Zanahary ian fa tsy jesosy no mitahy antsika!!
21. Strong3
(
10/07/2015 09:31)
hihihi mahalatsaka anay i Tolojanahary ity ka ...
Nanana zanahary hatramin'ny fahagola hoe ny malagasy?
sao adinonao aza ry zakaiza fa nosy ity tany onenantsika ity; ka iza no zanahary novatanin'ny razambenao teto?
Moa tsy samy nitondra ny andriamaniny avy ny mpifindra monina teto???
anotanio ny Sakalava, anotanio ny BAra, anotanio ny Merina , anotanio ny betsimisaraka ... sns
moa misy itovizany ny andriamanitr'ireo foko ireo? ny fomba fiteny no mitovitovy , ary izay foko nifanakaiky na nifanaraka no nampitovy ny fanonona hoe Zanahary.
ary io zanahary tononinao io dia ambaran'ny Boky Tanifotsy mazava fa Andriamanitrin'ny Jiosy niditra avy tany amin'ny sisitan'ny Nosy madagasikara.
ary mazava ny porofo , ny amin'ireo sorabe sy tapaka didy folo izay hita tany, ny arkiology sy ny teolojiana manampahaizana malagasy dia samy mankato sy manana porofo an'izany,
Mialatsiny manonona anara-poko fa raisiko ho voninahitra ny manonona ny anaran'ireo foko ireo satria nahitan'ny malagasy tombony ny fanana ireo foko ireo indrindra ny avy ao Vohipeno izay , mbola mitana tsara ny fomba jiosy , ary mbola misy rà jiosy ao , ary maro no mirehareha ny amin'izany.
Ka tiako mba hazava amin'ingahy Tolojanahary tsara fa toa miteniteny foana ianao raha , mahita zanahary hafa hoan'i malagasy.
fa ny mpanompo sampy no mamadika azy io ho toa ody ratsy sy famosaviana, fa ny Zanaharin'ny Malagasy dia tsy niforona teto Madagasikara fa nentin'ireo Mpiavy teto.
averiko ihany, nosy ity tanintsika ity ka tsy nisy olona nipoitra avy tao ambanin'ny tany teto fa MPIAVY NY OLOMBELONA VOALOHANY TETO.

22. rhaj0
(
14/07/2015 12:05)
Ka hono ho'a ry Strong3: ireo "mpiavy" (izay razaNTSIKA) tonga tao Dago ireo angaha avy any Canaan ?
(fampatsiahivana: ny Andriamanitry ny olona avy ao Canaan no Atr'i Abrahama. Izy io dia samy hafa @ Atry ny avy tao Ejypta ohatra, ary mazavabe fa SAMY HAFA @ Atry ny Maleziana)

23. Strong3
(
14/07/2015 12:14)
ny ampahany avy any amin'ny faritra antsimon'ny nosy dia nisy ampahana taranaka avy any Ora sy Hebreo izany nonina tao kanana ... ka ahoana moa no tsy hisy Atra nivavahan'i Abrahama?
Ny maleziana sy ny indoneziana koa mba nitondra ny azy ,ary ireny hoy aho no nitondra ny fomba mino razana sy mamadika. tsy manana atra maripototra fa ny razany no ataony atra hivavahana sy topotopoina eo...

24. tojonjanahary
(
14/07/2015 12:59)
Samy nanana ny azy mits ka! fa saingy ny basy nenreo dia mtovy ian satria dia:
zanahary, razana . Naizanaiza alehanao eto mada dia reo foana no base.
Ka zay no mapântonga oe ny malagasy no sambatra indrindra satria dia olona samihafa daoly kanefa dia nitambatra ho zanahary no iraisana ary manana contact @ razana ny gasy retrareta talo!

