Mahagaga: olona tsy mino ny fisian'izay Andriamanitra nefa tsy miala mihitsy amin'ny resaka fivavahana sy finoana
21. endriny
(
25/02/2015 04:21)
Tefigasy:
endriny:
Ka manohitra ny famonoana olona ve I Tefigasy kanefa mankato ny Atr'Israely? Sao dia tokony hiova anarana aza isika hoe Tefijiosy... Aza fady fa mampivanitika fotsiny ilay izy
Fa efa voasoratra hoe: 'ny fahafatesana no tambin'ny ota' . ?
Dia vonoina mihintsy ilay olona tsy manaraka anareo ve?
Ianao izao tsy manota intsony kanefa ahoana? Ianao ve tsy ho faty izany?
22. Tefigasy
(
25/02/2015 05:51)
endriny:
Tefigasy:
Fa efa voasoratra hoe: 'ny fahafatesana no tambin'ny ota' . ?
Dia vonoina mihintsy ilay olona tsy manaraka anareo ve?
Ianao izao tsy manota intsony kanefa ahoana? Ianao ve tsy ho faty izany?
Alohan'ny hitondrako fampianarana mikasika an'io ary dia aleo hapetrako aloha ny fanontaniana: - Ianao ve aloha mino izay voalazan'ny baiboly fa marina ? (valio fotsiny hoe "Tsia" na "Eny")
Miankina amin'izay valiny eo no mety ho tohiny satria tsy dia hitako loatra ny hamaliana anao nefa ny support ampiasaiko aza efa mety ho diso aminao sahady.
23. hafahafa
(
25/02/2015 06:15)
Mahafinaritra b ana ny mahita anireo tsy mino ireo, misy ny mahay toky sy andininy misy ny mamoaka ireo fehezankevitra ao anaty baiboly IZANY OE MAMAKY IANY RY ZAREO ZANY:
Raha boky tsy tiko ve d ovakiko? hi3
Ny azoko ambara dia izao: TSY OE TSY MINO RY ZAREO FA TENA MAKA TOKY TSARA AMINY MINO izany oe misalasala d mody manao tsy mino alo aitana ny tena fizotriny tantara ny mpino.
MAFINARITRA!

24. Strong3
(
25/02/2015 07:51)
rhaj0:
Io anie mety hotry ny hoe, olona "tsy tia polifika" ary "tsy manao politika", nefa miresaka @ forum "politika" e.. Sa ny forum-politika ho an'ny politisiana ihany, ary ny forum-relizio an'ny reliziosy ihany ?
Ny fahitako azy dia sahala @ reflexe-n'ny Mpino mpanjanaka (manjana-tsaina) ito an'i Tefigasy ito, ka tiany arindrina anatin'ny finoany sy ny fiangonany daholo daholo izao tontolo izao.
Tsy afaka mandrindrina varavarana kosa angamba fa ny mivoaka no mety raha izay no tena izy hihihi
Saingy mino za fa tsy izay ilay hevitrin'ny lohahevitra...
fa hoe : inona no môtivasionareo tsy mpino amin'ny fandraisana anjara mavitrika amin'ity resaka finoana sy fivavahana ity!
raha ilay hoe : finoana sy fivavahana mantsy toa sehatra entin'ny olona amoahany ny téolojia sy ny dogma sns ...
Fa AMIKO NY FISIANAREO NO TENA MAMELONA azy ity... satria ny fitoriana dia ho aminareo Tsy mbola mpino fa tsy ho amin'ny efa mino ihany.
Fa ilay tsy mpino nefa tsy tena tsy mpino fa hakamoana mivavaka sy tsy te hoteritery amin'ny fiainana noho ny baiboly no misoratena ho tsy mpino ny sasany eto ka tsy mahazo tsirony amin'ilay débat ny tenanay.
Mirary ny tena TSY MPINO MBA HANDRAY ANJARA MAVITRIKA ETO NY TENAKO ÔH!!!
