Sabata

101. RBNIR ( 29/01/2015 15:16)

Strong3:

Dia hoy Jesosy: Ny hoe: Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga, » (Matio 19:18)
« Manajà ny rainao sy ny reninao (Eks. 20:12-16), ary: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19:18). » (Matio 19:19)

FANOTANIANA : naninona i Jesosy no tsy niteny hoe : fanatarao ve ny didy FOLO?
naninona i Jesosy no tsy niteny ireo didy ambiny?

Efa voavaly fa tsy norarahinao e! ilay jak.2:10 tsy ilaina tanisaina ny didy hafa satria ny olona efa mahafantatra fa tokony hotandremana satria raha tsy mitandrina izireo dia ho diso amin'ny iray loha
102. RBNIR ( 29/01/2015 15:24)
Strong3:

RBNIR __ asa na hoe tsy dia mpandalina baiboly isé fa fanatik fotsiny hoe sabata no izy de tsy afaka misokatra?
Za mahita hoe tsy ampy ny verset ananan'isé de izay kely hay no ahiratra. de izaho indray no lazaina fa TSY MAHAY MANDRAY TENY hihihihih!!!!

Namana strong3 v tsy mahatsapa tena intsony hoe efa nivoana lavitra ny lohahevitra anie ise izany e! isika mihezaka ny mamantatra ny marina hoe tena mbola tandremana marina v ny Sabata araka ny fampianaran'i Jesosy sa tsia?????
Ireo natolotro teto tena nohezahina mafy tsy hihoatra an'izay.....
Normal ihany fa ny "fan" ary atsy efa mampirisika hoe ampidiro koa ny resaka kisoa sns koa...
Miala tsiny aminao namana mpanolotra lohahevitra ihany aloha fa tsy hita e! izay ny namantsika strong3 izay avoaka daholo ny basy amantafondro nefa moka no hovonoina....
Ny mampalahelo maty hatramin'ny tsy manantsiny (ary ny tena loza namono tena nipohanan'ny tafondro).....
103. RBNIR ( 29/01/2015 16:25)
Aleo angamba dia hofintiniko indray ny fizarana natao teto mba hampahazava an'ireo namana ny hafatra tiana ambara,
Ity teny ity no hamitinako azy ry namana isany (ny Tompo anie homba an-tsika).
« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa. [* Na: Izao no ahafantarantsika fa ao aminy isika: Izay etc] » (1 Jao.2:6)

Mbola tandremana v ny sabata sa tsia?
Valiny Eny Tsy noravana fa notanterhina (Mat.5:17) Ny fanantanterahana azy dia ny Mat.12:12 (io ilay tsy notanterahan'ny fariseo fa nampianarin'i Jesosy mba hotanterahan'ny olona kosa)
Jesosy sy ireo mpianatra tany amboalohany v nitandrina sabata? valiny Eny Lio.4:16;Asa.16:13. Nanantanteraka an'ity Jesosy sy ireo mpianatra tamin'io Lev.23:1-3 Isa-tsabata dia nitady toerana hivavahana satria mila manao fotoam-pivavahana (fivoriana masina).
Ireto koa mpianatra vehivavy nitandrina sabata manamafy an'izany Maria renin'i Jakoba, Salome sns....Lio.23:55,56 Mar.15:38 - 16:2

Voasoratra ao amin'ny baiboly v fa i Jesosy niteny nivantana hoe Tandremo ny Sabata? Tsia fa hoy IZY hoe raha te hiditra amin'ny fiaiana isika dia mila mitandrina ny didy (didy 5 tao amin'ny didy folo no notanisainy Mat.19:18,19).

Na dia tsy noteneniny aza ny Sabata dia tandremana satria Jesosy efa nampianatra fa raha diso amin'ny iray loha dia diso amin'izy rehetra (Jak.2:10) Dikany efa fantatr'i Jesosy fa hitandrina ny Sabata ireo olona noresahiny ireo na dia tsy nolazainy aza.

Ny namana strong3 moa niaiky ihany fa nitandrina ny sabata tokoa i Jesosy sy ireo mpianany fa saingy nisy hoy izy fanovana rehefa tonga ilay "Fanahy mahery".

