Ny Fampianarana Katolika sy ny Fianakaviana Ankehitrio

21. rhaj0 ( 07/10/2014 14:48)
Dia io izany toa t@ androny, nony nipetraka ny fanontaniana hoe, boribory ve ny tany; dia hoy ny olombe nitantana ny fiaraha-monina (ny mpitondra fivavahana) hoe tsy boribory satria "tsy mifanaraka @ fampianarana"..

Fa samia mandinika azany e... diniho fotsiny ohatra 100 taona lasa, na 50 taona lasa fotsiny aza. Toatoa ny ahoana ny concept-n'ny olona ny @ izany hoe L-L na V-V izany ohatra. Tsaroako t@ 10 sa 5 taona lasa, dia nisy namana gasy vao tonga taty Kebek, dia tena nihizingizina mihintsy ilery fa tena tsy mety ity L-L ity.. Tsy niherina akory ny 1 taona dia kopy lery fa (olona) "normal" kay ity L-L ity.

Fa dia.. hoy aho hoe, tsy adala daholo akory ny 19%-n'ny olona.. ary mety ireo indrindra koa anie no "nobitsihiny" e... ahoana no hitompoana teny fa ry debabe foana no hibitsihiny ??
22. gasy1zay ( 07/10/2014 16:25)

rhaj0:

rhaj0 > ny L-L sy V-V izany dia efa t@ andron'ny sodoma sy gomora anaty Baiboly no nisy, ary izaho tsy nilaza hoe tsy "normal" ireo olona ireo fa ny lazaiko dia tsy sitrak'Andriamanitra satria fahotana sy fahavetavetana eo imason'Andriamanitra izany, niova ny concept fandraisan'ny olona azy satria dia efa hezahina avily hoy aho ilay fampianarana, lazaina fa tsy tolérant ny olona milaza fa mpanota ny homosexuel ary izany anie no antony hanipahan'ny tany mandroso izay be azy ireo tsikelikely ny fivavahana e, satria ohatrany manakana azy @ filany. Za tsy milaza hoe tsy "normal" ny homosexuel izay midika hoe "adala" izy sanatria na "marary" fa ny ambarako hoe ilay "pratique" ataony dia fahotana sy fahavetavetana eo imason'Andriamanitra araky ny baiboly, ka raha amiko manokana raha higarder izay fanaony izay izy tsy tokony mihintsy hitady fanamasinana mariazy any ampiangonana satria tsy izay mintsy no concept "mariazy" chrétien,

Mikasika ny namanao niova hevitra indray dia azy manokana iny fa tsy midika izany hoe manaiky ny fanambadiana L-L na ny V-V ny olombelona dia lasa tsy fahotana eo imason'Andriamanitra ilay izy, ohatrany hoe efa be dia be ny mandainga dia aleo esorina @ didy folo ny hoe aza mandainga? asa raha azonao ilay nuance
23. rhaj0 ( 07/10/2014 16:38)
OK... raha ny fahazoako azy izany dia, ny homosexoality dia hotry ny ohatra hoe "mijangajanga".. Ka ny "fijangajanga" ohatra dia TSY tokony "hamasinina".. Fa manana ny zony manao izay ataony ny tsirairay.. izay izany?
24. gasy1zay ( 07/10/2014 17:19)

rhaj0:

OK... raha ny fahazoako azy izany dia, ny homosexoality dia hotry ny ohatra hoe "mijangajanga".. Ka ny "fijangajanga" ohatra dia TSY tokony "hamasinina".. Fa manana ny zony manao izay ataony ny tsirairay.. izay izany?

Fa ianao ve rhaj0 izany tena tsy mbola nanatrika mariazy kristianina mintsy hatrizay? asa raha hainao ilay fanontaniana hoe sao misy mahalala antony tsy tokony hanamasinana izao fanambadiana izao? ka raha misy milaza eo hoe efa manambady io lehilahy io dia fahotana eo imason'Andriamanitra izany satria efa vadin'olona izy ka lasa "fijangajangana "izany io mariazy io raha efa manambady nohamasinina nefa mbola mitady hanambady olonkafa indray, noho izany tsy azo hamasinina.
25. rhaj0 ( 07/10/2014 18:53)
(rahefa manatrika mariazy anie dia hotry ny falifaly sy manao lohan'angidina fotsiny ao ampiangonana ao fa tsy mihaino akoriny izay voalaza e... :)

OK.. ilay Kristiana fa homosexoaly izany, raha ny hevitrao, dia tsy tokony hanantena fa ho hamasinina any am-piangonana ny mariazin'ny L-L na V-V.
Ny 19%-n'ny Katolika mihevitra fa tokony hohamasinina izany fiarahan'ny L-L na V-V izany.

