Le Président de Madagascar lié au trafic illégal de bois rose (vidéo)

1. Nehemiah ( 05/08/2013 07:24)
http://fr.mongabay.com/news/2010/fr1105-rajoelina_eia_video.html

Ôviana ny vahoaka malagasy voa taitra @ torimaso mandrenoka azy ?
novalian'i bor2lais ny 08/08/2013 15:37
2. vony501 ( 06/08/2013 08:24)
Andrywui ô! mba valio kosa moa ity resaka ity e!
3. Nehemiah ( 06/08/2013 14:37)
Inona marina no avalin'ny prôpagandistan'ny TGV eto @ serasera @'izany ?
4. moi ( 06/08/2013 16:39)
dia gaga ialahy, hozy ny fiteny zay !
Misy mamerina mamaky gazety taloha koa ve, mitantara ny fitarainana tamin'ny fitondran'i Ra8.. ireny tsiahy nalefan'ny TV Plus ireny tamin'ny Invité Zoma farany teo nahitana an'i Herizo Razafimahaleo, izay azo lazaina fa mba hany mpanohitra natanjaka tamin'izany...
dia gaga ialahy !
Ny ahy propagandin'ny aza mifidy amin'izy telo ihany e (fa avelao samy hilatsaka).
5. Nehemiah ( 07/08/2013 05:58)
Ka tsy izay anie no ampy hanarenana ny firenena. Ny fanoherana sy fitoriana ny ratsy miseho @ tany sy fanjakàna no dingana voalohany hanarenana ny firenena.
6. Nehemiah ( 08/08/2013 15:04)
Vangy 350 ao anatin'ny 3 andro nefa zara fa misy mamaly ???
7. bor2lais ( 08/08/2013 15:37)
Sady toa nahazo "zèma" misimisy ihany a ! :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4474