Kabarin'i Hery Rajaonarimampianina

1. hery ( 27/01/2014 08:16)
Efa omaly ity resaka ity no niparitaka be tao amin'ny twitter sy facebook ary saika tsy hapetrako eto kanefa rehefa ratsy dia ratsy na iza manao azy na iza ka hapetrako ihany.
Ny fandikàna be fahatany na plagiat tahaka itony mantsy dia heloka moraly sy ara-tsaina (délit)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Plagiat

Ny teny famaranana nataon'i Hery R. tamin'ny kabary tamin'ny investiture dia dika mitovy tamin'ny kabarin'i Sarkozy tamin'ny 2007.

Efa nanao toa izany i Andry Rajoelina tamin'ny kabariny tao amin'ny ONU nefa nolazaina fa tsy fitiavana ny nilazàna izany ka dia io naverin'ny mpanao lahatenin'i HVM io indray.



Ny faux pas tahaka izao dia tsy tokony ho arovana na ho takontakonana fa tokony hahitsy avy hatrany dieny ety amboalohany. Tokony hanadio ny ekipany i Hery Rajao.
novalian'i andrywui ny 05/02/2014 13:07
2. andrywui ( 27/01/2014 09:28)
Ouuuaahhhaha ,,,
Zao le izy hery aa kalkalma iany enao ,,
Itony lahateny administratif itony dia lahateny efa mipetraka (norme internationale) efa vita ary teny tsy maintsy tenenina .
Azonao ve ny tiako ho lazaina ,mbola nisy diso kely aza izy teo sady tsy ampy. Ny an'i Ratsiraka sy Ravalo no tena nataony COPIE COLLER ilay discours manaraka norme internationale ( NI) ka zay no ataoko kalkalma iany hianao fa blague ndry Ta Ramses sy ny kofboay akamany io .
3. andrywui ( 27/01/2014 09:31)
Tokony ho adika copie conforme mihitsy aza no tena izy de iny no vakina eo amin'ny 2eme chapitres amle discours
Zany daholo no ataon'ny olona rehetra e rehefa vita ny discours personnel nao de tairina amzay io.fika n'a discours copie coller oo . TSY FAHOTANA IO RY HERY À ,,,NORMAL BE IO ,,,AZA DE MIPAPAPAPAPAPA BE LOATRA E
4. hery ( 27/01/2014 10:20)
Izay mihitsy ilay efa nahiako. Ry andrywui dia tsy maintsy hiteny hoe mety io na dia efa hita fa tsy mety aza.

Jereo tsara fa hoesorin'i Hery R. ilay "plume" nanao an'io kabary io satria nanala baraka azy.
5. hery ( 27/01/2014 10:23)
Ny gasy ihany no manao an'izany? loll

1- Tsy kabary tamin'ny investiture-n'i Sarkozy ilay kabary fa kabary tamin'ny nifidianan'ny UMP azy tamin'ny primaire.

2. Ny kabarin'i Sakorzy sy Obama sy François Hollande tamin'ny investiture tsy nanarana an'ilay "Norme internationale" nolazain'i wiwi etsy ambony lolll.

Rehefa hoe fopla hoa ny "nègre"-n'i leiry dia tokony ekena hoe esory fa io fiarovana zavatra efa hita fa ratsy io ihany no manimba zavatra.
6. andrywui ( 27/01/2014 10:47)
Non non non tsara matoa nalaina tahaka ka ,,,phrases nataon'ny président rehetra zay mandray fahefana io ,,,eny e mety miova kely ho an'ny sasany ny phrases fa ny votoatiny de tsy maintsy io !!! Otran'ny fianianana rehetra io e misy norme arahanna ohatra oe refa hianiana de izao foana no tsy maintsy tafiditra ( mianiana aminao ah ry hery ss fa .......ka raha mivadika amzay teniko zay ah dia.........ao Andriamanitra sy ny razana mahita , Ao andriananahary , ny lafy valon'ny nosy fa .......) Mitovy otrzay daolo ,
Ka tsy mahataitra loatra oa zany resaka zany ...

Zavatra hafa ndray resahana e
7. cbd ( 27/01/2014 15:21)
tsy atao mahagaga zany sefo a! miverina foana ny mpanao copier/coller sy plagia e! tsy mba matotra, tsy manana personnalité fa d io manao plagiat io foana no atao
8. Tanora ( 27/01/2014 22:06)
dia tsy menatra akory manao copier/coller, tsy manana personnalité zany ry andriiiiiiii a,zany ve no prezidà e!!quelle honte!!!!!! nohesoin'i RTL sy ny mpanao gazety erantany ny Malagasy,ny gazaty rehetra namoaka daolo,mahamenatra oa!!dia mbola mahita fiarovana atao ihany ny sasany, zany no atao hoe fitiavan'adala!!!
9. andrywui ( 27/01/2014 22:22)
Tsisy fahadisoaniza iny fa lay pamitaka no diso ,,,efa maika le ora de niangaviana lery hanao aniny kabary iny ay nataony fopla. Tsy itako ze faute n'i hery vaovao amzany .!!
10. andrywui ( 27/01/2014 22:24)
Otran'i fitahana oe tafiditra eto.m.car enao d nalefa fafikitrana ny volabe teo à magro kay fitaka be fa lanin'ny piondana fotsn ny volabe an dada izy taraiky any iany
11. sitlo ( 28/01/2014 01:37)
Za aloha mahita hoe demonstration de force avy amin'ny .fr ireny e. Izay manoratra kabary kely avy ve dia tsy vitany? Sady ilay izy tsy voatery natao teny vazaha fa ny an-dRa8 teny gasy tsy blem tam masoivoho vahiny. Fa aseho mihitsy hoe ny .fr no mandidy dia izay tiany no lazain'ny voalavo poupée kely.
12. ombelline ( 28/01/2014 07:41)
O ry Sitlo a, dia ahoana ilay hoe i Benguigui no milaza hoe ministrable i ANR ?

