Fa maninona no tsy maintsy atao mariazy any ampiangonana? Ary maninona ny any amin'ny firaisana no atao hoe fisoratana fa tsy mariazy?

21. rhaj0 ( 09/09/2014 10:35)
Raha ny fahazoako ny an'i Bor2lais izany dia ... TSY ny toa ireo andininy sy toko ireo no "tadiavin'i Bor2lais" ao anaty Baiboly... Ary ny toa ireo andininy sy toko izay "manahirana" ireo dia .. hodian'i Bor2lais tsy hita ... izany ve ??

Fa na izany na tsy izany, dia raha ny fahitako azy, dia efa manaiky daholo izany aloha isika rehetra fa dia "samy mitady izay (tiany) tadiavina" (ao @ Baiboly) ny tsirairay, samy mandray izay tiatiany sy mampetimety ny baolinany ao.

Mino aho fa rahefa mamoaka ireo toko sy andininy ireo izany ohatra izaho, dia tsy araka ny filazan'i Randri87 azy atsy, ka ho voakilasy hoe, "m(p)ampianatra sandoka sy ny m(p)aniratsira fivavahana"...
22. bor2lais ( 09/09/2014 13:00)
Tsy toy ny famaky "code pénal" na "code civil" akory no andraisan'i bor2lais ny Baiboly rehefa vakiany ! :-)
23. rhaj0 ( 09/09/2014 13:18)
Ka dia tena very izany zahay raha izany.. Nareo Bor2lais sy i Hery koa ohatra, dia hita(ko) toakoany fa dia "mahay mamaky Baiboly", ary dia tena mahay tokoany moa, ka mahita mandray (interpretation?) izay voasoratra rehetra izany. Ka tena hita hoe kalamina tokoany nareo ireo, ary dia tena "mety izany ny baolinareo ao izany"

Ny olon-tsotra sy olon-doma toa anay dia mihevitra hoe, io Baiboly io no mirakitra ny Didy aman-Dalana, ary ho anay dia tokony mba mazava tsara, ary tsy miteraka fandikana samy hafa (differentes interpretations) izy io, raha tsy izany dia ho adilava no vokany, satria dia samy manana ny fandikany azy, dia samy manao izay saim-pantany raha mifototra @ izany.

Ka dia tokony tsy ho gaga intsony aho izany raha samy gaigy eto daholo raolona eto an-tany rahefa .. mifototra ao..
24. bor2lais ( 10/09/2014 15:59)
Ahatsiarovako ny dinika naroson'ny namana iray hoe "manidina" izay ny tenin'i rhaj0 io : ity ny rohy ho an'izay mety ho liana
tsindrio eto

Indro averiko zaraina eto ireto "extraits" vitsivitsy ireto ho famaranana ny fandraisako anjara amin'ity dinika ity (sao lasa HS indray) :
********************
"... La Bible ne se présente pas à nous comme un livre de philosophie ou d'histoire; elle ne nous parle pas de Dieu, mais au nom de Dieu ..."

"... La Bible est un livre difficile à comprendre justement parce que c'est un livre à la fois humain et divin. C'est un livre écrit par des hommes liés à une époque, à un langage, à des circonstances particulières; un morceau d'histoire humaine. Mais à travers cette histoire humaine, une autre histoire se déroule : celle que Dieu lui-même écrit dans les cœurs d'hommes, celle qu'Il fait à la fois pour nous, à travers nous et malgré nous; et cette histoire est l'histoire d'un salut; c'est l'histoire d'un combat que Dieu livre aux hommes, pour les hommes et contre les hommes ..."

"...Elle (la Bible) nous révèle que l'histoire est un combat incessant entre Dieu qui appelle et l'homme qui résiste..."
**************
Extraits du livre "Le dessein de Dieu" de S. Diétrich
:-)
Miala tsiny raha somary nivoana amin'ny lohateny ny resaka ! :-)
25. rhaj0 ( 10/09/2014 17:06)
An an... dia vao mainka aho very.. Ka "tout-puissant" no fandraisanay (na izaho na ny maro koa angambany) Azy nefa dia:
- maninona no tsy ampiasainy ilay "puissance" mba TSY ho "difficile à comprendre" ity fiainana ity
- toa TSY mandresy foana Izy izany @ izao "combat incessant" izao...

Rahefa mandinika eto aho izao dia miombo-kevitra hoe "c'est un livre (..) humain".

Ka dia raha izaho manokana izany, dia tena tsy dia handany ron-doha loatra (intsony) ka handalina be, ka hoe hanaraka (ara-baki-teny) an'ilay boky "humain t@ fotoan'androny" io... Hanao izay mety @ fiaraha-monina araka ny lalana "humain @ fotoan'androko izao" aho, dia ho hita(ko) eo fa dia ... "Izay Mahasoa AtaoNY" e...
26. endriny ( 11/09/2014 04:52)

rhaj0:

An an... dia vao mainka aho very.. Ka "tout-puissant" no fandraisanay (na izaho na ny maro koa angambany) Azy nefa dia:
- maninona no tsy ampiasainy ilay "puissance" mba TSY ho "difficile à comprendre" ity fiainana ity
- toa TSY mandresy foana Izy izany @ izao "combat incessant" izao...

Rahefa mandinika eto aho izao dia miombo-kevitra hoe "c'est un livre (..) humain".

Ka dia raha izaho manokana izany, dia tena tsy dia handany ron-doha loatra (intsony) ka handalina be, ka hoe hanaraka (ara-baki-teny) an'ilay boky "humain t@ fotoan'androny" io... Hanao izay mety @ fiaraha-monina araka ny lalana "humain @ fotoan'androko izao" aho, dia ho hita(ko) eo fa dia ... "Izay Mahasoa AtaoNY" e...


Hihihihihihihihi
27. zo6 ( 15/08/2016 17:50)
fahotana vé ny mivady tsy vita mariazy any ampiangonana, satria ny ankamaroan'ny malagasy ary indrindra ireo Ray aman-dreny mpivady taloha d tsy vita fanamasinana any am-piangonana, zany oe mijangajanga zan ry dadabe sy bébé??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4305