Voaporofo ve fa misy Atra?

61. endriny ( 10/02/2015 09:51)

Strong3:

___ Ngamba mazava ny fanazavako hoe: fanahy=esprit=ruah=rivotra
Atra dia fanahy hoy ny baiboly ; soratra io fa tsy imagination-ko
KA ENDRIKA INONA ILAY RIVOTRA???
_____ taorian'io ny Soratra vao nilaza fa dia namolavola votaka Izy ; hatao tranon'io fanahy mitovy Aminy io. inspiration-NY angamba hoy aho ny namoronana ny endrik'olombelona SATRIA NY FILAZANY AO AMIN'NY ISAIA 40

Dia hono ho'a : "Ianao ve izany mino fa misy diso ny baiboly satria ny Genesisy ihany dia efa milaza hoe "Andeha isika hanamboatra olombelona mitovy endrika amintsika? ". Tsy niteny izy hoe manam-panahy mitovy amintsika a, fa hoe mitovy ENDRIKA amintsika. Sa hoe iza tiantsika andikanailay baiboly fotsiny? Sa ny Hebrio ihany koa tsy mahay manavaka ny ENDRIKA sy ny FANAHY?
62. endriny ( 10/02/2015 10:00)

Strong3:

« Ary rehefa hitan'i Jehovah fa nivily hizaha izy, dia niantso azy tao afovoan'ny roimemy Andriamanitra ka nanao hoe: Ry Mosesy, ry Mosesy! Dia hoy izy: Inty aho. » (Eksodosy 3:4)

Mba hainao ve hoe ohatran'ny ahoana izany atao hoe roimemy izany aloha e? Sao dia heverintsika fa zavamaniry kely ohatry ny raozy vazaha aza izany. Ka ny raozy aza mbola azonay nanaovana fangalapiery taloha.

Sady izao e, tsy misy Roimemy izany any ain'ny tany hay, zavmaniry tsy misy hafa afa tsy eto amintsika io. Raha tsy hoe nandalo teto i Mosesy a, izay no tsy haiko?

Fa niafina tao izany i Atra niresaka tamin'i MOsesy satria lasa lefy laz izy raha hitan'ny olona rehetra.

Raha isan'andro ianao no mahita an'Atoa Filoha mividy hena eo Sabotsy Namehana. Marina na ilay mpivarokena aza hanisy hasiny azy intsony...
63. Strong3 ( 10/02/2015 12:29)

endriny:

Strong3:

___ Ngamba mazava ny fanazavako hoe: fanahy=esprit=ruah=rivotra
Atra dia fanahy hoy ny baiboly ; soratra io fa tsy imagination-ko
KA ENDRIKA INONA ILAY RIVOTRA???
_____ taorian'io ny Soratra vao nilaza fa dia namolavola votaka Izy ; hatao tranon'io fanahy mitovy Aminy io. inspiration-NY angamba hoy aho ny namoronana ny endrik'olombelona SATRIA NY FILAZANY AO AMIN'NY ISAIA 40

Dia hono ho'a : "Ianao ve izany mino fa misy diso ny baiboly satria ny Genesisy ihany dia efa milaza hoe "Andeha isika hanamboatra olombelona mitovy endrika amintsika? ". Tsy niteny izy hoe manam-panahy mitovy amintsika a, fa hoe mitovy ENDRIKA amintsika. Sa hoe iza tiantsika andikanailay baiboly fotsiny? Sa ny Hebrio ihany koa tsy mahay manavaka ny ENDRIKA sy ny FANAHY?

« Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany. » (Genesisy 1:26)

OLONA IZANY AtrA AMIN'isé io ??? __ valio mazava
ilay hoe mandika araka izay tiavana azy, isé izao no hitako fa mampiatra izany eto. fa ny mpandalina dia MIARA MILAZA FA FANAHY AtrA FA TSY OLONA MISY VATANA SY Rà

SA ILAY HOE araka ny tarehintsika no mba nanaitra an'isé tao de hoe izany tokoa? misy tarehy tokoa Izy, hoy ny soratra « Ny Mpanao* ny sofina va tsy handre? Ny Mpamorona ny maso va tsy hahita?[Heb. Mpamboly] » (Salamo 94:9)

fa efa voalazako teo fa manohitra ny fisiany ny mampitovy endrika amin'ny amin'ny voahariny
64. endriny ( 10/02/2015 13:46)

Ataoko aza hoe izaho no mamily resaka fa tsy manana endrika Atra e... Dia mba vereno vakiana kely ange io (Genesisy 1:26) io aza fady e

Dia ohatran'ny inona hono ny endritsika? Ohatry ny endrik'Atra... Dia tsy manana endrika ve izany Atra?

