Fa maninona ny Protestanta no tsy mino ny olo-masina ary tsy manisy sarin'i Jesosy amin'ny Lakroa?

41. endriny ( 04/04/2015 07:12)
Ny sasany izany Robot, dia ny sasany ordinatera, dia ny sasany wikipedia... Dia izaho saofera...
42. Tefigasy ( 05/04/2015 02:04)
endriny:

Ny sasany izany Robot, dia ny sasany ordinatera, dia ny sasany wikipedia... Dia izaho saofera...

Saofera a, sao de mba mandalo any amin'izany atao hoe paradisa ny fiara entinao ? Mba eto kely any rhaj0 fa mba tahahita ze misy any hono izy e
Aloan'i Jeso ny sarandalany fa aza matahotra ianao e
43. rhaj0 ( 06/04/2015 12:56)
Ka 'nareo manao melee.. ny mpanera koa mitabataba @ izao toerana voatokana ho an'ny tsisy kilema lava izao ka dia.... aleo za tsy handeha any fa reveo any ny anareo e.. sady ny rereko koa dia hoe, any hono ka volamena vatosoa, nefa ny tena mavomavo tsy mahavita manitsaka izany, fa dia reveo any azany ny anareo ee...

(fa ny reko loza koa k'lou dia hoe... I Befitiavana anie hono ka mety mivadika ny fitiavany rahefa misy tsy manao ny sitrapony, ary dia mety asosany atsy @ ilay mamay daholo ny iray bisy, ka dia trandremo eeeee... poton-jiro hirehitra na misy na tsisy ny delestazy :-)
44. rhaj0 ( 06/04/2015 19:33)
Dia ihomehezana (na ihomehezako) fotsiny sisa izy ity.. fa i Marie izany kay efa nampidirin'ny Papa Pie XII any Paradisa... t@ 1950!!! ... dia efa latsaka 1 izany ny toerana mankany eee... mahereza manao melee...

http://en.wikipedia.org/wiki/Munificentissimus_Deus
Pope Pius XII wrote in Munificentissimus Deus:
"... we pronounce, declare, and define it to be a divinely revealed dogma: that the Immaculate Mother of God, the ever Virgin Mary, having completed the course of her earthly life, was assumed body and soul into heavenly glory...
45. endriny ( 07/04/2015 04:21)
Ny Papa sy ny mpiara-dia aminy izany no manome frais mankany an-danitra ve? Aleoko ihany AirMad ka...
46. rhaj0 ( 07/04/2015 10:07)
mety hoz'nareo hoe, inona koa no mampivanitika-toa-alika ahy irery eto.. fa dia jerevo anie ny dika-tenin'ilay didin'i Pie @ teny gasy(ko) e...

... we pronounce, declare, and define : nous somme 'le be-famaritra-toa-rambon'ooooosssssiiiiy..

... it to be a divinely revealed ... : nous somme 'le bitsihin'ny Fanahy Maaaaasinaaaa

... the ever Virgin Mary ... : fa Ikala Marie virijiny, izay virijiny mandrakizaaaaiiiiy...

... was assumed body and soul into heavenly glory... : aaaary ny vatana SY fanahiny dia any am-Paradiiiiisssaaaaa...

Dia tena hallelluia amena ve izany io hoz'ianao ??
47. fidinirina ( 07/04/2015 12:40)
rhaj0:

Dia tena expert sa docteur es lettre tokoa ve rhaj0 ? sa tokony hi-proposer ny dikan-teniny izy @ izay tokony handikana ny baiboly ? Tsara angamba miditra ao @ fikambanana mampiely Baiboly izy manampy ireo izay efa notarihin'ny fanahy masina, sa tsy izany ? [size=4] sao lany andro tsy mitsikera fotsiny[/size]
48. RBNIR ( 07/04/2015 12:53)
fidinirina:

[quote=rhaj0]
mety hoz'nareo hoe, inona koa no mampivanitika-toa-alika ahy irery eto.. fa dia jerevo anie ny dika-tenin'ilay didin'i Pie @ teny gasy(ko) e...