Dia ho hita eo izany hoe ahoana hozy ny Bishops, dia ahoana hozy ny Papa Fransoa.

26. rhaj0 ( 07/10/2014 20:21)
Amiko dia giravy ity fantsin'i Papa Fransoa ity
Jereo eto:
"You have to say what you feel the Lord tells you to say, without concerns of human respect and without fear,' Francis instructed the bishops at the start of their meeting."

Averiko indray: "say...without concerns of human respect" ????
@ teny frantsay goragora dia hoe: "dire ... sans préoccupations de respect humain" ???

MIvory ao zany zareo, dia tonga hono ny aingam-panahy, na hoe lazainy hoe ampitenenin'ny Fanahy Masina izany hono zareo, dia hilaza zavatra mety tsy manisy sira ny maha-olona ??? Sa izaho no diso fandray ???

Ka samy zareo ao izany io dia tsisy quoi na manazinona na tsia ny maha-olona ny resaka atao... tairo ao azany kouh... Hita(ko) io izany ny fomba-ndreo ao ambadiky ny rideau ao.
27. rhaj0 ( 07/10/2014 20:29)
an an... dia tena giravy anie izany e... sa nareo rehetra hanao oye-oye fotsiny daholo ?

Dia rahefa miteny izany i Bishop, mety hoe resaka tena maniratsira ny maha-olona, dia mety hoz'izy hoe, nampitenenin'ny Fanahy Masina aho.

Dia ahoana?? Ny Fanahy Masina izany io maniratsira ny maha-olona io, sa i Bishop no manondrana ???

Dia ahoana?? dia tsisy adi-hevitra izany io fa tsisy demokrasia tsinona eo???

an an... tena tsy mety @ kapoakako izany...
28. bor2lais ( 08/10/2014 07:31)
rhaj0:

MIvory ao zany zareo, dia tonga hono ny aingam-panahy, na hoe lazainy hoe ampitenenin'ny Fanahy Masina izany hono zareo, dia hilaza zavatra mety tsy manisy sira ny maha-olona ??? Sa izaho no diso fandray ???

ie, ianao no diso fandray ka ! :-)
Soa-toavina kristiana ny fitandroana ny maha-olona ! :-)
29. hery ( 08/10/2014 08:01)
Izaho aloha tsy mino an'io hoe 19%-n'ny katolika dia mihevitra fa tokony hohamasinina ny L-L na V-V
- Na ireo olona ireo tsy katolika intsony (ny katolika dia katolika pratiquant fa tsy izay vita batemy fotsiny)
- Na ireo olona ireo misandoka hoe katolika (mba hahafahana manatsara an'ilay sondage)

Fa ny katolika mbola manaraka tsara ny rythme amin'izao fotoana izao, izany hoe mivavaka, mihaino ny fampianarana sns, dia tsy hieritreritra mihitsy hoe possible izany L-L atao mariazy izany :-)

rhaj0:

(rahefa manatrika mariazy anie dia hotry ny falifaly sy manao lohan'angidina fotsiny ao ampiangonana ao fa tsy mihaino akoriny izay voalaza e... :)

OK.. ilay Kristiana fa homosexoaly izany, raha ny hevitrao, dia tsy tokony hanantena fa ho hamasinina any am-piangonana ny mariazin'ny L-L na V-V.
Ny 19%-n'ny Katolika mihevitra fa tokony hohamasinina izany fiarahan'ny L-L na V-V izany.

Dia ho hita eo izany hoe ahoana hozy ny Bishops, dia ahoana hozy ny Papa Fransoa.