Raha teo Tabora I Jesosy dia niova endrika... izany hoe niova tarehy izy... fa tsy hoe niova bibilava izy na nivadika ho hazo...

Ireo rehetra ireo dia milaza aminao fa raha misy Atra, dia mitovy tarehy amin'ny olona izy...

Ny fandrarana ny hanao ny sariny indray... Ny olombelona no mamorina lalana angejana ny tenany...

Atra aza nanome fahafahana fa ny olona no mangeja ny tenany sy ny mpiara-belona aminy mba ahafany mampiseho fa ambony noho ny rehetra izy...
65. Strong3 ( 12/02/2015 08:52)

andeha ataontsika hoe mitovy endrika ara-nofo izao hitamaso izao Atra; io dia tsotra , faneken'ny sainao fotsiny ihany izany satria natan'Atra ho araka izay hitan'ny maso ihany ny fisehon'ny amin'ny Voahariny.

averiko ihany hoe RIVOTRA NO HEVITRIN'NY TENY HOE ruah; ENDRIKA TOA NY AHOANA NO HAMARITANAO IZANY rivotra izany???
Fa ny nitiavany ny olombelona dia izao hita maso izao

raha manana baiboly ianao dia manasa anao hamaky ny Ezekiela 10 __ Inona moa no atony hampamakiana anao azy io?
_ TE HANOTANY ANAO ZA HOE: iza tamin'ireo manodidinana Azy no NILAZAN'I JEHOVAH hoe : "... ANDEHA ISIKA HAMORONA OLONA TAHAKA NY ENDRINTSIKA?.."
____ enga anie ianao hamaly MAZAVA SY MAHINTSY namana "endriny" :-) :-)
66. endriny ( 12/02/2015 13:58)

Dia izay ve no nolzain'ny Genesisy hoe: "Andao isika hanao olona manana endrika rivotra mitovy amintsika?

Io tsy hoe izay tiantsika adika araky ny mampetipety antsika akory. Fa rehefa manaiky isika fa sariteny ny baobilo dia raiso sariteny daholo. Rehefa mino isika fa io no volazan'Atra, dia aza ovaovaina izay voalazany tao

Strong3:

raha manana baiboly ianao dia manasa anao hamaky ny Ezekiela 10 __ Inona moa no atony hampamakiana anao azy io?
_ TE HANOTANY ANAO ZA HOE: iza tamin'ireo manodidinana Azy no NILAZAN'I JEHOVAH hoe : "... ANDEHA ISIKA HAMORONA OLONA TAHAKA NY ENDRINTSIKA?.."
____ enga anie ianao hamaly MAZAVA SY MAHINTSY namana "endriny" :-) :-)

Tsy hamaky aho, fa aleo ianao no hihevitra izay heviny tianao atao ao... Fa dia io aloha no voasoratra ao amin'ny Genesisy..
67. endriny ( 12/02/2015 14:06)
Fa voaporofo ve fa misy Atra ry Strong3?
68. RBNIR ( 13/02/2015 06:45)
endriny:

Fa voaporofo ve fa misy Atra ry Strong3?

Faly misera namana,
Aminao tsy porofo v ireo Asa lehibe nataon'i JEsosy namana??
Ary ankoatran'ireo asa ireo dia ny lehibe ny fitsanganany tamin'ny maty,

Tadidio fa vavolombelona 12 nanamarina izany ary ao anatin'izay i paoly apostoly izay nanenjika Azy sy ireo mpanaradia Azy...

Mieritrereta ihany e!!!! Tsy hisy ho afaka hiteny anie isika hoe tsy nahafantatra an'izany e!!!

Samia ho tahin'ny Tompo namana....
69. Strong3 ( 13/02/2015 08:28)
hihih tsy hamaly ianao satria tsy mbola nanampy ireo siantifika hanakatra izany angmba no tena marina ...

io Ezek 10 dia mazava ngamba; enga anie ka halalatsaina ianao ka mba maniry ahalala ny marina.
fa tsy hamaly boraingina toa izao hihihih...

nga za NILAZA TEO HOE : ENDRIKA = RIVOTRA ry endrin'ny mampné a! hahahaha tsy rehefa tsy mahita alahatra dia maniky fotsiny fa mamily resaka eo ... :-) __ mba sérié hoa nareo
70. endriny ( 13/02/2015 13:44)
Dia hono ho'a aiza ho aiza amin'ireo no manaporofo fa misy Atra?

