mampiady Imagination

1. rhaj0 ( 30/01/2015 12:40)
Nakisako eto ity resaka tatsy ity fa hotry ny mahafinaritra :-)

rhaj0:

- K'efa hoe efa "misy" Izy ao @ imagination-n'ny Mpino Azy. Io dia tsy mila iadian-kevitra na iporofoina na ifanakalozana akoriny fa efa mazava tsisy tomika fa kOpy an'io daholo na ny Mino na ny TSY-Mino.

- Dia "tsy misy" koa Izy ao @ imagination-n'ny TSY Mpino Azy. io indray aloha dia mbola ho ela vao hi-click @ Mpino hoe, ka toa izany anie ny ao @ imagination-n'ny TSY-Mpino. Tena bloqué-borné giravy izany zareo Mpino @ io.


Ka dia hotry ny dia mampiady imagination (fa tsy mampiady karajia) izany no atao eto raha izany :=)
novalian'i Strong3 ny 13/02/2015 09:14
2. Strong3 ( 30/01/2015 12:44)
hihihi .... mafinaritra
3. rhaj0 ( 30/01/2015 14:00)
Jereo nge ilay "guerre des imaginations" eto e.. avy ato @ "imagination"-ko ato ... ohatra ilay resaka kisoa..

:-) hoy ny andaniny: ato @ "imagination"-ko ato, ataon'A.tro mihinan'ny tsakaokany mihintsy izay mihinan-kisoa. Io hitako ato @ imagination-ko io mihintsy ianao mihinan-kisoa io fa lasa ... kisoa : "tu es ce que tu manges"

;-) hoy ny ankilany: ato @ "imagination"-ko ato, tsy quoi ny mihinan-kisoa fa efa nodiovin'i A.tro io, ary tsy ela fa ho ampiako saosy ary tena hampilendalenda.. .efa milela-molotra sahady aho io.

:-) dia hoy nefa ny andaniny: ato @ "imagination"-ko anefa, ilay kisoa hohaninao iny indrindra vao avy nihosi-potaka, ary i A.tro tsy nanam-potoana nandio azy fa sahirana niezaka hanavotra ilay zazakely menavava matin'ny hanohanana teo.. beurk... efa lazaina ianao fa hihinan'ny tsakaokany fa tsy mety mino...

:-) ;-) blah blah ...
4. rhaj0 ( 30/01/2015 15:13)
Dia ahoana indray ilay "guerre des imaginations" momba ny sabata... araka ny hitako ato @ "imagination"-ko ato...

:-) Efa nolazain'A.tro ato @ "imagination"-ko ato, fa sabata ny sabotsy, ka izay tsy misabata @ io, na izay misabata @ andro hafa, dia tonga dia poooouuuf... agorisany direct any @ afobe

;-) Ny nolazain'A.tro ato @ "imagination"-ko ato anefa dia, sabatao fotsiny dia basy, fa tsy misy sabotsy lahady zany.. Izy azany ho faly raha atokanao ho Azy ny andro rehetra.. izahay izao nagorisaNY ato anaty @ spa.. manja an...

:-) Mampalelo ianao fa ato @ "imagination"-ko ato, tsy spa io misy anao io fa efa ilay efitra fiandrasana miditra ao @ afobe...

:-) ;-) blah blah
5. rhaj0 ( 30/01/2015 17:37)
rhaj0:
Tena bloqué-borné giravy izany zareo Mpino @ io.

Hotry ny mihomehy irery indray aho @ io fantsy io, satria ny Mpino koa afaka ny mamantsy hoe, ny TSY-Mpino dia 'tena bloqué-borné giravy"... fa TSY mety tonga ao @ "imagination"-ny fa hoe "misy A.tra", sahala @ fisian'izay ao @ imagination-n'izy Mpino.

ka dia tena samy "tena bloqué-borné giravy" daholo tokoany ve ?
6. sitlo ( 31/01/2015 03:36)
Raha tavela samy imagination ilay izy dia tsy dia maninona loatra. Fa ilay miteraka fankahalana na tsy fihavanana no ratsy. Indrindra moa fa ilay mitarika fanambaniana.
7. rhaj0 ( 31/01/2015 14:28)
Marina ny an'i Sitlo.. Rahefa ampihariny ilay ao @ "imagination"-ny, dia nefa izy @ io tsisy azo ifanarahana fa dia Ibaotsimivily..