25. rhaj0
(
14/07/2015 13:09)
Raha ny fahitako azy, dia nanana ny Atriny original ny gasy (avy any Austronesie), fa kosa, "voazanaka" ihany izy teny an-dalana, na nony tonga teto. Izany no ahitana ireo resaka anaty Baiboly ao @ system-na finoany ao.
Averiko indray ny resaka efa nataoko tatsy:
Mazavabe ary mazava ho azy fa sasanangy samy hafa ny Baiboly sy ny Gasy.
Fa dia ao ianao sy ny complexe-nao ao izany ho'a eeee...

rhaj0:
Hanontanio ao ho'a ny Kristiana (aloha izay vao gasy); hanontanio pasitera/mopera :
1- Misy Tsiny sy Tody ve ao @ Baiboly ? Mangataha fitahiana @ Razana ve, hozy ny Baiboly ?...
2- Misy helo/paradisa izany ve @ system finoana Malagasy ? Nahalala an'i Jesoa ve ny Ntaolo ?...
Mazavabe ary mazava ho azy fa sasanangy samy hafa ny Baiboly sy ny Gasy.
Fa dia ao ianao sy ny complexe-nao ao izany ho'a eeee...
rhaj0:
Raha ny fahitako azy, dia tena giravy ilay complexe mahazo ny Kristiana gasy ao..
1- mi-s'identifier @ Kristiana (fotsy) zareo, ary dia ariany sy akipiliny izay mitovy (saranga) aminy, ary h@ (ny an'ny) Razany azany @ io dia ariany
2- Dia nefa indray, mbola ao anatiny lalina ao ilay an'ny Razana sy ny Ntaolo.. Na dia SAMY HAFA be @ Kristianisma azany ny an'ny Razany (sy ny Ntaolo) dia .. afangarongarony ao. Ny sasany (toa Gasy1zay izany) angamba dia kely sisa no tsy ilazany fa Kristiana koa ny Ntaolo.
26. Strong3
(
15/07/2015 09:07)
asa na azonareo roalahy na tsia ilay resaka fa toa mihodikodina ihany
averiko; tsy nisy olona teto amin'ity nosy ity fa mpihavy daholo no tonga teto, ka ireo olona nahita ity nosy ity tany amboalohany dia samy nitondra ny andriamaniny avokoa.
ka inona no mahadiso ny kristiana raha mba nitondra ny azy ihany koa izy ?
Tamin'ny vanipotoana nanjakan'i Ranavalona II dia nahazo vahana teto ny fivavahana kristiana protestant , ary maro no nino sy nanaiky izany Andriamanitrin'ny baiboly izany ka nandoro ireo antsoina hoe sampy tamin'izany (sampy izay voalaza fa ody nantaon'ingahy Sampy ka nantsoina hoe sampy izay vokatra nataony)
averiko ihany koa: ny fivavahana amin'ny razana dia nentin'ireo aziatika teto , izay teto akibon'ny merina no nahitana ireo fanjakana aziatika ireo; hita hatran'ny betsileo io fomba io , nadia efa misy fiasamihafana aza.
ny atsimo atsinana sy andrefana mipaka hatraty avaratra no somary nibahana ny fivavahana tamin'ny Zanahary izay Andriamanitrin'ny jiosy tafiditra hatrany Vohipeno ka niparitaka niakatra.
ka tsy hitako ilay manahirana anareo amin'izany Atra hivavahana izany, ary raha Ilay Andriamanitrin'ny Jiosy ihany no ivavahan'ireo niditra avy any antsimo, dia mazava fa ny zavatra raketin'ny baiboly dia hita soritra ao amin'ny fomban'ireo foko avy an'ny atsimo ireo.
- OHtra: famorana, tsy mamadiana, sorona , fitomaniana miala akanjo ambony (vehivavy) rehefa misy maty; ny tsy maintsy hitondrana ny razana any amin'ny fasan-drazany raha maty any antany lavitra, mavavaka amin'Janahary, sorabe... sns
rehefa nifandray tsikelikely ny foko rehetra teto dia nifampiapita sampy na Atra ireo foko ireo. anisan'ny sangany tamin'ny fampiavanana sy fampiraisana fomba ny Mpanjakan'i Imerina.
Mbola ny mpanjakan'Imerina ihany koa no nampiditra ny fivavahana kristiana ahazo laka teto Imerina raha niditra avy any Toamasina io fivavahana io.
Ny fanotaniana dia hoe: _ Raha taranak'i Abrahama ny jiosy, moa tsy Andriamanitrin'ny vazaha fotsy hoditra ary ve izany ny Andriamanitrin'i Jiosy?
_ araka ny baiboly dia io Andriamanitrin'ny Jiosy io ihany no nampisy an'i Jesosy Kristy izany nahatonga ny Kristiana hisy. .. ka inona moa no antony hanenjehan'i gasy miseho miaro ny nentindrazana an'ity fivavahana Kristiana ity?
toa tsy fahaizana tantarana ngamba no tena fahitako azy fa tsy dia hoe inona lohatra... hihihi
Mampalahelo sy mahagaga!!!

