FANDRESENA TANTERAKA

41. endriny ( 04/08/2014 06:48)
Hay ve fanasana ati-doha atao ao amin'ny kolo TV no averina eto e... Maninona raha eny ambavahadin'Ambohitsorohitra no miantsoantso manala devoly?
42. RBNIR ( 04/08/2014 08:08)
Fanampiny namana,

Maninona moa ny an'i Jesosy Tompo no tokony ho raisina?
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao. 7:16)
Ilay MARINA avy amin'i Jesosy dia tsy Azy fa avy amin'Andriamanitra,

Izay ilay hoe fampianarana tsy misy kilema (satria avy amin'Andriamanitra) SAINE DOCTRINE,

Minoa an'i JEsosy Tompo ianao, tsy mpandainga Izy fa izay nirahana hanambara ny MARINA.

Samia ho tahin'ny Tompo namana,
43. RBNIR ( 04/08/2014 08:10)
Raha tena nanaraka an'ilay fandaharana ianao dia tokony ho efa nahafantra ny MARINA,

44. rhaj0 ( 06/08/2014 13:18)
rhaj0:
Dia io izany amiko ho'a, sahala @ efa noresahina tatsy ihany, dia samy manana ny "marina" ao @ axe de reference-nareo ao re izany ianareo e... tsy mila ifandirana intsony izany.

RBNIR:
Ny Marina namana dia tsy ny avy amiko, tsy NY avy aminao , tsy avy amin'i Maranatha, na avy amin'iza.....
Fa raha hitady ny MARINA ianao dia any AMINY...

Raha tohizako izany ny kisarisary fampitaha @ Fizika, dia ilay "marina" (absolu) dia ao @ ilay axe de reference (absolu) mifatotra @ ireo "kintana telo". Avy @ io axe de reference absolu io, dia tsy mihetsika tsy miova ny zava-misy ety an-tany aty amintsika aty. Fa ny axe de reference antsika tsirairay aty kosa no mihetsika/miova/samy hafa..

Io izany i Maranatha avy ao @ axe de reference-ny ao, dia mahita fa "manjavozavo" ny resaka ao @ axe de reference-n'i RBNIR. Dia torak'izany koa RBNIR mahita ny an'i Maranatha. Fa raha ho Azy, mijery avy @ axe de reference absolu (ilay an'Azy), dia "mety" tsisy manjavozavo ny anareo roaroa fa "marina" daholo.

Koa dia samia mamikitra ao @ axe de reference-ny ao izany e... "Revy Samy Manan'Ny Azy"... Tsisy hitondra mankaiza ny hifanabaty lava eo ka hoe "sandoka" ny ankilany, na ny hidehaka lava eo ka hoe ny ahy ihany no "tena izy"... samy tsara daholo... Ary tsisy an-tery ny ijanonana na iovana axe de reference ao...
45. Maranatha ( 08/08/2014 06:56)

Salama namana, Misy refy tratrarina ilay izy namana fa tsy hoe rehefa milaza hoe marina dia marina Apok 11:11 Ary nomena volotara tahaka ny tehina aho, ka nisy nilaza tamiko hoe: Mitsangàna, ka refeso ny tempolin'Ny Avo-indrindra sy ny alitara, ary isao izay mivavaka ao.. Isika ilay tempoly dia refesina raha mahafeno ny fepetra na tsia. Refesina = Tsaraina . Tsaraina raha mahafeno ny fepetra ahafahana mihiditra ny kananan'ny lanitra na tsia.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5776