30. rhaj0 ( 08/10/2014 10:56)
bor2lais:
ie, ianao no diso fandray ka ! :-)
Soa-toavina kristiana ny fitandroana ny maha-olona ! :-)

[size=8]Izany kosany ve ry Bor2lais tsy "gueule de bois"-na politisiana (asesisesika foana ny resaka fa tsy valiana mivantana ny fanontaniana). [/size]
Ka efa hoe hozy ny Papa Fransoa io hoe (jereo eto ny source) :
"You have to say what you feel the Lord tells you to say, without concerns of human respect and without fear,' Francis instructed the bishops at the start of their meeting."

Izao azany e .. mba adikao @ teny gasy hoe io, fa sao dia izaho tokoany no diso fandika.

hery:
Izaho aloha tsy mino an'io hoe 19%-n'ny katolika dia mihevitra fa tokony hohamasinina ny L-L na V-V...

- Hoe "tsy mino" i Hery, mifototra @ fahalalan'i Hery manokana (ny eritreritry ny katolika eran-tany),
- sa hoe "tsy mino" ilay fitsapa-kevitr'olona natao i Hery ?
- sa koa hoe, "tsy mino" i Hery satria ... izay no valim-bavaka na fanontaniana nataon'i Hery manokana tao ? sa koa hoe "tsy tao anaty Baiboly" izany ary dia tsisy antony inoana azy...

Ilay Fitsapa-kevitr'olona aloha dia, tena miala tsiny maniraka, fa mandehana mihitsiny vakio ity..
http://bendixenandamandi.com/wp-content/uploads/2014/02/ExecutiveSummary.pdf

Raha tsy (mahasahy) mahavaky i Hery, dia ireto no avoitrako avy ao:

1- ny Vatican ihany no nampanontany azy, ary tena nisafidy (araka ny methode-ny tao0 diosezy eran-tany ny mpanadihady
Executive Summary
The Vatican’s Announcement In October 2013, the Vatican embarked on a worldwide initiative to gather information in preparation for the October 2014 Extraordinary Synod of Bishops on “The Pastoral Challenges of the Family in the Context of Evangelization.” A survey instrument was issued to diocese around the world with questions designed to ascertain the changing nature of the church and the challenges faced by priests in their daily stewardship.

2- Dia mba honnete ihany i Vatican namela namoaka ny salanisa; fa hitako hoe, nasisika kisary tokana tsisy kaomanitera ilay izy. Henatra ve? Jereo tsara anefa ilay fanontaniana teo aloha, rahefa betsaka ny miteny toa ny fanirian'i Vatican, dia natao @ antsipiriany ny fanadihadiana ilay salanisa. Toa izao ny azany ilay fanontaniana (mahamenatra)...
GAY MARRIAGE
Do you think that the Catholic Church should perform marriages between two persons of the same sex?
19% - Yes
76% - No
5% - No answer

19% io re ry Hery a... fa dia aoka ho'a...
31. bor2lais ( 08/10/2014 11:17)
rhaj0:

Izao azany e .. mba adikao @ teny gasy hoe io, fa sao dia izaho tokoany no diso fandika.

Tsy dia ny soratra loatra no zava-dehibe amin'i Bor2lais fa ny fanahin'ilay teny ka ! :-)
32. hery ( 08/10/2014 11:18)
Namaky aho ka.

1. Tsy eran-tany: Firenena vitsivitsy no nalainy. Ho an'i Afrika ohatra dia RDC sy Uganda. Asa firy %-n'ny any Madagasikara tokoa no manaiky gay mariage.
2. Mbola hamafisiko ilay nolazaina tetsy ambony. Iza no nanontaniana? Katolika vita batemy fotsiny sa katolika engagé? izany hoe pratiquant mivavaka?

Fa na izany na tsy izany dia miandry fatratra ny sori-dalana hivoaka ao amin'io sinaoda io koa aho.
33. rhaj0 ( 08/10/2014 12:28)
"tsy ny soratra no zava-dehibe fa ny fanahiny..." hozy Bor2lais. Raha ny fahazoako an'io izany dia tsy io evidence/fact io no zava-dehibe fa ny fandikana/interpretation atao an'azy. Cool.

