FIAINAN-TSI-HITA

61. gasy1zay ( 20/02/2015 17:25)

rhaj0:

100% aho milaza fa TSISY A.tra... hi hi hi... fa "misy" izy ao @ imagination collective-n'izay te-hi-imaginer an'izany.

Ny fahitako azy dia ... ny sainao, sain'olb matsilo, ary dia manomboka misokatra ary tsy manaiky ny absurdite aman-taonina nasesika taminao tao. Fa na izany azany, mafibe ilay conditionnement tao, ary dia mbola misalasala ianao. Sao dia mi-se realiser ihany ny lotto amina lasantsy 1/1000eme hoz'ianao izay..

Folklore daholo re izany e...

Raha ilay maty no mampatahotra anao, dia aza matahora fa izay ilay izy dia izay izany. Sahala @ zava-maniry sy biby, dia potika ho'a ny mekanika ary dia izay, vita. Tsy hisy fahagagana eo. Fa dia ny fiainanao eo no hatreo, mifalia mifoha maraina, manaova ny tsara araka izay azonao atao, manaova ny tsara ho an'ny fiaraha-monina, dia izay e...




Tsy ny fahafatesana hoy aho ny atahorako fa efa io nambarako etsy ambony etsy io hoe raha tsy mino ianareo dia tsy ampahafantarinareo ny momba ny baiboly sy Andriamanitra ny taranakareo.

Raha ny amiko dia 100% koa aho no milaza fa misy Andriamanitra ka. Fa io dia ianareo mihevitra hoe ny fahafatesana no atahorako, dia toy izay koa ny hiheverako hoe ny Afobe no tena atahoranareo, mety tsy hanaiky izany ianareo fa tsy maninona fa fomba fijeriko iny.

sitlo > raha Andrimanitry ny Romana ihany ny Andriamanitra ao @ baiboly dia ny romana ihany ve izany no mahazo valim-bavaka? Raha izany dia efa ela no niala taminy ireo kristianina 3 Milliara latsaka kely eran-tany, matoa mbola misy ny mahafoy andro sy fotoana hivavahana aminy dia mahatsapa ireo olona ireo fa tsy very maina ny vavaka ataony fa tena misy mihaino tokoa, ary misy mamaly. Ianao milaza fa efa kristianina fahiny ve izany dia tsy mbola nivavaka mintsy na hoe tsy mbola nahazo valimbavaka mihintsy?
62. sitlo ( 20/02/2015 17:36)
Resaka mihodikodina eo ihany ny anao ka hoy fotsiny aho hoe vakino ny valiteniko taloha fa kamo aho hamerina.
63. rhaj0 ( 20/02/2015 18:12)
gasy1zay:
... toy izay koa ny hiheverako hoe ny Afobe no tena atahoranareo

Ka ilay "Afobe" iza @ ireto azany no tena hoe atahorako e... araky ny 'hiheveranao' azy ao...
http://fr.wikipedia.org/wiki/Enfer

Io ve ho'a tsy sahala @ tantaran'i Strong3 sy ilay Moslimo e...

rhaj0:
... samy nilatsaka avy tany an-danitra, dia tafatsoropaka tanaty la cheminee i Strong3 sy ilay Moslimo ... dia i Strong3 latsaka tanatin'ilay vilany misy rano mangotraka.. fa ilay Moslimi dila kely, (500 taona taty aoriana i Mahomet io), dia latsaka tanaty afo(be)..

Dia mifampitazana avy @ samy misy azy izy mitsamy. Dia raikitra ny mifamantsy..

:-) ialahy ry Strong3, ato @ imagination-ko aty, ka mijafajafa ao anaty rano mangotraka fa TSY mino ny Allah-nay an... (hoz'ilay moslimo)
;-) ialahy ry moslimo, ato @ imagination-ko ato, ka mijafajafa ao anaty la cheminee fa TSY mino ny Atr'i Israelinay an ... (hoz'i Strong3)
64. gasy1zay ( 20/02/2015 19:23)

rhaj0:

gasy1zay:
... toy izay koa ny hiheverako hoe ny Afobe no tena atahoranareo

Ka ilay "Afobe" iza @ ireto azany no tena hoe atahorako e... araky ny 'hiheveranao' azy ao...
http://fr.wikipedia.org/wiki/Enfer

Io ve ho'a tsy sahala @ tantaran'i Strong3 sy ilay Moslimo e...

rhaj0:
... samy nilatsaka avy tany an-danitra, dia tafatsoropaka tanaty la cheminee i Strong3 sy ilay Moslimo ... dia i Strong3 latsaka tanatin'ilay vilany misy rano mangotraka.. fa ilay Moslimi dila kely, (500 taona taty aoriana i Mahomet io), dia latsaka tanaty afo(be)..

