Comment devenir un Chrétien?
41. Miharena
(
09/09/2013 10:21)
Ho an'izay milaza anie hoe tsy nitsangana tamin'ny maty Izy dia mazava fa tsy manana fahalalàna na ny momba izany fiainana mandrakizay izany aza e!
Fa hevitra ihany moa ny azy ireny fa rehefa mody mandry izy ireny dia hahafantatra ihany hoe hay misy ny fanay tsy mety maty.
Izay rindra tsy azo ihodivirana dia tsy azo heverina ho foanan'ny fiheverana. Toy ny olona milaza hoe tsy misy Mpahary izao rehetra izao fa niseho fotsiny tamin'izao; dia tsy hahasakana ny zava-misy akory satra fiheverana ihany izany.
42. RBNIR
(
10/09/2013 02:49)
Araho ny fandaharana,
http://forum.serasera.org/forum/message/m522e87861761e
Samia ho tahin'ny Tompo
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.1138