Kabarin'i Hery Rajaonarimampianina

21. andrywui ( 01/02/2014 17:58)
Mamely anah.oe doma ndray elah ry noue à. , , ka ke izy efa rano raraka ko innn ndray ary. ,ke fahamehana no nahatonga anle izy de nararaotinle adala gaigy nadidika tany le kabary ,,
Fa ny adalan'ny olona hono tafiandamba ......
Ary nenao ? Hianao iany ane no tompon'ny gasikara e ...
Efa mba olombaovao de aleo alou hiasa e tohano izy fa mahavita io ry hery à
22. hadji ( 02/02/2014 09:16)
o ra Andrywii a io ilay teneniko an'ialahy hoe manao valiteny botol fotsiny ianao manao resa jaza manitsy aho fa tsy mijery ny loko polotikanao akory manaova teny fohy nefa misy hevitra mazava ary aza dia mora manara.drenirano e,.......
23. andrywui ( 03/02/2014 12:03)

hadji:

o ra Andrywii a io ilay teneniko an'ialahy hoe manao valiteny botol fotsiny ianao manao resa jaza manitsy aho fa tsy mijery ny loko polotikanao akory manaova teny fohy nefa misy hevitra mazava ary aza dia mora manara.drenirano e,.......


Nen'i hadji ndray na efa anjely aza no président de la république malagasy eo de toheriny foana !!! huhohu
24. ombelline ( 03/02/2014 16:16)
Tapaka be ny tsinaiko nataon'ilay olona izay hoe "efa zatra DJ ny gasy ka na ny prezidà aza manao kabary Karaoké "
25. andrywui ( 04/02/2014 09:04)
Nen'i ombeline ndray de mi se moquer président fooona ,, enao iany no afabaraka miaraka amn eo ko ,,gasy ko enao ane e ,,,ao anaty sobika eo daolo
26. ombelline ( 04/02/2014 12:20)
andrywui:

Nen'i ombeline ndray de mi se moquer président fooona ,, enao iany no afabaraka miaraka amn eo ko ,,gasy ko enao ane e ,,,ao anaty sobika eo daolo


Tsy maintsy mihomehy aho rehefa mampihomehy na iza io na iza , hijery an-dry Kev Adams aza hatao kanou !
27. hadji ( 05/02/2014 12:21)
AZAFADY Tena manao resa jaza tsy afa tay body ialahy
andrywui:


hadji:

o ra Andrywii a io ilay teneniko an'ialahy hoe manao valiteny botol fotsiny ianao manao resa jaza manitsy aho fa tsy mijery ny loko polotikanao akory manaova teny fohy nefa misy hevitra mazava ary aza dia mora manara.drenirano e,.......


Nen'i hadji ndray na efa anjely aza no président de la république malagasy eo de toheriny foana !!! huhohu
28. andrywui ( 05/02/2014 13:07)
Hadji ,,,,nga raha resy nareo de oe manao resajaza ny gagnant ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0825