FIAINAN-TSI-HITA

41. rhaj0 ( 18/02/2015 18:32)
okay.. ny ao @ vohitrakelinao ao angamba izany izany..

Fa ireo 72%-n'ny siantista ao zamerika ao mbamin-dry Einstein izany ve "inoanao" fa hotr'izany koa ?

Dia ny @ ilay "tsy tena kristiana le oul", ry Papa mbamin-dry Pat Robertson koa ve hotr'izany koa ?

Izaho aloha angamba mety tena ho lazainao hoe "tsy tena oul ilay oul" .. fa virtuel e.. :-)
42. sitlo ( 18/02/2015 19:49)
RBNIR:
sitlo:
dia maninona moa izany?
Mbola tanora, afaka misafidy malalaka tsara....Nisafidy ny hanompo azy fa tsy nanaraka ny fanaon'izao tontolo izao....
Midika zavatra lehibe izany.....

Tsy dia hiditra amin'izay loatra aho RBNIR fa ny tiako tenenina dia hoe: ny atidoha mahay mandinika no mampamorona ny finoana ny fisian'ny fiainan-tsi-hita a. Raha mahay mandinika ohatra ny olona koa ny akoho dia efa nivavaka sy nanao izay hivelomany mandrakizay.
43. gasy1zay ( 18/02/2015 19:55)
mba fanamarihana ny ahy iny araka ny fahitako ny hevitry ny olona eto ka! Izahay sy Einstein sy ireo siantista avy any zamerika tena tsy mbola niresaka ka tsy afaka mahalala ny fahitany ny any ankoatra aho, I Papa fantatro fa i Pat Robertson tena tsy haiko hoe iza loatra, raha ny fahalalako ny an'i Papa toa rehefa vita batisa (kristianina) defa Kristianina fa tsy misy grade mila enjehina loll, ka izany hoe i Papa izao mihevitra hoe TENA Kristianina i rhaj0 satria efa vita batisa :)
44. Strong3 ( 19/02/2015 08:59)

rhaj0:

Strong3:
ny zavatra voamariko dia izao; tsy tena athée le olona fa ...

Ny an'i Strong3 angaha moa tsy izany foana... "tsy tena athée le oul", "tsy tena kristiana le oul"... iiieeeeeee... marina han'izany... araka ny imagination-nao irery ao, sy izay bitsihan'i Atr'Israely aminao irery ao, ao @ imagination-nao irery ao...

rehefa izany dia mba manana teny miverina koa ny tsy-mino, hoy izy: "ao amin'ny imagination-nao irery ao izany"

dia gaga enao , rehefa tonga amin'ny teny sarotra de mivadika ao amin'ny imagination-nao irery ao ilay izy...
izao izao dia imagination-nao irery ny hoe izany foana ny ahy rehefa ohatran'izany ilay olona
__ ka marina izany, misy ny athée kamo mivavaka fotsiny, fa misy tahotra ny Atra ihany ny sainy
__ misy athée tena tsy miasa saina , izay tontolom-mpanahy rehetra, na atra na zazavavy ndrano na razana na ... rhefa hery tsy hita maso dia toheriny tsy hisy

nefa raha avadika ny fanotaniana dia hoe: " mino ny tsifisian'ny hery tsy hita-maso ve ny tsy mpino?"
__ eny hoy izy: donku ; "mpino ihany zareo" satria mino ny tsifisiana ... lol

mbola tsy tena athée izy izay
indrindra raha misy tahotra na fisalasalana izy dia hita avy hatrany fa efa mino sahady
45. Strong3 ( 19/02/2015 09:39)
vakivakiana fotsiny

L'athéisme positif

L'athéisme "actif" ou "militant" mène un combat, non pas au nom de la croyance en "non-Dieu", mais pour d'autres objectifs, idéaux, voire croyances qui ont des formulations positives.

Exemples parmi ceux que l'on rencontre le plus souvent:

réduire l'influence des religions sur l'Etat, sur l'éducation,
dénoncer les méfaits des sectes et des religions,
faire respecter les principes de la laïcité,
défendre les droits de l'homme,
essayer de développer l’esprit critique, la libre-pensée chez les croyants,
montrer que l'on peut vivre très bien sans Dieu,
promouvoir des philosophies athées ou pour lesquelles l'existence Dieu n'est pas nécessaire: humanisme, épicurisme, existentialisme…

L'important, c'est que les objectifs de l'athéisme positif soient clairement énoncés.
46. rhaj0 ( 19/02/2015 11:28)
Nahita resak'i Richard Dawkins aho in-1 mandeha. Dia hoz'izy... raha izay tadidiko an'orona eto.. Ilay "atheism positif" dia efa natao foana, ary mila tohizana atao foana.. raha ohatra ka "positif" koa ilay andaniny.