..
25. rhaj0
(
25/02/2015 11:11)
Ny ahy aloha ny mahafinaritra ahy dia mba efa miaiky izany izao i Tefigasy hoe, misy ny A.tr'Israely, misy ny A.tr'i Tefigasy (mety ilay an'i Israely koa), dia misy ny A.try ny hafa ets..
Dingana lehibe @ "fitomboana fahalalana" io. Taloha mantsy ny mpino Kristiana dia tsy mihevitra afa-tsy ny A.tra-ny, fa ny A.try ny hafa rehetra dia sahala @ tsy misy, na ratsy, ets...
Ny dingana manaraka izao dia ... afaka mifanaja ao @ finoany ny A.triny ao ve ny isan'isany ? Afaka misoka-tsaina sy misoka-po dia manaiky dia manaja ny an'ny hafa, ary dia maniry ny olona rehetra ny ahita fahasoavana @ izay A.tra ivavahany ao ? Na Atr'Israely io na Atra hafa ?
Fa ny dingana iray lehibe nitomboan'ny fahalalana koa izao dia ... mazava kokoa hoe, ahoana ny niforonan'ny olb... efa noresahina tatsy ihany...

1- Noforonin'i Atr'Israely Ilaidama si Imaeva, dia noroasiny avy any ambony tany, ka nidina taty ambany taty nanafina ny taovany tamina tako-kenatra
2- Dia noforonin'i Atr'i Bobolita koa ry Bobolita mianakavy tao ambony tao. Dia ry Bobolita miaka-midina avy any ambony mankany ambany, mi-passe amina trou kely ao @ rahona ao. Fa in-1 mandeha nisy katavy tamin-dry Bobolita te-hidina, fa rovitra tery ho'a ilay lavaka kely, ary dia tafaborotsaka taty ambany daholo ry Bobolita mianakavy.
3- Dia ilay katavin-dry Bobolita izany no niray t@ Abelakaina sy Ikainabela tao, menazy a trou-A, ary dia nanao tera-bitro tao zareo.
26. Tefigasy
(
25/02/2015 11:44)
rhaj0:
Ny ahy aloha ny mahafinaritra ahy dia mba efa miaiky izany izao i Tefigasy hoe, misy ny A.tr'Israely, misy ny A.tr'i Tefigasy (mety ilay an'i Israely koa), dia misy ny A.try ny hafa ets..
Dingana lehibe @ "fitomboana fahalalana" io. Taloha mantsy ny mpino Kristiana dia tsy mihevitra afa-tsy ny A.tra-ny, fa ny A.try ny hafa rehetra dia sahala @ tsy misy, na ratsy, ets...
Aleo aloha hahitsiko kely ianao: Tokana nihany ny Andriamanitra amin'i Tefigasy, tsy misy andriamanitra be dia be izany, ianao sy ny olona hafa no mieritreritra an'izao xxx sy yyyy izao ho andriamanitrao, fa amiko kosa dia iray ihany Andriamanitra. SAINGY na izay ary ny finoako sy ny fisainako dia tsy hanaovako tsinotsinona na hanimbazimbako izay heverinao ho andriamanitra izany.
Ianao moa tsy mino ny fisian'ilay andriamanitra mihitsy fa raha raisiko izao hoe io clavier-nao io no ataonao ho andriamanitrao ao satria io no manampy anao eto, io foana no safosafonao amin'io ratsatananao io, dia tsy afokaiko amin'izay safidinao izay ianao fa avelako tsara eo amin'ny fanapahan-kevitrao eo, na dia fantatro tsara aza fa tsisy dikany sy tsisy fahefana akory io clavier-nao io fa manao izay tiako hanaovana azy eo foana. Ny fanajako ny safidinao sy izay heverinao ho andriamanitrao tsy midika mihitsy akory hoe mi-reconnaitre an'iny aho !
