Lasan'i Patric ve ny kil?
21. rhaj0
(
03/12/2014 15:29)
Ny fahendren'ny Ntaolo izao milaza hoe "atero-ka-alao" ny fiainana.
Tsy hitanao ve ny ana(re)o dia hoe "atero" dia atero, dia fahano dia fahano (araka ny filazan'i Bor2lais) ranofotsiny ihany ?

22. gasy1zay
(
03/12/2014 15:36)
Ireto koa anisan'ny fahendren'ny Ntaolo :
- Ny fanahy no mahaolona
- Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra antampon'ny loha
- Ny zanaka tiana tsy itsitsiana rotsankazo :)

23. rhaj0
(
03/12/2014 16:14)
ok.. samia mitsindroka izay mampetimety ny baolinany ao izany.. Toa efa izay foana ihany ilay izy... fa TSISY ny vérité absolue.
Fa ny fanontaniana hoe "afaka miara-miaina ve isikana" dia .. rahefa "mety ny baolina" an'ny tsirairay, dia tokony mety izany io...

24. rhaj0
(
03/12/2014 16:21)
gasy1zay:
Raha tena resy lahatra ianao ohatra fa tsy misy Andriamanitra dia vonona ny hihaino anao aho heo inona ny antony hilazanao izany. Mba zavatra maharesy lahatra nefa ambara fa tsy hoe imagination collective dia izay :D
Ka ilay "fisian'A.tra" anie "Finoana" e... Ekena tsisy porofo, na koa, ekena tsisy fifandresen-dahatra.
Ahoana no hanaporofoiko izay "misy" ao @ "imagination-collective"-na(re)o ao ?
25. rhaj0
(
03/12/2014 16:27)
Amiko ny "Finoana" dia zavatra ao @ "imagination" ao..
Ohatra hoe, t@ taloha tsy nipataloha, ka nikatroka baolina tatsy Zambie ny Cheminot (hi hi hi.. . efa teraka ve ianao t@ izany?), dia tsisy telefona akoriny mba ahalalana ny valin'ny baolina, nefa efa alatsinainy ny andro. Dia inona fa dia "mino" fotsiny aho fa nandresy ry Ndrembahiny e... ary dia efa falibe aho io... ary sambatra ary tena "sambatra mialoka @ izany"...
... ambara-pahazoana ny tena valin'ny baolina...

26. gasy1zay
(
03/12/2014 16:32)
rhaj0:
gasy1zay:
Raha tena resy lahatra ianao ohatra fa tsy misy Andriamanitra dia vonona ny hihaino anao aho heo inona ny antony hilazanao izany. Mba zavatra maharesy lahatra nefa ambara fa tsy hoe imagination collective dia izay :D
Ka ilay "fisian'A.tra" anie "Finoana" e... Ekena tsisy porofo, na koa, ekena tsisy fifandresen-dahatra.
Ahoana no hanaporofoiko izay "misy" ao @ "imagination-collective"-na(re)o ao ?
Izaho anie tsy mangataka porofo aminao fa hoe inona ny ANTONY TSY HINOANAO an'i Jesoa Kristy , dia hoy aho hoe mba aza valiana fotsiny hoe satria "Imagination" anareo dia tsy mino aho fa mba hoe nisy antony manokana ve? Sa ilay izy tsy misy porofo no tsy anekenao azy?
27. rhaj0
(
03/12/2014 17:03)
gasy1zay:
... Raha tena resy lahatra ianao ohatra fa tsy misy Andriamanitra...
resy lahatra aho fa "misy A.tra" kah... fa Izy izany dia ao @ imagination collective-n'ny "mino" Azy.
Fa @ ireo izay TSY mahay mi-imaginer Azy, dia ... tsy maha-imaginer izireo izany; izany tsy midika hoe tsisy ilay objet de l'imagination(-nareo)
gasy1zay:
... inona ny ANTONY TSY HINOANAO an'i Jesoa Kristy...
dia tena hoe tsisy antony TSY "hinoako" an'Azy... Izy anie efa ao @ imagination-n'ny mpino Azy ao e...
28. endriny
(
04/12/2014 05:39)
Ny olona no namorona an'Atra fa tsy Atra akory no nampisy ny tenany... Namorona an'Atra ny olona satria tsy takatry ny sainy ny antony mahafaty azy kanefa ny hazon'olivan'ny razambeny mbola velona mijoalajoala eo Jery Saha Lemaka. Tsy takatry ny sainy ny hoe ahoana no nahatonga ny aretina dia lazainy fa asan'ny devoly
29. gasy1zay
(
04/12/2014 14:31)
endriny :
Raha tsy mbola nivavaka ianao, ahoana moa no hahalalanao hoe mamaly vavaka Andriamanitra? Ary raha tsy mbola hitanao ny fitiavan'Andriamanitra @ alalan'ny fihainoany sy famaliany ny fivavakao, herin'Andriamanitra @ famahany ny olana eo @ fiainanao dia sarotra ho anao tokoa ny hino ny fisiany.

