Radio mitory an'i YAHOSHUAH

41. Rafieritreretana ( 25/08/2015 18:45)
Stahtam, sns!!!
Araho ny rtvyahoshuah fa miverina ao izay efa norenesinao, satria efa tsy ho an'ny malagasy irery intsony 'lay fampianarana fa ho an'izao tontolo izao mihintsy:

-Matio 24:14/ 14Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran' ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.

Araho eto:
http://rtvyahoshuah.com/radio.html
http://rtvyahoshuah.com/tv.html

Ora andrenesanao ny fampianarana:
-08H30 (Malagasy - Live)
-10H30 (Français)
-12H30 (English)
-15H00 (Malagasy - Rediffusion)
-17H00 (English)
-19H30 (Malagasy - Rediffusion)
-22H00 (Malagasy - Rediffusion)
-01H00 (Français)
-03H00 (English)
-05H00 (Malagasy - Rediffusion)
-Monday/Lundi/Alatsinainy 10h30 (Russe)
-Wednesday/Mercredi/Alarobia 10h30 (Chinois)
-Friday/Vendredi/Zoma 20h30 (Italien)

Na koa Radio HFF:
- 97.2fm Antananarivo
- 104 fm Mahajanga
- 104 fm Fianarantsoa
- 104 fm Toliara
- 97.2 fm Toamasina
- 102.6 fm Ambatondrazaka


















42. rhaj0 ( 25/08/2015 18:56)
Rafieritreretana:
-Matio 24:14/ 14Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran' ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.

Ka tsy efa noresahina (notorina) t@ izao tontolo izay ve izy ity, ary efa vavolombelona daholo ny firenena rehetra eee ?? Iza no tsy mahafantatra an'i Papa ohatra ?

Ka ho tonga ato ho ato izany ny FARANY ???

Sa ao Mada mbola misy tsy mahafantatra ? Dia ny aborigene any Amazonie sy Aostralia koa ?
Fa nisy namako sinoa ho'a, avy any ambanivohitra any, dia tena mbola TSY nahare ny @ Baiboly mihintsy hono izy..

Ka dia mbola ho ela izany vao ho tonga ny FARANY eeee... yeah... :-)
43. stahtam ( 26/08/2015 05:31)

rhaj0:

Ahoana koa azany izy izany, i Stahtam ve no mamaly @ i Stahtam io ambony io???
sady "mampiditra" izany ry Stahtam no "mamoaka" :-)


Stahtam,
Hazavaiko misimisy kokoa àry e! Vao sambany aho no niditra tamin'ny serasera toa izao dia tokony ho adiresin'ny mpiandraikitra ao amin'ny radio hff aloha no nandefasako ireo fanontaniana ireo mba hamaliany ahy fa tsy tokony ho tonga dia teto amin'ity serasera ity no nalefako. raha azoko izany ny valin'ireo fanontaniana ireo dia mba ho afaka mandray anjara eto amin'izay aho satria tsy tiako ny miteny zavara tsy hita fototra.
44. stahtam ( 26/08/2015 07:06)
Stahtam,
Voaray ilay fanentanana hihaino radio indray, fa mety ho afaka fotoana maromaro ihany izany vao ho afaka miditra indray hiresaka, satria ireo fanontaniana efatra ireo dia tsy ho voaresaka anaty fandaharana indray mandeha nefa ny fanamafisana azy ireo dia tena mba tiako ho fantatra. Mandra-pihaona e!
45. stahtam ( 26/08/2015 07:07)
(quote) Stahtam, sns!!! Araho ny rtvyahoshuah fa miverina ao izay efa norenesinao, satria efa tsy ho an'ny malagasy irery intsony 'lay fampianarana fa ho an'izao tontolo izao mihintsy: -Matio 24:14/ 1...
Stahtam,
Voaray ilay fanentanana hihaino radio indray, fa mety ho afaka fotoana maromaro ihany izany vao ho afaka miditra indray hiresaka, satria ireo fanontaniana efatra ireo dia tsy ho voaresaka anaty fandaharana indray mandeha nefa ny fanamafisana azy ireo dia tena mba tiako ho fantatra. Mandra-pihaona e!
46. psni ( 29/08/2015 17:48)

Bjr bord2lais.