Ny tsy fantatry ny namana strong3 dia tsy hoe vao izao anie no nisy ny adihevitra tahaka izao e (efa nisy dia nisy ireo olona tany amboalohany no niala tamin'ny finoana voalaza ao amin'ny Heb.4:11) ka i paoly apostoly dia nanazava tamin'ny hebreo fa tena "mbola misy ny sabata fitsaharana (andro fahafito) ho an'ny olon'Andriamanitra Heb.4:9 vakio ny baiboly DIEM "fa raha tsy diso ny fitadidiako" aho dia voasoratra tsara any ilay andro.
Na tsy voasoratra any aza tsy maninona fa vakio manomboka amin'ny heb.4:4 fa tena ny andro fahafito no resahina e!

« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa.

Voaporofo tamin'ny fiainanan'ireo mpianatra tany amboalohany io e!

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!

Dia izay fa dia samia ho tahin'ny Tompo ry namana isany
104. Strong3 ( 30/01/2015 06:29)

RBNIR:

Strong3:

Dia hoy Jesosy: Ny hoe: Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga, » (Matio 19:18)
« Manajà ny rainao sy ny reninao (Eks. 20:12-16), ary: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19:18). » (Matio 19:19)

FANOTANIANA : naninona i Jesosy no tsy niteny hoe : fanatarao ve ny didy FOLO?
naninona i Jesosy no tsy niteny ireo didy ambiny?

Efa voavaly fa tsy norarahinao e! ilay jak.2:10 tsy ilaina tanisaina ny didy hafa satria ny olona efa mahafantatra fa tokony hotandremana satria raha tsy mitandrina izireo dia ho diso amin'ny iray loha

ôh!....

« Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga, » (Matio 19:18)
__ INONA AVY MOA? (tsy misy heviny aminao ve izany??)

interpretation na tombatombana ny anao ny filazana ny hoe : __[jak.2:10 tsy ilaina tanisaina ny didy hafa satria ny olona efa mahafantatra fa tokony hotandremana satria raha tsy mitandrina izireo dia ho diso amin'ny iray loha]
___ aleo ny resaka ho marindrano sy misy porofo , RAHA TOMBATOMBANA AVOKOA NY FAMPIANAREO AO AMIN'NY sabatiste ao dia tsy mahagaga raha mbola ambany lalana ianareo

MBA VALIO MAZAVA HOE
raha hotonga ny fiafaran'izao tontolo izao , ny mivavaka ao an-tempoly (amin'ny andro sabata) no tiana sa ny tratra mandedeha eny anarabe (na hoe mandositra)?
__« Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina na ho amin'ny Sabata no handosiranareo. » (Matio 24:20)

105. RBNIR ( 30/01/2015 07:35)
Strong3:

MBA VALIO MAZAVA HOE
raha hotonga ny fiafaran'izao tontolo izao , ny mivavaka ao an-tempoly (amin'ny andro sabata) no tiana sa ny tratra mandedeha eny anarabe (na hoe mandositra)?
__« Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina na ho amin'ny Sabata no handosiranareo. » (Matio 24:20)

Tsy azoko mihitsy ange ianao ity ry strong3 et mivoaka miditra mampikortana ny sain'ny hafa fotsiny (fa tsy ny saiko aloha e, fantatro izay inoako)
Na ianao tsy sure amin'ny finoanao ka te hanontany na tsy fantatro......
Jesosy azy io mbola manambara ny fitandremana ny Sabata ho avy ka inona indray???

106. Strong3 ( 30/01/2015 07:52)

niahahahaha....

ianao izao no mikorotan-tsaina eto kou, ahoana no izao no tsy sur amin'ny finoako

efa tsy mahita alohatra amin'ny falim-panotaniako nga dia manao attaque perso amin'izay.

Valio MAZAVA ETO HOA HOE INONA NO ILANAREO AN'I JESOSY KRISTY RAHA TSY MANAN-TSINY AMIN'NY LALANA IANAREO????
107. RBNIR ( 30/01/2015 08:57)

Efa nambarako fa diso hoy aho ny fandraisanao ny fanekena vaovao fa ny rehetra ange efa voasoratra ao amin'ilay hebreo toko faha 8 e! mbola azo velabelarina fa aleo hoy aho atao lohahevitra hafa mihitsy (raha sitrapon'ny Tompo)
108. RBNIR ( 30/01/2015 08:57)

