rakitr'i Flacourt... Jesosy gasy = Rahissa

1. rhaj0 ( 10/03/2015 19:34)
Dia nahalala an'i Noa sy ry Mosesy ary Davida ihany koa iznay ny LOVA-TSOFINA raha ny fitantaran'i Flacourt azy, fa rahefa tonga @ Jesosy dia hoe...

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f83.image
Flacourt page 59: Dieu donna quatre forces d'écrits à Noé, ou etaient contenues les lois; le premier se nommait Alifurcan, ou Alcoran pour Noé.: le deuxieme se nommait Soratsi pour Moyse. Le troisieme se nommait Azonboura pour David, et le quatrieme se nommait Alindzini pour Jesus-Christ, qu'ils nomment Rahissa. Ils disent aussi que Jesus Christ a été mis au monde de Dieu, sans être engendré d'aucun homme, né de la Vierge Marie, qui l'a enfant. sans douleur, et demeurée Vierge, ils la nomment Ramariama, qu'il fut homme et Dieu et grand Prophete. Et qu'il a été mis en croix par les Juifs, que Dieu ne permit point qu'il y mourut, mais qu'il voulut que le corps d'un malfaiteur se trouvait à la place..



Koa rahefa nandeha izany ny lova-tsofina, na ny telefona gasy, dia ny hoe Jesosy.. izay rahefa asiana Ra- eo anoloany, dia lasa Rahissa..

Misy Jiosy ve eto ? dia ahoana no fanononany ny hoe Jesosy ? fa raha ny espaniola mantsy dia mety hoe toa ilay feo "rahissa" ihany rahefa miampitapita..


Fa mahavariana e... Io ho'a izany TSISY Torah io, TSISY Baiboly io, fa lova-tsofina fotsiny dia io no niafarany.. Ka sao dia io ilay antsika gasy io no tena marina fa ny version tao @ Baiboly efa noapalesina ee???

Mila zahavina izany hoe inona ilay "Alindzini" fa TSY MatioMarkaLiokaJaona izany no "tena izy", satria ny "Alindzini" dia tena avy @ Dieu .. hono ... hozy ny tatitr'i Flacourt

novalian'i endriny ny 18/03/2015 09:01
2. rhaj0 ( 10/03/2015 19:52)
ha... zafady.. kay ny Arabo no miantso an'i Jesosy ho ISA
http://en.wikipedia.org/wiki/Isa_%28name%29
3. rhaj0 ( 10/03/2015 20:41)
okay.. tena ny Zafiraminia angamba izany io notantarain'i Flacourt io.. Fa raha manao recoupement vinaninany eto mantsy dia ilay "Injil" @ Quran io "Alindzini" (al injil) io...
http://en.wikipedia.org/wiki/Gospel_in_Islam

dia Maryam koa no fiantso an'i Marie
http://en.wikipedia.org/wiki/Mary_in_Islam


ka ahoana.. hi-renier ny origine-ny ve izany i Rakrisy sa ...
4. Strong3 ( 11/03/2015 09:48)
de i flacourt indray izao no dieu-an'i rhaj0 , inoany sy itopoany teny fatratra eto

ilay flacourt anefa dia mbola maka hevitra amin'i baiboly ihany
5. rhaj0 ( 11/03/2015 10:30)
Asa raha azonao hoe inona io raki-tsoratra io. RAki-tsoratra fotsiny re io e... rahefa tonga tao DAgo ilay explorer dia nanadihady (araka izay fahitany azy ao) dia io napetrany an-tsoratra io. Dia izay io zaraiko io. Dia izay andraisanao azy...

[size=8](fa ny an'i Ramino Strong3 moa ve tsy izay mihetsika rehetra dia toa "dieu" daholo.. izay tsy fantampantatra dia ivavahana daholo ngo dia izay no maha-avotra an-dRamino ao... ary dia ataony fa hotr'azy dahollo ny olona... mivoaha tao @ box tao ho'a fa tssss...)[/size]
6. Strong3 ( 11/03/2015 10:35)
nga? ... ka toa mino be ny filazana abobo aton'ity ranamana ity enao kou

ka izay ilay filazanao hoe: rehefa itopoana dia efa izy izay , izay no ao anaty imaginationanao hoe mety aminao io. miasa aminao io, dia resilahatra ianao dia mizara azy eto mba hisy ho namanao koa, ka inona no tsy itovizanao aminay kristiana raha izany;
na atao aza hoe tsy dieu-anao io dia mijanona ho ao anaty lohano ao ihany ny inspiration-any
7. rhaj0 ( 11/03/2015 10:52)
[size=8]hi hi hi.. i Ramino Strong3 no manana ilay reflexe ny mino izay ampinoana azy kouh... izao izao mikorontana ny system-de croyance-n'i Ramino... "ino sa tsy ino", "manota sa tsy manota", "hanaja ny r-a-d sa hanivativa"... :-)[/size]
8. Strong3 ( 11/03/2015 11:15)
kay ve izay ilay reflexe eh! hahaha...

