Sabata

121. RBNIR ( 02/02/2015 09:47)
Namana strong3, jereo ato amin'ity rohy ity ny mahazavadoza ny tsy fitiavana sabatista...

http://forum.serasera.org/forum/message/m514aa208c1588#m51515019efe65

Samia ho tahin'ny Tomp nanamana
122. endriny ( 06/02/2015 18:02)
Ny anay izao ny ao amin'ny Ekisaody ny didy fahadimy efa niova hoe:

"Aza miasa fa manompoa an'ATra amin'ny andro alahady"

Sady ireny izao efa testamenta taloha dia tokony efa tsy inoana intsony fa efa tonga I Jesosy sa ahoana?
123. RBNIR ( 08/02/2015 03:33)
endriny:

Ny anay izao ny ao amin'ny Ekisaody ny didy fahadimy efa niova hoe:

"Aza miasa fa manompoa an'ATra amin'ny andro alahady"

Sady ireny izao efa testamenta taloha dia tokony efa tsy inoana intsony fa efa tonga I Jesosy sa ahoana?

Faly misera namana endriny,

Ny tena avy amin'Andriamanitra dia ny Sabata namana, ary araka ny porofo nomena teto dia io ihany koa no notandreman'i Jesosy sy ireo mpianany....

Ny alahady kosa dia didin'olombelo izay nivoaka ny 07 mars 321....L'empereur romain Constantin Ier, converti au christianisme, appréciait également le culte solaire4. Il imposa le dimanche comme jour de repos dans l'Empire romain par décret le 7 mars 321. Ainsi le jour du soleil chez les romains devient le jour du seigneur

Samia ho tahin'ny Tompo namana,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5909