Dia mifampitazana avy @ samy misy azy izy mitsamy. Dia raikitra ny mifamantsy..

:-) ialahy ry Strong3, ato @ imagination-ko aty, ka mijafajafa ao anaty rano mangotraka fa TSY mino ny Allah-nay an... (hoz'ilay moslimo)
;-) ialahy ry moslimo, ato @ imagination-ko ato, ka mijafajafa ao anaty la cheminee fa TSY mino ny Atr'i Israelinay an ... (hoz'i Strong3)



Ny fahitako azy dia misy olona matahotra ny Afobe dia namboariny ny "imagination-ny" mba tsy hisy finoana mikasika ny afobe satria :
raha mino ny afobe = mitady lalana tsy hakanesana any @ afobe = tsy mahazo manao izay tiana rehetra raha fahotana io zavatra tiana io

teo dia tonga Ikotofetsy nandresy lahatra ny "imagination-ny" hoe tsy fahotana ilay zavatra mba tiany ( misotro toaka-mijangajanga-resaka gay- sns sns ) ka mety misy irika tsy handehanana any @ afobe ihany

Rehefa nohamarinina tao @ baiboly anefa dia toa voalaza tokoa hoe tena fahotana ireto zavatra tena "revin'Ikotofetsy".

Dia aona izany? Tena hiafara any @ izany afobe izany ve Ikotofetsy?

Nanitatsaina teo izy sy ny "imagination-ny" dia hoy izy hoe aleo ataoko hoe tsy misy Andriamanitra ary tsy izy izany no ao ambadik'io baiboly io dia tsy misy intsony miteniteny hoe fahotana ny "reviko", raha miteny ireo hoe tsy mety io ataonao io ry Ikotofetsy fa mibebaha dia ataoko hoe tsy misy Andriamanitra tokony hibedy izany fa olombelona anie no nanoratra ny baiboly e!

Fa mba aleo ihany aloha mamakimaky forum fivavahana sao mba afaka haka dern' raha misy alerta tampoka :)

Izay ny fahitako ny namana sasany eto, tena vonona ny hino an'Andriamanitra izy ireo raha toa ka ...namela azy hanao izay sitraky ny fony Andriamanitra ary tsy misy bedy rehefa tonga ny fitsarana farany fa tonga dia mahazo miditra daoly any @ paradisa tsisy sivana :)
Fa noho ilay hoe fitsarana farany dia tsy manaiky hoe fa ahoana za no ho lasa any @ izany afobe izany, TSY MINO izany aho ary TSY MINO izay milaza izany.
65. rhaj0 ( 20/02/2015 20:04)
K'efa hoe amiko 100% sur fa TSISY A.tra, dia ny afobe indray ve no hisy?... Dia tena tsy hita intsony ilay lojikanao izany f'ahoana azany.. mivoaha tao @ ity box-kely tsisy afa-tsy Baiboly ho'a fa tssss...

Ny @ ilay dern indray dia resaka mba natao, fa misy dia tena hotry ny tendu be izany fa priatin'ny mpaka-19 ao.. ka dia nampitahaiko ho toa ny kilalao karatra ilay fiainana, alohan'ny hizarany karatra... :-) ary dia hoe ho'a hoe, mahaiza makA dern azany e... f'aza mba manaiky priatin'ireto mpaka-19, ka izy no tsy mahay mirevy dia manozonozona izay tsara-revy rehetra..
66. gasy1zay ( 20/02/2015 21:04)

rhaj0:

K'efa hoe amiko 100% sur fa TSISY A.tra, dia ny afobe indray ve no hisy?... Dia tena tsy hita intsony ilay lojikanao izany f'ahoana azany.. mivoaha tao @ ity box-kely tsisy afa-tsy Baiboly ho'a fa tssss...