... we pronounce, declare, and define : nous somme 'le be-famaritra-toa-rambon'ooooosssssiiiiy..

... it to be a divinely revealed ... : nous somme 'le bitsihin'ny Fanahy Maaaaasinaaaa

... the ever Virgin Mary ... : fa Ikala Marie virijiny, izay virijiny mandrakizaaaaiiiiy...

... was assumed body and soul into heavenly glory... : aaaary ny vatana SY fanahiny dia any am-Paradiiiiisssaaaaa...

Dia tena hallelluia amena ve izany io hoz'ianao ??

Faly misera namana rhajo,
Indray mandeha ianao efa nivanitika samirery tary....(aleo tsy hotononina angamba...)
Sao dia ho lasa habitude fa tandremo ihany....:-)

Fa izao no hamafisiko, ny baiboly dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany « fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Pet.1:20)

Araka izany dia Andriamanitra no fototra nipoirany fa tsy ireo "olobe" akory....
Noho izany dia tokony ho parfait ny baiboly....
Ka izao no ambarako.....Andriamanitra dia tsy miova mandrakizay mandrakizay ka Izay nekeny tamin'ny voalohany dia ekeny mandrakizay ary izay tiany hatramin'ny voalohany dia tiany mandrakizay...dia toy izany koa izy tsy tiany hatramin'ny voalohany dia tsy tiany mandrakizay....

Noho izany Mat.6:33 "katsaho ny fahamarinany" : raha misy tsy mazava aminao dia araho ilay fandaharana fa izy nampianariny mivantana dia ho hitanao fa tsy misy mifanohitra ao amin'ny baiboly na dia iray aza namana....

P.S : aza dia tia manohitra fa sao dia ho tratran'ity teny ity ka hampalahelo namana....
« ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin'izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy. » (2 Tes.2:10)
« Koa izany no ampanateran'Andriamanitra fiàsan'ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga, » (2 Tes.2:11)
« mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina. » (2 Tes.2:12)

MAHAIZA MANKASITRAKA NY MARINA NAMANA DIA TSY HIHATRA AMIN-TSIKA IO OZONA IO.....

Samia ho tahin'ny Tompo namana.....

49. rhaj0 ( 07/04/2015 13:06)
Aza miala @ rakibolan'i Hery
TSIEKRA: 1 a.: Fanaovana izay hahatonga zavatra hisaratsaraka, hibofaka, tsy hifintina na hifitsaka; fisavasavana ny lafiny rehetra amin'ny hevitra iray nomena; fitanisanisana ny kileman'olona iray.

Ny (heveriko) ataoko eto aloha dia "fisavasavana ny lafiny rehetra amin'ny hevitra iray nomena". Raha aminareo moa izany no atao hoe "mandany andro" izany na hoe "manohitra" dia izay izany.

Dia raha izaho koa no tilianareo @ resaka (fa tsy ny resaka no resahinareo) dia .. nareo azany mahavita an'izany koa maninona moa.. voninahitra ho anareo @ io.

Fa ny fahitako azy, dia rahefa manao "fisavasavana ny lafiny rehetra amin'ny hevitra iray nomena" ny olona, dia koditra ry mpitori-teny (sy ny mpino azy) fa ho sirika ny lojikany, mba tsy ilazana hoe, ho sirika ny lainga marivo tototra fanesesefany ny olona...

ka ahoana... alleluia amena ve ho'a rahefa hoe, hozy I Vatican hoe, "tena efa any @ Paradisa Ikala Maria fa tsy mihatra aminy ireo criteres be dia be ahafahana miditra any Paradisa. Ary na ny vatan'Ikala Maria azany tafita any koa, fa ny anao raolona dia ny "fanahy" ihany.."

okay, hosana haleloya daholo daholo izany izany eee....
50. RBNIR ( 07/04/2015 13:14)

Efa nambarako hatrany : tsy ny kristianina rehetra no mahalala ny tena marina....
Jesosy irery ihany no mahafantatra ny tena marina ary izay no antony niaviany tety....
Izay olona ampianariny mivantana toy ireo apostoly fahiny ihany koa no tena mahafantatra ny tena marina....
Raha hitady fahamarinana ianao dia any amin'izy irery mitady fa hahita tokoa ianao namana.....

