Zanahary ian fa tsy jesosy no mitahy antsika!!
41. rhaj0
(
29/07/2015 11:02)
fihents:
...Atra no nanome an'i Jesosy Kristy anié rsé nohon'ny fitiavany ahy e ! ..
Eny ho'a.. dia NATAONY SORONA ny Zanany noho ny "fitiavany anao", hoz'ianao... Nataony sorona, izany hoe, navelany ho faty ny Zanany!!!...
Ny Ntaolo azany ho'a mba mahataka-danitra ihany, dia nihevitra hoe, TSY ny zanany no atao sorona fa "matesa ny omby" hoz'izy izay.
Dia asa ho'a hoe, ahoana ny mba eritreritrao ao, fa IANAO izany no antony nahafaty ny ZanaNY... hozy ny "finoanao". Tena "fitiavan'Atra anao" ve izany, sa dia "fitiavan-tenanao ao @ imagination-nao ao" ??? Io farany io aloha no fahitako azy.
Namaky resak'olona aho, dia hoe, rahefa hihaona @ A.tra ianao rahefa maty, dia inona no lazainao? dia hoz'ilay olona... "aza misahirana raha ny amiko, fa ireo malemy/marefo/marary jerena, fa zareo no mila ANAO"
[size=6](ironie ny an'ilay olona io.. atheist mantsy izy)[/size]
42. fihents
(
30/07/2015 13:17)
Manaja rsé a !
Ndriiii, f'angah sé mbola tsy naheno anity tenin'Atra ity ?
[i]Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. Jaona 3 : 16
Ho avy ny andro hitenenan'isé hoe : TAHAK'IZAY, tsy aleo v mteny tahaka anay amzay ftôna zay hoe SOA IHANY. Tia anao Jesosy ry namako.
rhaj0:
fihents:
...Atra no nanome an'i Jesosy Kristy anié rsé nohon'ny fitiavany ahy e ! ..
Eny ho'a.. dia NATAONY SORONA ny Zanany noho ny "fitiavany anao", hoz'ianao... Nataony sorona, izany hoe, navelany ho faty ny Zanany!!!...
[/i]
Ndriiii, f'angah sé mbola tsy naheno anity tenin'Atra ity ?
[i]Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. Jaona 3 : 16
Ho avy ny andro hitenenan'isé hoe : TAHAK'IZAY, tsy aleo v mteny tahaka anay amzay ftôna zay hoe SOA IHANY. Tia anao Jesosy ry namako.
43. rhaj0
(
30/07/2015 14:48)
"Izay mino Azy" ihany izany no voakasik'izany eee... Na izay mino an'i Jaona (3:16) ihany no voakasik'izay resaka (anaty baibl) eee....
Izay TSY mino Azy
- ohatra ny Moslimo izay TSY mino an'ilay hoe "Zanani-lahy Tokana",
- na koa ny Hindus sy ny Japoney, na koa ny Aborigene sy Amerindiana sy ny Ntaolo
- na koa ry Einstein sy ny 70%-n'ny siantista eny @ U, na ry Dalai-Lama sy ny bonzes aman'aliny, h@ Mandela koa ohatra...
dia tena tsisy idirany @ izany rehetra izany... TSY voakasik'izany resak'i Jaona (3:16) izany (zahay) ireo eee..
Fa dia mahasoava aminareo ao ny anareo eee...

45. rhaj0
(
06/08/2015 10:00)
iieeee... "very" par rapport anareo.. Raha ianareo mino izany mankany @ planeta Kolob ohatra, dia ny TSY mino TSY mankany eee... dia hoe, "very" hono izany ny tsy-mpino e.... :-)
46. Strong3
(
06/08/2015 10:48)
hehehe ... dia izay tokoa nga ,hoe nareo tsy mba mandeha amin'izay alehanay , fa any amin'ny alehanay paradisa fa any amin'ny alehanareo afobe mirehatra mandoro fanahy fa tsy nofo
hihihi.. de ho may ao nareo tsimisiAtra izany fa devoly no miaraka manantony voamanga aminareo ao :-)
hihihi.. de ho may ao nareo tsimisiAtra izany fa devoly no miaraka manantony voamanga aminareo ao :-)
47. tojonjanahary
(
06/08/2015 10:52)
nareo no minonimofona fa tsoe zay no tsy mino an!! zay marn ts vokaska @ zan satria zay ara ts mahalala anzan kory fa nareo nampenarna anzan ian no mety ho any ra misy zan. sad ra misy moa zan de mety oe oul 1 ngambany no lasa any @ zan farafabetsany.
48. rhaj0
(
06/08/2015 11:10)
Strong3:
fa any amin'ny alehanay paradisa fa any amin'ny alehanareo afobe ..
okey dokey..
- nareo Kristiana (hendry) izany mandeha any @ planeta Kolob (hozy ny Mormons) fa any no mitoby A.tra (hozy Abrahama).
- dia nareo Kristiana (naditra) izay tsy mandeha any dia... tafaborotsaka ao an-kibon'ny tany (afobe mangotsagotraka)
Dia zahay TSY mino an'ireo rehetra an'ireo dia ... "very", sady tsy any @ Kolob no tsy ao an-kibon'ny tany.
Fa manapa-tsinay ho'a Rakrisy Strong3 fa, matahotra izy na mankany Kolob na ao an-kibon'ny tany, dia tadiaviny rohizina zahay hanaraka azy @ izany eee :-)
49. Strong3
(
07/08/2015 09:28)
io fa nahazo lesona koa hihihi...
tsa iaho ro mandrohy anareo ledada fa Atra ah..!
iah aza fahazaza mba tsa nino :-)
fa ny antony tsy mahafaka anareo tsimisiAtra anie dia ianareo efa naheno sy mahalala eh. ny sainareo izao dia efa anisany mamatotra anareo eo (eto)

50. tojonjanahary
(
08/08/2015 05:07)
n tena itako problem anle chretien eto @ tanana zan de le izy maro karazany
de samy miteny ny tenany ho marn daoly. Ry zareo nefa tsy mahalala ankotrin'ny
ao anaty baiboly, tsy mjery ny realité fa vo misy adihevtr de tng de zavtr
ao anaty baiboly fon no oentina mandresy lahatr oul. nefa ny oul efa kop oe
fa tsy tenin' a/tra io fa tenin'oul io sady efa traduisé de tsy maintsy oe efa voova be.
:)

51. endriny
(
13/08/2015 05:07)
tojonjanahary:
Mbola tsisy vokatsoa azon'ny firenena hatsamzay nahakristiana antsika katsamzao!!
Zanahary ian no mitahy! :)
Aleo mba asiana fihaonana kely a
52. WAISI
(
21/02/2023 05:35)
Aza miady hevitra @ finoana fa tsy mitovy ny finoana tsirairay
na zanahary andriamanitra iray ny andraisan'ny olon ny heviny dia ilay mpahary no tina ho resahina;
Efa nisy olona teto fa noho ny arena teto dia tonga ny mpiavy ,porofo ny teny taloha indrindra teto dia ,Tany,lanitra,rano,afo,masoandro kitana volana,
Raha misy tany na firenena miteny an'ireo dia manaiky a