27. rhaj0
(
25/02/2015 11:59)
oadray... tena tsy mi-click aminao sy ny imagination-nao mihintsy ny ato @ imagination-ko ato... ny Atrao ao @ imagination-nao ao anie ka tsy tonga aty @ imagination-ko aty... et vice-versa.. Fa hoy aho hoe, mahasoava aminao ao azany ho'a ny anao eee....
28. Tefigasy
(
25/02/2015 12:08)
rhaj0:
oadray... tena tsy mi-click aminao sy ny imagination-nao mihintsy ny ato @ imagination-ko ato... ny Atrao ao @ imagination-nao ao anie ka tsy tonga aty @ imagination-ko aty... et vice-versa.. Fa hoy aho hoe, mahasoava aminao ao azany ho'a ny anao eee....
hihihihihihi,
dia bienvenue le" andriamanitra imagination". Dia mba ahoana hoy ilay andriamanitra imagination ao izao ? Inona hono no mba tena mahaliana an'azy amin'ny resaka fivavahana sy finoana ? Tairo sopapa kely fotsiny aloha e!
29. Strong3
(
25/02/2015 12:36)
:-)
Ny atao hoe ninoana , amin'ny lafiny iray dia ny manaiky izay lazain'ny Atra ivavahanao; izany hoe niteniny sy ny sitrapony!
Isakin'ny atra tsirairay izany dia manana ny fitsipiny sy ny sitrapony ary ny hafatra na ny teniny ireo atra ireo .
ao anatin'izany; ny fampitana na fizarana amin'ny manodidina fa misy izy ary tokony handray azy ny olona rehetra.
_ satria moa ianao tsy mpino dia ho raisintsika ho tantara fe-tantara fotsiny ny baiboly aloha, tao mésopotamia(irak amin'izao fotoana) dia nisy atra isakarazany. ary mba nivavaka tamin'ireny koa ny rad-in'i abrahama. Fa noho ny fahatongavantsain'io abrahama io dia nitady Atra izay ambony kokoa noho ireo izy .
Namaly azy Atra Ilay lehibe teo amin'ny tany misy azy! ary nitondra azy araka ny sitrapony. ary nanome teny azy io Atra io rehefa nataon'io Atra io ho olom-be izy sy malaza izy!
Tamin'izany fotoana izany dia tsy nanery olona hivavaka amin'ny Atra, fa izay te-hanaraka an'i Abrahama no niaraka taminy, ohatra amin'izany i lota (izay lazianareo tatsy)
rehefa tonga ny taranany dia nomena teny ireo mba hanompo ihany io Atra nivavahan'i Abrahama io. ary ny firenena izay te hiditra ho fokon'i Israely dia tsy maintsy manaraka ny fombany, TSY MBOLA NISY FANERENA TEO, mbola samy manana ny andriamaniny izany hatreo amin'io Zanak'israely io!
tamin'ny fotoan-andro rehefa nivadika tamin'i Andriamaniny ny zanak'israely dia tsy nanana mpiaro intsony izy ireo ka resy anady foana , ary ny farany dia lasa-babon'i babiloniana izy ireo.
__ teo dia nivavaka ihany ny sasany, ka nanehoan'io Atr'israely io ny fahavelomany sy ny heriny , ka dia nasandrany ho lasa olom-be tany amin'ny tany babiloniana, toa an'dry Daniel izany.
rehefa nisandratra io Atra io tany amin'ny amin'ny tany babiloniana dia nataony nahita Azy NY MPANJAKAN'I BABILOINANA ka tonga nanaiky Azy ho ANDRIAMANITRA TEO AMIN'NY TANINY SY NY FANJAKANY, dia nandimby ny persiana, sy ny kaldiana . ka dia NANAIKY AN'IO ATRA IO avokoa ireo mpanjaka.