Fa tato ho ato, dia tena efa TSY "positif" intsony Ibaotsimivily, ka dia mila mihilana ho "atheist militant" isikana. Dia hoz'izy hoe, raha araka ny fhazoako azy ho'a, dia hoe, jereo tsara rahefa iretsy ka dia tena efa tena lasana manao @ ilay Itsimanaoafatsinisaimpantany, dia mila mijoro isikana..

Izay no fahazoako azy..
47. rhaj0 ( 19/02/2015 11:42)
oadray diso aho..
"atheism positif" kay ilay "militant"..
Fa ilay atheism passive, na hoe ilauy "vivre et laisser vivre" no hoe mila depasser-na rahefa eo anatrehan'Itsimahalalaafatsinisaimpantany
48. rhaj0 ( 19/02/2015 11:46)
ok ok... mifangaro voraka fa averiko..

tsy tokony ny hipetraka @ ilay "vivre et laisser vivre" ny atheist, rahefa hita izao fa ny andaniny dia "tsy mi-laisser vivre", fa io manao ny Itsimanaoafatsinisaimpantany io, Ka dia mila mi-affirmer, positive" na koa "militant" ny atheist..

49. Strong3 ( 19/02/2015 12:40)
dia mba mifamely antoerana ihany koa izany ny isimanaoafatsinisaimpantany sy ny positive

resaka HS moa izy ity indraindray...
50. gasy1zay ( 19/02/2015 12:57)

rhaj0:

ok ok... mifangaro voraka fa averiko..

tsy tokony ny hipetraka @ ilay "vivre et laisser vivre" ny atheist, rahefa hita izao fa ny andaniny dia "tsy mi-laisser vivre", fa io manao ny Itsimanaoafatsinisaimpantany io, Ka dia mila mi-affirmer, positive" na koa "militant" ny atheist..

Mapme mintsy ianao ity rhaj0 indraindray loll :) iza hono no tsy mi-laisser vivre ny namanay ao e? amin'ny endriny inona?
51. rhaj0 ( 19/02/2015 13:42)
Avelao ny olona hiaina ao @ (tsy)-finoany aby ao...

Izay hoz'ilay Hindu in-1 mandeha t@ nampihaonina ny Kristiana sy Hindu sy Moslimo ary Buddhist. Avelao zahay @ finoanay, hoz'izy, fa samy manana ny lalana izorany mankany an-tampon'i Kilimandjaro io.. Ary avelao zahay @ ny anay, na dia heveriNAO, ianao samy irery, ho "diso" azany izany.

Io ilay lazaina foana hoe "vivre et laisser vivre".

Dia i Kristiana moa mbola Itsimahalalaafatsynysaimpantany teo ihany, ary dia vao mainka nitrifana hoe, ka "izaho dokotera", dia fantatro fa "marary" ianao, ka tsy maintsy "ameko pile".

Dia nihodina fotsiny ny hafa rehetra... Ilay Moslimo moa dia nanampi-bava fotsiny, satria, raha ny fahitako azy, ny djihadistes ao aminy mpanao toa an'io Kristiana io, dia efa tsy hitany izay anaovany azy.

Ka izay attitude-n'ny Kristiana (sasany) izay no TSY MAINTSY ijoroana, fa tsy avela hiaritra ny dictature-n'ny Kristiana toa izany ity tany ity... Ary tsy azo avela ho simbain'ny Kristiana toa izany ny sain'ny Ankizy...

52. gasy1zay ( 19/02/2015 16:06)

Koa tsy mitovy ihany ve isika izany e! ianao io milaza fa TSY MAINTSY mijoro @ izay ijoroanao dia izahay koa mijoro @ ijoroanay fa ny ijoroana no tsy mitovy :)
dictature @ lafiny inona no ataon'ny kristianina? Nga moa misy fitondrana kristianina intsony @ izao ka manery olona tsy mivavaka na tsy te hivavaka hivavaka? Tsy ny athéisme militant nolazain'i strong3 aza ve no mahazo bahana amin'izao?
Ny fanarahana an'Andriamanitra dia safidin'ny tsirairay fa matoa misy ny mitory teny dia misy ny tsy mbola nandre na tsy mbola nahalala, na mila ampianarina misimisy koakoa, rehefa nandre ianao dia anao ny safidy hoe handray toy ilay tany lonaka sa handaha toy ilay vatolampy (fo mihidy cadenas).