Ny @ ilay dern indray dia resaka mba natao, fa misy dia tena hotry ny tendu be izany fa priatin'ny mpaka-19 ao.. ka dia nampitahaiko ho toa ny kilalao karatra ilay fiainana, alohan'ny hizarany karatra... :-) ary dia hoe ho'a hoe, mahaiza makA dern azany e... f'aza mba manaiky priatin'ireto mpaka-19, ka izy no tsy mahay mirevy dia manozonozona izay tsara-revy rehetra..


Ka io voalazanao io mintsy anie ny mampitombina ilay eritreritro e! Rehefa tsy mino hoe misy Andriamanitra dia afaka tsy mino ny Afobe dia afaka manao "tsara-revy", dia ilay imagination izany amboarina mba hampety ilay "revy" satria raha mino an'Andriamanitra =mino ny afobe = tsy afaka manao "tsara-revy".

Raha tsotsorina dia ny TSY FINOANA an'Andriamanitra no hany lalana ahazoan'ny sasany manao ilay "revy" tsy mieritreritra Afobe, ka aleo tsy mino mba tsy ho voatohatohana ilay "revy".
67. rhaj0 ( 20/02/2015 21:38)
Tena mikatona mifatotra tanteraka ao @ tontolonao ao ianao ranamana, tsisy afa-tsy @ izay "revinao" izay izao tontolo izao... fa ... heverivereto 1 minitra fotisny ho'a hoe ahoana ny revin'ireo siantista 72%-n'ny ao @ Oniversitia, na i Einstein, raha ohatra ka izaho na izahay gasikely no heverinao fa badrahodra @ revy ato..
68. Strong3 ( 23/02/2015 10:08)
hihihi... raha tsy nisy lalàna nifehy tokoa moa izany ny zanak'olombelona dia ho revy toa ny ahoana tokoa no niseho teto... baribarianina daholo nge no nisy teto fa ny Zanak'israely no nitondra ny lalan'ny fiarahamonina.
Ka asa na mahasoa na nanaratsy ny revin'izao tontolo izao ny fisian'io lalàna moraly io na tsia ?

Mahavariana ahy ny mahita izao tontolo izao miverina amin'ny revy hafahafa ankehitriny. ... raha vao niresaka ilay revy homosexuel za tatsy dia ny mpanampim-bava no betsaka , ny zoophilie sy ny pédophilie tsy lazaina intsony... ny didin'ny be sandry amin'izao efa miseho amin'ny endriny maodérina. ny naturaliste moa tsy lazaina intsony fa dia manenika ny tany mandroso , ny mamoafady efa tsy mamoafady intsony...
tsy badrahodra ny gasikely (...) hoy ianao fa efa mandroso amin'ny revy toa izany ankehitriny.
__ inona marina moa no isainana ny afobe , izay aorian'ny fahafatesana vao ho tena fantatrin'ny tsy mpino hoe HISY NA TSY HISY?
___ raha miditra boite de nuit na casino izany ianao dia mahita karazan'olona izay tsy tahotra na fisalasala anaty hoe ratsy izao ataoko izao... fa revy 100% , mahafaly ihany koa ny mahita ny tany mandroso mahay miaro ny ZON'OLOMBELONA, ka na diso asa dia misy fitsongoloana maro ka azo ekena ny nanaovany acte ratsy, ka tsy voaheloka indray ilay olona. tena mihantra olona noho ny Atr'israely tokoa ny Tsi-mpino (angamba)

ary ireo revy pozitiva , izay lazaina eto hoe Einstein... izay mampandroso , mety mahasoa koa (mahasoa mihitsy moa izany eh...) inona no netiny ho an'ny fiainan'ny zanak'olombelona?
Te ho ferana ny vokatra simika, ny fitaovam-piadiana maherivaika, ny nokléary sns ... lazaina fa manimba ny tontolo iainana indray hono. de simba ny kosi-daozaonina sy ny atimaosiféra... ka tsy manamboatra izay nosimbaina izato olona mahay siansa ahitana ny fahalehibiazan'ny siansa sy ny sain'ny mpamorana ao aminy..
... Sa ny manimba ihany no hain'ny olombelona ? fa ny tany aloha tsy hay na Atra na olona ihany tany no mba tena feno fahalalana ka mahay mamorona natiora vaovao, fa ny aty aoriana artifisialy ihany no mba hay... :p
69. rhaj0 ( 23/02/2015 13:41)
boite de nuit hono ratsy ho an'i Strong3... okay.. tafandria mandry ao azany kouh.. f'aza manozonozona ny olona tsara-revy rehetra any ivelany any ny azoma alina ho'a..
70. gasy1zay ( 23/02/2015 18:37)

rhaj0:

boite de nuit hono ratsy ho an'i Strong3... okay.. tafandria mandry ao azany kouh.. f'aza manozonozona ny olona tsara-revy rehetra any ivelany any ny azoma alina ho'a..