109. Strong3 ( 30/01/2015 09:08)

IANAO TSY MAHAZO NY ATAO HOE FANEKENA INDRAY VE NO HAMPIANATRA SY HADISO NY FINOAKO

niahahaha .... na ny fandraisanoa ny Heb 8 aza dia terana hifanaraka amin'ny fahalalana tsy voasedra fa mahita ny verset omeko eto fa taitaitra ka ny olona manome indray no hampianarina izany :v :v hihihih

ento ny lohahevitra vaovaonao fa andrasako ary.
fa manana fifantoana rehefa miresaka. lohahevitra tokana mba tsy hampisavoritan-tsaina anao indray. ary rehefa vita ny iray vao mifindray amin'ny iray indray. fa akatso tsy afaka defa te ho any ambohi-depona.
110. Strong3 ( 30/01/2015 09:09)
Valio MAZAVA ETO HOA HOE INONA NO ILANAREO AN'I JESOSY KRISTY RAHA TSY MANAN-TSINY AMIN'NY LALANA IANAREO????
111. RBNIR ( 30/01/2015 09:49)
Namana strong3 tsy dia tiako loatra ny "manimba" lohahevitra satria tsy hahitana ny marina izany.....fa raha Sitrapony dia hisokatra tsy ho ela ilay fanekena taloha sy ny fanekena vaovao e!

Samia ho tahin'ny Tompo namana
112. Strong3 ( 30/01/2015 10:44)
Strong3 - 30/01/2015 10:41
« [Fampitahana ny fanompoam-pivavahana tao amin'ny tabernakely araka ny lalàn'i Mosesy sy ny any an-danitra] Ary amin'izany zavatra lazainay izany dia izao no fotony: Manana Mpisoronabe toy izany isika, dia Ilay efa mipetraka eo amin'ny ankavanan'ny seza fiandrianan'ny Avo Indrindra any an-danitra, » (Hebreo 8:1)
« Mpanao fanompoam-pivavahana ao amin'ny fitoerana masina sy ny tena tabernakely, izay naorin'ny Tompo, fa tsy olona. » (Hebreo 8:2)
__ NAORIN'NY TOMPO FA TSY OLOMBELONA

« Fa ny mpisoronabe rehetra dia tendrena hanatitra fanomezana sy fanatitra; ary amin'izany dia tsy maintsy mba manan-katerina koa Izy. » (Hebreo 8:3)
___ NY TENANY IZANY FANATITRA IZANY

« Koa raha ety ambonin'ny tany dia tsy mba ho mpisorona akory Izy, satria misy rahateo ireo manatitra ny fanomezana araka ny lalàna, » (Hebreo 8:4)
___ ARAKA NY LALANA DIA TSY TARANAKA MPISORONA IZY, KA TSY AFAKA MANAO FISORONANA __ MAHAMAELOKA AZY IZANY RAHA ETO ANTANY.

« dia ireo manao fanompoam-pivavahana amin'izay endrika sy aloky ny zavatra any an-danitra, tahaka ny natoron'Andriamanitra an'i Mosesy, rehefa hanao ny tabernakely izy; fa hoy Izy: "Tandremo mba hataonao araka ny endrika izay naseho taminao tao an-tendrombohitra ny zavatra rehetra" (Eks. 25.40). » (Hebreo 8:5)
___ LIMITE NY FAHALALAN'I MOSESY SY NY ZI , KA IZAY NOSORATANA ARAHINY IHANY NO HAINY.

« Fa ankehitriny efa mahazo fanompoam-pivavahana tsara noho ny an'ireny Izy, dia araka ny nanaovana Azy ho Mpanalalana amin'ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin'ny teny fikasana tsara lavitra. » (Hebreo 8:6)
___ 1/FANOMPOAM-PIVAVAHANA TSARA NOHO IRENY,
___ 2/ NANAOVANA AZY HO MPANALALANA AMIN'NY FANEKENA TSARA LAVITRA
___ 3/ TAMIN'NY TENY FIKASANA TSARA LAVITRA
°° 1/ misy fotoampivavahana efa nilaozan'ny toe-trandro dia ireo fomba jiosy hita ao amin'ny Lev 23:1-8 __ sy izay voalahatra manaraka azy