Mikasika ny ankizy indray dia averiko hoe rehefa afaka 20-30 taona raha mbola samy eto isika dia mifanontany hoe nety t@ zanakao ve ilay niaina na notazaina tsy nisy an'Andriamanitra sa tsia dia lazaiko eto koa ny mikasika ny zanakay. I rhaj0 manko tena efa lasa Itsinaikidiso @ ity resaka fitaizana sy ny fampianaranjanaka ity ka dia hoy ao hoe izao mety samy mety fa rehefa tonga ny krizy vao hita hoe iza no tena mahavaha olana.
53. rhaj0 ( 19/02/2015 17:16)
Nisy artikla nanadihady ny @ Ankizy TSY notaizana tao anaty "finoana" (na Kristiana io na Moslimo ets...) hitako in-1 mandeha. Mila zahaviko indray fa ny tadidiko an-tendron'orona eto k'lou, notadidiako fa hoe toa mety hihatra amin-janako, dia hoe:

Tsy dia misy tena maha-samy hafa ireo ankizy mino sy tsy-mino aloha, raha ny fiainana andavanandro, fa hoe ... raha miolotra @ ireo namany "mpino" dia, @ ankapobeny, dia

- ilay notaizana TSY tanatin'ny Finoana, na hoe, nisokatra tamina Finoana isan-karazany, dia lasa olona "tolerant" sy "ouvert" kokoa @ mpiara-belona aminy, na koa @ izay situation izay miseho

- voasarika na hoe lasa kokoa ny hanandrana zavatra vaovao na tsy fantatra na koa voarara, toa ny daina/toaka/sex/... zareo

- Ilay "tsy-nino" dia matetika tsy voavadika "hino" f'efa nozarina na efa zatra na efa kOpy, fa misy kosa anefa lasa mitady "spiritualitE" hafahafa any, fa tsy voatery ho ilay finoana-reniny mahazatra. Fa kosa ireo "nino", rahefa tonga @ ilay mi-"douter", dia mivaralila ben'ihany rahefa tsy mahasahy mitsambikina..

Dia eto koa ohatra misy resak'olona
http://www.beliefnet.com/Love-Family/2006/06/Raising-Kids-Outside-Traditional-Religion.aspx
Dia eto koa jerijereo
http://kidswithoutgod.com/teens/
54. rhaj0 ( 19/02/2015 18:59)
Ilay hoe "nga moa misy fitondrana kristianina intsony" dia mety tsy takatrao Strong3 ny fisehony.

Ao Dago moa izany dia efa hita iny ny FFKM sy izay mpitondra rehetra mifandimby, ary hita ny tsindry aloka ataony ao.

Ny aty indray, dia ivereno ny efa noresahina tatsy :

rhaj0:
Ny gvt (federal) izao dia conservateur.. Ny conservateur dia (matetika) ireo kristiana-be irony no minorite agissante ao.. sahala @ ao US ihany, ry Republican sy ny Tea Party.. Fa @ ankapobeny tsy mampiditra resaka fivavahana @ politika zareo. Na izany aza, hita(ko) tsara mihintsy ihany fa mitaratra @ fanapahakevitra politika raisiny ny finoany
- ohatra io resaka any Middle East io, dia tena pro-israeliana noho ny israeliana zareo satria izay hozy ny Baiboly
- na koa nakatony ilay observatoire atsy Megantic (nefa renommee international) satria... asa, ngo dia mitsikilo ny ambanin'akanjon'i G avy ety ambany ety?? fa nihoraka ny olona dia nihemotra.
- fa mody hoe 'austerite" zareo, fa notapatapahiny daholo ny resaka siantifika.. Tezitrabe mihintsy ny olona ao, fa dia miandry tournant fotsiny
- dia ireny kristiana conservateur ireny koa moa "mino" fa io rechauffement climatique io dia hotry ny hoe ao anatin'ny (good) plan of God ka dia tsy mila iadiana..