27. bor2lais
(
15/07/2015 09:32)
Raha araka ny fanazavan''i Strong3 io izany dia izay no nahatonga ny Malagasy nanafangaro (taty aoriana) ka lasa nanana finoana an'i Zanahary (lafiny jiosy) sy ny Razana (lafiny aziatika) e ! :-)
28. tojonjanahary
(
15/07/2015 10:21)
Zay ve no tsy mahay tantara sa enw ry strong3 no nampianarin'olona diso ? (Satria enw no nten oe ny nampianatra no nampianatra diso)
Sady ny merina nge tsy asisatique ian fa misy jiosy, misy indien , misy koa ary ny africain indigene teto merina, mbola be hafa koa. Mety 10% an ny merina ian no asiatique (malais) .
Fa in marn lo no vokadratsy noentin le finona gasy e?
De in no vokatsoa nentin'ny christianisme hatramzay?
Toa vonon'ny christianisme Hasina ftsn ny tanindrazantsika nefa refa misy voota fady , tsy maintsy anD any @ finona gasy ian fa tsy vitan'ny pasitera na mpiandry zan.
Nareo christianina manko faly manaratsiratsy nenol fona fa mba vakio tsara ny baiboly de oaro @ zavamisy eto @ ty tany ty , fa tsy maintsy itanareo ny tsy mahalogique anle izy.