Fa dia tsy mety @ kapaokako re izany ry Bor2lais a... ka dia hiezaka azany aho (rahefa tsy hanampy i Bor2lais) ny handika azy @ teny gasy:
"You have to say what you feel the Lord tells you to say, without concerns of human respect and without fear,' Francis instructed the bishops at the start of their meeting."
"Tokony hilaza izay tsapanareo araka ny nitenenan'A.tra anareo ny @izay ho lazainareo ianareo, ary izany dia tsy asianareo fieritreretana ny fanajana ny (maha-)olona, ary koa tsy amin-tahotra", hoy Fransoa ...

Sarotra ilay izy, fa dia izay izany ny fampianarana (azoko) androany :)

Azo ampiharina eto @ fivorian'ny besopapa eto @ serasera eto koa ve izao izany : rehefa mikozy eto, dia aza asiana fieritreretana ny fanajana ny (maha-)olona fa tonga dia lazaovy tsy amin-tahotra izay tianao lazaina (na tiaNY mba ho lazainao)...

Ka ahoana: mety @ kapaokanareo izany izany? oye-oye daholo ?
34. hery ( 08/10/2014 12:38)
Tsy haiko na efa misy hevitra hafa sahady ao amin'ilay nolazain'i rhaj0 satria izao no fahazoako azy

"Il faut dire tout ce que, dans le Seigneur, l’on sent devoir dire: sans craindre le jugement d’autrui, sans timidité» - See more at: http://www.osservatoreromano.va/fr/news/avec-clarte-et-humilite#sthash.3D3YjdQZ.dpuf"

Amiko dia midika hoe eritrereto tsara sy ento am-bavaka fa ianareo no tompon'ny teny farany.
35. rhaj0 ( 08/10/2014 12:47)
hery:
1. Tsy eran-tany: Firenena vitsivitsy no nalainy.

Ka fitsapan-kevi-bahoaka (referendaoma) izany no tadiavin'i Hery fa tsy fitsapa-kevitr'olona (saoundazy). Ny fitsapa-kevitr'olona anie (matetika) mahalaza ny hevi-bahoaka e. Ary izay indrindra, raha ny fahazoako azy, no nataon'i Vatican.
[size=8]Izaho mahita aty zamerika ohatra, fa ny politisiana loser ihany no manifika sondage...[/size]

hery:
2. Mbola hamafisiko ilay nolazaina tetsy ambony. Iza no nanontaniana?

Ka dia hanontanio azany i Vatican ao e. I Hery ao am-potony ao. Fa maninona hoe tsy navoaka ny antsipiriany t@ io fanontaniana manokana io, fanefany kingakinga ery nareo rahefa hamoaka ny antsipiriany @ ilay fanontaniana teo alohany..
GAY MARRIAGE
Do you support or oppose marriage between two persons of the same sex?
30% - Support
66% - Oppose
4% - No answer
Gay Marriage - Results By Continent (54% North Americans support)
Gay Marriage - Results By Country (64% Spain support)
Gay Marriage - Results By Age (31% 18-34 ans support)
Gay Marriage - Results By Socio Economic Class (47% upper/middle class support)
GAY MARRIAGE
Do you think that the Catholic Church should perform marriages between two persons of the same sex?
19% - Yes
76% - No
5% - No answer

Dia jereo ohatra etsy ambanimbany fa tafavoakan'i Vatican koa (rahefa te-hamoaka izy) ny hoe, katolika mpandeha fiangonana ve no nanontaniana sa ireo ilay mpamonjy fety noely fotsiny... Hananan'i Vatican ny valin-teninao ry Hery a...

Fa ny zava-dehibe k'lou dia (mahasahy) mametra-panontaniana (an'i Vatican) koa i Hery e... :)
36. rhaj0 ( 08/10/2014 12:50)
"without concerns of human respect" == "sans craindre le jugement d’autrui"

[size=8]Danz be ilay spin an-dry spin doctor... mahay ping-pong nareo .. ekena azany mba tsy ifandirana e... io izany no atao inoana...[/size]
37. hery ( 08/10/2014 13:30)
Samy miandry e :-)

Ny tena Katolika dia matoky ny hevitra mivoaka amin'ny zavatra tahaka izao sinaoda lehibe izao.
38. bor2lais ( 08/10/2014 13:54)
rhaj0:

Fa dia tsy mety @ kapaokako re izany ry Bor2lais a...