Ato @ "imagination"-ko ato izao, dia hozy ny A.tro hoe : "aza mba avela tonotononin'ny olona izany ny Anarako, dia aza mba avela makamaka selfie miaraka Amiko na koa mi-paparazzi izany ireo olona ireo..". Dia hoz'i A.tro hoe, "ripaho" any rahefa tsy manaraka ny sitrapoko. Fa dia ... hahazo virijiny 12 tokoany moa izaho fa izay ny karama-na mersenera fanirak'i debabe...


Io izao dia hoe ry djihadista no manao an'ireo, nefa ho'a, aza hadino mihintsy, ary isaorana ny Papa Fransoa nampatsiahy, fa djihadista mpanao guerre sainte koa ny Kristiana taloha (nohamarininy t@ Baiboly ny Ady Masina nataony)
8. rhaj0 ( 31/01/2015 14:46)
Dia io koa izao itsy resaka etsy ambony


Hozy ny A.tro hoe, tena novainy hono ny contrat, fa nivoatra ny monde des zafera, ka dia misy izany hoe "fanekena vaovao". Ary dia hitako ery ato @ imagination-ko ato izao, fa izay mbola kentrina sy dondrona ka mbola manaraka ilay contrat tonta izao, dia ho any ny tranony, any @ tanana tonta sy konka any, fa tsy mba hipetraka @ ilay villa manjopika misy perla sy jaspa ary miora rahatrizay (ka nivoatra ny monde des zafera)
9. rhaj0 ( 31/01/2015 16:58)
ry namana imaginaires ....
10. endriny ( 01/02/2015 07:15)
Izao no imazinasio voalohany. Araka ny Genesisy dia ny olombelona no zavaboary natao farany... Dia ahoana ary izany no nahalalan'ny olombelona hoe iza sy iza avy no natao atamin'ny andro voalohany, faharoa, fahatelo, fahaefatra... ? Sa ilay olombelona nanatrika ny nanaovan'Atra an'ireo? Dia aiza ao amin'ny Genesisy no misy andalana milaza ny nampianarana ny olona mikasika ny namoronana an'izao tontolo izao izay tsy natrehiny sy hitany akory?

Tena imazinasio e! Na ilay maizina aseho hoy ny Malagasy... Sa ahoana?
11. Strong3 ( 02/02/2015 07:28)
ny imagination-ny izao dia hoe : manonofy ireo rehetra ireo

ny olo-jiaby samby amin'ny filôzôfian'azy! de te-hilaza hono izy fa hoe ny azy no krisnà mahafehy ny fahendrena manotolo. fa na ireo grika aza dia nanary ny finoany fa tonga mythe avokoa ireo andriamaniny izay taloha ela be noho ireo hebraika, ka novaina Jesosy ilay hercule . de hanototra azy hono ry marksite ... bla bla bla

guerre des imaginations marina ; na ny mpijery aza mba isany.

raha téoria fotsiny io de hijanona afirmasiona gratôs ihany...
12. rhaj0 ( 02/02/2015 11:25)
Ka intrinseque @ Finoana/Fivavahana io... rahefa kOpy ianao fa ny kabary tori-teny lavabe ampinoana anao ilay Finoana io anie ka "imagination"-n'olb ihany, ary mi-existe ao @ "imagination" (collective) ao (ny imagination-nao anisany), dia ... mba kOpy ianao izany e...

Hafa ny Siansa, mifototra amina Facts.
13. gasy1zay ( 02/02/2015 19:47)

rhaj0:

Ka intrinseque @ Finoana/Fivavahana io... rahefa kOpy ianao fa ny kabary tori-teny lavabe ampinoana anao ilay Finoana io anie ka "imagination"-n'olb ihany, ary mi-existe ao @ "imagination" (collective) ao (ny imagination-nao anisany), dia ... mba kOpy ianao izany e...