Ka ny olona aty dia "mijoro" re ry Strong3 a... Rahefa hozy ny Kristiana mpinobe (sasany) ka tonga eo @ fitondrana izy, dia hoe, io rechauffement climatique io dia (good) plan of God f'aza misahiran-tsaina fa minoa fotsiny... dia mijoro ny olona.. ianao koa ve mba hijoro, sa rahefa hoe izay hoz'i Atr'Israely, entina @ finoana ilay rechauffement climatique, dia izay ?
55. gasy1zay ( 19/02/2015 20:15)

Ianao irery tokoa ngamba no mahita hoe mbola manana tsindry aloka @ mpitondra eto madagasikara ny FFKM fa ny olona rehetra izao vao nahita ny fanendrena PM dia hoe lasan'ny rotarien ny tanana e! (mba tsy ho lazaina hoe Franc Macon satria membre ao koa ry HVM ), naninona ary ny FFKM tsy nahavita nampanasonia fifanarahana ireo mpitondra tsy nifanaraka depuis 2009 raha mahavita manindry ireo izy?

Ny rechauffement climatique indray dia enjeux économique sy politique no ambadik'io fa tsy resaka fivavahana mintsy loll, jereo hoe naninona i USA sy Canada niala t@ ilay accord de Kyoto satria fantany fa hisy vokany any @ industrie sy toekarena raha hanaja ny quota émission GES izy ireo fa dia mbola ianao ngamba no mahita hoe noho ny finoan'ny mpitondra no anaovany izany fa raha mahita article manamarina ny lazainao moa ianao dia zarao eto fa tsy sur aho ny @ izany.

Mijoro hoy rhaj0? Hijoro haninona moa raha fantatrao fa tsy hihetsika ny mpitondra? Tsara ny maneho hevitra fa raha fantatrao hoe tsy hisy vokany akory ny fijoroana dia mbola ho tohizana ve? Asakasakao ihany io raha manampotoana hanaovana grevy changement climatique etsy 13 Mai ianao dia manohina ara-moraly sy amin-bavaka aho fa izaho aloha miala tsiny fa noho ny andraikitra sy ny asa aman-draharaha dia tsy afaka sady efa haiko fa tsy hanova ny budget ny ministeran'ny rano sy ala ary ny tontolo iainan'ny Prezida HR sy ny PM izany, mapalaelo le izy saingy izay no zavamisy iainana e!
56. rhaj0 ( 19/02/2015 21:53)
Aleo aloha hazavaiko anao kely ny zava-misy aty Kanada

Raha ny nialan'i Kanada t@ Kyoto dia ekena fa politika : fa conservateur no nanapa-kevitra. Ilay conservateur (minorite agissante) izay kristiana (fondamentaliste) no io manao di-doha ny hiala @ Kyoto io. Ary ny gvt federaly no manao ambozizy io.

Ny mpanohitra ny Conservateur, izany hoe, ny opposition, dia ny Liberal sy ny NPD, dia tezitra ary menatra ny nanalan'ny Conservateur an'i Kanada t@ io. RAha ny fahatsiarovako azy, dia ilay gvt Liberaly kanadiana teo aloha azany no isan'ny leader t@ io Kyoto io.

Mbola betsaka koa moa no maha-tezitra ny opposition @ ireo Conservateur-Kristiana (fondamentaliste) ireo, toa ny maha-pro-israeliana noho ny israeliana azy (satria izay hozy ny Baiboly), ary dia very tanteraka ilay lazan'i Kanada sy ny revy casques bleus. Izao izao ny olona @ firenena hafa dia tsy tia Kanadiana intsony. Nahazo ny toraka kiraro ilay min affaires etrangeres Kanadiana rahefa nandehandeha tany moyen orient..

Ekena fa majoritE ilay Conservateur. Fa raha ny fahazoako azy, dia resaka economie no nifidianan'ny olona azy. Hevitro manokana aloha anefa izany.

Fanampin'izany, ny system aty dia federal. Izany hoe ireo provinces no mitambatra ho Kanada. Ny fitsinjaram-pahefana dia an'ny Federal ny affaires etrangeers ohatra, dia an'ny provinces ny santE sy ny Education ohatra. Ka prerogative-n'ny niveau federal izany ny Accord de Kyoto, dia izay izany. Fa ny provinces rehetra (raha ny fahtakarako azy) dia sorena daholo fa TSY mitsinjo ny ho avy ilay Conservateurs, fa dia tena ideolozia sy finoana di-doha be fotsiny izao no mamoy azy. Ny olona dia mihevitra fa ny economie afaka ahodina manodidina ny resaka environnement koa.. Dia ireo provinces moa dia mitelina fotsiny ao, fa ny tsirairay, ohatra i Quebec, dia miezaka hanatratra ny nofaritana t@ Kyoto ihany na dia efa officiellement tsy ao azany i Kanada..

