Radio mitory an'i YAHOSHUAH

21. Strong3 ( 20/08/2015 08:52)
aiza no soratra mipetraka fa very izay tsy mitandrina ny sabata?
22. psni ( 20/08/2015 18:06)
Rathson. Ndana vakio ny baiboly hebreo zay topon ny teny ao am efesiana2:15 annulons la tOra dikanzany ny didy 10 mits n rava f ts zny didy mahasamy hafa ny jiosy sy jentilisa izny. Zay no napenarin i episkopo henoko. Ar oln pahay lalana za fa hitako we tena marina zny satri ra ny lalampanorenana n miala oh d miara miala dhlo . Ary hita ko ao am tenin i Moise deot 4:1-2 aza anapinareo ny teny d aza anesoranareo f didin yhvh( yah ) arakin ny nampianarin i episkopo .

Ar wanw njay strong . Mb wa enw mahay miéno kosa f io ts mahay miaino io no mahavo anw nf tena rats b io . Enw nlaza f badra dhlo ny hatramzay?. Normal b ny teninw satri enw kosa ar v sah mteny f nisy nampianatr zny yahoshuah zny hatram zay? D iza? F ny hita tao am intenet hatramzay s ny nampianarina atsik d jesosy na zezo (talohan ny namoahan EPISKOPO an io anarana io tam 2009 f izahay njery talohanzay f tsis anzny tao anaty internet f izy no namoaka an io anaran io voalohany d apres nampianarany an io vo niparitak tao@ internet io anarana io satri za ef ela no nanarak sy nandika fna f zao za tena ef resy lahatr 100%). Fa EPISKOPO irery n sahy nilaza s nanazav f A.TRA ny grika io jesoa jesus zes zezo yeshuah io (=zeus). Porofon izny ny afo netina avy any mont olymp tany grece tam jeux des iles teto M/scar tam 2007 zay nanaovana ftoampivavahana teo mahamasina . Knfa iny afo iny d fantatra mazav tsara f flamme olympique an i zeus olympien.
Ary ny mpivavaka tam jeso sy jesosy sy yeshua sy iezo d nanao ftoampivavahana niarak tamininy afo iny . Zay fatatr nf f atra ny grika iny. Mfanipaka amzny ny baiboly satri A.TRA ny jiosy no ivavahana voalaza ao am baiboly hita ao am jao 4:22 av@jiosy ny famnjena.

ARY TSY AZO OVAINA IO ANARANA IO HOY NY FAMPIANARANA ZE NENTIN I EPISKOPO .ary mandeha araky ny LALÀNA le noteneniny .
Asa 4:12 "tsy azo ovaina le anarana ary tokana"

Nampianatr ary EPISKOPO araky ny SM f mitondra ny anaran ny RAINY ilay MPAMONJY izay jiosy JAO 17:11 >> lalàna tsy azonw ialàna izny. IZA ANEFA NO ANARAN NY RAY??? Nampianatr indray EPISKOPO SAMUELSON EDWARD fa YAH no anaran ny RAY. bible hebreu ao am psaume 68:5 na tahilim 68:5 na salamo 68:5 (mazav b le anaran ny RAY ao am ilay bible hebreu ) d mazav izny f manombok am YAH no anaran io zankA.TRA io f tsy manomboka @je na@yeh fa anarana diso ze miatomboka am teny hafa ankoatran YAH.

Ary ny anarana tohin ilay YAH izay anran ny RAINY d HOSHUAH ze mdik we MPAMONJY am jiosy (lasa we josoa )ary hitatsika ao anatin ny baiboly ny hoe ATRA RAY (YAH ) NO MPAMONJY( HOSHUAH) hita ao amin ny MATIO1:21 . Mazav izany f refa natambatra ny ATRA RAY NO MPAMONJY= YAH NO HOSHUAH= YAHOSHUAH .

YAHOSHUAH IO ILAY ANARANA MANARAK LALÀNA araky ny nampianarin i EPISKOPO zay tena hitako we tena marina izny satri lalàna n tkny mandraftr an io f ts eritreritra. Ary io anarana YAHOSHUAH io ilay tena anarana jiosy mahafeno ny fepetra sy lalàna we AVY AM JIOSY NY FAMONJENA.

