Ny Fampianarana Katolika sy ny Fianakaviana Ankehitrio

81. gasy1zay ( 17/10/2014 16:17)

rhaj0:

gasy1zay:
Diso ve izany ilay namany 1 nilaza hoe esory ny Jeans nao fa andana hanaovy ny velondrirana raha te ho tafiditra any?
Azo atao hoe fanilikilihana sa tsy fitiavana ny olona manao "jeans" ve izany hoy ianao?

Amiko aloha, raha izaho no @ toeran'ilay nanao Jeans, dia raha miteny ahy ianao, dia mihaino aho. Fa avy eo dia anjarako sy raprezi ny tohiny. Mety rahefa miresaka izaho sy raprezi dia hozy aho hoe, izaho mahantra fa tsy manana velon-drirana. Dia mety OK hozy raprezy (who knows). Tsara parabole-nao, fa ity azany, raha Izy no resahina, "mino aho" fa
- "Lehibe Ny Famindra-Pony", ary
- avelao hanantona ahy ny olona, hozy Izy izay...

Fa kosa, TSY ianao no hanakana ahy tsy hiditra @ lapan-draprezi...

Asa raha azonao ny fijeri(ko) io...

izaho aloha dia mitovy hevitra aminao hoe tsy tokony ho sakanana izay manantona an'Andriamanitra, fa raha ny tokony atao dia io mampianatra azy io hoe izao no tokony ho ataonao mba ahafahanao miditra any tsy misy problème.
Ny olana mantsy mety tsy hahita an'Andriamanitra ilay ranamana noho ny fahotany dia mety alaimpanahy hieritreritra hoe toa tsy mamaly vavaka Andriamanitra na hilaza mintsy aza hoe tsy misy Andriamanitra satria voalaza ao @ Isaia 59: 2 hoe :"Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin’ Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy."

82. rhaj0 ( 17/10/2014 16:46)
Ka azonao izao izany ny eritreritry ny olona hoe, rahefa mba tia hanantona Azy ny olona, ka ilay atao @izany dia kominio (ho an'ny nisara-panambadiana?) na fanambadiana (ho an'ny homosekisoaly), kanefa TSY avela "manantona" izy, ary "olombelona" toa azy no manakana ny fanantonana (ianao ohatra, na ny Vaticaniste), dia rahefa voahilika tsy avela manantona ilay olona, moa ve tsy mba itseranao???? mba rariny sy hitsiny ve izany???

(raha ny @ hoe sty ho hitan'A.tra na hoe "mampiafina", dia zavatra hafa izany, fa eto aloha, rahefa TSY olombelona no "manafina" ilay olona tsy ho hitan'A.tra.. izay no zava-dehibe.)

Fa io ho'a, raha ny fahitako azy, dia ny (rian-drano) Papa Fransoa dia efa manomboka misokatra saina sy fo @ izany..

Mbola misy ny fanantenana...
83. gasy1zay ( 17/10/2014 18:32)

Amiko ny fanantonana an'Andriamanitra dia voalohany fanekena azy ho Andriamanitra, faharoa manaiky ho olony ianao ary hanaraka ny didiny , fahatelo vonona ny hametraka ny fiainanao eo ampelatanany, izany zavatra izany tsy tokony misy idiran'ny hoe nohamasinina mariazy sy hoe nandray kominio , tsy hoe rehefa nandray ny fanasan'ny Tompo ianao vao mihaino ny vavakao Andriamanitra, tsy hoe avy nohamasinina tany ampiangonana ny mariazinao vao afaka mivavaka ianao.

Amiko ilay izy dia lasa ohatrany hoe avadika ilay resaka hoe tsy azo avela hanantona an'Andriamanitra izahay L+L na V+V satria tsy hamasinin'ny fiangonana ny "mariazy gay" nefa diso be izany fa tsy ny fanamasinana mariazy mintsy no anantonana an'Andriamanitra fa raha izany tsy mba manantona an'Andriamanitra ve izany i Papa sy ny Cardinal sy Mompera ireo?

84. rhaj0 ( 19/10/2014 23:28)
gasy1zay:
Amiko ilay izy dia lasa ohatrany hoe avadika ilay resaka hoe tsy azo avela hanantona an'Andriamanitra izahay L+L na V+V satria tsy hamasinin'ny fiangonana ny "mariazy gay" ...

OK.. mety marina ny anao.. Izaho moa sady tsy homosekisoaly no tsy katolika fa mba mihaino sy mijery dia mitsetra olona fotsiny e... Hotry ny hoe raha ny Ankizy mahatsapa izay tsapany ao, dia mangataka izay angatahiny, dia ... z'inona koa aho no hanakatsakana izay faniriany. Rahefa mahatsapa-tena ireo L+L sy V+V fa .. mila hohamasinina ny fiarahany..

Fa dia mitazana izany aho e... Dia rahefa tsy manaiky ny "mpitana ny fombafomba", dia io ho'a, rahefa tsy hanaraka ny "fombafomba" izany ry lehirony dia... mandehana tokoany mahazo e... Maninona tokoany moa mi-insiste @izany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5876