2 amin'izao fotoana hitenenan-tsika izao no azoko antoka... Iray malagasy....Iray kosa any ampita..... (tsy mbola nolazain'i JEsosy hoe aiza fa enga anie mba ho any canada....)

Samia ho tahin'ny Tompo namana.....
51. rhaj0 ( 07/04/2015 13:22)
Ka izay fantatr'i Jesoa sy ny apostoly izany fantany any e... ny anao eto kosany ry RBNIR, ohatra, manao alleluia sy hosanna koa ve ianao, rahefa "ampinoana" fa hoe:

"tena efa any @ Paradisa Ikala Maria fa tsy mihatra aminy ireo criteres be dia be ahafahana miditra any Paradisa. Ary na ny vatan'Ikala Maria azany tafita any koa, fa ny anao raolona dia ny "fanahy" ihany.."
52. endriny ( 08/04/2015 07:49)
Tsy ny Kristianina rehetra no mahalala ny marina... Hihihihi. Fa ireo mpitantsoratra sy mpisorona ihany... Ny sisa ondry daholo
53. RBNIR ( 08/04/2015 08:35)

endriny:

Tsy ny Kristianina rehetra no mahalala ny marina... Hihihihi. Fa ireo mpitantsoratra sy mpisorona ihany... Ny sisa ondry daholo

Porofo??? raha mahafantatra ny marina daholo dia tokony vala tokana ihany ary mitovy avokoa ny fampianarana arahina
54. RBNIR ( 08/04/2015 10:31)

rhaj0:

Ka izay fantatr'i Jesoa sy ny apostoly izany fantany any e... ny anao eto kosany ry RBNIR, ohatra, manao alleluia sy hosanna koa ve ianao, rahefa "ampinoana" fa hoe:

"tena efa any @ Paradisa Ikala Maria fa tsy mihatra aminy ireo criteres be dia be ahafahana miditra any Paradisa. Ary na ny vatan'Ikala Maria azany tafita any koa, fa ny anao raolona dia ny "fanahy" ihany.."

Raha ny momba ny olona lasa any amin'ny paradisa dia izao no azo ambara...
« Ary mahalala ilay olona anankiray aho - na tao amin'ny tena, na tsy tao amin'ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala - » (2 Kor.12:3)
« fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain'olona. » (2 Kor.12:4)

Araka ireo teny ireo dia ny olona lasa any tsy mahafantatra na tao amin'ny tena (vatana) na tsia izy no nandeha any.....

Isika velona kosa nampahafantarina ny marina....

Ireny olona maty ka lasa any amin'ny paradisa ireny no lazain'ny baiboly hoe "maty ao amin'ny Tompo" (na koa hoe maty ao amin'i kristy....

Toy izao ny hoavin'izireny sy ny ho avin'izay tratra velona ka nitoetra tsara tao amin'i Kristy rehefa ho tonga ny farany....« Fa ny tenan'ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin'ny fiantsoana sy ny feon'ny arikanjely ary ny trompetran'Andriamanitra, ka izay maty ao amin i Kristy no hitsangana aloha; » (1 Tes.4:16)

« fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lò intsony, ary isika hovana. » (1 Kor.15:52)

Ireo maty ao amin'ny Tompo araka ireo teny ireo dia hatsangana tsy ho lo intsony, ary ny tratra veloka kosa hovana indray mipi-maso....

Ny azo antoka dia izao nofo tafian-tsika izao (ilay lazaina hoe nofo aman-dra mety ho lo) dia tsy afaka hoentin-tsika any amin'ilay fiainana mandrakizay....

« Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Ny nofo aman-drà tsy mahazo mandova ny fanjakan'Andriamanitra, ary ny fahalòvana tsy mandova ny tsi-fahalòvana. » (1 Kor.15:50)

Noho izany dia tena (vatana) hafa mihitsy no hampitafiana ireo maty hatsangana ireo sy ireo ho tratra velona ireo amin'ny andro farany....

