2m TOUR :ADY HEVITRA TAO AMIN'NY TVM: RAJAONARIMAMPIANINA 5- ROBINSON 0!!!!

1. ronaldo09 ( 05/12/2013 06:22)
Araka ny nanarahantsika azy tao amin'ny TVM dia resin'i HERY 5 sy 0 i ROBINSON tamin'iny dingana voalohany iny, tsy hoe manohana an'i Rajaonarimampianina aho ary olonkafa mihitsy no nofidiko tamin'ny 1er tour saingy tena vita matavy kosa Robinson omaly: 1-0 satria raha débat hoatry reny dia ilaina ny fitoniana satria miatrika ny vahoaka malagasy ianao, teo anefa dia hita fa tsy tony ity candidat ity fa na ny mpanao gazety aza hitrikitrihany ho tsy mahay mametraka fanontaniana; 2-0 satria lazainy fa tsy nahavita n'inoninona ny tetezamita nefa anie ka niaraha-nitantana io e!Zany hoe tao koa ny mouvance manohana azy ary koa ny tetezamita anie fotoana anakiray natao hiampitana nakany amin'ny repoblika fahaefatra e! 3-0 satria CSB II 38 no nikatona dia lazainy fa 400 nefa izy olona minisitry ny fahasalamana ary dokotera rahateo, 4-0 satria lazainy fa nanongam-panajakany ry candidat Hery nefa tsy fanatany fa matoa ny vahoaka nitroatra dia nisy tsy mety ny fitantananao : ohatra aiza ilay 4L isaky ny tokatrano? Tsy nisy 4MI nitsindroka fako ve nandritra ny fito taona nitantanany?5-0 satria teo amin'ny resaka fizahantany toa tsy fantatra sy manjavozavo ny politikany ny an'i Hery anefa dia niharihary!!!!
Ingahy Robinson a: calme ianao rehefa miteny ary mitonia tsara fa io anie no nandresen'i Bush an'i Kerry ny taona 2004 raha efa saika hifidy azy ny amerikana dia niova taorian'ny débat nifanaovan'izy mirahalahy, io koa no nahavoa an'i Chirac raha nifanandrina tamin'i Mitterrand ny taona 1988 ary naharesy azy raha toa ka izy no nandrian'ny fon'ny frantsay tamizay dia nivadika ny rasa rehefa avy eo ary mbola io koa no nahavoa an'i Ségolène Royale raha nifandona tamin'ny Sarkozy ny taona 2007 !!!!!Koa areno ny lesoka dokotera a, resy ianao nefa mbola misy ny 2ém et 3ém débat !!!
Rajaonarimampianina tohizo fa tsara 18,5 sur 20 no naotinao tamin'iny!!!
novalian'i andrywui ny 14/12/2013 18:06
2. ronaldo09 ( 05/12/2013 06:25)
sao dia namely ambodivoara kely ary izy talohan'iny fa mampihomehy e!!!
3. Nehemiah ( 05/12/2013 06:36)
Izaho izao tsy nahita an'izay satria renoky ny torimaso, fa ny zavatra tsikaritro, fatra-pitanisa ny faotin-dRobinson ianao nefa tsy tanisainao mihitsy ny faoty izay tsy maintsy nataon-dRajao.
4-0 satria lazainy fa nanongam-panajakany ry candidat Hery nefa tsy fanatany fa matoa ny vahoaka nitroatra dia nisy tsy mety ny fitantananao : ohatra aiza ilay 4L isaky ny tokatrano? Tsy nisy 4MI nitsindroka fako ve nandritra ny fito taona nitantanany

Na izany na tsy izany nanongam-panjakàna izy ireo par définition
2-0 satria lazainy fa tsy nahavita n'inoninona ny tetezamita nefa anie ka niaraha-nitantana io e!Zany hoe tao koa ny mouvance manohana azy ary koa ny tetezamita anie fotoana anakiray natao hiampitana nakany amin'ny repoblika fahaefatra e!

