NY AMPAHAFOLONKARENA
61. RBNIR
(
21/08/2013 13:24)
bor2lais:
RBNIR:
Fa tsy tianao ngaha namana bor2lais ny toetran'i habakoaka?
Niteny an'izay kosa angaha moa aho ?
Ilay izy ampifandraisinao amin'ny resaka 1/10 no mahatsikaiky ahy ! :-)
Misy ifandraisan'io ka, na tsy hanokatra ny varavaran'ny lanitra aza JEHOVAH TOMPON'NY maro , dia hotanterahana hatrany ny sitrapony dia ny fandohavana fahafolokarena.
Raha manome tsara IZY dia ankasitrahana,
Raha ny ratsy koa dia hisaorana foana IZY,
Tadidio ny tantaran'i Joba e
Izay rehetra nanao izany dia nahazo fankasitrahana feno tamin'Andriamanitra (otran'izany koa Abrahama nozahana toetra tamin'ny zanany lahy tokana).
Samia ho tahin'ny Tompo namana
62. bor2lais
(
21/08/2013 14:14)
Raha fehezina ny fanehoan-kevitrao dia izao : aloavy fotsiny ny 1/10 dia mangina (na pseudo-levita na/sy gourou aza no iantefan'ilay izy) ! :-)
63. RBNIR
(
21/08/2013 14:21)
Andriamanitra no manakarama arak'ilay tenin'Andriamanitra (Fantany tsara raha miasa ilay mpiasa na tsia).
« Fa fony mbola teo aminareo ihany aza izahay, dia nandidy anareo hoe: Raha misy tsy mety miasa, dia aoka tsy hihinana izy. » (2 Tes.3:10)
ka hoy aho hoe: azy sy ny Mpampiasa azy izany,
« Iza moa ianao izay mitsara ny mpanompon'ny hafa? Amin'ny tompony ihany no ijoroany na ahalavoany. Nefa hampitoerina ihany izy; fa mahay mampitoetra azy ny Tompo. » (Rom. 14:4)
Izay manana maso aoka hahita, ary izay manana saina aoka isaina.
Samia ho tahin'ny Tompony e,

64. bor2lais
(
21/08/2013 14:57)
RBNIR:
Andriamanitra no manakarama arak'ilay tenin'Andriamanitra (Fantany tsara raha miasa ilay mpiasa na tsia).
« Fa fony mbola teo aminareo ihany aza izahay, dia nandidy anareo hoe: Raha misy tsy mety miasa, dia aoka tsy hihinana izy. » (2 Tes.3:10)
ka hoy aho hoe: azy sy ny Mpampiasa azy izany,
Averiko aminao indray fa ny Fiangonana no nomeNY andraikitra handoa io karama io. Ary amin'ny maha mpikambana sy tomponandraikitra feno (mandoa 1/10) ao amin'ny Fiangonana no ilazana eto fa "misy ny tsy mety miasa" ! Porofon'izany ny fisehoan'ilay tranga eto amin'ity sehatra ity ! :-)
RBNIR:
Izay manana maso aoka hahita, ary izay manana saina aoka isaina.
Tsara mba tsakotsakoanao koa io teny ambaranao io satria izay angamba no isan'ny tanjon'ity lohahevitra iray ity a ! :-)
RBNIR:
Samia ho tahin'ny Tompony e
Lasa samy manana ny azy indray angaha ! ;-)
65. RBNIR
(
21/08/2013 15:36)
Izay manana maso aoka hahita, ary izay manana saina aoka hisaina,
Aza manetsitadiny manoloana ny fahamarinan'ny tenin'Andriamanitra
Samia ho tahin'ny Tompo namana
Aza manetsitadiny manoloana ny fahamarinan'ny tenin'Andriamanitra
Samia ho tahin'ny Tompo namana
66. bor2lais
(
21/08/2013 16:01)
RBNIR:
Aza manetsitadiny manoloana ny fahamarinan'ny tenin'Andriamanitra
Asa aloha na tadinin'iza no tsentsina tsy maheno ny feon-da kolosy maneno amin'ny alalan'ity lohahevitra ity ! :-)
Marihiko kely fotsiny fa samihafa ny soratra sy ny TeniNY : tsy voatery hitovy ny fandraisanao ny soratra sy ny heveriNY ! :-)
RBNIR:
Samia ho tahin'ny Tompo namana
:-)
Mirary soa e ! ;-)
67. RBNIR
(
21/08/2013 17:42)
bor2lais:
Marihiko kely fotsiny fa samihafa ny soratra sy ny TeniNY : tsy voatery hitovy ny fandraisanao ny soratra sy ny heveriNY ! :-)
Iray ihany no marina namana fa tsy misy 2 na telo.