__ rehefa tonga saina ny israely sisa dia nifona tamin'io Atra io , ary dia namela heloka azy ireo Atra; ka nilaza tamin'ireo izy fa HAMONJY AZY IREO tsy ara-nofo ihany fa MBA TSY HANOTAN'IREO ISRAELY AMINY INTSONY dia HANOLOTRA NY ZANANY IZY hamonjena IREO HO AFAKA AMIN'NY FANAGEJAN'NY OTA IZAY tsy hitiavan'ATRA AZY IREO
Nefa TSY HO AN'IZY IREO IHANY NO HANAOVANA IZANY FAMONJENA IZANY FA HOAN'IZAO TONTOLO IZAO , fa tsy ireo israely ihany no mila famonjena fa ny olombelona rehetra no voageja ny ota IZAY HANKALAIN'ATRA
___ io famonjena NATAON'ATRA IO NO MAHATONGA NY ISRAELY HAMPIELY NY VAOVAO MAHAFALY NA HOE FILAZANTSARA HO AMIN'IZAO TONTOLO IZAO.
ka dia ho sarotiny ary ve ianareo raha mba mizara izany vaovao mahafaly izany izahay kristiana __ sa ny soa mba tokony hifampizarana tsy mety aminareo, izahay ange tsy zanaka ambohimanambola ka hoe: ... aleo ho lou toa izay ho an-kavana eh
Tsy hoe akory tsy manaja ny andriamanitrin'ny hafa raha mitory ny filazantsara , fa soa hifampizarana izy io.
fa ny tsininy fotsiny, ary tena manaiky za fa MISY MPINO TSOTRA NA MPINO MANARADRENIRANO NA MPINO VAO MAFANA FO NAHAZO FAHASOAVANA ireny manery anareo tsy maintsy hivavaka ireny!
fa efa nambarako teo , ary tsy sasatra aho milaza fa tena manaja ny safidin'ny olombelona rehetra ny Atra ivavahan'ny kristiana.
« Ary raha mandeha ianareo, dia mitoria hoe: Efa mby akaiky ny fanjakan'ny lanitra. » (Matio 10:7)
« Aza mitady volamena, na volafotsy, na varahina, ho ao anatin'ny fehin-kibonareo, » (Matio 10:9)
« na kitapom-batsy ho amin'izay haleha, na akanjo roa, na kapa na tehina; fa ny mpiasa dia miendrika hahazo ny haniny. » (Matio 10:10)
« Ary izay tanàna na vohitra hiakaranareo, dia fantaro tsara izay miendrika ao; ka mitoera ao aminy mandra-pialanareo. » (Matio 10:11)
« Ary raha vao miditra ao amin'ny trano ianareo, dia miarahabà ny ao. » (Matio 10:12)
« Koa raha miendrika ny ao an-trano, dia aoka ho ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy miendrika izy, dia aoka hiverina aminareo ny fiadanana voatononareo. » (Matio 10:13)
« Ary izay tsy hampandroso anareo, na tsy hihaino ny teninareo, raha miala amin'izany trano na tanàna izany ianareo, dia ahintsano ny vovoka amin'ny tongotrareo. » (Matio 10:14)
TSY NATAO HANOHINA OLONA NY FITORIANA NY FILAZANTSARA FA OHATRAN'NY GAZETY AMIDY ENY ANTSENA IO ka izay te hividy no HANANA AZY
fa matoa isika manao débat eto dia mbola misy fahavonona hiaino anay ianao izany ka dia mandahatra ny teninko aho, hanome fahafahampo anao manotany. fa efa hitako sahady ireo MANOSIKA KA aleoko tsy mandany andro amin'ny olona toa izany. sa ahoana hoy ianao?...

30. rhaj0
(
25/02/2015 17:05)
Strong3:
ka dia ho sarotiny ary ve ianareo raha mba mizara izany vaovao mahafaly izany izahay kristiana
Efa re dridran-gilo anie ny anareo e.. dia ny olona efa mierika fotsiny, fa tena vao mainka mbola midridra ny gilo, sa migilo ny dridra e...