°° 2/ Nahoana Izy no milaza hoe: "FANEKENA TSARA LAVITRA" ?
__ raha nalatsaka ny rà dia nisy fanekena fa hiditra ny lanitra izay mino izany fanatitra sy rà latsaka izany. « Esory ny masirasira ela, mba ho vongana vaovao ianareo, araka izay tsy maha-misy masirasira anareo. Fa voavono Kristy, Paska ho antsika; » (1 Korintiana 5:7)
_« Nefa sitrak'i Jehovah ny hanorotoro sy hampangirifiry Azy; Rehefa manolotra fanati-panonerana Izy, dia hahita taranaka* sady ho maro andro, ary ny sitrapon'i Jehovah dia hambinina eo an-tànany. [Na: Rehefa ataonao fanati-panonerana ny ainy, dia hahita taranaka Izy] » (Isaia 53:10)
- araka ny Isaia 52 , Isaia 42
NY FANEKENA VOALOHANY DIA MILAZA FANDOVANA NY TANY
NY FANEKENA FAHAROA ILAY ATAO HOE TSARA LAVITRA DIA MILAZA FANDOVANA NY LANITRA
« ka nanao hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha tsy miova* ianareo ka ho tonga tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy ianareo.[*Gr. mitodika] » (Matio 18:3)
« Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha tsy ateraka indray* ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan'Andriamanitra. [*Na: ateraka avy ambony] » (Jaona 3:3)
« Avy tamin'ny taranak'izany lehilahy izany no nitondran'Andriamanitra an'i Jesosy araka ny teny fikasana ho Mpamonjy ny Isiraely, » (Asan'ny Apostoly 13:23)
« Ary izao no teny fikasana izay nataony tamintsika, dia ny fiainana mandrakizay. » (1 Jaona 2:25)
__ RAHA TAMIN'NY VOALOHANY DIA FANOHAVANA LALANA SY DIDY MIRA TANY KANANA « [Ny soa izay ho valin'ny fanarahana an'i Jehovah, ary ny loza izay hanjo ny miala aminy kosa] Raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka mitandrina hanaraka ny didiny rehetra, izay andidiako anao anio, dia hasandratr'i Jehovah Andriamanitrao ho ambonin'ny firenena rehetra amin'ny tany ianao; » (Deotoronomia 28:1)
« ary ho tonga aminao sy ho azonao izao fitahiana rehetra izao, raha mihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao » (Deotoronomia 28:2)
« Fa efa nolazaiko taminareo hoe: Hianareo handova ny taniny, fa Izaho no hanome azy ho lovanareo, dia tany tondra-dronono sy tantely: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nanavaka anareo tamin'ny firenena samy hafa. » (Levitikosy 20:24)
« [Famporisihan'i Mosesy ny Isiraely mba hazoto mitandrina ny lalàna] Ary ankehitriny, ry Isiraely, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay ampianariko anareo harahinareo, mba ho velona ianareo ka hiditra sy handova ny tany izay omen'i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, anareo. » (Deotoronomia 4:1)
___ ___ ny FAHAROA KOSA DIA MILAZA IZY FA NY FIAINOANA NY FINOANA AN'I JESOSY KRISTY MIRA FANDOVANA NY FANJAKAN'NY LANITRA
« Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay, ka tsy hohelohina*; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy. [*Gr. hotsaraina] » (Jaona 5:24)
« Ary izay rehetra velona ka mino Ahy dia tsy ho faty mandrakizay. Mino izany va ianao? » (Jaona 11:26)
°°« Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanaovako fanekena vaovao amin'ny taranak'Isiraely sy ny taranak'i Joda, » (Jeremia 31:31)
« fa ity no rako, dia ny amin'ny fanekena*, izay alatsaka ho an'ny maro ho famelan-keloka.[*Na: (ny fanekena vaovao)] » (Matio 26:28)
« Ary hoy Izy taminy: Ity no rako amin'ny fanekena*, izay alatsaka hamonjy ny maro.[*Na: fanekena vaovao] » (Marka 14:24)
« Ary araka izany koa ny kapoaka, rehefa vita ny sakafo, dia hoy Izy: Ity kapoaka ity no fanekena vaovao amin'ny rako, izay aidina ho anareo. » (Lioka 22:20)
« Dia araka izany koa ny kapoaka, rehefa nihinana, dia hoy Izy: Ity kapoaka ity no ilay fanekena vaovao amin'ny rako; izao no ataovy ho fahatsiarovana Ahy, na oviana na oviana no misotro ianareo. » (1 Korintiana 11:25)
« Izay efa nampahaleo anay koa ho mpanompo amin'izay fanekena vaovao, nefa tsy amin'ny soratra, fa amin'ny Fanahy; fa ny soratra mahafaty, fa ny Fanahy no mahavelona. » (2 Korintiana 3:6)
« Fa manome tsiny ny olona Izy manao hoe: "Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanaovako fanekena vaovao amin'ny taranak'isiraely sy ny taranak'i Joda, » (Hebreo 8:8)
« Ary noho izany dia Mpanalalana amin'izay fanekena vaovao Izy, rehefa niaritra fahafatesana ho fanavotana amin'ny fahotana natao tamin'ny fanekena voalohany, mba hahazoan'izay voantso ny teny fikasana, dia ny lova mandrakizay. » (Hebreo 9:15)
« [Ny halehiben'ny fahasoavana azo amin'ny fanekena vaovao, sy ny halehiben'ny helok'izay mandà izany] Fa ianareo tsy mby eo amin'izay tendrombohitra azo tsapaina sady mirehitra afo, dia eo amin'ny fahamaintisana sy ny aizina na sy ny tafio-drivotra » (Hebreo 12:18)
« sy amin'i Jesosy, Mpanalalana amin'ny fanekena vaovao, ary amin'ny rà famafazana, izay tsara lavitra noho ny an'i Abela. » (Hebreo 12:24)
HOY NY VOASORATRA « [Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina] » (Marka 16:16)
« mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mino Azy. » (Jaona 3:15)
« Fa toy izao no nitiavan' (5656) Andriamanitra izao tontolo izao : nomeny (5656) ny Zanani-lahy Tokana , mba tsy ho very (5643) izay rehetra mino (5723) Azy , fa hanana (5725) fiainana mandrakizay . » (Jaona 3:16)
« Izay mino Azy dia tsy helohina*; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka** rahateo, satria tsy nino ny anaran'ny Zanaka-lahy Tokan'Andriamanitra izy. [*Gr. tsaraina] [**Gr. voatsara] » (Jaona 3:18)
« Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy. » (Jaona 3:36)
« Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay, ka tsy hohelohina*; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy. [*Gr. hotsaraina] » (Jaona 5:24)