Raha article no tadiavinao, dia hijerijery azany aho. Fa ity ohatra no ataon'ny olona contre an'io gvt conservateur (kristiana fondamentaliste) io

https://secure.avaaz.org/en/canada_secret_police/?bJrztib&v=54049
Ary ny malaza dia hoe:
In 2006, PM Harper warned that “You won’t recognize Canada when I’m through with it”

Fa dia miandry tournant ny olona aty. R@ Oktobra ny fifidianana.
57. Strong3 ( 20/02/2015 10:53)

rhaj0:

Ilay hoe "nga moa misy fitondrana kristianina intsony" dia mety tsy takatrao Strong3 ny fisehony.

Ao Dago moa izany dia efa hita iny ny FFKM sy izay mpitondra rehetra mifandimby, ary hita ny tsindry aloka ataony ao.

Ny aty indray, dia ivereno ny efa noresahina tatsy :

rhaj0:
Ny gvt (federal) izao dia conservateur.. Ny conservateur dia (matetika) ireo kristiana-be irony no minorite agissante ao.. sahala @ ao US ihany, ry Republican sy ny Tea Party.. Fa @ ankapobeny tsy mampiditra resaka fivavahana @ politika zareo. Na izany aza, hita(ko) tsara mihintsy ihany fa mitaratra @ fanapahakevitra politika raisiny ny finoany
- ohatra io resaka any Middle East io, dia tena pro-israeliana noho ny israeliana zareo satria izay hozy ny Baiboly

Ka ny olona aty dia "mijoro" re ry Strong3 a... Rahefa hozy ny Kristiana mpinobe (sasany) ka tonga eo @ fitondrana izy, dia hoe, io rechauffement climatique io dia (good) plan of God f'aza misahiran-tsaina fa minoa fotsiny... dia mijoro ny olona.. ianao koa ve mba hijoro, sa rahefa hoe izay hoz'i Atr'Israely, entina @ finoana ilay rechauffement climatique, dia izay ?

dia variana aho mamaky ny hevitrao ...
efa milaza aminao hoa za fa any hoany amin'ny 75% any ny kristiana mpanaradrenirano ka raha mitondra na tsy mpitondra dia atao fitaovana politika (systeme papale) io tantara io, ka mody hoe za ffkm de katolika na fjkm za de mandeha ny fifidianana de mora lany
etsy andaniny ... amin'ny mahazanakin'ny fiangonana dia saropiaro amin'ny raha tsy hay foana ka miedinedina fa antsika io.

Ka raha hoy isé hoe : mijoro ianareo dia mijoroa, FA HADALANA NY ANAREO RAHA TSY MIJORO IANAREO!
kristiana mpanaradrenireno fa no hinoanareo teny tsy very eo ianareo.

Manaraka izany, ny firehana natolotra anay avy amin'Ilay Mpitarika anay dia manaja ny safidinao hatrany.
Tsy izahay mpino kristiana mihitsy no hamorcé anao amin'ny safidinao, na bouddiste enao, na muslim enao na athéiste enao... ny hafatra nomena anay dia ny mitory fa marina ny filazan'ny baiboly ary hisy ny fiafaran'izao tontolo izao ka mila mibebaka izay tsy te ho very any amin'ny afo (fampijaliana mandrakizay) aorian'ny fahafatesana
1/ Maneligelina anao ve ny filazanay izany?
2/ efa nampianarina any koa fa raha misy olona mandray anareo dia miantranoa aho ka lazao azy izao filazantsara izao. fa raha misy tsy mandray dia miala eo amin'ny ka ahitsano eo ny vovotany ami'ny kapanareo mba hovavolombelon'ny fandavany ny filazantsara.

raha mba efa namaky baiboly ihany ianareo dia mba omeo verset za hoe: Ilay Jesosy Kristy inoanay dia NILAZA FA "ATAOVY IZAY TSY MAINTSY AHA-KRISTIANA NY OLONA REHETRA" ___ zo sy adidinay ary finiavanay ny manely ny filazantsara ka anjaran'ny olombelona rehetra ny hino na tsia

ny resantsika eto dia hoe : misy ve io zavatra lazainareo io sa angano , dia izay no mahatonga izao resaka lava be izao fa tsy hoe : " IZAHO NO HANERY ANAREO HOE MINOA IANAREO NY BAIBOLY "
fony zaza aho dia mety nanana izany saina izany ihany hoe : terena hanaraka ny firehako rakoto na rabe.
fa rehefa nahalala ny marina aho dia takatro fa safidy iny lalana iny , ka maneho ny maha ilaina ny mandeha eo ambonin'iny aho ankehitriny.

