Hazo fijaliana

1. Fiffi ( 29/12/2014 08:43)
Miarahaba,

....mba heritreritra fotsiny ny ahy ity an ...fantatro fa tsy hanova na inn na inn lé izy fa mba lasa fotsiny ny heritreritro we:

io hazo fijalian'Tompo io...tam io no nahafaty sy namonohina Azy...

...raha any am-piangonana no ahitana io hazo fijaliana io...lozika fa ny kristiana , maro dé maro no manana an'io (zah anisany) izay entina ambohozana (sa ambohozona) (collier) na zavatra hafa

...iny foana no entina nefa hazo fijaliana io....ohatran'lasa ny heritreritro we : maninn raha mba misy hazo resuréction izay hazom-pifaliana dé iny no entina atao collier par ex io an ...

satria hazo ahatsiarovana fa velona mandrakizay ny Tompo dé rehefa ohatra we am rameaux iny vao tena ampiasaina lé croix na lé crucifix satria tam io croix na crucifix io no namonohina ny Tompo ?
novalian'i moustaraf ny 31/12/2014 14:21
2. Fiffi ( 29/12/2014 09:03)
ity la croix ity zao ohatran'hitako we tena tsy mety satria aiza ve dé tam io ny Tompo no novonohina dé eo am ity croix ity njay no hasiana ny crèche de nativité ?

3. Fiffi ( 29/12/2014 09:05)
dé raha tena niheritreritra zah dé hitako we ity croix de resurection ity zao tena tsara hihihihi




satria velona mandrakizay ny Tompo
4. hery ( 29/12/2014 11:15)
Ny Hazofijaliana dia tsy mampatsiahy fijaliana fotsiny ka. Ny hevitra tena fonosiny dia ilay famonjena. Rehefa mahita ny Hazofijaliana izany ianao dia mahatsiaro hoe izao no lanjan'ny famonjena. Misy heviny kokoa izy amin'izay noho ny resurrection. Satria ny fahafoizana aina no tena fitiavana lehibe indrindra.

Hevitra iray amin'ny hazofijaliana koa ilay forme en croix + misy vertical sy horizontal.

Ny vertical dia manambara ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy ny olona ary ny horizontal dia manambra ny fifandraisan'ny samy olombelona.

5. booboo ( 29/12/2014 17:53)
Ankoatra izay koa, araka² ny paozin'ilay croix koa ny fanampin'ilay dikany. Ohatra ny anà izao croix huguenote, dia misy dikany ilay voromailala sy ireo pitsopitsony haingony @ ilay croix. ( Tadidiko tany @ skoto zà no nianatra ny karazana croix kristiana, bobaka ihany kay a ! ).
6. moustaraf ( 29/12/2014 18:26)
Tsy tam croix akory anie no nohomboina ny mpamonjy e!!!
HAZOLAVA "HATS'LAV "amn teny hebreo ,ka avy aiza daholo moa ireto croix rehetra ireto. Misy tantarany ihany koa ireo fa tsy tonga ho azy teo! ary tokony hahalala an'izany koa isika!
Tsy ara baiboly, ary tsy ara pivavahana akory!
Mazahoa saina tsara daholo"
7. moustaraf ( 29/12/2014 18:37)
Zavatra tokana monja no nolazain'ny mpamonjy hoe "ataovy izao ho fahatsiarovana ahy " , teny mandidy mihitsy aza.

Fa tsy mahita aho hoe "manaova tanambokovoko kely, dia iambozony ho fahatsiarovana ahy " ???
Betsaka ireo zavatra tokony hatao andidian'ny baiboly nefa tsy atao na rarana mihitsy aza, fa aleo mamorona na manaraka zavatra izay tsy hita fototra akory..."

lozan'izay manampy na manala amin'ireo teniny ireo..."
8. hery ( 29/12/2014 18:47)
Resaka lava be izany e.