Raha izay ho'a ny mahasoa anareo ao dia mahasoava.
Fa raha hozy nareo hoe, "don't take no for an answer", dia mitohy ny harassement...
Fa raha miitatra @ fiaraha-monina ny "finoanareo manokana" ao, toa ny hoe ho'a hoe, ny kristiana fondamentalista ao zamerika ao manao hoe...
- avelao any izany resabe rechauffement climatique izany fa (good) plan of God daholo izany e..
- avelao any izany hoe, ny viavy violEe ve mahazo manala zaza, fa ny God plan dia misy mecanisme tsy mampa-bevohoka rahefa violer-na ny vhv e..
- avelao any izany resaka sekisa any am-pianarana izany fa any am-piangonana no ampahalalaina ny didin'Atra ny ankizy e..
- etsetra...
Fa rahefa avy ilay fanimbazimbana na fanivativana na fanambaniana na fanilikilihana na fanambaniana ny olona, ary petapetahina hoe "tsy tena izy", "mpanara-dranomasina", "sandoka", ets... sy koa culpabiliser-na daholo izao olona rehetra izao fa ... ra .. ra... afo ... afo ... bedy ... bedy .... ets...
31. gasy1zay
(
25/02/2015 21:36)

Ity anie forum ry rhaj0 e! Manokatra lohahevitra ianao dia misy mamaly ary ny valitenin'ny Kristianina dia tsy maintsy mianga @ baiboly ka dridrangilo aoha moa loll, sa rehefa mamaly tsy mpino dia mivadika tsy mpino kely aloha dia rehefa mamaly mpino zay vao manisy resaka baiboly? Ka tsy izay ve ilay hoe raha miditra forum fivavahana ianao dia miomana hahita tenin'Andriamanitra fa aza dia atao hoe dridrangilo :)
32. rhaj0
(
25/02/2015 22:16)
ok.. hay eto @ Forum a..
Izaho lasa eritreritra @ ireo Kristiana "mizara izany vaovao mahafaly" partout et n'import ou .. ka toa manao "harassement" (hotry ry TJ) sy "manindry ny fiaraha-monina" (hotry ry fondamentaliste) ary tsy mi-click aminy akory fa "manivativa" olona izy @ io..
Fa dia zarao eto azany ny "vaovao mahafaly"-nareo, dia aza ganga na hoe tezitra-dia-miavona rahefa "misy mamaly ary ny valiteny dia TSY mianga @ baiboly".. satria "Ity anie forum e!"

33. rhaj0
(
25/02/2015 22:20)
(dia ny finoana/fivavahana dia TSY voatery ho tenin'A.tr'Israely fotsiny sy foana ary ihany.. ary ny mi-contredire sy maneho ny absurditE an'izany akoriny azany atao)
34. Tefigasy
(
26/02/2015 01:26)
rhaj0:
(dia ny finoana/fivavahana dia TSY voatery ho tenin'A.tr'Israely fotsiny sy foana ary ihany.
Ka ny mahagaga anie dia io foana no ankaratsiana eto nefa rehefa mba asaina manambara ilay andriamanitra imagination ianao dia mikombona e, asaina milaza ilay andriamaniny ry endriny dia tsy hita akory ze ambarany . Averiko foana fa tsy ny fanaratsiana anio Andriamanitray io no hampamirapiratra ny anareo fa vao maika ary io hisandratra.
Efa omena sehatra nareo eto hilaza ze andriamanitrareo de ...., aiza ihany e!
35. rhaj0
(
26/02/2015 02:59)
Hotry ny tsy nanaraka resaka ianao Tefigasy fa amiko ho'a dia TSY MISY izany A.tra izany fa ao @ imagination (collective) ao ihany izy no misy e...