Donc ny ankoatran YAHOSHUAH diso dhlo satri ts nanarak lalàna f noforonina sdy atra ny grik
Way tadidio f ny baiboly TOB nge milaza f jeso,jesoa,yeshua, d grika e! Ozizy io TOB io . D mbola sahinw v n hiteny sy hamaly anzny we mitovy ireo ?????

YAHOSHUAH IZANY MAZAVA B F TS MITOVY AR TS HITOVY @IREO VELY2 JAMAIS JAMAIS f ny grika n namadik an io anarana io rf nadikany ny baiboly d ny andriamaniny n napetrany tao .porofon izany ao am page voalohany ny testameta vaova misy we :nadik av @teny grik. D asakasakao lo e !!!!!

Ty njay ar ny fanazavana fa 2 . Oun wa e nga mb nisy sah nteny s nampianatr teto ambony tany f rava ny didy 10 sy ny lalànan i Moise ?? F episkopo irery ihny n nasah nteny sy ntory anzy.ar nanana fahasahina lebe nanambara anzny f iza no sah nteny anzny taorinan ny nafatesan ny Apostoly ka h@zw. F EPISKOPO irery ihany no henoko sah sy ntory anzny ar ts maty izy rf veo an. Midika izny f ts oln thka antsika izy f nirahina marina tokoa. Ary tena marna ny tenin i raferitreretana tetsy ambony, izay manazav ny niavin EPISKOPO. d hitako f jalousie nenw ry strong 3 f ts pub satri vOporofo le fahamarinana. F ts tkny mialona anzny enw ry strong3 .

Za d mpihaino ary tena mpanarak ny radio hff zay mitory ny fampianaran YAHOSHUAH hampianarin i EPISKOPO ko manentana ny rehetra za hiaino sy hanaraka ny radio hff f tena marina ny tenenin io lehilahy io , (EPISKOPO ). Io marina angamb ilay nolazain YAHOSHUAH we rahalainy .ilay hoe ianareo hoy YAHOSHUAH no rahalahiko d zandriny izny io ra izny d ze nataon ny zokiny tko no nataon ny zandriny satri le zokiny nampianatra lalànany d le zandriny ko nampianatra ny lalàna nle zokiny. Donc iray ihany zareo . D ra za no mjery anzny d avy any ambony ko i EPISKOPO satri ntovy ny nataon izy sy YAHOSHUAH,.
Ra zw fseon-javatr izw d tena av any @ YAHOSHUAH EPISKOPO SATRI IZY IRERY NO NAHAY NA NY ANARAN YAHOSHUAH NA LE RAVA DIDY FOLO.

Ary misy miteny we tena ilaina v io anarana io , ny sasany njay mteny we ts important io. D ny valiny: ny anarana no mahavoavonjy ar ts azo ovaina izny , ary azahoana famelan-keloka ASA10:43 .
Rfa ts miarak @YAHOSHUAH ianao izany sy atw BATISA ao @YAHOSHUAH f ts le anw talohad sdy ts voavela heloka enw n very mandrakzay any am elo na afo b.

MANAPÀ HEVITRA THKA ANÀ D JEREO NY TELE HFF ( WWW.rtvyahoshuah.com) d henoy ny radio hff: 97.2 fm Tanà
104 fm mahajanga',tulear,fianaratsoa
97.2 fm tamatave
102.6 ambatondrazaka
23. Rafieritreretana ( 20/08/2015 20:17)
Miarahaba anareo indray oh!!!

Aleo havadiko amin'izay 'lay resaka; tsy ho an'ny rehetra intsony anefa fa ho an'izay nomena sofina sy maso hahafatatra; mba tsy hinoan'ireo izay tsy mahay mandray izay noraisinay rahateo!