Taloha anefa dia tena nisy olona tsy nandalo fahafatesana :
1- « Ary niara-nandeha tamin'Andriamanitra Enoka; ka tsy hita izy, fa nentin'Andriamanitra. » (Gen.5:24)
Enoka dia voalaza fa nentin'Andriamanitra ary tsy hita??? tsy fantatra hoe nentiny aiza na aiza fa ny azo antoka dia satria "niara-nandeha tamin'Andriamanitra izy nandritra ny androm-piainany dia nokilasin'Andriamanitra ho mendrika ny hiala teto amin'ity tany ity izy..

2- Elia mpaminany koa dia tsy nandalo fahafatesana....« Ary raha mbola nandeha sy niresaka izy roa lahy, dia, indro, nisy kalesy afo sy soavaly afo nampisaraka azy roa lahy; ary Elia niakatra tamin'ny tafio-drivotra ho any an-danitra. » (2 Mpanj.2:11)

Ny tena azo antoka aloha ireo olona 2 ireo tsy maintsy efa novaina indray mipi-maso koa satria ilay tena mety lo tety an-tany dia tsy mahazo mandova ilay tsy mety lo.....

Ny momba an'i Maria renin'i Jesosy indray kosa dia tsy nahita soratra ao amin'ny baiboly aho manambara fa tsy nandalo fahafatesana izy.....

Samia ho tahin'ny Tompo namana....

55. rhaj0 ( 08/04/2015 10:37)
Izaho ve hi-contredire anao @ izany ry RBNIR... Fa dia ilazao azany ry Kakolika ee...
56. RBNIR ( 08/04/2015 12:47)
Entre parenthese koa ity...misy tokoa ny olona velona entina mankany amin'ny paradisa (teto dia i paoly apostoly no ohatra)....
Saingy hoy izy hoe "......nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain'olona. » (2 Kor.12:4)
Koa raha misy olona mitantara ny teny "reny" tany dia mieritrereta ihany ry namana isany.....

Teny tsy azo tenenina, sady tsy tokony holazain'olona.....

Fahamarinana izany, hanampy an-tsika hamantatra ireo "voa" ry namana isany....

Samia ho tahin'ny Tompo daholo....Tian-tsika Jesosy ka niverina indray Izy nampahafantatra ny marina....
57. Strong3 ( 13/04/2015 12:57)
ny secte na ny mpisampana izany dia 1.3% fotsiny manerantany , nefa ireo no tena milaza ho manana ny marina.

ary raha eto madagasikara, firy % an'ny mponina eto moa ry RBNIR no hilaza manana ny marina? de firy fotsiny izany no hiditra ny lanitra raha miainga eto madagasikara ny marina ???

ny Shine izao mba efa lasa bishop , efa international eh... fa nareo izany mba aiza ho aiza ny ezaka na ny tomban-ezaka???

mba matotra hoa :-)
58. RBNIR ( 13/04/2015 13:03)
Strong3:

Tsy manakavaly aho namana fa raha ity tenin'i Jesosy ity aloha tokony mba hampiheritreritra ihany....« Fa maro no antsoina, nefa vitsy no fidina. » (Ma.22:14)

Raha io no hitanao, mifalia fa tanteraka ny teny...Raha mifanohitra amin'io kosa??? miheritrereta ihany e! Tsy mandainga ange Jesosy e!!!!
59. rhaj0 ( 20/04/2015 16:02)
ary ny maty hatsangana tsy ho lò intsony... » (1 Kor.15:52)
... the dead will be raised imperishable...

Raha ny fazahoako azy izany dia, ilay "lò" teo dia lasa "TSY-lò", ka dia "tafatsangana"...
Izany hoe ilay vatana lò ve izany no "tafatsangana" dia lasa any @ paradise (ho an-jareo nahazo fandresena) ???

Izany hoe diso izany ilay fahazoako azy taloha, hoe ny "fanahy ihany no miakatra fa ny nofon-taolana sy ny taola-nofo dia tavela ao ambany rangolahy" ???
60. kolo ( 21/04/2015 12:56)
VAHAO ny OLOKO eeeeeeeeeeeeeeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2077