Ny famakiana ny tenin'Andriamanitra dia tsotra:
1- Raha milaza zavatra "concret" na réel izany hoe zavatra azo eritreretina tsara ny fisiany ary mahitsy sy mazava ny zavatra tiany ambara tsy misy afinafina dia tsy misy heviny miafina intsony fa avy dia raisina ara-bakiteny, (toy ny teny rehetra nozaraiko tato amin'ity lohahevitra ity).
2- Raha milaza zavatra "tsy concret" na "irréel" na imaginaire kosa dia manana heviny hafa saro-patarina fa tsy azo raisina ara-bakiteny (toy ny voasoratra ao amin'ny bokin'ny daniela sy ny bokin'ny apokalipsy) ohatra ny mikasika ilay bibidia faharoa : Vakio ato
Mazava B ireo teny nentina teto tsy nasiana interpretation na fanazavana lavabe,
Samia ho tahin'ny Tompo namana
68. bor2lais
(
22/08/2013 11:07)
Mba fanamarihana fotsiny ange ny ahy iny ry RBNIR fa tsy natao ifandroritana akory ! :-)
Efa natombokao ihany moa ilay izy dia aleo mba tohizako kely. ;-)
Ekeko ny voalazanao raha i Jesoa no tianao tenenina eto. Saingy resaka "interprétation" ny soratra no nambarako : "Inona no voasoratra dia ahoana ny famakinao (sy/na fandraisanao) azy ? " :-)
Mba tsy ifandroritana dia aleo atao tahaka ny anao hoe "No comment" sady angamba mety "levita" omena 1/10 no nampianatra anao io fomba famaky Baiboly io ! ;-)
:-)
Efa natombokao ihany moa ilay izy dia aleo mba tohizako kely. ;-)
RBNIR:
Iray ihany no marina namana fa tsy misy 2 na telo.
Ekeko ny voalazanao raha i Jesoa no tianao tenenina eto. Saingy resaka "interprétation" ny soratra no nambarako : "Inona no voasoratra dia ahoana ny famakinao (sy/na fandraisanao) azy ? " :-)
RBNIR:
Ny famakiana ny tenin'Andriamanitra dia tsotra:
1- Raha milaza zavatra "concret" na réel izany hoe zavatra azo eritreretina tsara ny fisiany ary mahitsy sy mazava ny zavatra tiany ambara tsy misy afinafina dia tsy misy heviny miafina intsony fa avy dia raisina ara-bakiteny, (toy ny teny rehetra nozaraiko tato amin'ity lohahevitra ity).
2- Raha milaza zavatra "tsy concret" na "irréel" na imaginaire kosa dia manana heviny hafa saro-patarina fa tsy azo raisina ara-bakiteny (toy ny voasoratra ao amin'ny bokin'ny daniela sy ny bokin'ny apokalipsy) ohatra ny mikasika ilay bibidia faharoa : Vakio ato
Mazava B ireo teny nentina teto tsy nasiana interpretation na fanazavana lavabe,
Mba tsy ifandroritana dia aleo atao tahaka ny anao hoe "No comment" sady angamba mety "levita" omena 1/10 no nampianatra anao io fomba famaky Baiboly io ! ;-)
:-)
69. RBNIR
(
23/08/2013 05:01)
Faly miarahaba namana bor2lais,
Manazava aho fa tsy mifandrirotra ka (f'angah namana misintona kely ilay natsipiko ihany? :-) ) nataoko fa manananihany fotsiny aza,
P.S: betsaka ny manaraka ilay forum fa tsy olona iray, dia afafy fa dia mety misy tany lonaka ihany ao e,
Samia ho tahin'ny Tompo namana
Manazava aho fa tsy mifandrirotra ka (f'angah namana misintona kely ilay natsipiko ihany? :-) ) nataoko fa manananihany fotsiny aza,
P.S: betsaka ny manaraka ilay forum fa tsy olona iray, dia afafy fa dia mety misy tany lonaka ihany ao e,
Samia ho tahin'ny Tompo namana
70. bor2lais
(
23/08/2013 10:28)
RBNIR:
Manazava aho fa tsy mifandrirotra ka (f'angah namana misintona kely ilay natsipiko ihany? ) nataoko fa manananihany fotsiny aza
Ka ianao koa ange toa milaza tsy hifanasa ... intsony nefa ny tongotra aroso ihany ! :-)
Sady amin'izay apelipelika ery ka aiza no tsy ho voasintontsitona (sa saro-kitikitika ? ) :-)
71. RBNIR
(
23/08/2013 10:56)

Otran'ny tsy mahatsiaro manasa aho na mifanasa an!
