Inona marina moa ny finoana?

41. Miharena ( 14/10/2013 06:54)
Mandravona ny zava-drehetra ihany aho milaza hoe tokony hijery ny vokatra isika amin'ny fisesin'ny fomba fiantso ny Mpahary ireny.

Raha toa ka hita fa very avokoa ireo nivavaka tamin'i Kristy sy Jehovah hatramin'izay dia azo lazaina fa marina ny fanambarana ny tsy azo anovàna ny anarana.

Fa eo ihany isika, misy milaza hoe Yaveh = Yaldebaoth izay Satana tenany.

Ahoana indray ny momba io amin'ny fandalinanao namana Moustaraf?
42. moustaraf ( 15/10/2013 17:18)
"tétragramme"=Y.H.W.H
Raha zohina ny fomba NAMORONANA an'ireo anarana roa ireo dia tena mahatsikaiky sy mampihomehy mihitsy:
1°Pretra katolika iray no namorona an'ilay hoe JEHOVAH ho entina mamaky an'ilay tetragrama ao @ boky orizinaly hebreo; izay tsy tononin'ny herbeo mihitsy raha tsy @ fotoana mahamety azy, fa rehefa tonga @ io ny vakiteny dia soloina hoe "Adonay" = fanajana ambony ho an'ny manankaja!
-Noho ny tsy fahalalana ny Torah sy ny fitsipika mifehy azy anefa dia vaky saina ny Grika sy ny romana ka nikaroka fomba ho entina mamaky an'ilay YHWH ka toy izao izany fikarohana izany:
YHWH +zanatsoratra avy @ ADONAY= Y(A)H(O)W(A)H(Y)=J(E)H(O)V(A)H

-Nanana olana t@ foibe katolika ity pretra mpikaroka ity tatoa afara ka nifindra ho isan'ireo mpanohitra, ka izany no nahatonga ny Jehovah ho aty @ baiboly Protestanta sy ny namany

-Taitra koa anefa ny Katolika ka namorona ny YAHVEH mba ho entina mandiso an'ilay JEHOVAH lasan'ny protestanta!

Tsara aloha ny ahafantarantsika rehetra an'izany tantara izany! (azo vakiana ao @ Histoire de l'église)
2°Amin'ny Hebreo, dia tsy ANARANA ny Y.H.W.H fa abréviation -n'ny tena anaran'Ny TSITOHA avo indrindra; izay tsy nomeny ny hafa firenena mandraka androany satria saro-pady loatra!
ka asakasak'izay te hamorona anarana hafa ivavahana fa i Satana dia tsy tara hitaingina eo ambonin'izay fahadalana rehetra!
43. Miharena ( 15/10/2013 18:04)
Raha azoko tsara izany dia manao parasita Satana rehefa tsy hitan'ny olona ilay fanononana ny Anarana marina??

Ary isika ve izany izao mahazo antoka fa tafavoakantsika ny fanononana marina ny YHWH??

Ary raha azo atao izany, efa maro ve no mifanakalo AMINY rehefa voatonona tsara ilay ANARANY?? Ny tiana iaviana dia ilay finoana mihatra miasa fa tsy ar-piheverana fotsiny ihany.
44. Miharena ( 08/11/2013 14:03)
Miverina kely indray aho namana Moustaraf fa tsy voavalinao ilay resaka hoe Yaldebaoth !
45. mamonjy1 ( 05/05/2014 21:58)
Faly miarahaba ny olona rehetra @anarany jesosy tompo sy Mpanjaka aho,
Fa loza hoan'izay tsy mino an'i zanak'Andriamanitra velona mandrakizay mandrakizay,
Fa izy dia efa nomena fahefana rehetra @zao satria naharesy zao tontolo zao,Na dia tsy mino azy aza ny jiosy mandraka androany de tsy mahagaga izany.Izy no lalana sy fahamarinana ary fiainana mandrakizay.Tsy misy mankany @Ray raha tsy @alalany.
Diso hevitra ny milaza fa ny jiosy ihany no mahazo fitahiana,satria natao t@teny hebreo ny soratra masina..kanefa Raha hanontany azy aho hoe tsy misy firenena na fiteny hafa ve eto antany???Hanao valiborengina izy..
Izaho de sahy milaza fa ny fiteny no mapiova ny anarana,ary samy @fiteniny avy isika rehetra.
Noho izany de tsy voatery ho YESHOA,NA YHWH,NA ALLAH,ihany ny Anarana fa tsy maintsy hiova io arakaraka ny fiteny.
Ohatra hoe, SESU,na JESOSY,Na YESHOA ,na JESOA,ny anarany Tompo arakaraka ny fiteny no hanononanao azy....Aoka tsy hanambany ny fiteniny sasany fa Andriamanitra mihitsy no Nanova ny fitenin'olombena Taloha be tany.
Fa ny zavadehibe de ny fampiasanao azy,izany fotsiny.
FA TSY FITENY HEBREO NA GRIKA IHANY NO TENA IZY,fa fiteny rehetra.
Ekeko fa Vahoakan'ANDRIAMANITRA TOKOA NY ISRAELY FAHINY, FA REHEFA NANDA AN'I Jesosy izy de Nomena ny firenena rehetra ny fitahiana.
KA AZA MIRAFY TOERANA INTSONY FA EFA HAZONY IZAY REHETRA MINO NY FITAHIANA.
ARY RAHA MBOLA VELONA JEHOVA DIA MISY FOANA NY MPAMINANY,SY APOSTOLY,ARY MANJAKA @MPINO FOANA KOA JEHOVA SATRIA ANDRIAMANITRA VELONA IZY.
TSY HOE AKORY HOE NY SANDOKA FOANA NO HITA ETO ANTANY.
MATOA MISY NY RATSY ,TSY MAINTSY MISY NY TSARA, TSY MISY AFAKA MANDA ISIKA FA MISY ANKEHITRINY NY TSARA SY NY RATSY.
Mazava ary fa tsy devoly ihany no manana fahefana eto antany,fa Samy manjaka daholo izy ireo.
Na Andriamanitra na devoly.Ary izay mandray na manao ny asany devoly de anjakany,fa zay manao sitraponandriamanitra koa de anjakany..
Ary na hiantso YHWH inao ,raha tsy manao ny sitrapony de devoly no manantona anao eo..Satria Takona ny vavaka ataonao nohony fahotana.
46. mamonjy1 ( 05/05/2014 22:01)

47. mamonjy1 ( 05/05/2014 22:06)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.061