Ary hitako ny tsy zakan'i rhaj0 mintsy ilay fitaizana "sergent" fa hay kay ny azy ny fananarana ampitoviany @ ny ozona, ny ray aman-dreny miteny hoe aza manao an'izao ianao sao maratra dia raisiny ho ozona, ny kristianina milaza hoe aza manota sao tsy handova ny fiainana mandrakizay dia milaza ozona (na dia tsy hinoany aza ilay fiainana mandrakizay) , fa inona moa no tombotsoa hoan'ny kristianina raha misy olombelona lasa any @ helo? Inona moa no antony hitoriana teny tsy hampiova ny olona hiala @ fahotany ve mba hahazoany fiainana mandrakizay?
71. rhaj0 ( 23/02/2015 19:36)
tena tsy nandeha boite de nuit mihintsy i Gasy1zay izany.. koa na ny mijery filma olona mandeha boite de nuit azany dia fahotana fa nahita ilay maso eeee.. (sahala @ mijery paorinao io) :-)

Sa nandeha ihany fa ni-confesse na nibebaka dia lasa nadio indray..

Dia Izanakao koa izany tsy ho avelan'i Sergent Gasy1zay raha mbola ao an-tranony.. Ngo ho'a nareo mbamin-dry Strong3 dia tokony mamorona sekta toa ny Amish, dia mba izay vao tena tsy mivelona afa-tsy Baiboly sy Mofo ary Divay, fa tena bibidia sy devoly anie partout e... @ izay tena garanti fa lasa any paradisa daholo nareo..
72. gasy1zay ( 23/02/2015 20:17)
Efa nambarako taminao anie rhaj0 hoe izaho koa mba nanao fiainana ihany taloha vao tena nahatsapa hoe tsy nampiadana ahy ilay izy e! Marina fa nisy fahafinaretana (plaisir) ihany fa saingy tsy fahasambarana maharitra toy ny miaraka @ Tompo! :)

Tsy haiko aloha ny boite de nuit any aminareo fa ny eto gasikara aloha dia matetika = mpijangajanga-mpivarotena-L+L sy V+V-toaka-rongony-ady-sns sns, tsindriko fa tsy hoe ny olona rehetra io fa ny "majorité"

Ka io boite de nuit io anie mba ohatra noraisin'i Strong3 e! fa ny tiana hiavina hoe raha misy mananatra ve enao dia hoe Ozona? Mety hoe normal aminao ohatra ny boite de nuit nefa mety tsy fantatrao hoe "izay mankasitraka ota" dia manota, ianao izany mankasitraka ilay mpivarotena manao ny asany ohatra dia efa diso.

Ny zanaka aloha dia efa ampianarina ny tokony ho izy saingy ny tena tsy afaka hisafidy eo @ toerany rehefa lehibe izy fa io ilay hoe zarina @ lalana tokony halehany izy dieny mbola kely.
73. rhaj0 ( 23/02/2015 21:24)
Ka ilay resako anie hoe, ianao mpino no tsy mivoaka alina noho ny finoanao, fa avy ao am-pandriana ianao "manozonozona" (fa tsy mananatra) ny mpivoaka ny azoma alina :-)

Hey.. dia tena efa afak'ota izany ianao io ry Gasy1zay ? tena sur ?
(rahefa izay no mampetimety ny baolina-nao ao, dia izay izany kouh... iza moa no hi-contredire anao eo)

Dia ahoanoa koa izany hoe "izay mankasitraka ota dia manota" ?