29. Strong3
(
15/07/2015 10:56)
raha baiboly aloha no asainao vakiako tsara ry namana tojonjanahary dia toa manotany basy amin'ny aglisy enao hihihi...
Inona no tsy logique ao amin'ny baiboly???
Ohatra ny nanamboarana ny olombelona voalohany araka ny baiboly dia mazava, vovotany , jereo ny hitan'ny big bang ... nga misy hafa ny zavatra hitan'ny siantifika sy ny baiboly... nefa ny baiboly efa taonjato firy laza no nosoratana? fa ny big bang vao tsy nisy zato taona akory.
sao mba enao no tsy maharaka ny atao hoe lojika? hihih
mahakasika ny fanjaka merina__
aza izay nampianatra anao izany? hahaha
Ny mpanjakan'i Imerina , ny olombelona amin'iny faritra tsiafajavona sy vakinakaratra sy makany amoron'i mania sy matsihatra iny mba jereo avokoa... tsy te hiteny zavatra betsaka mahakasika ireo lazainao afrikanina indizena ireo hihihi (fa enao ihany aza dia mahita hoe izay izy izay)
manaraka izany ny amin'ny hoe voka-dratsin'ny finoana GASY;
__ araka ny fanazavako io, dia tsotra GASY IZA ILAY RESAHINAO???
raha ilay GASY JIOSY dia tsotra:
- ireo jiosy nitarano tonga teto amin'ity nosy ity dia mbola jiosy talohan'ny nahatongavanA NA nahaterahan'i JESOSY KRISTY.
ka ny finoana nentin'izireo teto dia mbola ilay tao amin'ny TESTAMETA TALOHA
IZANY NO NAHATONGA NY SORANA MBOLA NISY TETO sy ny FADIFADY REHETRA, indrindra fa ny kisoa sy ny tongolo ary ny biby izay fady ao amin'ny baiboly (misy koa anefa ireo fady izay novolena taty aorina araka ny tranga izay niseho, nandraran'ny r-a-d)
- RAHA ILAY GASY avy any azia indray no resahinao dia tsotra araka izay koa
__ izireo dia nivavaka tamin'ny razana araka ny finoana bodista sy ny karazan-drazana tao.
marina ny voalazanao hoe nisy avy ao afrika , ireny no mpanao ody ratsy , famosaviana sy dara maro isakarany , izay naton'ireo mpanjaka ho hery fiarovana sy famotehana ny vahavalo.
porofon'izany ny fitovizavizan'ireo karazana aody ampiasain'izy ireo, ary izany no nitondran'ny lafrantsa ny senegaly teto hanohitra ireo ody gasy izay nampody rano ny balan'ny basy izay nampiasainy;
ny VOKA-DRATSY IZANY DIA TSOTRA. nivangaro voraka ny fomba fanao rehetra ka na enao miresaka amiko io aza dia mieritreritra fa iray ireo andriamanitra teo amin'ny foko 18 teto madagasikara.
samy nanan'ny azy ireo; izay hita sy ré araka ny lovatsofina fa saika nampiady hery aza mba hifampitsapa izay ODY mahery ireo foko.
NY VOKATSOA nentin'ny finoana kristiana DIA MAZAVA...
_ nandrava ny filalaovana ody
_ nampiavana ny olona
_ nampahafantatra ireo gasy jiosy (na hoe jiosy tavela teto) fa efa tonga JESOSY KRISTY ilay nandrasan'ny Jiosy fatratra mba HAMONJY ny olombelona rehtra , amin'ny gejan'ny fahota ka HITAHIAN'ILAY NAHARY TSITOHA izay mino sy manaiky azy ary mahaFOY NY FAHOTANY SY NY LALAN-DRATSINY
ary MANARAKA IZANY, nampahafantra ireo hafa firenena MBA HANDRAY IO FITAHIANA AVY AMIN'ILAY MPAMORONA IZAO TONTOLO IZAO io amin'ny FINOANA an'i JESOSY KRISTY ZANANY
NY DIDY IZAY OMEN'NY BAIBOLY DIA MAZAVA , ho TIA NY NAMANA sy HO TIA AN'ILAY TSITOHA Mpahary izao tontolo izao;
hAINAO NGAMBA ny didy folo IZAY MAMETRA NY OLONA MINO TSY HANAO RATSY.
ka TSY SOA HOAN'NY FIRENENA VE NY FIVAVAHANA.
fa i lafrantsa ve no NANJANAKA SY NANOTA FADY (NAMETAVETA ny soatoavina malagasy) dia ny finoana KRISTIANA NO HAKALAINAO(nareo) ????
hadalana izany amiko :-)
fantaro tsara aloha ny tantara vao manaratsy be fahatany eh... raha ny fivavahana aza mbola misy tantarany , ka tsy izay milaza azy ho kristiana koa dia hanosoranareo fotaka ny tena kristiana (na hanisy sira mahakasika izany eto foana aza ra "rhaj0" dia izany no izy)

30. tojonjanahary
(
15/07/2015 11:43)
i Frantsa ve no maetaveta ny mahamalagasy sa nareo iasakalahady ?
Nareo nge no tompon'ny fanaratsina e!! (ody gasy e, fanompotsampy e, ...)
Toa tsy mresaka dinausore ny baiboly?
mbola marobe koa ny porofo fa vakio tsara e!! na jereo @ Google oe preuve que le christianisme n'est qu'un ... !!
miavana zany ny gasy @ zao andron'ny christianisme zao? lol be
Sady le fomba fitennao lo tonga de le @ le mpivavaka be masirasira raciste be reny mits a!!
Tonga de vakiana ftsn ny coleranw.
De manin mits ra Jesosy no nakaty fa tsy ry mpanjanaka no nampianatra anao an'io taty na oe farafaratsiny taranaka avy any.