Hoy enw oe:
[[Izaho aloha tsy mahazo izay lazainy fa toa misy resaka "elo" (!!!) izany hono izy io ! Mety avy be angamba ny orana any ! ]]
Ny valiny d zao: ny tenin A.TRA miteny we any am elo ny mpaniratsira d olna thka anw zao le oln mpaniratsira voalazan ny soratra masina. Zany mbl marika f akaiky ny frny.
47. psni ( 29/08/2015 17:50)
D naika adinoko bord2lais f mb ilazao ihny za rf rovitra ny parapluie anw e ! Ka hianjaka enw.
48. psni ( 29/08/2015 17:59)

Miarahaba ndray o!

stahtam, enw nilaza fa

??Koa misy fanamafisana ve, na fanitsiana mba azonareo omena mahakasika ireo teboka efatra ireo? Misaotra mialoha dia mirary soa e! ??
MARINA DHLO REO VOALAZANW TEBOKA EFATRA IREO D MANENTANA ANW HATRANY HANARAKA NY ONJAM-PEO HFF( 97.2 TANA,TAMATAVE); (104 FM MAJNGA,TULEAR,FIANARATSOA);(91.4FM AMBATO). SY NY TELE HFF @INTERNET (WWW.rtvyahoshuah.com).
49. psni ( 29/08/2015 18:05)
Miarahaba an i tealala .

Nanontany enw hoe :ianareo mo zny kristianina?

Valiny :
Ny dikan ny kristy dia voaosotra , ary ilay voaosotra d yahoshuah f ts jesosy satri jesosy andriamanitry ny grika fa tsy an i jiosy . Fa hoy ny lalàna : avy @ jiosy ny famonjena.

Ary ny atao hoe kristianina d ze mpanaradiha an yahoshuah f ts ze manaradiha an i jesosy.

Manetana anao hanaraka hatrany ny fampianarana @radio hff sy ny tele internet (www. rtvyahoshuah.com)

Merci!
50. psni ( 29/08/2015 18:06)
Rajhoo a . Ra za enao d enaro tsara lo ny atao hoe kristianina vo mteny e .
51. psni ( 29/08/2015 18:20)

D mbla valiteny ho an i rajhoo ihany ty

Nilaza enw we:
?Ka tsy efa noresahina (notorina) t@ izao tontolo izay ve izy ity, ary efa vavolombelona daholo ny firenena rehetra eee ?? Iza no tsy mahafantatra an'i Papa ohatra ??

TSY JESOSY NA I PAPA NO TORINA FA YAHOSHUAH. IZAY NO TSY NAPETY TNGA AN ILAY FRNY .FA ANKEHITRINY REFA YAHOSHUAH @IZAY NO TORINA D HO TNGA NY FRNY. IZAY NO MAHATONGA NY HOE BDB NO MANAKANA NY FAMPIANARAN YAHOSHUAH SDY MANIRATSIRA ,ENW IZAO AO ANATIN ILAY MPANIRATSIRA.
Ary ny fampianaran YAHOSHUAH ts voatery haheno dhlo ny sinoa thka le namanao na ny amerikanina f rf nisy naeno ftsny ny sinoa oh d ef vavolombelona izay fa ts voatery resy lahatra ary ts voatery haheno koa .fa ef vavolombelona naheno ftsny d ampy na d IRAY aza . F izay n maha VAVOLOMBELNA ny VAVOLOMBLNA.

Henoy ny radio hff 97.2 TANA sy ny tele s radio par internet(www.rtvyahoshuah.com)

52. anicetmartial ( 09/09/2015 11:57)
Efa ela io anarana Yahoshuah io.Ts nareo zany nitory anio.Efa ela io no hita tao @ internet,ts ianareo zany no nahita anio,efa ela google io,efa ela no nampisy ny internet,tsy t@ 2011 nahitanareo io anarana io no nampisy ny internet.Rah internet aloha vahiny eto Madagascar fa ts vahiny kosa any aminireo firenena mandroso fa efa maha entsaka andrizareo io,tao aminio no nakanareo azy satria mba hilanareo vaniny sy hanolanana ny tenin'Atra ary mety noheverinareo fa hahasarika olona kokoa satria zavabaovao.
53. anicetmartial ( 09/09/2015 12:05)
Tohiny ....Porofonizay hita ao avokoa ny porofo ampiasainareo rehetra,i Joshuah angamb anaran'ny lay olona manazava azy ao @ internet zay!
Ary le didy folo zany ts rava fa nihamafisina,na ny mpitondra fivavahana efa ela daholo no nahay anizany hoe sorona fa tsis intsony e,sns....Dikanzay efa nahay anizany rizareo! Fa mody asianareo le teny rava indray koa amzay tofoka daholo ny fon'ny olona ka hogaga ary hanongilana sofina hoany @nareo,hafetsena hafa indray koa iny.
54. anicetmartial ( 09/09/2015 12:16)
SABATA:Ary le momba ny sabata indray,lalana mandrakizay hoy ny soratra masina.Jehovah mintsy no niteny anzany ,Atra io ts mahay mandainga,en plus mbol nohamafisiny ao aminy Isaia hoe :"@ tany sy ny lanitra vaovao omeko anareo dia isak ny voalohambolana,sy isantsabata dia hoavy ny nofo rehetra hiankohoka eo anatrehako hoy Jehovah,ka dia ahoana ary ny anareo miteny hoe rava ny didy folo,hiankohoka @ andro zoma ve ts hoisanay.
Zay ra namana joeurany Episkopo de maztoa
55. rhaj0 ( 09/09/2015 13:30)
psni:
Ary ny atao hoe kristianina d ze mpanaradiha an yahoshuah f ts ze manaradiha an i jesosy.