Non sequitur. Tsy manaporofo mihitsy izany fa nahavita zavatra mahasoa ny tetezamita.
4. ronaldo09 ( 05/12/2013 08:14)
Nahavita zava-mahasoa ny tetezamita ka: Ny kianjabe eny Antsonjombe angah Ravalo nahavita azy nefa tsy tahotra tsy henatra fa eny manao meeting !!!!Ny Hotel de ville ngah ravalo no nanao an'io ary lazao fa tsy mahasoa io ramose raha sahy ianao? Ny vary mora syny sisa???
Nanongam-panjakana satria tsy namely ny nataony e!!!
5. vahiny2004 ( 05/12/2013 10:21)
Inona no maha avi-avy anao vao maraina eo ?
6. milamm ( 05/12/2013 12:31)
Hery tonta (asa na tontabe na kely) fa tsy vaovao ozy rolland ratsy iraka t@ tvplus miantso azy efa-taona no naha ministry ny fitantanana ny tetibola anyn andavaka ny toekarena Malagasy araky tondro marika nasehony BM sy INSTAT, omeo jiro mangarahara ny vahoaka te ifidy anao momba ireto raharaha ireto raha olona madio ianao:
- Afera wisco $100 dolara 2010
- Afera bois de rose 2009-2013
- Afera fourgon baky roa nanjavona avy tany Toamasina niakatra Antananarivo talohany fifidianana
- Afera Itpkl Ratovondrahona momba ny cession BNI

Entre autres, le rapport négatif de la banque mondiale, concernant la situation économique du pays, la promotion des maffiosi avec le trafic des bois de roses. Tout récemment, le braquage des deux fourgons blindés de la banque centrale et le problème de la banque BNI etc. Ce qui est sûr, vous n’avez pas le droit de vous en tirer facilement. Mentez nous et le peuple fera éclater la vérité, dupez nous et le peuple vous chassera comme un criminel ordinaire, espionnez nous et le peuple vous espionnera.
Rien?de?mal?jusque-là?sauf?que?le?rachat?d'une?banque?est?régi?par?une?loi.
« Il?faut?que?le?rachat?soit?effectué?par?une?banque?de?référence.?Ce?qui?n'a?pas?été?le?cas?puisque?la?banque?sur?les?rangs?est?loin?de?remplir?cette?condition.?Le?gouverneur?a?dû?subir,?alors,?des?pressions?pour?que?l'opération?se?fasse?coûte?que?coûte.?On?lui?aurait?forcé?à?signer?le?contrat?tout?en?lui?permettant?d'émettre?des?réserves.?Cela?a?pesé?sur?sa?conscience?et?il?ne?l’a?pas?supporté »,?révèle?le?candidat?à?l'élection?présidentielle?qui?n'entend?pas?profiter?de?ce?drame?pour?en?faire?un?sujet?de?campagne.?«?Ce?qui?est?en?train?de?se?passer?est?beaucoup?plus?important?qu'une?élection.?Il?faut?que?les?Malgaches?le?réalisent?et?réagissent?car,?une?mafia?est?en?train?de?mettre?le?pays?en?coupe?réglée?»,?martèle-t-il.?«?Cette?cession?de?la?BNI?Madagascar?en?est?la?preuve.?C'est?un?véritable?hold-up?avec?la?complicité?des?hautes?autorités?car,?l'État?détient?34?%?des?actions?de?la?BNI.?Elle?est,?en?tous?points,?illégale?et?risque?de?ternir?davantage?l'image?déjà?souillée?de?Madagascar?à?travers?le?monde?»,?affirme?avec?conviction?l'ancien?patron?de?la?Papmad.
Cette réunion de la CSBF Commission de supervision bancaire et financière aurait retourné de manière spectaculaire une autre décision que la même CSBF aurait prise à peine quinze jours auparavant, soit le 21 août. Cette première décision de la CSBF refusait un projet de cession par le Crédit Agricole (France) de sa part majoritaire (51%) au sein de la banque BNI Madagascar. Le Crédit Agricole entendait vendre ses actions à un consortium composé du Groupe Ciel (Maurice), de la banque mauricienne Bank One et du groupe Hiridjee, essentiellement connu à Madagascar comme étant le propriétaire de la société First Immo et de l’opérateur téléphonique Telma, privatisé en 2004.
7. milamm ( 05/12/2013 12:45)
Hery tonta (asa na tontabe na kely) fa tsy vaovao ozy rolland ratsy iraka t@ tvplus miantso azy efa-taona no naha ministry ny fitantanana ny tetibola anyn andavaka ny toekarena Malagasy araky tondro marika nasehony BM sy INSTAT, omeo jiro mangarahara ny vahoaka te ifidy anao momba ireto raharaha ireto raha olona madio ianao:
- Afera wisco $100 millions dolara