__ miady mafy ho libre dia fivavahana noiadivana...

fa nga izy io hoe ny fivavahana no mandrara anareo hanao izay tianareo atao eh!?
fa ilay sainareo efa mahalala dia misy tahotra mitsiry ao dia , izao tontolo izao no taominareo hiara hanaiky hoe : "SANSDIEU"

za raha tsy mpino za dia tsy mitaona olona ho namako, koa za aza efa tsy mpino kou... tsy misy mibedy tsy misy mandrarà tsy misy ...

9. endriny ( 11/03/2015 13:04)
Io firazanana io no mahatonga ny faritra Atsimo Atsinanana toteny ara-politika mandraka ankehitriny.
10. Strong3 ( 12/03/2015 08:27)
Eto madagasikara dia betsaka ireo sansdieu ireo , manao izay tiany atao sns...
fa ianareo vahiny izao, dia toa izao, sansdieu nefa mitomany hatao mariage any ampiangonana amin'ny alalan'i maopéra ihany ( izany hoe rehefa mahazo fankatoavana amin'i eglizy) dia tsy maintsy eken'ny fiarahamonina ka afaka miseho vahoaka.
ny feon'ny fieritreretanareo mihitsy no maneritery anareo sansdieu fa tsy ny fiangonana. Satria ianareo efa mahalala...
Amiko raha sansdieu aho ka higirevy amin'ny fitovianjo sns... dia any amin'ny fanjakana mpanao lalana aho no miresaka hoe, omeo fanohavana izahay hatao mariazy any amin'ny firaisana sns... tsy bedy sy tsy teritery,efa betsaka izao efa nahavita ny azy.
fa ilay izy mapmné hoe: eken'i papa ve izany, na ny baiboly tazonin aza dia tsy hanekeny izany na dia ... aza izy :-)
11. rhaj0 ( 12/03/2015 12:49)
Tohizako indray ny resak'i Flacourt..
[size=8](fa ny an'i Strong3 moa, efa hotry ny surmene izany, ka io manao coq a l'ane io)[/size]

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f83.image
Flacrout page 59: Pour ce qui regarde la Religion, ils n'en ont aucune, ils ne font aucune prières, n'ont aucun Temple... toute leur religion ne consiste qu'en certaines coutumes et superstitions, à quoi ils s'attachent extremement..
.. Les femmes étant prêtes d'accoucher, invoquent la Vierge Marie, en la priant d'obtenir de Dieu, qu'elles puissent accoucher avec peu de douleur...
-- Les hommes agés proche de la mort avant de donner la bénédiction à leurs enfants, font une confession générale de toute leur vie, en nommant tous les pêchés qu'ils ont commis, en demandant pardon à Dieu, font faire tuer des boeufs en sacrifice pour l'expiation de leurs pêchés...



Izay izany ny fombafomban-drazantsika malala... TSISY resaka Rahisa (Jesoa) mihintsy izany ny fiainan'ny razantsika ireo, fa sahala ireo olo fabuleux hafa rehetra ihany ao, @ ilay systeme-na finoana fotsiny, i Rahisa (Jesoa)

12. endriny ( 12/03/2015 13:15)
Tsy hitanatsika hoe izay ve no marimarina kokoa... I Rahisa (avy amin'ny hoe ieso, hebreo) tsy nanafatra mihintsy hoe manangana fiangonana na mamorona boky artifisialy... fa hoe: "Manaova izay sitrapon'ny raiko"... Izany hoe iainana ilay fahendrena fa tsy toriana akory..

Fa misaotra e
13. rhaj0 ( 12/03/2015 14:25)
i Rahisa izany TSY nanafatra, fa i Raolona tao moyen orient tao no niankohoka tao, dia lasa nanita-kevitra, dia io voany tao daholo izay te-hino an'izany erak'izao tontolo izao io.

Hita io izao fa i raolona taty Dago TSY niankohoka tamin-dRahisa (jesoa) nefa ny fiainany nandeha tsara tao koa... lova-tsofina ve handainga :-)
14. rhaj0 ( 12/03/2015 16:17)
Fa dia averiko indray.. mahafinaritra rahefa resahina eto @ "finoana/fivavahana" io raki-tsoratr'i Flacourt io, ahitana ny finoan'ny razantsika malala. Izao izany hitahita fa ny finoan'ny moslimo (na ny jiosy) no niampitapita tonga hatrany Dago io.

Ny Kristiana mantsy dia kingakinga mipasopasoka, ka managlobaloba hoe, ny gasy koa hono ka mivavaka, mahalala an'A.tra etsetra... Io hita mazavabe io izao fa TSY ny A.try ny Baiboly no nivavavahan'ny razantsika malala.

Ary dia io ho'a no tonga @ fanontaniana hoe:

-- ka hanaja (ny finoan'ny) Rainao sy ny Reninao (sy raibe/renibe ets..) ve ny Kristiana (malagasy),
sa TSY Manaja ny (finoan'ny) Rainao sy ny Reninao (sy raibe/renibe ets..) ?

