2m TOUR :ADY HEVITRA TAO AMIN'NY TVM: RAJAONARIMAMPIANINA 5- ROBINSON 0!!!!

21. xhavier ( 08/12/2013 15:29)
Matetika hita ny toy ireny any ivelany indrindra any Russie, tany Frantsa sy Etats Unis fa isika no tsy zatra, ny tenako de mitety ireo faritra 22 noho ny asako ary mahita fa marina ny nolazain i JLR betsaka ireo CSB II no nikatona nanoboka ny 2009
22. Nehemiah ( 09/12/2013 05:17)

xhavier:
ny tenako de mitety ireo faritra 22 noho ny asako ary mahita fa marina ny nolazain i JLR betsaka ireo CSB II no nikatona nanoboka ny 2009
Ho ho, mahaliana ! Misaotra nampahafantatra !
23. Dreamlover14 ( 10/12/2013 05:55)
JLR ihany hoĆ .

Izaho manokana dia efa nifandray akaiky t@ HVM; indrisy anefa fa io no tena arrogant henjana indrindra teo @ ireo olona nifandraisako saingy mila ny vato arotsaktsika izy dia miseho ho mihosona any @ bas quartiers. Ny fanodikondinana volam-piangonana manginy fotsiny tao Ambohinaorina. Anontanio tsara ireo mpiara mivavaka aminy ao ny @ izany. Amiko dia olona tsy matahotra an'Andriamanitra i HVM fa amboadia mitafy hodi-janakondry miseho ho masina rehefa miakanjo fotsy saingy ankoatran'izay mandevin-tay an-tsalaka.

Marina ny teniny hoe izy tsy hitanisa izay tsy nety tany aloha satria tsy fomba hampandroso izany fa ny antony iray hafa koa izay tena antony voalohany saingy nafenina dia satria matahotra ny hitanisan'ny adversaire ny tsy nety rehetra nandritra an'izy teo @ MEFB sy ny fitantanampanjakana nandritra ny 4 taona izy.
24. hobiclic ( 14/12/2013 14:37)

ronaldo09:

Nahavita zava-mahasoa ny tetezamita ka: Ny kianjabe eny Antsonjombe angah Ravalo nahavita azy nefa tsy tahotra tsy henatra fa eny manao meeting !!!!Ny Hotel de ville ngah ravalo no nanao an'io ary lazao fa tsy mahasoa io ramose raha sahy ianao? Ny vary mora syny sisa???
Nanongam-panjakana satria tsy namely ny nataony e!!!

zay kosa lou de marina e
25. andrywui ( 14/12/2013 18:00)
Naongan'ny oul fa fopla ,,milay ve izy haongana fa tsy nohobiana ?.
Sady iza mou ireo amanapitrisany teo amn 13mei nanongana an'i dada teny reny tsy isika rehetra reo ihany ?
Ka ny tena resaka de izao e, miha itan oul le toetra ratsy tokony nafennn de kivy.daolo Ny oul ,,ny resaka mi pince djama pounch alou tsy tenennn tsony iny fa ity le zavatra kely tsisy dikany azo leferina nefa itangizirana no hitan oul .
26. andrywui ( 14/12/2013 18:06)
Mora tezitra be sy mora miakatrafo be nefa hanao filoha ??
Azo afennn ne ny toetra ratsy fa tsy aseho eny atsena rehetra eny ee
Mahazo taimbava daolo ny mpanao gazety , hivinirana ankatezerana be ny.mpanao politika ,
I dada ne no tomponio ry Mr Robinson fa tsy naharitra e ,,ataon'ny oul ampo (k
akay) zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.291