- Afera bois de rose 2009-2013
- Afera fourgon baky roa nanjavona avy tany Toamasina niakatra Antananarivo talohany fifidianana
- Afera Itpkl Ratovondrahona momba ny cession BNI

Entre autres, le rapport négatif de la banque mondiale, concernant la situation économique du pays, la promotion des maffiosi avec le trafic des bois de roses. Tout récemment, le braquage des deux fourgons blindés de la banque centrale et le problème de la banque BNI etc. Ce qui est sûr, vous n’avez pas le droit de vous en tirer facilement
Cette réunion de la CSBF Commission de supervision bancaire et financière aurait retourné de manière spectaculaire une autre décision que la même CSBF aurait prise à peine quinze jours auparavant, soit le 21 août. Cette première décision de la CSBF refusait un projet de cession par le Crédit Agricole (France) de sa part majoritaire (51%) au sein de la banque BNI Madagascar. Le Crédit Agricole entendait vendre ses actions à un consortium composé du Groupe Ciel (Maurice), de la banque mauricienne Bank One et du groupe Hiridjee, essentiellement connu à Madagascar comme étant le propriétaire de la société First Immo et de l’opérateur téléphonique Telma, privatisé en 2004.
8. milamm ( 05/12/2013 12:58)
ireo karana hiridjee sy bank one moa de mamotsy vola tanteraka ao ambany elatry BNI @ alalany fanondranana antsokosoko ireo harena amboniny tany sy ambaniny tany misy eto amintsika, ankoatrany fampidirana antsokosoko entana sy zavamamoafady rongony basy eto amintsika BNI ange tsy any HAT fa any fanjakana Malagasy nahoana no tsy avoakany hery tonta ampahibemaso ny fiafarany fanapahakevitry niandaniany ny CSBF ny 05 aogositra2013.
Famadihana tanindrazana ankoatrany fanonganampanjakana tsisy otrizao de ho possible v ny otranizao any @ tany mandroso oe olona voaroiropy @ raharaha maloto rehetra milatsaka ho filohampirenena ry tsy misy fandihadiana na kely aza momba ny andraikitra notazominy sy tsy fanarahadalana nataony eto amintsika ihany no misy izao ny safidiko tsy omeko olona toy izany ianao no asa
9. Nehemiah ( 05/12/2013 13:07)
ronaldo09:
Nahavita zava-mahasoa ny tetezamita ka: Ny kianjabe eny Antsonjombe angah Ravalo nahavita azy nefa tsy tahotra tsy henatra fa eny manao meeting !!!! Ny Hotel de ville ngah ravalo no nanao an'io ary lazao fa tsy mahasoa io ramose raha sahy ianao?

Ie, tsy mahasoa izany.
Kôpikoleko aty ny zavatra nolazaiko etsy ambadika etsy :
Maro ny mpanao pôlitika izay mireharefa @ zava-bitany. Tsy latsa-danja @'izany koa ra-DJ. Izao ny lôjika arahiny :

1°) Tsy maintsy mahatanteraka zavatra isika.
2°) Ity misy zavatra anankiray.
---> Tsy maintsy tanterahina ity zavatra ity.

Kanefa izany anie dia mitovy tsy misy valaka @'ity fizohin-kevitra ity :
1°) 4-tongotra ny saka rehetra.
2°) 4-tongotra ny alikako.
---> Saka ny alikako.

looooooool ! :-)

ronaldo09:
Ny vary mora syny sisa???

Mora ve izany 1 300 Ar ny kg izany ?
ronaldo09:
Nanongam-panjakana satria tsy namely ny nataony e!!!