IZAO NO HAFATRA MAHAKASIKA IREO « Fa raha ovana ny fisoronana, dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna. » (Hebreo 7:12)
FISORONANA VAOVAO_ FANEKENA VAOVAO_ LALANA VAOVAO = TENIFIKASANA VAOVAO

« Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an'ny faharoa. » (Hebreo 8:7)
___ TSY MILA AZAVAINA INTSONY ANGAMBA IZANY FA NA ZAZA IRAY RANONORANA AZA DIA MAHALALA HOE REHEFA MISY TALOHA (VOALOHANY) DIA MISY FAHAROA ARY VAOVAO izany FA TSY HOE NITOTA NO AVADIBADIKA.
°°dia izy efa noseho eo ambony io __

« Fa manome tsiny ny olona Izy manao hoe: "Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanaovako fanekena vaovao amin'ny taranak'isiraely sy ny taranak'i Joda, » (Hebreo 8:8)
« Nefa tsy araka ny fanekena nataoko tamin'ny razany Tamin'ny andro nitantanako azy nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta; Fa izy ireny tsy nitoetra tamin'ny fanekeko, Ary Izaho kosa dia tsy nitandrina azy, hoy Jehovah. » (Hebreo 8:9)
___ IZY EFA NAZAVAINA EO AMBONY IO; FENEKENA NATAO TAMIN'NY RAZANY= HANDOVA NY TANY KANANA

« Fa izao no fanekena hataoko amin'ny taranak'isiraely, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko, Sady hosoratako ao am-pony, Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko; » (Hebreo 8:10)
« Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy izy, Na hanao hoe: Mahalalà an'i Jehovah; Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra Hatramin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra; » (Hebreo 8:11)
« Fa hamindra fo amin'ny tsi-fahamarinany Aho, Ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany" (Jer. 31. 31-34). » (Hebreo 8:12)
__ NY SABATISTE DIA MANDIKA VILANA NA MIHIA MANDIKA AZY HO ARAKA NY LALANA TALOHA; HOE IO IHANY IO FANEKENA IO FA TSY MISY VAOVAO IZANY AO

« Amin'ny anaovany hoe "vaovao" dia nataony fa efa ela ny voalohany. Fa izay tratra ela sy mihantitra dia efa madiva ho levona. » (Hebreo 8:13)
DE GAGA ENAO ___ EFA NAZAVAINY and 13 ihany ilay hoe VAOVAO SY NY HOE "EFA ELA NY VOALOHANY = MIAHANTITRA = MADIVA HO LEVONA