Izy koa tsy niteny hoe "Manorata baiboly" na hoe "Soraty amin'ny baiboly ny teniko"

kanefa na io hoe "ataovy izao ho fahatsiarovana ahy" io ary dia ao anaty baiboly no hita.
9. rhaj0 ( 29/12/2014 19:33)
http://en.wikipedia.org/wiki/Christian_cross
Io no lazain'i Wikipedia.. mahaliana tokoany. Ohatra hoz'izy hoe...

Accordingly the Christian Fathers had to defend themselves, as early as the second century, against the charge of being worshipers of the cross...

Dia mety hozy ny mpandinika (na mpamalan-kira) hoe, ny gasy koa nanao an'io, fa "tapa-kazo" n'en'azy...


Fa ara-tantara, dia hafa ny an'ireo mpino hafa...

Jehovah's Witnesses do not use the symbol of the cross in their worship, which they believe constitutes idolatry

The Church of Jesus Christ of Latter-day Saints teaches that ... "the lives of our people must become the only meaningful expression of our faith and, in fact, therefore, the symbol of our worship...



Fa nahavariana ahy, nahita raki-tsoratra tonta ny ela aho, dia ny an'ny Malagasy hono, dia kisari-sikotra-na "nono" no nisy (saika) isan-tokan-trano fahagola... symbole-na inona tokoany ny "nono" izany? Hotry ny tiako izy izany :-)

Fa ny an'ny Kristiana gasy moa izany dia, ny "nono" izany dia natakalony ... "hazo fijaliana" (???)
10. rhaj0 ( 29/12/2014 21:43)
[size=8]https://www.youtube.com/watch?v=Oedfq4fiMis
inty misy lakroa tena mandeha rA mihintsiny.. fa (tsy) mampome :-)[/size]
11. Fiffi ( 30/12/2014 06:53)

hery:

Ny Hazofijaliana dia tsy mampatsiahy fijaliana fotsiny ka. Ny hevitra tena fonosiny dia ilay famonjena. Rehefa mahita ny Hazofijaliana izany ianao dia mahatsiaro hoe izao no lanjan'ny famonjena. Misy heviny kokoa izy amin'izay noho ny resurrection. Satria ny fahafoizana aina no tena fitiavana lehibe indrindra.




Satria fahafoizana aina ho anao , ho antsika olombelona rehetra....

n'empêche we rehefa misy zavatra kely manjo anao , iny hazofijaliana entinao eo am tenda na ailleurs iny ihany no avy dé tsapainao.... avy dé io no alaina haraham-bavaka satria moa ve ve nisy zavatra mafy noho ny nahazo ny Tompo ?

dé mora zakaina lé zavatra mahazo anao....
12. bor2lais ( 30/12/2014 09:49)
Fiffi:

n'empêche we rehefa misy zavatra kely manjo anao , iny hazofijaliana entinao eo am tenda na ailleurs iny ihany no avy dé tsapainao.... avy dé io no alaina haraham-bavaka satria moa ve nisy zavatra mafy noho ny nahazo ny Tompo ?
dé mora zakaina lé zavatra mahazo anao...

Isan'ny lesona azo tsoahina eto izany ny hoe :
"na teo amin'ny fotoan-tsarotra nolalovaNY aza, tsy mba niraviravy tànana mihitsy Izy"
:-)
13. moustaraf ( 30/12/2014 10:56)
Ny finoana dia "tsy ilàana stimulateur" izany!
Fa ny finoana dia voasokitra ao anaty! tsy rehareha ety ivelany akory, ka ilazana hoe tena izao....iny e!

Maty ho anao tokoa ve ilay mpamonjy, ny finoanao no manao sokitra ao am-ponao!

Na i Tsitoha aza tsy niseho vatana tamn Mosheh fa ny lamosiny ihany mba "tsy hanaovana sary mety ivavahana " aty aoriana!!!