Ahoana koa azany izany resak'i Psni izany... Jesosy Kristy no arahin'ny Kristiana...

Ny mpanada-dia an'i Yahoshuah dia ny "Yahoshuah-ana".. mirima tsara @ chihuahua-na :-)

psni:
ENW IZAO AO ANATIN ILAY MPANIRATSIRA

"manisy sira" = manisy vidiny... fa TSY hoe "maniratsira".. :-)
56. psni ( 11/09/2015 18:06)

O ry anicetmartial a. SO d mb ts fatatrao lo le atw we internet e , sa sO d mb tambanivohitra niakatra tanàna enw d ts mafatatr ny we internet . F ny internet manko d mahita dhlo zao tontolo zao f tsy we hafa ny internet ny any an-dafy d hafa ny internet ny eto M/Scar.
F ze miseho @internet any an-dafy d mpoitra @internet eto M/Scar zay n atw hoe internet.

D ahitsy kely enw f diso kely le datinw f tam 1 avril 2009 io n navoakan EPISKOPO f ts t@ 2011 araky ny teninw . SA ts hitanw ny declaration - nay rhtr tao @ www.rtvyahoshuah.com ,f zay mitsy n nikaroka anzany anarana zny rf namOka an'io anarana io EPISKOPO .satri zay ko te anaporofo we sO d ef @ internet io .FA TSY NAHITA AN IO ANARANA YAHOSHUAH IO TAO @ INTERNET IZAHAY T@ZNY .D zay mihitsy aza no nahagaga anay oe ahoana ity anarana ity? Ary anarana avy aiza ity anarana ity? Satria zahay hamoaka hira @le anarana d zay no nitadavanay ny tena niavin io anarana io donc zay no nanana olana tamzny hoe avy aiza ty anarana ity alohan ny hamoahana le hira @le anarana. Sa enw ko nga saika amoaka hira amle anarana. Ary ts olna iray izahay no nanw anzny f maro knfa d samy ts nisy nahita an io anarana io t@ internet mihitsy izahay t@ izany .ko ah? No lazainw f ef tao anaty internet ef ela io? F nandritry ny enimbolana taorinan ny nivoahan io anarana io izahay d nanohy nikaroka fna f tsy mbla nahita an io anarana io tao @ internet t@ izany .

Samy milaza mahay dhlo ny olna d enw ko mb anisany anakiray manao anizny ,mseho mahay

F ny anw hita we fialonana e. Sady ANDRIAMANITRANAY ne io fa ts anw e d ts hitako ze mahatezitr anao amzny f na zahay no nahita an io voalohany na ts zahay d tsy anao zny satria ny anao anie jesosy na jeso e le andriamanitry ny grika ny anw d tsisy tkny problem nw mitsy ny anaran ny ANDRIAMANITRAY sy ze nivoahany f nenw ef tena fialonana an i EPISKOPO.

Nilaza enw hoe: ?tao am internet no nakanareo azy satria mb hilanareo vaniny sy hanolanana ny teninATRA ary mety noheverinareo fa hahasarika olona kokoa satria zavabaovao?
NY VALINY:
ZAhay ts mpandainga ohnw ,ar ts nampianarina handainga mihitsy. F milaza ny marina izahay ,
Averiko ihany f ra namOka an io anarana io EPISKOPO d nikaroka izahay tao @internet satri na zahay ko aza mb nievitr we sO d mb tao no nakany anzny . F ts nahita anzy tao izahay, ts olona adala sy ts misy saina tsin izahay ka ho fitahana amzny satria lalana makany an-danitr no tadiavinay f ts manarak olona .ka rf voaporofonay f ts tao anaty internet io anarana io t@izany d teo no nahitanay f ts nisoloky EPISKOPO f tena avy any an-danitral le anarana ary voahiraka io lehilahy io.mijoro vavolombelona amzny zahay rehetra f ts za rery . Noho izany diso dhlo ze rhtra nambaranw mikasika aniny.