Ny marina dia izaho: Na izaho na ianao tsy misy manana porofo fa misy ary tena misy Atra, saingy mino fotsiny aloha
71. endriny ( 13/02/2015 13:46)

RBNIR:

Aminao tsy porofo v ireo Asa lehibe nataon'i JEsosy namana??
Ary ankoatran'ireo asa ireo dia ny lehibe ny fitsanganany tamin'ny maty,

I Jesosy no nanao ny asa ve dia Atra no osora-menaka?
72. hafahafa ( 13/02/2015 14:24)

endriny:

Dia hono ho'a aiza ho aiza amin'ireo no manaporofo fa misy Atra?

Ny marina dia izaho: Na izaho na ianao tsy misy manana porofo fa misy ary tena misy Atra, saingy mino fotsiny aloha

Izaho ko aloha namana mbola tsy nahita AN'IZAO 1MILLIARD zao fa d mino za oe misy zao a!
hi, ha!ha!
73. endriny ( 13/02/2015 15:46)

hafahafa:

Izaho ko aloha namana mbola tsy nahita AN'IZAO 1MILLIARD zao fa d mino za oe misy zao a!
hi, ha!ha!

Satria efa nahita 100.000 ianao ary efa nahita 10.000. Ka dia manaraka ny lojikanao hoe tokony hisy ny 1 million sy ny 1.milliard ary ny ambonin'izay...

Fa ianao ve efa nahita Atra kely?
74. nirinaWH ( 16/02/2015 06:43)

endriny:

hafahafa:

Izaho ko aloha namana mbola tsy nahita AN'IZAO 1MILLIARD zao fa d mino za oe misy zao a!
hi, ha!ha!

Satria efa nahita 100.000 ianao ary efa nahita 10.000. Ka dia manaraka ny lojikanao hoe tokony hisy ny 1 million sy ny 1.milliard ary ny ambonin'izay...

Fa ianao ve efa nahita Atra kely?

IE, efa nahita azy tao anaty finoana za ry namana kah, efa namonjy ahy taminy sarotra izy,
tsy kisendrasendra fa tena izy.(na enao ko aza mety efa nampahitany zavatra mahagaga fa izaho na enao na ny rehetra no maniasia)
Manoloana ireo fijoroana vavolombelona ho an'ireo nentiny Jesosy Kristy taminy helo sy ny lanitra ireo ve, d mieritreritra enao oe tena mampiresaka fotsiny ireny?
HIhaha! asa angamba?
Inona no mety tombotsoany olona(tsy fiangonana) mitarika anao hampafatatra ny fisian'Atra?)
Anjaranao ny mamaly azy
Adala d tsy manatsaina daholo ve ny mirohatra miazakazaka aminy fitadiavana an'Atra aminy finoana azy? ka hiakohaka aminy hazo tsy fantatra?
75. hafahafa ( 16/02/2015 06:49)

nirinaWH:

Marin'io!
zay nitady azy fatratra dia efa nahita azy daolo,
Mamay ry namana ny any anaty vilany saba an!hi3
aleo iany mialoka amin'ilay hazo tsy mety ho lany voa.
nia!ha!ha!
76. RBNIR ( 16/02/2015 07:45)

Faly misera ry namana isany,

Mahafinaritra rehefa samy nanehoan'ny Tompo ny voninahiny isika....Fitiavany avokoa izany rehetra izany...

Ny aza adino fotsiny dia ilay Mat.7:21 « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » sy ilay hoe « Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena. » (Mat.24:13)

Katsaho mandrakariva ihany koa ny fahamarinany satria hoy ny teny hoe :
1- « Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » (Mat.6:33)
2- « Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jao.4:24)

Araho ny fandaharana VITAO NY ASAN'NY FAHAMARINANA fa misy olona iray izay nofidin'i JEsosy mivantana ary "nampianariny ny fahamarinana rehetra ao amin'ny baiboly indrindra fa ny bokin'ny apokalipsy". Izaho tsy nahita azy nisehon'i JEsosy sy nampianariny fa kosa mijoro vavolombelona aho fa tena marina ny fanambarany satria voaporofony araka ny baiboly....