Ny lacroix, sns...ihambozonana, sns....dia avy amn sampy avokoa, ary izany no ifikiran'ny kristiana maro aminy satria ilay Iesus kristos dia sampy ka tsy mahagaga velively ny fisian'ireo zavatra ireo.
14. moustaraf ( 30/12/2014 10:58)
tsy LA CROIX ny hazo fijaliana! fa hazo lava be tsy misampana! de ahoana???
15. bor2lais ( 30/12/2014 12:44)
Aza mamp'me Ra-mousta a ! :-)
mousta:

Ny finoana dia "tsy ilàana stimulateur" izany!
Fa ny finoana dia voasokitra ao anaty! tsy rehareha ety ivelany akory, ka ilazana hoe tena izao....iny e!

Zany a !
Hay ve tsy ilainareo tokoa ny torah e ! Ary inona kay no atsofoka anaty filakitera ireny ? :-)
mousta:

Na i Tsitoha aza tsy niseho vatana tamn Mosheh fa ny lamosiny ihany mba "tsy hanaovana sary mety ivavahana " aty aoriana!!!

:-)
Tokony ny lamosiNY ve izany no aseho ?
mousta:

tsy LA CROIX ny hazo fijaliana! fa hazo lava be tsy misampana! de ahoana???

Dia ataovy hazo lava ny anao izany raha izay no mahamety anao ! :-)
16. rhaj0 ( 30/12/2014 14:15)
Fiffi:
dé mora zakaina lé zavatra mahazo anao....
[size=8]https://www.youtube.com/watch?v=40mPaWqffSc
Ity izao hono mora zakaina... (tsy) mampihomehy... fa mba ndao mba hivanitika fa faran'ny taona eeee.. :-)[/size]
17. bor2lais ( 30/12/2014 14:39)
rhaj0:

fa mba ndao mba hivanitika fa faran'ny taona eeee.

:-)
1. Mieux vaut être une vraie croyante qu'une fausse septique
2. J'ai l'intention de vivre éternellement, pour le moment, tout se passe comme prévu
3. Dieu a créé l'homme dix minutes avant la femme pour qu'il ait le temps d'en placer une
4. Ma femme me traite comme un Dieu : elle oublie totalement mon existence sauf quand elle a besoin de moi
5. Un milliardaire change de Ferrari tous les jours, et un SDF change de porche tous les soirs
:-)
Aza malahelo ny vhv fa valable amin'ny lhl koa ireo a : miala tsiny amin'i Fiffi fa rhaj0 ihany no mitarika eo ! :-)
18. rhaj0 ( 30/12/2014 14:57)
[size=8]Que fait un rabbin aux sports d'hiver? - Un chalom géant !
Comment les bonnes soeurs se reproduisent elles ? - En couvant...
Pourquoi Jésus Christ n'aime pas les chats? - Car il est descendu pami nous. (par minou)
Quel est le plus petit paradis du monde ? - Le soutien-gorge, parce qu'il ne contient que deux saints!
Pourquoi ne faut-il jamais pointer du doigt ? - Parce que dieu est partout et que ça pourrait lui foutre le doigt dans le nez.[/size]
19. moustaraf ( 30/12/2014 15:50)
Fony zahay mbola kely zay, nisy fiangonana maresaka be zay teo akaiky, ary megaphone kentsona kely nefa maneno mafy be no eo an tafony , isaky ny alahady mandeha zao hira izao, fa mifapijery avokoa ny iray tanana mandre azy, ity ny tena tonony :
" 'zay alehan'i jeso no arahiko
'zay alehan'i jeso dia ho any koa...

Andramo moa e ! ataovy io hira io dia tampeno mafy ny orona mba ho kentsona fa zavatra hafa no mivoaka e!

izao no manako eran'ny tanana : 'tay arian'i jeso dia ohaniko ...."......
hatramin'izao dia mihomehy irery aho rehefa mandeha lay hira!
20. Fiffi ( 30/12/2014 17:57)

moustaraf:

tsy LA CROIX ny hazo fijaliana! fa hazo lava be tsy misampana! de ahoana???


Crucifix est un terme issu du latin ecclésiastique du xiie siècle crucifixus, participe passé du verbe crucifigere, qui signifie « fixer sur une croix ». Un crucifix est donc une croix supportant une statuette de Jésus-Christ dans la posture de la crucifixion.

de ahoana ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075