ka dia mandeha be izany ny bizn'ny "mpanala ota" raha izany... hitako rizareo maniry hotry ny anana... (fa tsy ny fambolena anana no atao)
74. rhaj0 ( 23/02/2015 21:27)
ilay hoe "manozonozona" ve tsy hotry ny hoe, mipapapapa (mampiono-tena) hoe, lasa any @ afobe ireny mpivoaka azoma alina ireny... pouah... pouah... masina... masina... ;-)
75. Strong3 ( 24/02/2015 08:04)
oh ry rhaj0 ah... ny epicurien aza mba efa maha mamono ny filany sy ny faniriany... ka maika ny kristiana izay nampianarin'ny mpampianatra azy mafy ny amin'izany.

ary ny hoe manozona dia fady amin'ny kristiana koa izany...
koa aza dia m-imaginé ao amin'ny imagination-anao ao amin'izay ao anaty sainay ao be lohatra eh!
__ ny revy hoe samy manana ny azy fa izahay dia nampitondraina hafatra ka milaza izay nampitondraina anay izahy.

ny hoe hanangana sekta sy blabla... Manana ny asanay mahavelona anay izahay fa tsy ny volam-piangonana no hamenoanay ny kibonay sy hamelomanay vady aman-janaka . fa hatreto dia tsy ao antsainay ny hanangana satria efa fantatray fa hitsombadika izao rehetra izao ka tsy izany intsony no mahamaika ...
76. rhaj0 ( 24/02/2015 11:33)
tsy azonao ilay Amish.. jereo eto sao dia mi-inspirer anao Strong3 (sy Gasy1zay koa ohatra)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Amish
... vivant de façon simple et à l’écart de la société moderne. La première règle amish est : « Tu ne te conformeras point à ce monde qui t’entoure »...

.. fa ny manaraka izay lazain'ny Baiboly ao, ary ny Baiboly irery ihany, no atao @ fiainana ao...
77. Strong3 ( 24/02/2015 13:07)
kay ve eh!? izay ilay Amish teneninao e... noeveriko inona; fitia te hiavaka toa an'ny olona reheetra ihany izany.

__ fa ( ) i rhaj0 ve manao fb?
78. gasy1zay ( 24/02/2015 14:38)

rhaj0:

tsy azonao ilay Amish.. jereo eto sao dia mi-inspirer anao Strong3 (sy Gasy1zay koa ohatra)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Amish
... vivant de façon simple et à l’écart de la société moderne. La première règle amish est : « Tu ne te conformeras point à ce monde qui t’entoure »...

.. fa ny manaraka izay lazain'ny Baiboly ao, ary ny Baiboly irery ihany, no atao @ fiainana ao...


Fa zarazaraina ny fanomezam-pahasoavana, misy izao pasitera na mompera tsy mba afaka mitory teny @ i rhaj0 sy ireo namana tsy dia mazoto miditra fiangonana dia mety hoe Strong3 sy gasy1zay no mba irahin'Andriamanitra handresy lahatra ny namana sasany eto hoe tena misy Andriamanitra ary maniry dia maniry izy raha mba manantona azy koa ianareo mba hananareo fiainana mandrakizay :)

I Jesoa anie tsy nihataka ny mpanota izany fa tena niditra ny tranon'ny mpamory hetra (malaza ho mpanota t@ izany) e! Dia tezitra ireo fariseo hoe toa miara misakafo @ mpanota izy??? Dia hoy izy tsy hitady ny marina aho fa hitady ny mpanota mba hibebaka. Rehefa tena nandroso t@ finoana tsy tokony hatahotra fakampanahy sy devoly izany intsony e!
79. rhaj0 ( 24/02/2015 15:54)
izaho k'lou mahita fa ireo Amish no hendry:

- manaja ny finoany,
- manaja ny hafa, ary
- manaja-tena.


Fa nareo moa toa hotsahotsany hoe (milaza-tena) mitana ny fahendjena noho ny hafa rehetsa, ka dia..
80. gasy1zay ( 24/02/2015 16:48)

rhaj0:

izaho k'lou mahita fa ireo Amish no hendry:

- manaja ny finoany,
- manaja ny hafa, ary
- manaja-tena.


Fa nareo moa toa hotsahotsany hoe (milaza-tena) mitana ny fahendjena noho ny hafa rehetsa, ka dia..

Fomba fijery daoly izany fa io ohatrany hoe raha mahatsiaro tena ho voavonjy ianao ka resy lahatra hoe misy olona mila vonjy dia tokony hanampy azy ianao mba ho voavonjy koa izy fa tsy hoe tafita aho fa nareo any @ helo dia aleo hidiko ny varavarako.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1712