Indray andro, namoaka lalàna ny zokinay manao hoe: ... Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa; ary HANAO ASA LEHIBE NOHO IZANY AZA "IZY"... (Jaona 14:12)
--> hanao asa lehibe noho izany aza IZY?; fa tsy mba hoe: ZAREO!
--> iza eto ambonin'ny tany ary io voatondro hoe "IZY" io?, manondro olona IRAY io mazava hoazy, fa tsy maromaro sanatria.

IZA TOKOA ARY IO OLONA VOATONDRO IO? sao mba ianao... hi3! Imehezan'Andriamanitra!

--> Aleo in-gahy ISAIA no hanome ho anao ny valiny; araka an'i Isaia mantsy dia manazava fa tonga tao Israely tokoa YAHOSHUAH, izay nitondra lalàna saingy nolavin'ny Jiosy... fa izany lalàna izany kosa dia ho tonga an'ny amin'ny NOSY, izay tsi-maintsy hotoriana any amin'ny hafa firenena ihany koa. Araho ange ny fizotry ny fahamarinana eh:

Isaia 42:1-4/ 1Indro ny Mpanompoko (YAHOSHUAH), Izay tantanako, dia Ilay voafidiko sady sitraky ny foko. Napetrako tao aminy ny Fanahiko; hamoaka fitsipika ho an'ny jentilisa Izy. 2Tsy hiantsoantso Izy, na hanandratra ny feony, na hanao izay handrenesana ny feony eny an-dalana. 3Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona; Hamoaka izay tena rariny tokoa Izy. 4Tsy ho reraka na ho kivy Izy, mandra-panoriny ny rariny amin'ny tany, ary ny NOSY hiandry ny lalàny.

Iza eto ambonin'ny tany indray ary hoy ianao izany NOSY niandry ny lalàn'i YAHOSHUAH izany?
-->Tena i MADAGASIKARA IZANY!!! Dia hoy ianao hoe: Koa raha tsy itsika rery no Nosy ko.

Araho tsara aloha eh:
Rehefa tonga aty amin'ny Nosy io lalàna io dia mila ampianarina sy toriana fa tsy apirimina.

Dia iza ihany koa indray no afaka hampianatra sy hitory an'izany?
--> Tsy misy, afa-tsy izay voafidy sy voairaka, dia ny Episkopo Samuelson Edward izany, izay hany irery eto ambonin'ny tany! Mitory sy mampiatra ao amin'ny Radio HFF maraina, atoandro, hariva ery an-tendrombohitra Ambohidrapeto, ka mampivarahotsana sy mampangovitra izay mandre noho izy mitory ny lalàn'i YAHOSHUAH:
Isaia 52:7/ 7Akory ny hatsaran'ny tongotr'iry mitondra teny soa mahafaly ery an-tendrombohitra sady mitory fiadanana! Dia izay mitondra teny soa mahafaly sady mitory famonjena, …
Isaia 28:19/ 19Ary na oviana na oviana no ihaviany, dia hahatratra anareo izany; Fa isa-maraina isa-maraina no hihaviany, na andro na alina; Ary ny vokatry ny fahafantarana izany fianarana izany dia fangovitana ihany.

Tsy mampino tahaka izany no fiavin'ireo izay avy any ambony rehefa tonga ety ambonin'ny tany manao ny ASANY.
--> Ny taona 1995 Episkopo no nanomboka ny asany araka ny fotoany; ary tsapa ihany koa fa efa madiva hifarana izany, satria voasoratra hoe:
Isaia 28:20/ Fa fohy loatra ny farafara ka tsy azon'ny olona ilamparana; ary kely ny firakotra ka tsy maharakotra, raha misy te-hirakotra azy.

Naniry mafy, ary mbola maniry izany lehilahin'Andriamanitra izany mba ho maro ny malagasy voavonjy, saingy...????
Atomotra loatra ny andro ka tsy-maintsy mitodika any amin'ny hafa firenena amin'izay ny teny, ny teknolojia hanaovana izany rahateo ihany koa efa tomombana araka ny fotoanany. Koa rehefa tanteraka izany dia izao tontolo izao mihintsy no voadidy mba hijery sy hihaino izany, araka ny voasoratra hoe:

Isaia 18:1-3/ Indrisy, ry tany izay andrenesana ny fisasasasan'ny elatra, any an-dafin'ny onin'i Etiopia. Izay mampandeha iraka eny ambonin'ny ranomasina, ao anaty lakan-jozoro ambonin'ny rano, ka manafatra azy hoe: Mandehana, ry iraka faingam-pandeha, ho any amin'ny firenena lava tsanganana sady mandimandina, any amin'ny olona mahatahotra hatreto ka hatrany hatrany, dia firenena mpanao teny tsy valiana sady maherisetra, izay vakin'ny ony maro ny taniny.