Tsy olana ka ! 'Ndao fa làlana ! :-)

[size=8]Tia an'irony gazety "à sensation" irony angamba i rhaj0 ity e ![/size]
39. rhaj0 ( 08/10/2014 14:15)
Ka dia hanao rafotsibe very laona eto daholo ve izany ve isikana ry Hery, ka miandry fotsiny izay higadonany, sa kosa mba hamoaka ny hevintsikana koa... Ohatra hoe i Hery izao etsy ambony mizizobe hoe, "iza no nanontaniana" ets...
Ka dia ho hanontaniako izany ianao re ry Hery a...

Na koa ho an'ny rehetra: ahoana azany ny hevitrareo @ ireto:

DIVORCE
Do you agree or disagree with Catholic Church policy on divorce that says:
“An individual who has divorced and remarried outside of the Catholic Church, is living in sin which prevents them from receiving Communion” ?
--- Rhaj0: DISAGREE

ABORTION
Do you think that abortions should be allowed in all cases, allowed in some cases, or should it
not be allowed at all?
--- Rhaj0: ALLOWED IN ALL CASES

CONTRACEPTIVES
Do you support or oppose the use of contraceptives?
--- Rhaj0: SUPPORT

MARRIAGE OF PRIESTS
Do you think that Catholic priests should be allowed to marry?
--- Rhaj0: YES

WOMEN BECOMING PRIESTS
Do you think that women should be allowed to become Catholic priests?
--- Rhaj0: YES

GAY MARRIAGE
Do you support or oppose marriage between two persons of the same sex?
--- Rhaj0: SUPPORT

GAY MARRIAGE
Do you think that the Catholic Church should perform marriages between two persons of the same sex?
--- Rhaj0: YES

POPE FRANCIS
How would you rate the job that Pope Francis has been doing since he was elected Pope earlier this year?
--- Rhaj0: EXCELLENT/GOOD

Church Attendance
--- Rhaj0: attend service only a few times a year (actually, almost never attend services)

Demographics - Gender
--- Rhaj0: MALE

Demographics - Age
--- Rhaj0: 35-54

Demographics - Marital Status
--- Rhaj0: MARRIED

Demographics - SOCIO-ECONOMIC STATUS
--- Rhaj0: MIDDLE

[size=8](ho an'i Bor2lais... tsy "à sensation" io fa tena faniriana sincere ny mba ahalala ny @ Malagasy... eto @ity serasera ity santionany)[/size]
40. hery ( 08/10/2014 14:46)
Ito ary ny ahy

DIVORCE
Do you agree or disagree with Catholic Church policy on divorce that says:
“An individual who has divorced and remarried outside of the Catholic Church, is living in sin which prevents them from receiving Communion” ?
--- hery: AGREE

ABORTION
Do you think that abortions should be allowed in all cases, allowed in some cases, or should it
not be allowed at all?
--- hery: NOT BE ALLOWED AT ALL

CONTRACEPTIVES
Do you support or oppose the use of contraceptives?
--- hery: OPPOSE

MARRIAGE OF PRIESTS
Do you think that Catholic priests should be allowed to marry?
--- hery: NO

WOMEN BECOMING PRIESTS
Do you think that women should be allowed to become Catholic priests?
--- hery: NO

GAY MARRIAGE
Do you support or oppose marriage between two persons of the same sex?
--- hery: OPPOSE

GAY MARRIAGE
Do you think that the Catholic Church should perform marriages between two persons of the same sex?
--- hery: SHOULD NOT

POPE FRANCIS
How would you rate the job that Pope Francis has been doing since he was elected Pope earlier this year?
--- hery: GOOD

Church Attendance
--- hery: fervent

Demographics - Gender
--- hery: MALE

Demographics - Age
--- hery: 35-54

Demographics - Marital Status
--- hery: MARRIED

Demographics - SOCIO-ECONOMIC STATUS
--- hery: MIDDLE
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0101