FOZAAAA !!!

1. Noue ( 08/12/2013 12:00)
kay ve tena foza gravy ity VITANTSIKA ity eeee !!!

tena kivy !!! tena kivy aho mahita an'ity foza mahatsiravina ity !!!

be resaka ery hoe VITANTSIKA IO !!! dia ahoana zany paika maharikoriko zany ry patrick aaa !!

fa inona no ho vitan'io ho an'Madagasikara ??? mbola tsy ampy nga ny natao rehetra nahatonga an'zao zavatra maharikoriko nataonareo foza ireo ka hoe VITANTSIKA AAAA VITANTSIKA !!!

VITANTSIKA NY INONA ???? NY MBOLA HAMPIJALY NY MALAGASY ???

MAHARIKORIKO !!!
novalian'i andrywui ny 13/12/2013 11:49
2. Noue ( 08/12/2013 12:01)
FOZA T.... MAHARIKORIKO !!! VITANTSIKA AAA VITANTSIKA !!! KAY MIFONO FOZA T....FOTSINY
3. andrywui ( 09/12/2013 00:37)

Noue:

FOZA T.... MAHARIKORIKO !!! VITANTSIKA AAA VITANTSIKA !!! KAY MIFONO FOZA T....FOTSINY


kaay letiee tena aona koa ary zany fikandrapa zany kleee ??...
nga niaraka amindry zalah foza reo koa i rapa sannn'aa ?? oay letiee fa aona izy zany e zah ary zao efa niova nanohana JLR de i tonton Pa ndray ve nivarilavo amze foza e hon hon hon hon h
4. andrywui ( 09/12/2013 00:40)
ntsss ze foza ve ry tonton pa a!! za zao tena mbola tsy nahita an'i Noue tezitra be otranzao hatramzay niainako hooouunn ,, na de ny valal iray nifanapahana tato aza ve Rapa de hanohananao foza t...... (inona no dikanle F... ry Noue ?)
5. andrywui ( 09/12/2013 00:44)
http://youtu.be/oUfDBOu60L0



ity ry Noue mbola mahavoa azy mafimafy kokoa noho le sary reo a ,, jereo anie ee pffff hon hon hon hon
6. vahiny2004 ( 09/12/2013 08:18)

Noue:

FOZA T.... MAHARIKORIKO !!! VITANTSIKA AAA VITANTSIKA !!! KAY MIFONO FOZA T....FOTSINY


Tena marina ve izany ry Noue ?
7. Noue ( 09/12/2013 08:47)

vahiny2004:



Tena marina ve izany ry Noue ?



tena marina io ! TENA MARINA IO !!

tena ohatran'hoe tsy tonga saina zany aho leitiééééé !!! teto @ serasera nefa dia be no nilaza hoe hifidy an'lery

kanjo moa vato an'isa zara fa nahazo lery , dia izao nivadika foza T...zao !!!

kiiiii tena tsy tonga saina hoa za eee !

key lery be resaka be tato fotsiny nefa FOZA T....tsisy anilavana azy !!!

vitantsika io !!! ny hamadika ???? tena vitan'lery lé izy ktiiii


andrywui !! dia ahoana lesyyy aaaa ! hitan'lahy zao foza maharikoriko zao ???? zany no atao vitan'lery ilay famadihana l'tyyy aaa !

tena marina fa tena tezitra mafy aho satria tao @ tsy nampoiziko io l'tyyy aa !!!
8. Noue ( 09/12/2013 08:56)
zao ve no atao hoe VATOFOTRA ??? VATOFOTOTRA FOZA ???? kiiii !!!!
9. andrywui ( 09/12/2013 10:23)

Noue:

zao ve no atao hoe VATOFOTRA ??? VATOFOTOTRA FOZA ???? kiiii !!!!


Evil dead ,nivadika horera Rapa zany kle... Fa otran nahagaga ihany nampivadika tampoka andrapatrick zany à satria lery tena ni déteste foza mintsy talou hehehehe mety nahazo "des milliards" tao zany i tonton pa de nivadipanekena aaaa ,,, hon hon hon mbô zarao anzany sôsy be zany Rapa à ,apazahoy any lou na de mbô 20.000€ aza ho anay sy Noue sy Hery ifampizaranay hisotroana bex ,,sa aona lesy Zama ??....

Tena resaka lougarou ty ozy ry zalah akama zay.huhohuhohuh
10. vahiny2004 ( 09/12/2013 13:17)
Noue:

zao ve no atao hoe VATOFOTRA ??? VATOFOTOTRA FOZA ???? kiiii !!!!


OK , dia miaraka ory aminao ! Hitako atsy ny FB ihany koa
Dia gaga ianao hoe nahoana ilay firenena no tsy mandroso ? ny nahita fianarana aza mivadika foza ka inona ary
11. mirananirina ( 09/12/2013 13:36)
Hay ve io no Vatofototra aminy eh!! Sur tsinona fa Hery R. No ho lany eo ko!
12. Noue ( 09/12/2013 15:18)

mirananirina:

Hay ve io no Vatofototra aminy eh!! Sur tsinona fa Hery R. No ho lany eo ko!



raha tsy inona ko io hery io no ho lany eo eeee !!!! ntsssss

fa nga heverin'i mirana donto daholo ny malagasy sa tsy tonga saina t@ sy @ fahoriaana rehetra t@ naha teo ny foza no mbola ho foza ihany no fidin'ny olona ??? aiza koa ary mirana zany aaa !!

tena ambadiky sahondra nga mirana ?? ahahaha


vahiny: tao @ fesseboka marina no nahitako an'io VATOMIVADIKA io fa tonga dia nalako aingana tao fa tsssssss
13. andrywui ( 09/12/2013 17:19)
Fa iza nenaran'i noue ao amn faceboka e :)