Tatsy izao dia niara-nahita fa samy nanana ny imagination-ny
[size=11]
i A.tra izany dia sady TSY mibika toa ny olb, no tsy mibika toa ny biby, no tsy sahala @ zava-maniry izay hita eto an-tany, tsy sahala @ vato, fa tena mbola tsy hitan'izay voamason'olb mihintsy e... saika hilaza aho hoe, ny lokony izao dia mainty manjavozavo manalokaloka, nefa dia tena TSISY loko koa angamba izao A.tra ao @ imagination-n'i Strong3 ao izao.
raha ohatra izy ka ilay A.tra masiakabe an'i Gasy1zay na I RBNIR ohatra, dia Ingahibeantitra tsy niharatra, manao akanjo rebareba fotsy, mitondra tehina, ary "lava lela" toa io smiley io... izany no maha-masiaka be azy io.[/size]
Dia ny ahy moa dia ity, t@ izaho mbola belelo ny tao @ imagination-ko...
Dia hoe tena sahala @ Spiderman hono Izy, fa kosa miankanjo fotsy...
Dia mihantona mikirazorazo @ ilay jiro etsy @ plafond, sahala @ Tarzan, hono izy... Dia misosa misidina eo ambony lohan'ny mpiangona.. dia mivanaka ireto olona: ao ny mi-aaaaaaahhh.. ao ny mi-ooooohhhh...
Fa Izy aloha tao @ imagination-ko tao dia tsy gilady na bokony, fa toa olona kely, sahala @ nain an'i Blanche-neige akoriny azany... ratsy tarehy kely... Dia indraidray izy mitaingina soavalikely, kely toa azy, dia mandehandeha etsy @ poutre etsy @ plafond..
Ary hotry ny ahoana Izy ao @ imagination-n'i Tefigasy ao ? ngo dia "mpanefy" Izy ao ? sa Gasy koa ?
Tatsy izao dia niara-nahita fa samy nanana ny imagination-ny
[size=11]
i A.tra izany dia sady TSY mibika toa ny olb, no tsy mibika toa ny biby, no tsy sahala @ zava-maniry izay hita eto an-tany, tsy sahala @ vato, fa tena mbola tsy hitan'izay voamason'olb mihintsy e... saika hilaza aho hoe, ny lokony izao dia mainty manjavozavo manalokaloka, nefa dia tena TSISY loko koa angamba izao A.tra ao @ imagination-n'i Strong3 ao izao.
raha ohatra izy ka ilay A.tra masiakabe an'i Gasy1zay na I RBNIR ohatra, dia Ingahibeantitra tsy niharatra, manao akanjo rebareba fotsy, mitondra tehina, ary "lava lela" toa io smiley io... izany no maha-masiaka be azy io.[/size]Dia ny ahy moa dia ity, t@ izaho mbola belelo ny tao @ imagination-ko...
Dia hoe tena sahala @ Spiderman hono Izy, fa kosa miankanjo fotsy...
Dia mihantona mikirazorazo @ ilay jiro etsy @ plafond, sahala @ Tarzan, hono izy... Dia misosa misidina eo ambony lohan'ny mpiangona.. dia mivanaka ireto olona: ao ny mi-aaaaaaahhh.. ao ny mi-ooooohhhh...
Fa Izy aloha tao @ imagination-ko tao dia tsy gilady na bokony, fa toa olona kely, sahala @ nain an'i Blanche-neige akoriny azany... ratsy tarehy kely... Dia indraidray izy mitaingina soavalikely, kely toa azy, dia mandehandeha etsy @ poutre etsy @ plafond..
Ary hotry ny ahoana Izy ao @ imagination-n'i Tefigasy ao ? ngo dia "mpanefy" Izy ao ? sa Gasy koa ?
36. Strong3
(
26/02/2015 07:17)
rhaj0:
Strong3:
ka dia ho sarotiny ary ve ianareo raha mba mizara izany vaovao mahafaly izany izahay kristiana
Efa re dridran-gilo anie ny anareo e.. dia ny olona efa mierika fotsiny, fa tena vao mainka mbola midridra ny gilo, sa migilo ny dridra e...