31. Strong3
(
15/07/2015 12:07)
hihihi nadrirotra HS amin'izay fa tsy hita intsony ve izay havaly ry namana ah ... inona no idiran'ny raciste amin'io resako io. tantara no tantaraina ka izaho no ampidirinao amin'izay tsy nolazaiko. mdr be tsss... masirasira hono hahaha
fa tsy lafratsa no miazona ny lohan'ny filohanao tsy hietsika mafy eo nandritra ny 55taona izay?
ny kristiana mipetraka tsara any ampiangonana no kotabaisinao eto . (fisainana mba inona lohatra izany ao anatinao izany??? mahagaga)
iza no nanaratsy ny ody gasy? izaho sa ny tantara, vakio ny boky tranainy mirakitra ny tantara teto raha nahay mora ny eropeana sy ny aziatika , moa tsy ny afrikana no tompon'izany?
Tsy miresaka dinausore hono ny baiboly, fa inona no dikan'ny dinausore? mba mamaky ny bokin'ny Joba fotsiny hoe ry namana ah .... hahaha
Ny google ve no mba ataonao fakana lesona??? ... ny mpanaratsy sy ny mpanatsatso toa anao no miredireny ao
izay ilay lazaiko hoe mba ny zavatra hay no aratsio fa tsy ny tsy hay...
fa tsy fantatrao hoe nitory nanarena ny tany tratrany i Paoly sy ny mpianatr'i Jesosy , ary nogejain'i Romana io fitoriana io ka dia izy ireo no mody nitondra izany baiboly izany .
...
ary no izany indrindra no makarary fo anareo kaonseravatera itony , de ny tena kristiana no mahazo loza. hahaha
fa ilay tonga dia miteny hoe vakiana fotsiny aloha mba asio fetrany fa tsy dia mety amin'ny fiarahamonina misy eto an... sao mba ianao no tena raciste misy complexe ,ka vao misy fofopofona resaka race de io manangatra mandray ambolony io .

32. tojonjanahary
(
15/07/2015 12:46)
Manana ody daoly na ny asiatique na ny afrikanina na ny arabo na ny amerindien na ny hafa fa ozy enw oe nen'ny afrika ian no ratsy foana
Manambany nen'ny razanay zany @nay e!!!! Zay no mampatonga ana mkoz oe raciste enw!!
Ny finonana gasy anefa dia fitambara'reo (avy any asia, arabo, afrika) ka possible oe
tsika no nahafantatra an A/tr voloany.
Moa ra tsy tinw no atoko anzan dia aza mresaka race fa zanahary daoly no a/tr gasy
na boka avy aiza io na boka avy aiza.
Nenao ary baiboly no mba ataonao fakana lesona ko.Nefa tsy logique.
Ny zavtr ao anaty baiboly zan mbola t6 porofo mivaingana fa porofo aratsoratra foana ka
aza resaka ao anaty baiboly no oentinw mandresy lahatra ana fa lany ftona enw.(Soratra ve no mba porofo, samy mahay manoratra daolo tsika retsaretsa)
Sady samy mpanaratsy ian tsika fa aza diso manamaritena e!!
Eka ozy!!

33. Strong3
(
15/07/2015 12:59)
mdr... aza complexé hoa nareo!!!
enao io zao tsy mahalala na ohatrin'ny ahoana za ato na ohatran'ny ahoana!
faharoa , ny filazana race tsy midika ho fanilihana na fanindrahidrana ny hafa ... tantara no resaka eto fa tsy araka izay maniry ao anatin'ny sainao ao.
misy ody ratsy avokoa eran-tany ianao , mety ho marina izany fa ny hita aloha no resahina, fa izany no hita ara tantara teto. ianao milaza hoe gasy , za koa gasy... ianao milaza hoe tokony ho iray ihany ny Andriamanitra ivavahantsika ,
aoka hofantatrao fa laika ny tany repoblika misy antsika. ka tsy ho forcénao ho izay nivavahan'ny izay inoanao no hivavahako.
ianao mitory ny nentindrazana izaho mitory ny fototra kristianisma. ka ianao manilka ny kristianisma no raciste sa izaho? ... tsy mbola niteny za teto hoe aza atao intsony ireny fivavahana amin'ny razana ireny.
fa hoy izaho; MINOA an'i Jesosy tompo ianao dia hovonjena .
(izany hoe nisainareo efa nodotoan'ireo mpitory hafahafa dia izahay milamina tsara aty no ataonareo lasitra iray amin'ireo mpandoto rano)
___ mbola tsy voavalinao foana ny FANOTANIANA HOE:
mba omeo ny famaritana ny atao hoe ZANAHARY teo amin'ny malagasy?
mba omeo ny famaritana ny atao hoe RAZANA teo amin'ny malagasy?
porofoy amin'ny tsy soratra aza ilay zanahary be anareo