57. psni ( 11/09/2015 18:21)

Mbla tohin ny valiteny wan i anicetmartial.
D mbl nilaza ndray enw hoe ?didy folo ts rava f namafisina ,na ny mpitondrafivavahana ef ela dhlo ..........................hafetsena hafa indray koa iny?

D ity ndray ny valiny fa henoy:
Inn ko ity manala manisy ty sdy mapiditr no mamOka .f enw tena mapme f nga azo esorina miala am didy folo ny fisoronana? F nga lasa rava ndray le izy? Iza no napanw anareo anzny . F nga tsy hoe ts azo anapiana ts azo anesorana mat 5:18. Sa lasa azo nanesorana ndray le didin ATRA ? F ampianariko enw satria tena hitako voafitaka. Ampianariko enw f tena rava io f tsy we hafetsena araky ny teninw . D ndana vakio ny baiboly hebreo f tena rava io . F nareo ts nandrava f nanongotra ze ts mety mety @nareo (oh:fisoronana). F nenareo nanongotana f nga io azo ongotana? F ny mandrava azy manotolo no azo atw .

D EPISKOPO irery sy ny APOSTOLYno nandrava an io efes 2:15(bible hebreu) ANNULONS LA TORA. HEB7:18-19 LA TORA EST ANNULÉE PARCE Q'ELLE ETAIT FAIBLE ET INUTILE.

NOho izny aza faly miapanga an EPISKOPO f rf resy lahatra d manetre tena sa ianareo anohitra an i PAOLY sy YAHOSHUAH.
58. psni ( 11/09/2015 18:34)

D mbola ho an i anicet ihany . EPiSKOPO irery no nandrava didy folo taorinan ny apostoly .izy irery no nahafatatra anzny teto ambony tany f ny sisa rhtra nitandrina didy folo dhlo anisan izny ko enw , noho izany diso ny fanambaranw tam nilazana oe ef b ny mpitondra fivavahana nahalala anzny , f izy rhta mitandrina didy folo dhlo . Ary ts misy jesosy mandrava didy 10 izny f yahoshuah n mandrava didy 10.

Ary momba le sabata teneninw indray ? D any israel irery io no tandremana ary any israel io n mitranga (isaia66) satria lalànaho an israel io f ts lalàna ato @fnjkn YAHOSHUAH. D mbla diso ko ianao.

Fehiny: ts mahay baiboly mitsy enw f aza miteny2 fna f ny tsara aminw henoy ny radio hff sy ny tele internet www.rtvyahoshuah.com d hitanw tsara ny fanazavana.

D remarque kly wanw ko an , amle teninw frny we ?joueurny EPISKOPO?. D zw ny valiny: ny olna makany an- danitr ts manao teny jiolahimboto s mananiany oh nw satri teninAtra no resahina.

59. psni ( 11/09/2015 18:40)
D wan i rhajO njay.

Tsra ftsny aloha rf naheno enw e .

F jesosy atry ny grika manary anw makany am elo. Jereo ny famp @www.rtvyahoshuah.com na ny radio hff. F fampianarana mande direct ny ao @io tele io 24/24 h . Hitanw ao EPISKOPO mampianatra d araho fa mbla ts mahalala enw d zay n mahtnga anw mananiany ohzw nf ra maty @ ZAO enw d any @ elo miaraka @io jesosinw io f ts izy io.
60. anicetmartial ( 15/09/2015 16:46)
Io aloha tsy ilaina azavaina firy satria ianao manana ny doctrine-nao t@ Episkop ts hovita,Zah ko manana ny ahy.Fa mba adihevitra ny ahy nefa ny valinteninao ohatrany anolona manambanimbany,anolona masiaka,sns...Dia zany fotsiny no ahalalana fa tsisy fanahy masina,ts ilaina hazavaina firy,zany mahatonga anareo maniratsira ny fiangonana rehetra io,hoy ny baiboly:"Any @ farany any hisy mpaniratsira handeha araka ny filany".Ka fa izao ny andro farany izao iainantsika izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2846