FOZAAAA !!!

21. andrywui ( 10/12/2013 21:11)

mirananirina:


andrywui:

Hay efa fantatro le Facebook ni Noue kay ry mirana à ,,
Le izy alou amzao tsy de le oe ze manambola fa izay mahay maka be indrindra ny fon'ireo.kandida 33 io.ko ane tsy anomezana tsiny andrapatrick loatra satria vizana any ny 125millions e , mba sortant ahay hay ahay ahay hay ahay

Raha izaho manokana aloha dia tsy misy mahazo ny foko na i JLR na i HR satria samy tsy nalaiko ireo.Saingy tsy lany moa ilay notohanako dia tsy maintsy hoe maka ny 1 @ ireto aho, dia izay manambola ihany no alaiko eeee lol(vazivazy izany)! Fa izaho tsy mijery hoe Ravalomanana(nampanantena 4L sy frigo isa-tokatrano izay tsy nontanterahiny fa namotika ny ekipandratsiraka no nataony) na Rajoelina(Izay tsy nahavita azy fa namaly faty andravalo dia namerina exatement ny nataondravalo); fa i Rajaonarimampianina na i Robinson dia aleoko maka HR.


Hahhaha , vao eo i Noue no lagy be ry mirana defa solainao ndray lery a ,,innn zao io HR io ?? Raha vao manao.HR eo i.mirana defa miala any ndray le oe oul roa zao no nivadibelirano tato ,,nanohana foza ko hono ianona ,,aleko lou kalma fa ef mandefa chauffage i Ranoue le ,,
22. Noue ( 12/12/2013 18:36)
tsy hoe nampanantena 4l sy frigo tsy voatanteraka no mavesa-danja @ fiainana fa zavatra hafa.

inona izay 4l sy frigo eo imason'ny zava-niseho hatramizay naha teo an'rajoelina ka hatramizao ?
23. vahiny2004 ( 13/12/2013 10:45)
mirananirina:

Tsy donto ny Malagasy fa izaho mino fa tsy maintsy i Hery no lany eo!!! Hitantsika ihany ny fitiavam-bola sy toerana ny Malagasy..Izay manambola ihany no mahazo eee.Tadidio izay teniko izay rehefa tsy lany i JLR.


Tsy izay indrindra ve no maha "donto" araka ny voalazanao : tsy misy foto-kevitra ijoroana mihintsy . Sa hoe ny vola no foto-kevitra ijoroana ?
24. andrywui ( 13/12/2013 11:49)
Tsy le frigo na 4L ry noue no maha mendy ny vahoaka tamreny a fa le toetsaina sy kobaka ambava be ,de refa tafapetraka de firana amzay no nahalagy amle izy à ,,sady ra feno 4L ve eto M/car tsy otran niverina tamn andron'ny Gallieni tsika ,,,sady aiza ze courant ni Jirama aharaka ampande frigo 25millions , ampoule tokana aza ty mbola délestage 8h/24h farafakeliny ,fa mba teny entina ilaza fa honnête izy no nataony iny ,,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3583