-- ka hino ireo inoan'ny Razambenao ireo ve ny Kristiana (malagasy) koa,
sa TSY ao anaty Baiboly ireo dia tsipahina ?
15. rhaj0 ( 12/03/2015 17:49)
Dia tohizako ihany...

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f111.image
Flacourt page 85: ils sacrifient proche de leur tombeau quelque bête, dont ils en jettent un morceau pour le diable et un autre morceau pour Dieu : tous leurs sacrifices ne sont une partie que pour manger de la viande : car ils n'adressent à Dieu aucunes prières, si ce n'est quelque particulier qui sera plussage et advisé que les autres, comme sonot les Zafiraminia et les plus grands d'entre les Noirs, qui par quelque forte de tradition de leurs ancêtres font quelques prières à Dieu en lui demandant des richesses, desboeufs, des excalves, de l'or, de l'argent et des choses temporelles; mais pour les spirituelles ils n'y pensent point...



Dia eo koa izany hoe, ilay safo bemantsiny (indraidray) (f)ataon'ny Kristiana (gasy) ka pasopasohany hoe, "mahay mivavaka ny gasy", dia io izany fa dia TSISY an'izany (systematiquement).

Ary ironique fa ireo mpanana izany no toa mivavaka ny hanankarena... dia mivaly tokoany angamba moa izany ny vavakany. Fa ny hafa rehetra izany TSY MIVAVAKA: hendry ho'a ny razambe malalantsika ee... TSy mba mangataka voa-tehamaina ao, na mangataka voa tsy hary ao.. fa ny atao no atao. Ary ny spiritoaly moa dia tsy @ kapoakany...


Fa dia reviko mihintsy izany revin'ny razambe malalantsika izany :
- manao sakrifisy izy izany, fa sady mikaly be ihany koa @ io,
- dia ampazahoana koa ny Devoly, @ izay milamina ny tany

16. Strong3 ( 13/03/2015 06:10)
de gaga enw raha izao ry rhaj0 vao mahalala hoe tsy ilay Atrin'ny baiboly io nivavahan'ny razamben'ny gasy io, izay ataony hoe zanahary.
Sa iza no namafy lainga tany aminao tany ka nampino anao izany? (izay ilay lazaiko hoe mba misokafa tsara amin'ny zavatra rehetra)
__ ny fahatongavan'ny baiboly no nahalala tsara fa mifanipaka antsimo sy avaratra

fa na izany na tsy izany dia nisy jiosy tonga teto nanao lovatsofina. ary mbola misy sahy mitonona ho taranaka jiosy aza any ambanimbany any. ka tsy azo lavina ny fomba amampanao jiosy hita any amin'ireo foko mampihantra izany.
Ohatra , iza no nampianatra ny gasy hifora?
17. rhaj0 ( 13/03/2015 10:08)
Strong3:
Ohatra , iza no nampianatra ny gasy hifora?

hi hi hi.. f'angaha indray tsy ny Baiboly no loharanon'izao rehetra izao?

Strong3:
de gaga enw raha izao ry rhaj0 vao mahalala hoe tsy ilay Atrin'ny baiboly io nivavahan'ny razamben'ny gasy io, izay ataony hoe zanahary.


Tsy ganga aho kah... ilay mpino Kristiana no rehefa dangidangitra iny dia mpanao belazao hoe ny gasy ka mpivavaka sy mahalala an'A.tra sns.. nefa io efa iaraha-mahalala io fa TSY ny A.try ny Baiboly io reven'ny razambeny io..

ka io ho'a e... Ianao Kristiana azany ve ka andeha
- "Manaja ny Rainao sy Reninao... sy ny Razambenao... sy ny Finoany"...
- sa ...


18. Strong3 ( 16/03/2015 08:42)
hihihi.. efa milaza aminao za hoe misy ny lavértan'ny tropao , fa aza atao kristiana daholo izay miteniteny foana rehetra io
19. rhaj0 ( 16/03/2015 11:01)
Dia no-ex-communier-n'i Strong3 TSY ho Kristiana izany ireo "tropao".. Mety izany kah... (ao @ imagination-n'i Strong3 irery ao)
20. Strong3 ( 17/03/2015 07:49)
tsy izaho kosa no nanilika ireo fa ireo no nanala tena tao anatin'ny lalana masaka ka...

amin'ny imaginationao manokana izany fa tsy amin'ny ahy .
rhaj0:
Tsy ganga aho kah... ilay mpino Kristiana no rehefa dangidangitra iny dia mpanao belazao hoe ny gasy ka mpivavaka sy mahalala an'A.tra sns.. nefa io efa iaraha-mahalala io fa TSY ny A.try ny Baiboly io reven'ny razambeny io..

izao ve dia hinoanao fa ny tena kristiana dia hanana fotom-pisainana toa izany ? ka rehfa milaza aho hoe you know ireo dia lazainao fa manilika? hihihih ... azafady kely ah :p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2871