Izay rehetra nandre ny fandaharana dia samy niaiky ny fahamarinany namana....

Samia ho tahin'ny Tompo namana
77. RBNIR ( 16/02/2015 10:08)
endriny:

RBNIR:

Aminao tsy porofo v ireo Asa lehibe nataon'i JEsosy namana??
Ary ankoatran'ireo asa ireo dia ny lehibe ny fitsanganany tamin'ny maty,

I Jesosy no nanao ny asa ve dia Atra no osora-menaka?

ie, Atra no osora-menaka satria i Jesosy tsy nitory ho an'ny tenany fa nitory ho an'ilay an'ilay naniraka Azy....
« satria Izaho tsy niteny ho Ahy, fa ny Ray Izay naniraka Ahy, Izy no nandidy Ahy izay holazaiko sy izay hotoriko. » (Jao.12:49)

Samia ho tahin'ny Tompo namana.....

78. Strong3 ( 16/02/2015 11:19)

endriny:

Dia hono ho'a aiza ho aiza amin'ireo no manaporofo fa misy Atra?

Ny marina dia izaho: Na izaho na ianao tsy misy manana porofo fa misy ary tena misy Atra, saingy mino fotsiny aloha

eh...! dia tsy afaka ny hino mihitsy ianao fa misy Atra raha izany.
hoy tomasy taminy ... dia hoy Izy: sambatra izay tsy mahita nefa mino..

ny antony hinoana dia ireo asa nataon'i JC araka ny filazany hoe : minoa ahy ihany na dia ny asa ataoko aza...

nefa tsy izany ihany; fa nametraka hafatra izy hoe: hanao asa lehibe mihoatra noho izaho aza izy (ianareo)
__ ny fiangonana nitaiza anareo taloha angamba tsy nanana fifohazam-panahy ka ny mpiandry ihany no matao hoe mpino. Satria hoy ny Soratra: " [b] izao famantarana izao no hanaraka izay MINO ... [/B] " ka asa na NATAON'NY MPITANDRINA ANAREO HO TONGA MPINO IANAREO NA MPANARA-DRENIRANO FOTSINY DAHOLO KA TONGA MPANOHITRA ny marina toa izao.

raha tsy manandrana ianao tsy ahita izany vokatra izany ka tsy afaka hanamporofo mihintsy marina ny baiboly sa tsia
fa dia izao ataonareo sy rhaj0 izao no hany hery sisa ; hanohitra ny baiboly sy ny fisian'Atra satria tsy mahalala ny heriny.

izahy ilay hoe :"andramo ka izahao eh..."
ingahy petera nga mba tsy nino fa rehefa nanandrana nitaingina nanitsaka rano ny tongony dia tonga nino izy eh!!!

fa ianareo tsy mandrana fa be théorie be eto fotsiny ka aiza no ahafanareo HANAPOROFO izay zavatra tsy hitan'ny masonareo

Voaporofo fa misy Atra, tsy imagination takaha ny filazanareo io, fa ianareo no mamorona imagination hoe tsy misy izy :p hihihi
79. hafahafa ( 16/02/2015 11:55)
[/quote]
fa misy olona iray izay nofidin'i JEsosy mivantana ary "nampianariny ny fahamarinana rehetra ao amin'ny baiboly indrindra fa ny bokin'ny apokalipsy". Izaho tsy nahita azy nisehon'i JEsosy sy nampianariny fa kosa mijoro vavolombelona aho fa tena marina ny fanambarany satria voaporofony araka ny baiboly....

Izay rehetra nandre ny fandaharana dia samy niaiky ny fahamarinany namana....
[/quote]
Mafinaritra kosa le pub e!
Fa ry Pasitera taloha sy amin'izao tsy voafidy ve?
D nakaiza daholo ireo olona nampianariny Pasitera taloha nipoiran'io olona voafidy mitokana io? any anaty vilany saba ve?
Hihihi
Aiza kosa e, fangah tsy oe ny marina d tokana iany?
Ny lalana no mety samy hafa fa ny tanjona dia 1iany

80. RBNIR ( 17/02/2015 02:23)

Ka izaho koa ange efa nihaino ireo pasteur taloha ireo fa tsy nisy mampianatra ilay ampianariny ankehitriny e!
Vao maika manaporofo fa tsy avy tamin'ireo ilay fampianarana fa tena avy amin'i Jesosy marina.....

Samia ho tahin'ny Tompo namana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2239