Maro ny frantsay mihevitra fa tsy mamely ny ataon'i Hollande, maro ny amerikàna mihevitra fa tsy mamely ny ataon'i Obama, nefa tsy mahatsiaro ny tenany ho voatery manongana azy.
10. Nehemiah ( 05/12/2013 13:46)

milamm:
- Afera bois de rose 2009-2013

Anampiako an'izay :

http://fr.mongabay.com/news/2010/fr1105-rajoelina_eia_video.html
11. milamm ( 05/12/2013 16:49)
ty ko ny fanampiny kely ka silaka be hery tontabe nanaovany rolland azy teto e avoaka v sa tsy avoaka ozy ny dossier malotony aoka kalo fa tsy fotoanany ampamoaka zao ozy onitiana really
http://www.youtube.com/watch?v=XAKifsekvws
12. danbal ( 05/12/2013 18:32)
zao an, ireny fomba firesaky radoko ireny aloha de efa tsy izy, tsisy fanajàna olona na kely aza fa otrany manao be loha be fotsiny, zany ve no hitondra firenena, na ny olona tsy nianatra aza tsy hanao valy boraingona sy fomba firesaka otrireny,mahamenatra!!!!!! ka ny zavatra rehefa tsy zakan'ny ati-doha tokony tsy hijabajabahana mihintsy fa tsy ireny fomba firesaka ireny no aseho vahoaka eo.Mbola tsy lany ange fa vao hofidina e, ka raha izao de efa hita otrireny, raha lany eo zany tsy de asa fotsiny????? Tsisy hafa amin'le mpiantoka azy!!!!
13. cyril ( 05/12/2013 19:39)
Adalan-lesany ze mbola manaraka politika sy sorena am mpanao politika eo wa. ze lany eo reveko daholo. Za tsy handoro tanàna na higrevy
14. andrywui ( 05/12/2013 20:06)
mety mamo ndray ngamba izy tamnio adi hevitra io ry ronaldo de atao aoana ary fa mba entin'ny rano eee
15. ronaldo09 ( 06/12/2013 07:11)
namely ambodivoara kely izy ry andrywui
16. andrywui ( 06/12/2013 07:57)
Inona no fanjakana ho voatantany eo raha izy no.lany eo zany !! Olona radaoro sady be fo be no mpiady atsena ?!!! Mety zay vao.hisy olona asainy ho tapahandoha refa mamo izy ..

hic ,hic,,,O lltyyy Ra Marc à , hic,,, tongade kopéo latety any lesy io hic,,bandy io fa hic ,,mandaginnn ah aaa hic ,,ento amn plateau hic,, aty aveo hic ,,ny lohany ataotsiiika , hic,, mitsamy kilalao a hic brrrr,,, ,
17. ronaldo09 ( 06/12/2013 12:32)
Zava-doza ho'a!!!! Zany ve no olona hofidin-Dramalagasy!!! Imasom-bahoaka la mamo io fa tsy hoe tany antranony a!!Jereo ny vaovaon'ny VIVA Madagascar tamin'ny 23 novambra 2013 fa mikibilabila izy miakatra an'le tohatra voadonany hatram'le sipakely mpianatra nitsangana teo amin'ilay sary Madagasikara!!!
18. Essera ( 06/12/2013 12:37)

ronaldo09:

Zava-doza ho'a!!!! Zany ve no olona hofidin-Dramalagasy!!! Imasom-bahoaka la mamo io fa tsy hoe tany antranony a!!Jereo ny vaovaon'ny VIVA Madagascar tamin'ny 23 novambra 2013 fa mikibilabila izy miakatra an'le tohatra voadonany hatram'le sipakely mpianatra nitsangana teo amin'ilay sary Madagasikara!!!


Aiza ve ka nila mpisolo vava mihitsy no niezaka niaro azy tamin'iny satria novakiana be ilay izy.
19. ronaldo09 ( 07/12/2013 06:10)
Ny mahagaga inona no ilana mpisolo vava rehefa mamo ianao dia mahalala miaiky, novidiand-ry lerony manko ny TELE rehetra tsy hamoaka iny vaovao iny eny fa hatramin'ny TV plus milaza tsy mitanila aza tsy namoaka ilay vaovao fa ny VIVA sy La gazetta no tsy nihambahamba namoaka ilay izy!!
20. andrywui ( 07/12/2013 18:07)
REMARQUE HITAKO : tamin'ny debat rajaonarimampianina sy robinson dia izao tsy hoe ny micro an'i hery vaovao no mafy na ny an'i avana zanloi no mora fa mitovy niveau ireny micro ireny sady samy sinnheiser daholo fa le corde vocal n'i hery vaovao no puissant raha oharina ny amin'i zanloi somary migorerarera sady otran'ny misy tremolo valabalaka tsy misy attaque zany , fa efa hitako mampiakatra gain foana ny technicien fa izy mitsy no efa vala-peo (tsy mivalapeo fa valaka feo)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3482