Fanazavana no atolotro (ho an'izay mety hiaino sy handinika)
Samia ho tahin'ny Tompo e,
72. bor2lais
(
23/08/2013 12:59)
RBNIR:
Otran'ny tsy mahatsiaro manasa aho na mifanasa an!
Sao dia efa matevin-koditra loatra kosa aza ! :-)
73. RBNIR
(
23/08/2013 13:13)
bor2lais:
RBNIR:
Otran'ny tsy mahatsiaro manasa aho na mifanasa an!
Sao dia efa matevin-koditra loatra kosa aza ! :-)
Isika tsy miady namana fa mifanasoa a, diniho tsara ireo nozaraiko teto e,
Nohezahina hazava, hahitsy, tsy nasiana olakolaka mihitsy,
(tsy lavina fa mety masitsiaka ho an'ny sofina sasany nefa izay ilay hoe fahamarinana tsy misy kilema e)
Samia ho tahin'ny Tompo indray
74. pisoonja
(
23/08/2013 13:27)
Ho ahy aloha nomen'Andriamanitra saina ny olombelona handinika sy hisaina , mijery ny mpanompony izy n'inona n'inona antony noho izany tsy azo ekena mihitsy raha ny 1/10 karenan'ny mpanompon'ANdriamanitra no ataon'ny pasitera sasany fitadiavam-bola dia mbola ilaza ve ianao namana BNIR fa tokony hanaraka fitsipika foana ny mpino , raha milaza ho mpanompon'Andriamanitra koa ve ilaza aminao fa manompoa andriamanin-kafa dia hiteny ianao hoe manoava ny Tomponareo ?
75. bor2lais
(
23/08/2013 13:38)
Ahitsiko kely : samy hafa ny mizara sy ny manao tery vay manta (mandà fifanakalozana) ka ! :-)
77. RBNIR
(
23/08/2013 13:46)
bor2lais:
Ahitsiko kely : samy hafa ny mizara sy ny manao tery vay manta (mandà fifanakalozana) ka ! :-)
Tsy tery vay manta fa fahamarinana tsy azo amboamboarina (tsy misy kilema).
Marina 1 tsy afaka hisy marina 2.
Izay ilay izy e,
Sady izao e, ilay izy koa anie tsy ahy fa an'ilay Tompon'ny maro e (teniny daholo no nentina teto ary efa mazava ny teniny fa tsy mila ampiana na analana intsony),
Ka tsy azoko ilay hoe mandà fifanakalozana (hanaiky zavatra tsy natolotr'Andriamanitra v?).
Samia ho tahin'ny Tompo namana a,
78. RBNIR
(
23/08/2013 13:59)
pisoonja:
Ho ahy aloha nomen'Andriamanitra saina ny olombelona handinika sy hisaina , mijery ny mpanompony izy n'inona n'inona antony noho izany tsy azo ekena mihitsy raha ny 1/10 karenan'ny mpanompon'ANdriamanitra no ataon'ny pasitera sasany fitadiavam-bola dia mbola ilaza ve ianao namana BNIR fa tokony hanaraka fitsipika foana ny mpino , raha milaza ho mpanompon'Andriamanitra koa ve ilaza aminao fa manompoa andriamanin-kafa dia hiteny ianao hoe manoava ny Tomponareo ?
Ahy ny famaliana fa ianareo hangina hoy ny Tompo ry namana
Matoky Azy v ianao?
Izay hahavitanao ny anjaranao atao,
Izay ilay tiako ambara,
Isika koa ange efa nomena teny e, ny voany no hahalalana ny hazo, ka raha hitanao fa ratsy ny voa????
Samia ho tahin'ny Tompo e
79. bor2lais
(
23/08/2013 14:22)
RBNIR:
Tsy tery vay manta fa fahamarinana tsy azo amboamboarina (tsy misy kilema).
Marina 1 tsy afaka hisy marina 2.
Ka eo ilay izy : tsy voatery fahamarinana ny interprétation ataonao ! :-)
RBNIR:
Sady izao e, ilay izy koa anie tsy ahy fa an'ilay Tompon'ny maro e (teniny daholo no nentina teto ary efa mazava ny teniny fa tsy mila ampiana na analana intsony)
Fi-borkéna resaka ny anao io : io ilay lazaiko hoe tery vay manta ! :-)
RBNIR:
Ka tsy azoko ilay hoe mandà fifanakalozana (hanaiky zavatra tsy natolotr'Andriamanitra v?)
???
:-)
80. RBNIR
(
10/09/2013 02:51)
Araho ny fandaharana,
http://forum.serasera.org/forum/message/m522e87861761e
Samia ho tahin'ny Tompo