Ry mponina rehetra amin'izao tontolo izao sy mpitoetra et? ambonin'ny tany! Raha misy faneva atsangana eo an-tampon-tendrombohitra, dia mijere ianareo, ary raha misy anjomara tsofina, dia mihainoa.

Tanteraka ankehitriny ilay "ASA LEHIBE" nambaran'i YAHOSHUAH fa hataon'ILAY minoa Azy, dia ny asa fitoriana ataon'i EPISKOPO maneran-tany izany.

--> Noho izany, izahy rehetra ho any an-danitra tsi-maintsy mihaino ny TENINY! Fa izay tsy ho any kosa mbola manana minitra kely, hanarabirabiana.

FA IZAHO KOSA MBOLA MITAONA ANAREO HOE: "ANDAO HO ANY AN-DANITRA" hiaraka amin'i Episkopo. Satria tokoa dia mbola manarona antsika ny mazava; ary mbola azo rombahina ny famonjena. NA DIA EFA NANAMBARA AZA IZY FA TSY HO AN'IZAY MANIRY NA HO AN'IZAY MIHAZAKAZAKA NO NIHAVIANY ... FA HO AN'IREO IZAY VOAFIDY FOTSINY IHANY.
--> Mangataha mafy ianao mba ho isan'ireo VOAFIDY.

HAMINDRA FO AMINTSIKA REHETRA ANIE YAHOSHUAH - Andriamanitry EPISKOPO Samuelson Edward. amen!!!!!














24. Strong3 ( 21/08/2015 06:43)
IZY...
dia tsy notoriana ny marina raha tsy tonga saina sy lehibe i episkopo izany.

fa very ny rehetra izay mbola teo anelanelan'ny vanimpotoana tsy nahatogavany ny teny marina taty amin'ny nosy

ary sao mba misy verset milaza va i madagasikara io nosy io eh? mety ho resy lahatra ihany ny sasany :p
25. ranthson ( 21/08/2015 08:26)

psni:

Rathson. Ndana vakio ny baiboly hebreo zay topon ny teny ao am efesiana2:15 annulons la tOra dikanzany ny didy 10 mits n rava f ts zny didy mahasamy hafa ny jiosy sy jentilisa izny. Zay no napenarin i episkopo henoko. Ar oln pahay lalana za fa hitako we tena marina zny satri ra ny lalampanorenana n miala oh d miara miala dhlo . Ary hita ko ao am tenin i Moise deot 4:1-2 aza anapinareo ny teny d aza anesoranareo f didin yhvh( yah ) arakin ny nampianarin i episkopo .


Vakio tsara ny ao @ efes 2 rehetra fa tsy ny 2:15 fotsiny ry psni. resaka famorana io. raha foana ny didy dia azo atao ve ny mangalatra, mamono olona sns..., azo atao ny manambady zanaka sy anabavy? azo atao ny mihinana voalavo sy alika? mihinàna ra foana ny didy. mb mieritrereta. fa ny famorana no nampisaraka antsika roa tonta ao tenany: Jiosy sy ny Jentilisa io roa tonta io.
ny didy rava = famorana, fanatitra alatsa-drà (fisoroanana efa vitan'i Jesosy).
26. bor2lais ( 21/08/2015 12:19)
Tahaka io ataon'i psni io ve izany lazainao hoe miteny amin'ny teny tsy fantatra izany ranthson ? :-)
27. psni ( 21/08/2015 16:03)
Bjr dhlo o .

