Hazo fijaliana

21. Fiffi ( 30/12/2014 18:02)

moustaraf:



Iesus kristos dia sampy ka tsy mahagaga velively ny fisian'ireo zavatra ireo.




Tsy misy hidiran'Jesoa Kristy ny sampinao....
22. Fiffi ( 30/12/2014 18:03)

rhaj0:

[size=8]Que fait un rabbin aux sports d'hiver? - Un chalom géant !
Comment les bonnes soeurs se reproduisent elles ? - En couvant...
Pourquoi Jésus Christ n'aime pas les chats? - Car il est descendu pami nous. (par minou)
Quel est le plus petit paradis du monde ? - Le soutien-gorge, parce qu'il ne contient que deux saints!
Pourquoi ne faut-il jamais pointer du doigt ? - Parce que dieu est partout et que ça pourrait lui foutre le doigt dans le nez.[/size]


.......tsy hitako mintsy zay hidiran'ireo eto....
23. rhaj0 ( 30/12/2014 18:09)
ok .. ok ... miala tsiny e.. efa nakisako atsy
24. moustaraf ( 31/12/2014 14:21)
Salama,
Efa nolazaiko etsy aloha fa ny hoe hazofijaliana dia "hats'lav " amn teny hebreo izay midika hoe "hazolaza " , ka izany no mahatonga amn faritra sasany eto Dago, tsy miantsoantso hoe "mpangalatra!!! raha misy mandroba fa hoe "hazolava eee!!!
Izany hoe "ahantona "eo amn hazolava afovoan tanana ny jiolahy tratra !

Kolotsaina hebreo sy malagasy izany,ka tsy misy idiran'ny crucifix grika, izay misy tantarany hafa ihany koa!
Mazava be anie ny tanjon'ny romana tamn fandikana teny e! ezahina hanana endrika grika sy romana ny tantara rehetra jiosy sy hebreo, sady anesorana no anampiana ihany koa.

Ny tantaran'ny La croix dia mifamatotra amn dogme trinite niainga tamn ireo fivavahana jentilisa efa nisy talohan'Yeshua. Ohatra : ireo dieu egyptiana, persiana, indiana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1373