Lasan'i Patric ve ny kil?

41. gasy1zay ( 07/12/2014 15:36)

endriny:

gasy1zay:

marina fa misy mpilalao mivavaka mba ho ampian'Andriamanitra @ ataony ka raha ohatra hoe misy manao "gris-gris" ohatra ny co-équipier-ny dia aona??? Raha maharesy izy ve dia faly be koa ilay mpanao gris-gris hoe tena mahery ny odiko?

fa angaha moa i Jesosy tsy gris gris an'ny Romanina... Mila mitondra tehina misy lakroa, miambozona lakroa, misasa amin'ny rano voahasina, mitondra rano voahasina an-tsikinana, miondana baiboly... Toa fampoana sampy daholo ihany a

Ny kristianina voalohany nanaraka ny fampianaran'i Jesoa Kristy dia efa tao aorianan'ny fitorian'ny apostoly ny filazantsara tao aorinan'ny fitsangana'i Jesoa t@ maty, ny romana t@ izany dia nanenjika ny fivavahana kristianina, efa t@ taona 330 vao lasa fivavahana romana ny kristinisma ka nananganan'ny emperora t@ izany ny fivavahana katolika romana,
42. endriny ( 08/12/2014 06:31)

Anintaniako ianao hoe: "taiza kay Jesosy no nivavaka?"

Dia maninona ny Kristianina ankehitriny no manangana fiangonana. Ankoatry ny Sinagaoga? Kanefa i Jesosy aza nankatoa ny Sinagaoga hatramin'izay? Tsy mivily lalana ve izany ny Kristianina satraia tsy manaraka ny olona itokiany sy tompooiny?
43. gasy1zay ( 09/12/2014 15:32)

Anintaniako ianao hoe: "taiza kay Jesosy no nivavaka?"

Dia maninona ny Kristianina ankehitriny no manangana fiangonana. Ankoatry ny Sinagaoga? Kanefa i Jesosy aza nankatoa ny Sinagaoga hatramin'izay? Tsy mivily lalana ve izany ny Kristianina satraia tsy manaraka ny olona itokiany sy tompooiny?
[/quote]

Ianao ve ry endiny afaka miditra any @ sinagoga ka hitory an'i Jesoa Kristy hoe nitsangana t@ maty? Raha afaka ianao dia marina ny anao. Ho fampatsiahivana anao na fampianarana raha toa ka tsy hainao, ny fariseo sy ny mpanoradalana anie no nisambotra an'i Jesoa sy nanolotra azy ho faty e! Sinagoga no nampianaran'i Jesoa satria izy no ilay Mesia voalazan'ny Testamenta taloha ampianarina ao @ sinagoga fa ireo jiosy no tsy nety nino ary dia niafara t@ famonoana an'i Jesoa ho faty satria tsy metimety @ Jiosy ilay Mpamonjy teraka tany @ tranon'omby, ry zareo niandry mpanjaka haneho hery hanavotra azy @ fahefan'ny romana, famonjena hafa mintsy anefa no nentin'ny Jesoa satria handovana ny fiainana mandrakizay fa tsy ny ho sambatra ety an-tany fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.239