Raha izay ho'a ny mahasoa anareo ao dia mahasoava.
Fa raha hozy nareo hoe, "don't take no for an answer", dia mitohy ny harassement...
Fa raha miitatra @ fiaraha-monina ny "finoanareo manokana" ao, toa ny hoe ho'a hoe, ny kristiana fondamentalista ao zamerika ao manao hoe...
- avelao any izany resabe rechauffement climatique izany fa (good) plan of God daholo izany e..
- avelao any izany hoe, ny viavy violEe ve mahazo manala zaza, fa ny God plan dia misy mecanisme tsy mampa-bevohoka rahefa violer-na ny vhv e..
- avelao any izany resaka sekisa any am-pianarana izany fa any am-piangonana no ampahalalaina ny didin'Atra ny ankizy e..
- etsetra...
Fa rahefa avy ilay fanimbazimbana na fanivativana na fanambaniana na fanilikilihana na fanambaniana ny olona, ary petapetahina hoe "tsy tena izy", "mpanara-dranomasina", "sandoka", ets... sy koa culpabiliser-na daholo izao olona rehetra izao fa ... ra .. ra... afo ... afo ... bedy ... bedy .... ets...
DRINDRANGILO !!!
mivadika be ange izany resaka izany eh!
izahay tsy nitory taminao hoe : ....
fa raha ny fahitako ny zavatra nisy hatramin'ny nahatongavako teto dia débat no nisy teto! (disoy za raha tsy marina izany..)
__ fa ianao no anaovan'ny TJ sy ny mpanaradrenirano sy ranomasina ary ny mpino vao mafana fo drindrangilo any ka eto ianao no mamoaka ny alahelonao eo
izay ilay lazaiko teo hoe raha tsy manotany na miresaka aminay ange ianao tsy afaka hanonona ny anaranao izahay e, fa ilay izy hoe mifampizara sy mifanakalo hevitra isika dia mandeha ilay débat
__ fa efa niteny koa za hoe mahasoa ahy ny fisianareo eto, fa tsy izaho no hanilika anareo ato amin'ity finoana sy fivavahana ity
37. Tefigasy
(
26/02/2015 09:17)
rhaj0:
Hotry ny tsy nanaraka resaka ianao Tefigasy fa amiko ho'a dia TSY MISY izany A.tra izany fa ao @ imagination (collective) ao ihany izy no misy e...
Aiza moa aho no haharaka amin'izao !: TSY MISY .......no misy ! Izay tena marina lazaina e !
rhaj0:
Dia hoe tena sahala @ Spiderman hono Izy, fa kosa miankanjo fotsy...
Dia mihantona mikirazorazo @ ilay jiro etsy @ plafond, sahala @ Tarzan, hono izy... Dia misosa misidina eo ambony lohan'ny mpiangona.. dia mivanaka ireto olona: ao ny mi-aaaaaaahhh.. ao ny mi-ooooohhhh...
Fa Izy aloha tao @ imagination-ko tao dia tsy gilady na bokony, fa toa olona kely, sahala @ nain an'i Blanche-neige akoriny azany... ratsy tarehy kely... Dia indraidray izy mitaingina soavalikely, kely toa azy, dia mandehandeha etsy @ poutre etsy @ plafond..
Niezaka ny tsy hivanitika aho tato fa tena tsy tanako ny fihomehezako. Hay ve izay ilay andriamanitra imagination e! Ny mety hampalahelo fotsiny dia mijanona ho imagination ilay izy, toa ny revirevy kely, nofinofy kely maniditsidina dia rehefa aty amin'ny tontolon'ny tena izy (reel) dia tsy hita izay nanjavonany. Indrisy !
Tsy fanaratsiana ilay andriamanitra imagination akory io lazaiko eo ambony io fa izay aloha no fahitako azy.
