015 12:31)
efa lazaina foana moa amin'io finoana io fa tsy laverité du troupeau hoa... :-)

ka ny fototrin'ny olana raha atao bango tokana amin'i rhaj0 izany dia mpitarika maka ny toeran'Atra
mpitondra teny ny mpitarika fa tsy tompon'ny teny ka tsy mila miteniteny amin'ny imaginationany ao!!

ireo voalazanao anarana roa ireo izao dia samy manana ny ambition sy ny imagination-any ao daholo dia mamoroporona doctrine sy entanim-po ao ka toa maheno feo hoe :
tsy misy afa tsy ianao irery no ampianariko an'ity eto madagasikara ary any ampita ny 11 ambiny
fa endre tsara...

ao koa ny entanim-po ihany dia hoe :
__ aleo atao amin'ny teny hebreo ity anarana ity fa toa ; samy manovanova anarana daholo ny olona
ao ny miteny hoe: Jesosy, Jeso, Jesoa, zezou, sns... ka dia nianatra hebreo hoe Yahesoa

fikorotanana ao amin'ny aparahatoka daholo ny mahatonga izany, izay raha adika dia hoe : mbola olon'ny nofo fa tsy teraka ara-panahy

__ io ilay lazaiko anao tamin'izay hoe:
MIOVA NATIORA !! :-)
32. rhaj0 ( 28/09/2015 12:41)
Strong3:
ka ny fototrin'ny olana raha atao bango tokana amin'i rhaj0 izany dia mpitarika maka ny toeran'Atra
mpitondra teny ny mpitarika fa tsy tompon'ny teny ka tsy mila miteniteny amin'ny imaginationany ao!!

F'angaha tsy nampitenenin'Andriamantra indray ilay "mpitondra" na "olombe"-nao tao io ??

Ianao Strong3 no TSY nampiteneniNY... :-)
33. Strong3 ( 28/09/2015 14:01)
hahaah dia marariza loha ao izany enao rehefa tsy mahatakatra izay kou! ... na matoria kely indray aloha sao vizaka lohatra :-)

... « Dia hoy Jehovah tamiko: Ireo mpaminany ireo dia maminany lainga amin'ny anarako; Tsy naniraka azy Aho, na nandidy azy, na niteny taminy; Fa fahitana mandainga sy faminaniana tsy marina ary tsinotsinona sy fitaky ny fony no aminaniany aminareo. » (Jeremia 14:14)

aoka hofanatrao fa tsy izay mahay mandaha teny dia izy avokoa
34. rhaj0 ( 28/09/2015 14:47)
entre-pa... tsaroako fa ao am-piangonana ao dia mivavaka SY "maminany" koa hono nareo ao... izay tokoany eee ? Dia mbo tantarao ny "faminaniana" mba nataonao Strong3 ao kosany ho'a eee...

dia entre-pa ihany... manahirana ilay manoratra ilay "faminaniana" fa raha vao diso frappe eo, dia ho tezitra i Jeremia an... na hoe tezitra ny mpiangona sy ny mpino..
35. Strong3 ( 29/09/2015 13:35)
:-) ... raha misy faminaniana ho anao dia nomeko fa toa mbola tsy nisy ... fa ny baiboly fotsiny no milaza aminao aloha hatreto izay faminaniana efa misy dia hoe:

ho lavitra an'Atra ianao ao akohatra ao ka tsy ahita mazava intsony raha tsy miverina Aminy amin'izao fahavelomanao izao rhaj0
36. rhaj0 ( 29/09/2015 13:52)
ny Andrimntrao kosany toa hotrhotry ny milaza hoe, tena lasany, ary lasany IZY irery, ny labozia, ary dia "tsy mahita mazava" izay tsy miaraka AMINY ???

ntsss... dia "mino" ianao ? nefany ny lucioles izao efa manazava eny rehetra eny.. sa luci...fer ireny aminareo ? :-)
37. Strong3 ( 30/09/2015 06:07)
tsy lasany ny labozia fa izy no labozia ... izay ilay tsy ahaizanao azy
raha hoe lucifer mankony dia mitondra labozia, ka Atra tsy mpitondra ary tsy mila entina ihany koa satria manenika ny fisiany fa tsy voafaritra

io izao enao anazavana io dia efa tsy mahita mazava amin'ny resaka finoana mihitsy ka dia mivanitika sisa ary mikokotraloha efa ho sola ao hahahah ... :-)
38. rhaj0 ( 30/09/2015 10:43)
hi hi hi.. ka dia ento any azany ny "labozianao" kouh.. Farasisan'ny tantaran'ny Canaan marina n'enao... n'enay izao ny manazava efa DEL
39. Strong3 ( 30/09/2015 12:26)
led a led ... nga iny mandeha raha tsy misy masoandro??? ... ka an'iza io masoandro io ?
lazaivo fa an'i razambenareo hihihih :-)

fanahy no resahana kou eto fa tsy material r'ingahy ity ah hihih :-) :-)
40. rhaj0 ( 30/09/2015 12:57)
hi hi hi ... trandremo fa inflammable ny "fanahy" an... ngo dia mitonantonana manatona AZY Labozia toa bibin-jiro ao, fa dia ho kila ao an...

ny Diode ElectroLuminescente nefany mandeha courant kely (fa tsy masoandro) dia tsy mandoro :-)


Resaka ka resaka, fa tsy takatrao ve ny abobo asesiky ny olombe fahiny aminao eo io eee ?? Hoe IZY ihany IZY hatrany... dia tsy tonga saina ve ianao rahefa nanao toa izany koa i RAtsiraka (io paikabe io ihany no nianarany dia nampihariny), dia tsy mahita ve ianao fa toa zavatra familier izy izany ??? Jereo i Hery fa faly ery miaina ao @ vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefanan'ny Legliziny ao.. Dia tsy mba taitra ve ilay saina rey olona aaaa ????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.643