Hafa ny Siansa, mifototra amina Facts.


Ny ahy ny mahagaga ahy dia izao, tsy haiko hoe siantista @ taranja inona moa ianao rhaj0, fa ny siantista noeritreretiko hoe mba olona liana (curieux), ka izaho tsy siantista aza raha athé (hypothétique io fa izaho nino hatrizay) ka nisy nanambara hoe misy Andriamanitra, mamaly vavaka Andriamanitra, sns ... mety mba nanandrana nivavaka ihany (na dia hoe tany @ mangingina aza fa tsy tany ampiangonana ohatra) mba hahitako hoe tena marina ve izany? Juste par curiosité, ohatrany hoe misy milaza hoe misy matotoa ilay trano atsy dia mba te hijery na dia hilaza fotsiny aza hoe "aiza koa izay matotoa eo?"
Fa maninona tsy mba manandrana toy izany ianao rhaj0 dia ho hitanao hoe tena anaty imaginationko(nay) fotsiny ve Andriamanitra sa afaka mikasika na mamaly ny vavakao koa (tu n'as rien à perdre fa gratuit ny mivavaka e!)
14. rhaj0 ( 03/02/2015 00:03)
Raha tsy 'curieux' ny @ Mpino aho ve dia nanketo.. Fa 'curieux' ve ohatra dia hanandrana daina koa ohatra?

Fa ny Finoana izany izao lasa 'rien à perdre' sisa ny an'i Gasy1zay an... :-)

Aza matahora ianao raha mi-douter ny afindrafindrao-nao ao, fa raha tafavoaka ao ianao, dia ho hitanao fa tena ho sambatra ianao tsy voafatopatotry ny fatopatotra (pensée magique) :-)
Ho faly ianao mifoha maraina ary mazoto 'pour de nouvelles aventures' ... ary ilay curiosité intellectuelle-nao dia hamohy anao ho tonga lavitra sy hitombo fahalalana hatrany...
15. gasy1zay ( 03/02/2015 18:38)

rhaj0:

Raha tsy 'curieux' ny @ Mpino aho ve dia nanketo.. Fa 'curieux' ve ohatra dia hanandrana daina koa ohatra?

Fa ny Finoana izany izao lasa 'rien à perdre' sisa ny an'i Gasy1zay an... :-)

Aza matahora ianao raha mi-douter ny afindrafindrao-nao ao, fa raha tafavoaka ao ianao, dia ho hitanao fa tena ho sambatra ianao tsy voafatopatotry ny fatopatotra (pensée magique) :-)
Ho faly ianao mifoha maraina ary mazoto 'pour de nouvelles aventures' ... ary ilay curiosité intellectuelle-nao dia hamohy anao ho tonga lavitra sy hitombo fahalalana hatrany...


Curiosité passive ny anao raha tsy vonona ny hikaroka ny marina araka io nambarako io, tsotra anie izany hoe manandrama mivavaka izany dia ho hitanao e! sa matahotra ny ho lasa accro @ vavaka i rhaj0 dia mampitahy azy @ rongony?

Tsy azonao ilay rien à perdre, izaho aloha efa nahita soa t@ fanarahana ny Tompo koa izany mba hizarako azy aminao satria ianao mety tsy manana Andriamanitra hafa hivavahana ( raha tsy hoe ny sainao sy ny fahalalanao no andriamatra kely aminao) koa ho fatiantoka ho anao ve hoy aho raha mandany 5 min @ fiainanao hivavaka marina mba hahitanao hoe misy ve Andriamanitra sa tsia, mba hahitanao hoe inona ny tian'ireto mpisera kristianina eto @ forum ireto lazaina.