Otran'ny fitenenako anao hoe Ilay Andriamanitra inoako izao dia Andriamanitra malemy fanahy, Andriamanitra mpamela heloka, Andriamanitra rain'ny fahasoavana, Andriamanitra mpanankarena, Andriamanitra mpitaiza, Andriamanitra fitiavana. Dia mety ho ratsy ny fijerinao izany rehetra izany saingy izay moa no fahitanao azy dia ataoko akory !
rhaj0:
Ary hotry ny ahoana Izy ao @ imagination-n'i Tefigasy ao ? ngo dia "mpanefy" Izy ao ? sa Gasy koa ?
Izaho aloha tsy manana andriamanitra imagination, na manana imagition'Andriamanitra. Ny anay eo amin'ny tontolon'ny reel no misy anay: miantso ahy Izy, mamaly Azy aho; mila Azy aho, tonga foana Izy. Tsy hino izany mihitsy ianao satria tsy iainanao ilay Izy fa izaho manokana dia sady tsy adala (mety ho heverinao adala aho fa tsy maninona) no tsy avo fisainana nohon'ny hafa fa io no zavatra hiainako isan'andro. Indraindray aho madiditra sy be marenina fa mahazo kapoka sy karavasy, indraindray aho hendry tsara sy be fitiavana dia mba mahazo safosafo sy orokoroka toy ny ataon'ny ray aman-dreny amin'ny zanany. Fitahiany daholo izany rehetra izany amiko, ary tena izay ilay fitiavany atosany aty amiko isan'andro. Na izany aza, tsy hoe zazakely aho akory ka dia tantanany foana tsy an-kijanona, fa misy fotoana mba asainy mitsapa ny halalin'ny rano mitokana eny aho, mba apetrany eo amin'ny teoran'ny zanaka mahatoky, omeny fahatokisana sy responsabilité, misedra izany atao hoe fakam-panahy sy zava-tsarotra, fahoriana sy hazofijaliana, saingy ambarako aminao fa na eo aza izany rehetra izany dia tsy resy aho. Mbola horesahiko aminao any aoriana hoe manao ahoana moa izany fandresen'ny kristianina izany ? Mino aho fa mbola mety ho mahaliana anao koa ny amin'izany satria na tsy mino aza ianao dia mba manana faniriana ny hisikotsikotra sy hitsikilokilo ihany !
Hajanoko hatreo aloha fa manjary lava be, alefatsika tsikelikely ihany ilay tena mahaliana ny tsy mpino amin'ity fivavahana sy finoana ity ka mahatonga azy ireo hitsiditsidika eo ambaravarana eo lalandava !
38. vahiny2004
(
26/02/2015 10:10)
Ny chiffre 3 ve misy ? Ny -3 ve misy ? efa nisy nahita ve ?
Est-ce que le temps existe ? Quelqu'un l'a vu ?
Sao dia mba imagination collective daholo :-D :-D :-D

40. rhaj0
(
26/02/2015 11:17)
Tefigasy:
Izaho aloha tsy manana andriamanitra imagination
Tsy azonao ilay fanontaniana. TSY "A.tra-imagination" no resaka, fa hoe: "toa ny ahoana i A.tra ao @ imagination-nao ao" ?
ka ahoana ry Tefigasy: toa Ingahibe lavalela, afaka manakatra ny tampi-kandriny @ lelany toa io caricature io koa ve Izy ? sa toa i spiderman-nain mitaingina soavalikely koa ? sa tena tsisy an'izany, tsy toa ny olb, fa hotry ny alokalokabe eny ambony eny fotsiny ? sa ...
vahiny2004:
Ny chiffre 3 ve misy ?
Fa ny "imagination collective" TSY manome pouvoir ny chiffre 3...
(afa-tsy hoe ry Strong3 mpanao numerologie no manome pouvoir ny chiffre 666)