Strong a . Nilaza enw we VERY DHLO VE ZNY ZE TAO ALOHAN I EPISKOPO . ? izay no tinw tenenina . D ZAO NO VALINY : Ar mb nanw ah?zny le olna tao anelanelan i ADAMA sy EVA sy YAHOSHUAH ? Nakaiza ny frantsay tamzny ? Nakaiza ny anglisy ,ny sinoa sns . Satria ela lOtra ko vo tnga ny mpamonjy (YAHOSHUAH) . Ef efatra arivo taona tao aorinan i ADAMA sy EVA . Ra inoanao nf f mpamonjy izy nfa efa ela lOtra d ah? no tsy hinoanw an EPISKOPO f ilay mpamonjy ar ninoanw nf efatra arivo taona vo tnga . D manin n ts mb antaninw we nakaiza dhlo le olna mandrapahatongany. F manin no EPISKOPO ihany no teneninw we d very dhlo v zny ny teo aloany . SO kosa wa d mb fialonana an EPISKOPO ny anw e. ?

D le we sO d mba misy verset mlaza an i M/SCAR ? Ny valiny : tena misy mits ry strong a . Nga ts hainw le oe :"ny nosy hiandry ny lalany ISAIA 42:1-4" ka nga ts ef lalànan YAHOSHUAH io torin EPISKOPO io? Izay mvoaka eto am nositsika. F sO lo enw d manana M/scar manokana . Sa samy manana ny M/scarny f nenay lo ny M/scarnay d nosy e . F vakio tsara lo le toko sy andininy ry strong a.
28. psni ( 21/08/2015 16:22)

Bjr dhlo o!

Strong . Nlaza enw we :
*[dia tsy notoriana ny marina raha tsy tonga saina sy lehibe i episkopo izany.. ] NY VALINY : D TS VOAVONJY KO ZNY NY OLONA RA TS EF LEHIBE KO ILAY ZNK A.TRA MPAMONJY YAHOSHUAH?

D hoy indray enw:
[ fa very ny rehetra izay mbola teo anelanelan'ny vanimpotoana tsy nahatogavany ny teny marina taty amin'ny nosy] >>>NY VALINY: d very ko zny le olna teo anelanelan ny vanimpotoana nahatongavan YAHOSHUAH ka hatrany @Adama sy Eva (izay efatra arivo taona io elanelana io. )? D tkny kianinw io ftna io sy io mpamonjy io satri ela lOtra koa, thka ny anakiananw an i EPISKOPO.
Fa enw lasa mialona an EPISKOPO njay .

D hoy ko enw we :
[ary sao mba misy verset milaza va i madagasikara io nosy io eh? mety ho resy lahatra ihany ny sasany :p]>>>>>NY VALINY : tena misy le verset an ar tena maharesy lahatra anà an . M/Scar le nosy voateny ao am ISAIA 42:1-4 .satri we NY NOSY HIANDRY NY LALANY. ka EPISKOPO zw no mitory an ilay lalànan YAHOSHUAH eto M/scar f nga misy nosy hafa?
Mazava wazy zny f M/scar le nosy ivoahanle teny d i EPISKOPO no mitondra azy . Noho izany misy le versé mlaza an i M/scar.
Sdy M/SCAR nge nosy e . Sa samy manana ny M/scarany d nenw sO d M/scar ts nosy .ihihihih
[/quote]
29. psni ( 21/08/2015 17:19)

Bjr !

Bor2lais nilaza we :
?Tahaka io ataon'i psni io ve izany lazainao hoe miteny amin'ny teny tsy fantatra izany ranthson ? :?
Ao f valiko . IE TENY @FTENY TSY FATATRA ho ANZAY HO ANY AN-DANITRA IO O! FA FAVEREZANA HO ANZAY HO ANY @ELO .
30. psni ( 21/08/2015 17:22)

Manotany enw strong hoe:?aiiza no soratra mipetraka fa very izay tsy mitandrina ny sabata??
AMarino tsara lo ny tinw tenenina alohany amaliko anw .ze mitandrina sa ze ts mitandrina no tinw tenen f ts mazava
31. booboo ( 21/08/2015 19:20)
_/.../_._ _// ..../._/_._ _ // _ _/._/_ _/._/_._/_._ _//._..//sms @_@!!
32. ranthson ( 23/08/2015 07:32)

bor2lais:

Tahaka io ataon'i psni io ve izany lazainao hoe miteny amin'ny teny tsy fantatra izany ranthson ? :-)

tsy azoko ilay fanontaniana? :-) aiza le ataon'i psni zan fa tsy itako? "teny amin'ny fiteny tsy fantatra"
33. bor2lais ( 24/08/2015 08:22)

ranthson:


bor2lais:

Tahaka io ataon'i psni io ve izany lazainao hoe miteny amin'ny teny tsy fantatra izany ranthson ? :-)

tsy azoko ilay fanontaniana? :-) aiza le ataon'i psni zan fa tsy itako? "teny amin'ny fiteny tsy fantatra"

Sombiny ihany no omeko : ny tahaka ity ohatra ve azo lazaina fa miteny @ fiteny tsy fantatra ? :-)
psni:

So alo f mlgsy comme moi no vofidy hitondra anle famarinana frny f ra tszny ngamb d mbl nsalobona teto .

Izaho aloha tsy mahazo izay lazainy fa toa misy resaka "elo" (!!!) izany hono izy io ! Mety avy be angamba ny orana any ! :-)
34. stahtam ( 25/08/2015 09:36)
stahtam,
Miarahaba anareo ao amin'ny hff radio, nisy fampianarana nandeha tato amin'ny radio-nareo henoko tapatapany ireto ka mba tiako hohamafisina raha tena izay tokoa no voalaza tao, sao mantsy mandray vilana ny tenako ka mety hiteny zavatra tsy fantatro. Ireto avy àry izy ireo:
1°) ny didy 10 sy lalàn'i M... dia efa foana ka ny "lalàn'i K..." (miala tsiny amin'ny fanafohezana) indray no anoloana azy amin'izao andron'ny fanekena vaovao izao;
2°) ny DIDY VOALOHANY (numéro un) ao amin'io "lalàn'i K..." io dia hoe: FOANA NY DIDY FOLO SY NY LALAN'I M...;
3°) misy mpaka tahaka niala avy ato amin'ny fiangonanareo hoy ilay fampianarana ka mba mandrava didy folo koa kanefa mbola ilay anarana taloha ihany no ampiasainy (ilay miantomboka @ J...) dia hoy ny mpampianatra (Episkopo) hoe: "tsy misy J... mandrava didy folo izany fa aza mampiresaka!";
4°) mpiara-miasa amin'ilay sampy grika "Z..." avokoa izay mampiasa anarana hafa (J...,...) ankoatra ilay anarana hoe "Yahoshuah".
Koa misy fanamafisana ve, na fanitsiana mba azonareo omena mahakasika ireo teboka efatra ireo? Misaotra mialoha dia mirary soa e!
35. tealala ( 25/08/2015 10:51)
ianareo mo zany tsy kristianina?
36. rhaj0 ( 25/08/2015 10:52)
hi hi hi... mitsabaka kely aho... zareo ireo dia TSY Kristiana ... "toa anao" :-)
37. tealala ( 25/08/2015 11:06)
hahaha!!! ko no mampiasa testamenta vaovao?
38. stahtam ( 25/08/2015 11:28)
stahtam,
ry zareo ao amin'ny radio hff no tena nandefasako ireo fanontaniana ireo ka anaovana azafady fa lasa teto amin'ity serasera ity satria vao sambany no niditra dia nisy ny fifandisoana e!
39. rhaj0 ( 25/08/2015 12:27)
Ahoana koa azany izy izany, i Stahtam ve no mamaly @ i Stahtam io ambony io???
sady "mampiditra" izany ry Stahtam no "mamoaka" :-)
40. rhaj0 ( 25/08/2015 12:29)
tealala:
hahaha!!! ko no mampiasa testamenta vaovao?

Aza hihomehezana kosa ny "Kristiana toa anao" eeee.. na dia "tsy toa anao" azany zareo :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1671