30. rhaj0
(
04/12/2014 14:47)
Gasy1zay:
ahoana moa no hahalalanao hoe mamaly vavaka Andriamanitra?
Marina ny anao. TSY mahalala aho. Fa dia manombatombana eny rahefa mijery ny fiaraha-monina. Rahefa idiram-pahasoavana na idiram-pahoriana ny olona iray, dia ...50/50 eo izany ilay izy, ka hoe : "valim-bavaka" iny sa tsy izy ?
Fa ilay izy moa izany hoe, "omniscient" Izy, hoy i Gasy1zay, ka dia "sitrapoNY" (na dia TSY valim-bavakAO azany), sitrapoNY daholo na "fahasoavana" na "fahoriana" izany eee...
31. gasy1zay
(
04/12/2014 15:55)

Misy olona mivavaka ve mba idiram-pahoriana? Tsia angamba ny valiny, tsy valimbavaka izany ny fahoriana satria tsy nisy nivavaka mba hahazo fahoriana.
Marina tokoa fa mety misy vavaka tsy mivaly rehefa tsy mifanaraka @ sitrapon'Andriamanitra, ny sitrapon'Andriamanitra dia ny "handovanao ny fiainana mandrakizay", ka misy zavatra hangatahinao amin'Andriamanitra mety tsy hitondra @ io objectif final "handovanao ny fiainana mandrakizay" io dia tsy hivaly mintsy, ohatra : mivavaka ianao mba ho voray @ asa iray, raha voaray @ io asa io anefa ianao mety lasa manao kolikoly, dia mazava ho azy fa tsy ho azonao ilay asa na nivavaka aza ianao.
32. rhaj0
(
04/12/2014 16:17)
gasy1zay:
.. tsy valimbavaka izany ny fahoriana satria tsy nisy nivavaka mba hahazo fahoriana...
Mety ho "valimbavaka" nataon'ny fahavalonao.
Izany io hitanao lava amin-jareo mpanao fanatanjahan-tena :
ny fahorian'ny resy dia "valim-bavaky ny mpandresy".
34. rhaj0
(
04/12/2014 16:48)
Tsy ilay "hozona" kah...
HOtry ireny @ mondial ireny, dia manao lakroa i Messi, ary mivavaka mafy ny mba "handresy".
Dia miara-mahita io, situation 1 = mandresy izy ... situation 2 = tena ory ireo resy.
Ireo situation 1 sy 2 ireo dia "valim-bavaka" daholo daholo.
Koa na izany na tsy izany koa azany, dia sitrapoNY daholo, na fifaliana, indrindra moa fa fahoriana koa.
Nijery TED aho in-1 mandeha, dia nisy mopera (raha tsy diso aho) niezaka mba hanalefaka ny fahorian'ireo voan'ny Tsunami tany Japana. Fa dia tena kivibe ilery, aryvaky vava hoe, tsy mety mihintsy ity resaka fatao pli-vava ity, ka hoe, "sitrapony" daholo izany. Ahoana, hoz'izy, no ilazako @ ireto olona efa ory ireto, fa "sitrapony" izao "faharavana" lehibe izao ?!! ary dia toa ni-demissionne tsy ho mopera mihintsy ranamana.
Dia t@ tsunami ireny ihany, dia nisy congregation mba avotra ihany, dia niakatra tendrombohitra kely mba hivavaka sy hisaotra sy hidera angaha izany, fa dia nipaosin'ny tsunami daholo teo koa izy mianakavy. Dia mbola "valim-bavaka" sy "sitrapoNY" daholo ve izany ????

35. rhaj0
(
04/12/2014 16:54)
Raha tsy diso aho dia ity ilay resaka tsunami teo io...
http://www.ted.com/talks/tom_honey_on_god_and_the_tsunami

36. bor2lais
(
04/12/2014 17:22)
Siora anefa ve rhaj0 fa vavaka mba handresy no ataony ? Mety koa fametrahana ilay "asa" (lalao) ho atrehana eo ampelatanaNY ka ny sitrapoNY ihany no atao (Kristiana no resahiko a).
:-)
:-)
37. rhaj0
(
04/12/2014 18:05)
Toa rahefa "tsara fahana" izy izany dia manao toa i Bor2lais io.. Fa rahefa TSY tsara fahana kosany, dia ... hum hum... ary dia "mivaly ny vavakany" e...
Ahoana no itompoanao teny fantatra fa tsy ny vavakany no mivaly, ary tsy izay indrindra no nivavahany tao?
[size=8](tsy parfait hotr'anao daholo ny Kristiana)[/size]

39. gasy1zay
(
04/12/2014 18:54)
Ny sitrapon'Andriamanitra aloha dia averiko hoe :" ny hahafahantsika mandova ny fiainana mandrakizay", ny vavaka ataontsika izany dia tokony hifanaraka @ io objectif final io, raha resaka fialamboly toy ny sport-foot angamba dia tsy mino aho hoe hisy olona niova fo fa naharesy na resy ny equipeny, marina fa misy mpilalao mivavaka mba ho ampian'Andriamanitra @ ataony ka raha ohatra hoe misy manao "gris-gris" ohatra ny co-équipier-ny dia aona??? Raha maharesy izy ve dia faly be koa ilay mpanao gris-gris hoe tena mahery ny odiko?
Momba ny Tsunami indray dia sarotra amiko ny hamaly hoe inona ny antony nampisy ilay loza satria tsy mbola manana fanomezam-pahasoavana ny @ izany ny tenako hatreto, fa ny afaka ambarako dia misy ny zavatra tsy maintsy hitranga araka ny fampianarana na faminaniana voalazan'ny baiboly fa raha ny hevitro manokana no anontaniana dia mety ho lakolosy fanairana izany hoe aza variana fa mandalo ny fiainantsika, indray mipimaso dia mety hiala ety @ ora tsy ampoizina.

40. endriny
(
06/12/2014 05:31)
gasy1zay:
marina fa misy mpilalao mivavaka mba ho ampian'Andriamanitra @ ataony ka raha ohatra hoe misy manao "gris-gris" ohatra ny co-équipier-ny dia aona??? Raha maharesy izy ve dia faly be koa ilay mpanao gris-gris hoe tena mahery ny odiko?
fa angaha moa i Jesosy tsy gris gris an'ny Romanina... Mila mitondra tehina misy lakroa, miambozona lakroa, misasa amin'ny rano voahasina, mitondra rano voahasina an-tsikinana, miondana baiboly... Toa fampoana sampy daholo ihany a