KA ASA RE RAHA MBOLA HINIA HIKIPY IHANY IRETO namantsika sabatiste ireto

Fehiny// LALANA ROA SAMY HAFA NY KRISTIANA SY NY SABATISTE mpanoradalana, Te hino an'i Kristy izy ireo fa tsy Takany ny Tombam-bidin'izany ka dia NALEON'IZY IREO NAMPIANA NY LALANA NATOLOTRA AN'I MOSESY MBA HO SURE TSARA IZY IREO HOE TENA MARINA NY FIVAVAHAN'IZY IREO

Tia anao Jesosy Tompo MIBEBAHA FA AKAIKY NY FANJAKAN'NY LANITRA
113. Strong3 ( 30/01/2015 10:47)
IE !!! sokafy dia mianara tsara aloha mba tsy hamaly botana sy manao divetissement eto indray.

ny zavatra efa hay manko tsy mila omanina fa efa ao andoha sy iainana ary fototrin'ny finoana

Mirary anao ahita fahombiazana
114. Strong3 ( 30/01/2015 11:34)
Strong3 - 30/01/2015 11:31
Fafao
RY KRISTIANA NAMANA hàzony tsara izay efa nampinoana anareo fa tamin'ny taona 1900 dia nivoaka ny fampianarana hafahafa izay mamerina ny olona amin'ny zavatra efa nolavina tsy nahitambokany hanavotra ny zanak'olombelona « Fa ny mino sasany, izay isan'ny antokon'ny Fariseo kosa, dia nitsangana ka nanao hoe: Tsy maintsy forana ireny ka asaina mitandrina ny lalàn'i Mosesy. » (Asan'ny Apostoly 15:5)
Hanala ny finoana araka izay nolazain'i Jesosy Kristy sy Paoly

« [Ny famonjena sy ny fahafahan'ny mino an'i Kristy ampitahaina amin'ny fahamelohana sy ny fahandevozan'izay miankina amin'ny lalàna] Ry Galatiana adala, iza no nanimba* anareo; kanefa teo imasonareo indrindra no nanehoana marimarina an'i Jesosy Kristy voahombo tamin'ny hazo fijaliana? [* Gr. mamosavy] » (Galatiana 3:1)

« Araka ny voalazanay fahiny no lazaiko indray ankehitriny: Raha misy olona mitory filazantsara hafa aminareo, afa-tsy izay efa noraisinareo, aoka ho voaozona* izy, [* Gr. anatema] » (Galatiana 1:9)

__ « Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo. » (Matio 24:4)
« Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ka maro no ho voafitany. » (Matio 24:5)
« Ary handre ady sy filazana ady ianareo; koa mitandrema, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga izany; nefa tsy mbola tonga ny farany. » (Matio 24:6)
« Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa. » (Matio 24:7)
« Fa izany rehetra izany no fiandohan'ny fahoriana*.[*Gr. faharariam-piterahana; izahao 19. 28] » (Matio 24:8)
« Ary dia hatolony ho amin'ny fahoriana ianareo ka hovonoiny; ary ho halan'ny firenena rehetra ianareo noho ny anarako. » (Matio 24:9)
« Ary amin'izany andro izany dia ho tafintohina ny maro, ary hifampiampanga sy hifankahala izy. » (Matio 24:10)
« Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro. » (Matio 24:11)
« Ary noho ny haben'ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan'ny maro. » (Matio 24:12)
« Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena. » (Matio 24:13)
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:14)

KOA DIA MITANDREMA FATRATRA fa mitory zavatra toa marina izy ireny ka mampanaiky anareo zava-poana
« Koa nahoana ianareo no maka fanahy an'Andriamanitra amin'ny fametrahanareo zioga amin'ny vozon'ny mpianatra, izay tsy zakan'ny razantsika na isika ho entina? » (Asan'ny Apostoly 15:10)« Fa mino isika fa ny fahasoavan'i Jesosy Tompo no hamonjena antsika, dia tahaka ny azy ihany koa. » (Asan'ny Apostoly 15:11)
« Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin'ny tsy mino. Fa inona no iraisan'ny fahamarinana sy ny fahotana? Ary inona no iombonana'ny mazava sy ny maizina? » (2 Korintiana 6:14)
115. RBNIR ( 30/01/2015 11:36)
Ary dia tena tianao mihitsy ity "manimba lohahevitr'olona ity namana a! naninona izao raha nosokafanao ilay lohahevitra dia nanaraka anao tany ny olona???
116. Strong3 ( 30/01/2015 12:48)

aina15:

