Siora ry nama a... avereno ny bois de rose

1. hery ( 26/09/2013 15:39)
Hira hiverimberina ao amin'ny sofina ato ho ato loll

Sur ry nama avelao ho avy ze ho avy
Ekenay Robinson avelao rava ze rava
Tsy ekenay intsony izay milaza? azy ho favy
Izao izahay hiova loko sy hiova tava
Tsy hangalatra izahay, tsy handroba izahay,
Anay ny tany, anay ny lalana,
Tsy terena ianareo, tsy te hiaraka aminay
Fa taloha izahay nataonareo filanaaaaaaaaaaa
Ireo hasinay re averino aminay
Ireo asany re avereno aminay
Ny bois de rosenay avereno aminay
Ary koa ny Dadanay e avereno aminay eeeeeeeeeee

novalian'i andrywui ny 29/09/2013 20:33
2. cbd ( 26/09/2013 16:54)
CLAP !!! CLAP !!!! CLAP !!! CLAP !!!! CLAP !!! CLAP !!!! CLAP !!!!
3. booboo ( 26/09/2013 17:10)
Siora ! :-D
4. andrywui ( 27/09/2013 13:13)
ratsy be le hira kou !! sady hira efa trananina beuu ,,

maninn zao raha mba namorona hira vaovao milay natao filamatra ry mahery sy ry luc efa zatra mamorona reo fa tsy hira venaka be sady hira efa oaiaka be hatram andron'ny dadabeanay zan mbola atao ihany ,,, tssssshhh
5. Nehemiah ( 27/09/2013 13:25)

hery:

Hira hiverimberina ao amin'ny sofina ato ho ato loll

Kay leity e ! Nefa ny ato efa manirikiry ny an-dRajaonarimampianina !
6. zama91 ( 27/09/2013 14:49)

Nehemiah:

hery:

Hira hiverimberina ao amin'ny sofina ato ho ato loll

Kay leity e ! Nefa ny ato efa manirikiry ny an-dRajaonarimampianina !
tsara kosa le hira , sady ba gasy, ho be indray no ho tezitra maheno an io hira io
7. Nehemiah ( 27/09/2013 15:20)
Ny hevitra avoitry ny tonony no manirikiry ahy ka :-)
8. andrywui ( 27/09/2013 16:29)
OEEEEEEEE ,,,TSY LE HIRA NO OE FA I ZAMA91 NAVELAN'I HERY HELOKA ,, EFA ROA TAONA NO NOGADRAIN'I HERY NY IP NLERY IO. FANGAMBA FALY AMNIO HIRA TSY MITAPOKAKA IO I HERY DE NOVAHANY NY GADRAN'I BATISTA LE ...ASIO AROZAZY BAINN AA ,, I RAPIKA SISA ANDRASANA DE FENO NY RANO , SADY LISANY TOA NAMADIKA PALITAO LASA TGV DAOLO À ?
9. zama91 ( 27/09/2013 18:36)

andrywui:

milay mihitsy le toniny le hira, izay mahatsiaro voadona ihany no tsy tia azy,
10. 5laody ( 28/09/2013 10:48)

andrywui:

ratsy be le hira kou !! sady hira efa trananina beuu ,,

maninn zao raha mba namorona hira vaovao milay natao filamatra ry mahery sy ry luc efa zatra mamorona reo fa tsy hira venaka be sady hira efa oaiaka be hatram andron'ny dadabeanay zan mbola atao ihany ,,, tssssshhh

Mba ampireveo amin'ilay feony be dia be noforoninao ry lerony e!
11. Nehemiah ( 28/09/2013 12:39)
Izaho izao mieritreritra hoe inona no mbola ilan-dreo andramena nefa efa nahazo be dia be ?
12. bazylou ( 29/09/2013 13:28)
kiiii, dia averina ambolena indray ve le bois de rose ry crusoe ?? tena tsmamely tenysany klee

beurrk
13. cyril ( 29/09/2013 16:52)
in n matonga ny ol ho fanatika na ol e? ts efa ampy v ny naha-prezi an dada ?
14. andrywui ( 29/09/2013 20:33)
itony dinika alefandry hery itony tokony ho any amn tonokira serasera any mihitsy no alefa fa tsy tokony ho eto amn politika eto mihitsy ,tonokira anie io ry hery e sa ve anareo le site de anaovana barabahiny !! huh

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.341