---- Ka nahazo vola be kosa Rapa kou ,,
le 125.000.000fmg caution tamn élection ane ra tsy mahazo 10% de plus no azo de lasa rano iny fa tsy miverina e. Ny lanindrapa tamn propagandy mou tsy lazaina tsony ,,ka raviravezan'ny oul des miliara kosa izy efa vizana iny tsy ho roboka, voan'ny fakapanahy laiaka. ,,,
14. mirananirina ( 09/12/2013 18:38)
Za koa saika hanontany hoe iza ao @ fb i noue( raha tsy efa namako) hihi.
Tsy donto ny Malagasy fa izaho mino fa tsy maintsy i Hery no lany eo!!! Hitantsika ihany ny fitiavam-bola sy toerana ny Malagasy..Izay manambola ihany no mahazo eee.Tadidio izay teniko izay rehefa tsy lany i JLR.
15. sitlo ( 10/12/2013 00:52)
Tsy hitako izay himenomenomana amin'izany.


Noue:


sitlo:



Izany ve no mba tetikasan'ny hirotsaka prezida?




Mba manaova raha mahavita mihoatra azy eeee !

zay no mahavoa anareo , sady tsy manao na inona na inona mba hampandrosoana ity firenena ity fa ny hitsikera fahatany fotsiny no mba atao !!!!!

dia ho aiza avy eo eee ??
16. andrywui ( 10/12/2013 01:44)
Hay efa fantatro le Facebook ni Noue kay ry mirana à ,,
Le izy alou amzao tsy de le oe ze manambola fa izay mahay maka be indrindra ny fon'ireo.kandida 33 io.ko ane tsy anomezana tsiny andrapatrick loatra satria vizana any ny 125millions e , mba sortant ahay hay ahay ahay hay ahay
17. andrywui ( 10/12/2013 01:46)
Hay efa fantatro le Facebook ni Noue kay ry mirana à ,,
Le izy alou amzao tsy de le oe ze manambola fa izay mahay maka be indrindra ny fon'ireo.kandida 33 io.ko ane tsy anomezana tsiny andrapatrick loatra satria vizana any ny 125millions e , mba sitrany ahay hay ahay ahay hay ahay
18. Dreamlover14 ( 10/12/2013 05:33)
Tsy ny andro ririnina intsony no tsy mena-mivadika satria efa mahazatra isan-taona fa ny fisainampoza mihitsy izao no tsy mena-mivadika
19. Noue ( 10/12/2013 08:46)

sitlo:

Tsy hitako izay himenomenomana amin'izany.


sitlo:



Izany ve no mba tetikasan'ny hirotsaka prezida?




Mba manaova raha mahavita mihoatra azy eeee !

zay no mahavoa anareo , sady tsy manao na inona na inona mba hampandrosoana ity firenena ity fa ny hitsikera fahatany fotsiny no mba atao !!!!!

dia ho aiza avy eo eee ??

[/quote]


tsy hoe mitsikera fahatany fotsiny , na hoe sady tsy manao na inona na inona mba hampandroso ity firenena ity fa ilay fomba natao no tsy lasa eee

i sitlo koa ve dia nanaiky na hanaiky ny filajalian'ny malagasy noho izao nataon'ny foza nandritrin'ny firy taona zao ?

mbola tsy ampy ve ireo fijaliana ireo ? firy firy no tsy manan-kasa intsony ?

ahoana ireo jiolahy mirongatra basy manendaka , mamaky trano etsy sy eroa ? firy ny olona maty noho ireo jiolahy ?

eken'sitlo ve izao fanjakana tsy misy mpitondra matotra izao ?

eken'i sitlo ve ny zavatra miseho rehetra nanomboka teo ny foza ?

eken'i sitlo ve hoe mbola hitohy hatrany izao fahoriana mihatra ny firenena sy ny malagasy izao ?

mbola tsy ampy ireo fijaliana ireo no mbola asesika ihany ny foza ?

mino ve i sitlo fa tsy manao na inona na inona aho na dia mba izay kely vitako hanampiana ireo mahantra fa dia hirediredy sy hitsikera fahatany eto fotsiny ?

inona ary ilay vitantsika io ?

inona ary ilay hoe vatofototra , vatofototra @ inona ?

mba manaova hoy i sitlo raha mavita mihoatra azy , ekena io saingy raha samy hanao ihany , tsy aleo ve manao @ fahamarinana sy hampivoatra toy izay ny teo ihany no ho eo ? hampitohy ny fijaliana ? TSIA !!!!!
20. mirananirina ( 10/12/2013 09:07)

andrywui:

Hay efa fantatro le Facebook ni Noue kay ry mirana à ,,
Le izy alou amzao tsy de le oe ze manambola fa izay mahay maka be indrindra ny fon'ireo.kandida 33 io.ko ane tsy anomezana tsiny andrapatrick loatra satria vizana any ny 125millions e , mba sortant ahay hay ahay ahay hay ahay

Raha izaho manokana aloha dia tsy misy mahazo ny foko na i JLR na i HR satria samy tsy nalaiko ireo.Saingy tsy lany moa ilay notohanako dia tsy maintsy hoe maka ny 1 @ ireto aho, dia izay manambola ihany no alaiko eeee lol(vazivazy izany)! Fa izaho tsy mijery hoe Ravalomanana(nampanantena 4L sy frigo isa-tokatrano izay tsy nontanterahiny fa namotika ny ekipandratsiraka no nataony) na Rajoelina(Izay tsy nahavita azy fa namaly faty andravalo dia namerina exatement ny nataondravalo); fa i Rajaonarimampianina na i Robinson dia aleoko maka HR.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4353