Dia ny tena no menatra fa be dia be kay ny saribakoly an , ho doublement saribakoly ity Prezidà vaovao ity
13. lefitatra ( 28/01/2014 08:30)

fa lany olom'anga ve ny gasy e, sa hoe tsisy zana'antitra tsony eto @ tanana,
tena mahamenatra ary mangalabaraka ny vahoaka malagasy mihintsy ireny,
mpikabary bobaka be ireo rangaha de any ivelany ndray no maka , aiza no tsy homeny taolana, zao afaka tsara ny baraka.
Demosin'ny frantsay marina ireny hoe izy no mitondra ny baolina fa tsy ny gasy,
mampalahelo
14. Tanora ( 28/01/2014 09:08)
sokafy ihany nysofina fa nalaina tahaka koa ny kabarin'i Obama, dia ny conseillers no omena tsiny fa aiza no maha filoha any heryvaovao ????mamenatra tanteraka!!
15. andrywui ( 28/01/2014 09:21)
Eeuuu ,,,, tsy de tena oe zavadehibe mitondra mankany amn fampandrosoana loatra le resaka defa misy ny sasany.efa sempotsepotra sy misefosefo ery mamaly dinika eto ,,nefa dinika tsy mitondra mankaia akory .
Resaka mampandroso atao fa "ranomasina taterina amn sotrokely hamenoana citerne" zany
16. mesi ( 28/01/2014 12:13)

andrywui:

Eeuuu ,,,, tsy de tena oe zavadehibe mitondra mankany amn fampandrosoana loatra le resaka defa misy ny sasany.efa sempotsepotra sy misefosefo ery mamaly dinika eto ,,nefa dinika tsy mitondra mankaia akory .
Resaka mampandroso atao fa "ranomasina taterina amn sotrokely hamenoana citerne" zany
ka nisy fahadisony ihany @ ireny , satry zany izy mpanao politika , nefa tsy mahara mbahovao ihany alo, le mpadika azy ko dia tena olona tsy miasa saina mihitsy sa de natao fanahinina ve ! ary le mpanao gazety ko alo de lalina toko mahita critique an, rano latsaka sty hazo norofina iny , fa ny ataony zao de mitondra ity firenena ity @ fahamarinana sy ny fatahorana an'Andriamanitra eh!
17. milamm ( 28/01/2014 12:58)
tsy ho lasa lavitra raforsa ra zao no ithohy satria matokitoky olona retra zao (tsy ampy fitahiny barinjaka @ kabary alaitahaka) na te anova azza izy de anisany olony tetezamitatra ka ny eo ihany no averiny
18. andrywui ( 28/01/2014 23:58)

milamm:

tsy ho lasa lavitra raforsa ra zao no ithohy satria matokitoky olona retra zao (tsy ampy fitahiny barinjaka @ kabary alaitahaka) na te anova azza izy de anisany olony tetezamitatra ka ny eo ihany no averiny


Tsy mandany.rora amna resaka otrtony ah ramlamm à , ny fampandrosoana no.maika zao.
19. hery ( 30/01/2014 10:18)
hahaha

Efa avy niaro be sns ra-andrwui dia izay vao hoe tsy handany resaka amin'itony.

Fa angaha tsy tsara indray ilay manao copier-coller e?

Angaha tsy ataon'ny filoham-pirenena rehetra indray?

Izay ange ilay teneniko hoe aza dia fanatika fa rehefa hoe tsy nety aloha dia mba tsy nety fa tsy arovana foana.

20. Noue ( 31/01/2014 17:57)
tena mahamenatra be kosa aloha ilay izy eee

zao no mivoaka eran-tany ntssssssssss

il n'a pas demandé beaucoup de travail à Hery Rajaonarimampianina, le nouveau président de Madagascar.

Lors de son discours d'investiture, l'homme fraîchement élu a tout simplement plagié, mot pour mot, un passage du discours prononcé par Nicolas Sarkozy le 11 février 2007, à la Mutualité, lors de sa course à l'élection présidentielle.

Le morceau choisi est celui où l'ex-président de la République française évoque avec passion l'idée qu'il se fait de son mandat. Confronté à un besoin urgent de réconciliation sur une île qui sort de 5 ans de de rivalités politiques, Hery Rajaonarimampianina a déclaré 'Je demande à mes amis qui m'ont accompagné jusqu'ici de me laisser libre, libre d'aller vers les autres, vers celui qui n'a jamais été mon ami, qui n'a jamais appartenu à notre camp, à notre famille politique, qui parfois nous a combattus. Parce que lorsqu'il s'agit de Madagascar, il n'y a plus de camp'. Bien évidemment, le président de Madagascar a au moins pris soin de changer le mot 'France' par le nom de son pays.


MAHAMENATRA !!!!!


http://news.fr.msn.com/m6-actualite/insolite/les-insolites-de-janvier-2014-1#image=30

tena ataon'ny gazety hoe INSOLITE !!! MAHAMENATRA !!!!!!

zao ve dia mbola harovana foana eeee ??? aza doma ihany hoa izay manohana an'io lazaina hoe hery vao² io !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3917