34. gasy1zay
(
20/07/2015 14:29)
Mba hazavao ry tojonjanahary hoe iza ilay Zanahary resahinao eto ary raha manaiky ianao hoe tena mitahy Zanahary dia mba hazavao hoe maninona no mbola mila sampy?
35. Strong3
(
27/07/2015 12:47)
raha moana anga ny zanahary malagasy no tsa mamaly vavaka no tsy miheno vavaka hihihi...
36. rhaj0
(
27/07/2015 12:59)
gasy1zay:
hoe tena mitahy Zanahary dia mba hazavao hoe maninona no mbola mila sampy
Koa raha mahavita azy toute clE koa i Atra, "naninona no mbola nila"... baiboly? naninona no mbola asiana vavaka? na fiangonana? na koa azany, naninona no mbola nasiana JC ? naninona no tsy tonga dia direct dia basy ?
Dia lazaiko aminao, fa noforonin'ny goaika ny anao, ary dia mba izy goaika no miandraikitra @ fanelanelanana hono izany eee...
37. fihents
(
28/07/2015 04:02)
Manaja dôly e !
Na Atra na losifera, dia samy mampiasa olona na fitaovana na teny, tsy afaka mifandray mivantana amtsika reo satria fanahy, jereo tsara ané, samy mila sorona reo, Atra = ny ràn'i Jesosy Kristy irery ian, fa ny an'i losifera, ràn'ny biby (akoho là mena, omby mazavaloha, na oul miitsy aza). Pblème oà rsé rhaj0, isé ts nahita anzany fiainana fanompoan-tsampy zany, tsy voazavan'ny siansa lou ny resaka tromba, kalanoro, kabal sns... fa ny fisianan'ireo karazana fanompoan-tsampy ireo no ahafahana ampisehoana ny herin'Atra. Ny hilàna ny fahamaizinana ané rsé dia hanehoana ny FAHAZAVANA é ! dia Jesosy Kristy zany. Aza dia tsy maty goaika an-kibo loatra oà fa mba jerijereo ian ny zavatra hiainan'oul izay tsy hitan'ny siansa zay hanazavana azy. Tia anao Jesosy ry namako.

38. rhaj0
(
28/07/2015 12:26)
fihents:
samy mila sorona reo, Atra = ny ràn'i Jesosy Kristy irery ian, fa ny an'i losifera, ràn'ny biby
eeee... dia ao ianao izany eee.. Fa raha izaho, dia aleoko ilay "fivavahana manao sorona biby", toa izay ilay "fivavahana manao sorona olona (JC)"..
39. fihents
(
29/07/2015 03:51)
Manaja e !
Very sé ! Atra no nanome an'i Jesosy Kristy anié rsé nohon'ny fitiavany ahy e ! Mahadiso hvtra ansé hoà ny tsy fahalalàna ny tenin'Atra e ! fa tsy izaho no nitady oul ka nofantsihako teo ambony hazo fijaliana. Tia anao Jesosy ry rsé.
Dia sorona ho an'iza houn zan io ataonsé io ????? nefa milaza fa ateista e !!!!!!! mivandravandra ian ny zanaky ny maizina. Vaky ian lay resaka. Mbola misy fanantenana e !

Fa raha izaho, dia aleoko ilay "fivavahana manao sorona biby"
Dia sorona ho an'iza houn zan io ataonsé io ????? nefa milaza fa ateista e !!!!!!! mivandravandra ian ny zanaky ny maizina. Vaky ian lay resaka. Mbola misy fanantenana e !
40. tojonjanahary
(
29/07/2015 06:31)
Nenay Zanahry ian no ivavahanay
.I Strong03 manko miseho manamaritena tena B fa t6 mapiova ny finonay azy zan.
Nen razambeanay ian no marna na de ezahana zimbazimbaina sy aratsina ireo christinan sy ireo mpanjanaka ary!!
Fa enw oa lany andro ra baiboly zan no entinw andresendahatr anay, aleko ary mamaky Coran.
nEnw efa amanjato taona taorian ne razambeanay njay no miseho animbazimba nefa zavatra finonana avy any @ reo mpanandevo.
Mba atov fanampiana ny mahantra @ zay ny rakotr any ampiangonana de mety mandroso @ zay gasikara.
Otrn lasa ny pasitera sy ny mpanisa rakotra ftsn.