raha hiverina amin'ny siansa aho dia te hiteny hoe: miavaka ny sinoa, mijoro koa izy ireo (ary mety izany firehany izany no mahatonga azy ho voalohany ara ekonomika ankehitriny)
_ maninona izy ireo no tsy maintsy nanaraka ny rafimpampianarana fahiny , izay nentin'firenena erôpéana. fa niezaka namorona aza araka izay saim-patany izy ireo. ary mbola hita taraka izany amin'ny orinasa hosoka ao aminy. na dia nanaiky io rafitra io ihany aza izy ireo. (ohatran'ambatolampy ihany io eh... nga misy diplome ny mamorona vilany sy poakatsaka na babyfoot?? gaga aza aho fa ny mpanamboatra trano sy lavadrano any no tena tompony...)
eo dia efa mety hifanilika ny siansa hoe ilaina ny diplome sa tsy ilaina? ny fikarohana no ambony sa ny fianarana mandeha araka ambara-tongany , de mety hamaly ny manatsaina kokoa hoe: " tsara kokoa ny mahay an'ireo rehetra ireo mba ahamarina kokoa ny fikarohana..." __ marina io resaka io amin'ny 80% ny siansa , fa ireo anelakelatrano dia manana ny sainy
Dia toa izany koa ny mpino sy ny Kristiana , misy troupeau, misy manana ny sainy sady nianatra ny tao amin'ny troupeau, ary misy ny tena tsy nianatra fa manana ny sainy fotsiny.
tsy milaza za hoe : iza no tompony , fa ao anatin'ireo dia misy mitady ny marina , ary izay ilay manao andrana hanamarina ny zavatra hitany sy henony ary nianarany... ka tonga olona mahomby izy ahatratra ny tanjona

58. gasy1zay ( 20/02/2015 15:34)
hoan'i rhaj0 sy sitlo > firy % ny assurance-nareo fa tsy misy Andriamanitra ary tsy marina ny baiboly? 100% ve sa 99,99% koa raha ohatra hoe tsy 100% dia tadidio fa mety misy probabilité 1/10000 ohatra na 1/10 000 000 ème hoe diso ny fieritreretanareo, sady araky ny nambaran'i rhaj0 dia tsy vérité absolue io ka hoe TENA marina ny "imagination-ko".
io moa safidinareo ny tsy nino,tsy olana iny, fa ny ahy nampalaelo ahy dia ny taranakareo tsy navelanareo mba hahalala an'Andriamanitra ka (mety) tsy mba hahazo anjara @ famonjena satria ianareo no tsy mino ( ny antony tsy fantatro).

59. sitlo ( 20/02/2015 16:38)
Ilay misy sy tsy misy Andriamanitra aloha resaka efa aman'arivo taonany io hoy ilay mpampianatray izay.
Fa ny baiboly sy ny kristianisma kosa dia vao 2000 taona latsaka ny nisiany ary niainga avy ao amin'ny Empire Romain izay mpanandevo olona tokoa. Io Empire io dia nivadika Eropeanina ka nanely sy nanandevo fiarahamonina maro teto an-tany. Ary ny finoana kristianina dia famolavolana mpanompo.
60. rhaj0 ( 20/02/2015 16:50)
100% aho milaza fa TSISY A.tra... hi hi hi... fa "misy" izy ao @ imagination collective-n'izay te-hi-imaginer an'izany.

Ny fahitako azy dia ... ny sainao, sain'olb matsilo, ary dia manomboka misokatra ary tsy manaiky ny absurdite aman-taonina nasesika taminao tao. Fa na izany azany, mafibe ilay conditionnement tao, ary dia mbola misalasala ianao. Sao dia mi-se realiser ihany ny lotto amina lasantsy 1/1000eme hoz'ianao izay..

Folklore daholo re izany e...

Raha ilay maty no mampatahotra anao, dia aza matahora fa izay ilay izy dia izay izany. Sahala @ zava-maniry sy biby, dia potika ho'a ny mekanika ary dia izay, vita. Tsy hisy fahagagana eo. Fa dia ny fiainanao eo no hatreo, mifalia mifoha maraina, manaova ny tsara araka izay azonao atao, manaova ny tsara ho an'ny fiaraha-monina, dia izay e...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1268