5 min ve dia tsy foinao hakanao assurance hoe diso lalana ary ve izaho sa ireo olona kristianina amina milliard no marina?
16. rhaj0 ( 04/02/2015 01:28)
Ngo dia heverinao tsy mba mankany ampiangonana azany aho, na koa, mba mihaino ny namana mivavaka rahefa miara-misakafo... Dia mihaino tsara raha misy tori-teny.. Fa rahefa miditra @ tra-la-la-be dia raha tsy ny plafond dia ny gorodona ny ahy no jereko... Na koa ny Ankizy mikimokimo, na ny zazakely mierikerika, na ny antitra matory... na ny tanora mifampitilitily... :-)

Dia izaho koa ho'a niara-nisotro tamin-drizalahy fahiny.. dia ampazahonay ny Razana etsy an-joro-trano.. Dia mamaky horoscope koa.. fa vakiako daholo izy 12 dia indraidray misy hevitra mahasoa tokoany kosany... Koa na ny isa @ ireny chinese cookie ireny azany dia efa mba nampidiriko @ Lotto ngo dia mahazo tokoany... be dia be ny revirevy arahina mba ivanitihina ee... :-)

gasy1zay:
fatiantoka ho anao ve hoy aho raha mandany 5 min @ fiainanao hivavaka ...

Ngaha moa dia misy antoka ho faty.. fa dia mety ho sasatry ny (tsy) mivanitika kosany angamba aho ka manjary hotry ny tsy mahalala fomba... Fa raha hanao toa an'i Caillou sy ny namany imaginaire Georges kosa aho k'lou dia tena ahatsiaro manavy ny saiko eee...
Fa raha izany ho'a moa no mahahendry sy mahasambatra an'i Caillou dia tsara ho azy izany izany...
17. endriny ( 04/02/2015 06:49)
Ka ny olona ange Rhaj0 raha ilazana hoe misy ny vintana, sy ny fandroana dia tsy mandaitra aminy izany fa fomba Malagasy e...

Fa izy isan'andro mividy gazety dia ny horoscope aloha no jerena, miampy ilay hoe vendredi 13.

Dia misy koa ilay tsy mihinankena avy amin'ny famadihana fa kristianina hono.... Dia gaga ianao fa hay ity hena ity misy hoe kristianina sy tsy kristianina ihany koa. Raha ny Allal aloha dia mba efa reko
18. rhaj0 ( 04/02/2015 14:22)
f'angaha tsy mampananaonao foana ity ... "imagination" manidina be ity e... Dia rahefa dominao izy hoe aiza ny lojikanao, dia anaovany dondrona-montotra-be fotsiny ianao hoe, satria "izay ilay izy"...
(taiza ilay hiran'i Endriny ilay hoe ry mitongilana sa mihilana :-)
19. endriny ( 04/02/2015 15:42)

rhaj0:

f'angaha tsy mampananaonao foana ity ... "imagination" manidina be ity e...


Any amin'ity tany be katolika vao nolalovan'ny Papa Filipinina ity izao ohatra dia misy olona fantsihana sy ahantona amin'ny hazo lakroa mihintsy rehefa fahatsiarovana ny zoman'ny Paska. Dia mahagaga fa manaiky izany ny fiangonana Katolika Mampanaonao foana marina ka
20. Strong3 ( 05/02/2015 08:47)

rhaj0:

Ka intrinseque @ Finoana/Fivavahana io... rahefa kOpy ianao fa ny kabary tori-teny lavabe ampinoana anao ilay Finoana io anie ka "imagination"-n'olb ihany, ary mi-existe ao @ "imagination" (collective) ao (ny imagination-nao anisany), dia ... mba kOpy ianao izany e...

Hafa ny Siansa, mifototra amina Facts.


ndryyyY !!! raha mivavaka ka mifantoka amin'ny imagination-ko dia mahatsapa tontolo vaovao aho.
Mahavita mamindra tendrombohitra aho.
andriamanitra aho izany?! __ sa inona no ilazana ahy?

ny siansa dia miainga amin'ny andrana sy ny kisendrasendra ary ny fanakarana tratrin'ny saina. fa ny ampitso dia mandiso ny marina hitany omaly izy.

NY FINOANA DIA TSY MBA TOA IZANY, NY MARINA DIA TOKANA SY TSY MIOVA HATRANY AMIN'NY VOALOHANY KA HATRAMIN'NY FARANY.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2609