Ny sabata dia andro natokana hivavahana sady arabaiboly. andro fahafir moa ny sabata? araka ny voalaza ao @ exodosy 20:8...dia milaza fa andro fahafito ny sabata. Betsaka koa ny milaza fa sabata dia alahady nefa andro voalohany @ herinandro ny alahady satria rehefa miteny ny filoha mpitarika na pasitora hoe ny sabata dia alahady dia manaiky avokoa ny sasany satria tsy mandinika ny baiboly .ny sabotsy dia andro fahafito koa manasa anareo aho mba handinika tsara ny voalazan baiboly fa aza mitoky @pasitora fotsiny fa tsy rehefa hoe pasitora dia masina avokoa fa misy koa ireny no tsy mahala ny fahamarinana koa dia manasa anareo ny tenako mba handalina tsara ny soratra masina d mahereza daholo

MBA HITANAO VE ITY RY SAKAIZA RBNIR __ moa mbola nandika ity lohahevitra ity ve aho?

ianao izao no efa nanao attaque perso tamiko teo; izany amiko no manimba lohahevitra.

Ianao no milaza hanokatra lohahevitra ; ka dia niandry aho. hihihih mivadibadika lela may né nareo izany eh?!
117. RBNIR ( 30/01/2015 13:24)
Mazava be io ka, te hampita ny namana fa ny sabata dia andro natokana hivavahana sady ara-baiboly ary sabotsy ary mitaona ny olona ny namana mba handinika tsara ny soratra masina.

Izaho dia nanamafy ny filazany ary tsy nivaona amin'ny lohahevitra hoe sabata ny tenako fa mba avereno vakiana ngeh ny soratra rehetra nalefanao e!
118. RBNIR ( 30/01/2015 15:56)
Strong3:

Strong3 - 30/01/2015 10:41
« [Fampitahana ny fanompoam-pivavahana tao amin'ny tabernakely araka ny lalàn'i Mosesy sy ny any an-danitra] Ary amin'izany zavatra lazainay izany dia izao no fotony: Manana Mpisoronabe toy izany isika, dia Ilay efa mipetraka eo amin'ny ankavanan'ny seza fiandrianan'ny Avo Indrindra any an-danitra, » (Hebreo 8:1)
« Mpanao fanompoam-pivavahana ao amin'ny fitoerana masina sy ny tena tabernakely, izay naorin'ny Tompo, fa tsy olona. » (Hebreo 8:2)
__ NAORIN'NY TOMPO FA TSY OLOMBELONA

« Fa ny mpisoronabe rehetra dia tendrena hanatitra fanomezana sy fanatitra; ary amin'izany dia tsy maintsy mba manan-katerina koa Izy. » (Hebreo 8:3)
___ NY TENANY IZANY FANATITRA IZANY

Marina ireo teny ireo (hitanao fa niteny hoe marina aho rehefa marina fa tsy hoe izay tenenin'ny olona akory dia diso daholo.
1 Ihany no marina ka na iza na iza miteny azy tsy mampiova azy ho diso mihitsy izany,
Toy izany koa rehefa diso dia diso e!

Samia ho tahin'ny Tompo namana,
119. RBNIR ( 30/01/2015 16:15)
« Eo amin'ny fipetrahan'i Mosesy no ipetrahan'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo; » (Mat. 23:2)
« koa amin'izany, izay rehetra lazainy dia ataovy ka tandremo; fa aza mba manao araka ny asany, satria miteny ihany izy, nefa tsy manao. » (Ma.23:3)

Hitanao fa Jesosy koa dia niaiky fa nisy marina ny nolazain'ny fariseo sy ny mpanora-dalàna?
Ny nanankianany azireo fotsiny dia hoe "miteny ihany izy, nefa tsy manao.....
Rehefa marina dia marina na iza na iza miteny azy, rehefa diso dia diso kosa.....
120. Strong3 ( 02/02/2015 08:36)

ny Marina! iza no mahadiso azy? __Mat 17:5 iza nomena ny laklé no manana ny Marina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1472