NY AMPAHAFOLONKARENA
21. bor2lais
(
10/08/2013 13:26)
RBNIR:
Azonao tsara namana bor2lais ilay loi de fidélité morale koa dia tandremo tsara ary manomboka izao (anisany ny fahafolokarena namana) entin'Andriamanitra hizahana ny toetran-tsika ireny raha tena matoky tokoa isika na tsia.
Mahazo ny tianao tenenina tsy midika velively fa hanaraka na hanaiky ny lazainao akory koa tsy dia ilaina loatra angamba ilay fampitandremana na fampitahorana izay fomba fiasa efa nivalamparantsika teto ka tsy ilaina averiko intsony ! :-)
Amiko ny fahatsiarovantena no zava-dehibe fa tsy ny fanerena akory ! :-)
P.S Raha azoko tsara izany dia manao fahafolonkarena ny ao aminareo (ry Ingahy Mpitambola) e ? ;-)
22. moustaraf
(
11/08/2013 15:13)
Salama namana,
1° Raha mamaky tsara an'io baiboly (sefarym) io isika, dia tokony hahita mazava be fa ny Torah (lalàna) dia nomena ny Israely irery ihany
"Milaza ny teniny @ Jakoba Izy, ary ny didiny @ Israely; tsy nanao toy izany t@ firenena hafa Izy"
-1/10 n-karena? Tsy fantatry ny hafa firenena ny secret'n'io, tsy hain'ny fivavahana romana ihany koa izany, tahaka an'ireo fitsipika rehetra izay aolan'ny "tsy ampy fahalalana "hoy Petera ka lasa fahaverezana ho an"ny tenany.
-Betsaka ny zavatra mila fantarina momba an'io baiboly io, izay vao tokony hampianatra sy hizara sao sanatria....
Ohatra: Ilay Atra. dieu,... dia lazain'ny baiboly hebreo hoe "Elohym arherym" adikan'ny mpandika teny hoe Andriamani-kafa; ny dikany mazava dia "elohym avy aoriana"
-ka ilay Elohym mpanao ny zavatra rehetra dia"OMNIPRESENT"=omaly sy anio ary mandrakizay! Tsy misy lasa ary tsy misy ho avy fa Présent hatrany!
dikany: Ny fivoarana sy ny fotoana dia an'ny zanak'olombelona, fa Ilay mpahary dia TSY MIOVA OMALY SY ANIO ARY MANDRAKIZAY araka ny teniny.
Porofo: raha nitory Yeshu'a dia horonam-boky (Torah) no nampiasainy, ary ny Apostoly ihany koa!
fehiny: Tsy misy andrombinana ny didiny ary ny teniny tsy mba miova;
Ny mapiavaka ny fanekena nohavaozina @ fanekena taloha dia ny famelana ny hafa firenena mba hiditra sy hahazo anjara @ famonjena!= "Ireo oliva dia maniriniry ho azy" hoy Paoly.

23. Miharena
(
12/08/2013 07:22)
Ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra ary rehefa io resaka io no iadian-kevitra hoe aiza no alefa ilay izy? fahafolnny no omena sa ahoana? dia mazava fa mihetsiketsika ny faharatsiana satria hay ny fanahin'ilay olona manontany dia any amin'ny vola fa tsy any' amin'Andriamanitra mihitsy.
Amin'izao fotoana izao dia miha-mahalana izay manome tsy misy tambiny ka nanjary nampikatso ny fanjakan'Andriamanitra satria lasa ny vola no sakana.
Tsy misy afa-tsy io no mahatonga ny fitotonganan'ny olombelona ankehitriny. Ny fikatsahana ny vola no nahatogna azy ho lasa mirona amin'ny zavatra noforonin'ny tanan'olombelona, ny fitodihana any amin'ny fitaovana fa tsy ny fanahy no nokatsahany hazava mba hahafehy ny fitaovana, izay noforonin'ny sainy ihany (vola no lazaina ho fitaonvana noforonina eto).
Raha ny tena marina dia namorona fandrika ho azy ny olona ary nanaiky ho voasaringotr'izany fandrika navelan izany ihany.
Ka raha tena mahazo ny fahafahana isika dia tsy ny vola n otokony hatao fefy fa ny fivoaram-panahintsika no tokony hatao izay hahatontosa azy tsara.

24. universal
(
12/08/2013 09:12)
Raha naniraka ny mpianany hiasa hanely ny fampianarany i Kristy dia hoy izy:
10.8 Guérissez les malades, ressuscitez les morts, purifiez les lépreux, chassez les démons. Vous avez reçu gratuitement, donnez gratuitement.
10.9 Ne prenez ni or, ni argent, ni monnaie, dans vos ceintures;
NO COMMENT

25. RBNIR
(
12/08/2013 09:29)
Faly miarahaba namana universal,
Dia ahoana izany dia inona fotsiny ireo vola natao tany anaty kitapo izay napetraka hotatanin'i Jodasy? :-).
Vakio tsara fa ny tian'io toko sy andininy omenao io dia ny maka vola amin'ny alalan'ny fahagagana sy fanasitranana no tian'ny Tompo lazaina eo satria ireny dia maimaipoana tokoa (IZY no miasa fa tsy ny mpanompony akory)
Mbola io Tompo io ihany no nanome baiko an'i Jodasy hitantana ny vola ao anaty kitapom-bola tamin'izireo niaraka, ary mbola IZY ihany koa no nandidy ity manaraka ity tamin'ireo mpianany taty aorian'ny fahafatesany: « Toy izany koa no nandidian'ny Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin'ny filazantsara. » (1 Kor.9:14)
Farany na ahoana na ahoana, ny fahafolonkarena dia didin'Andriamanitra ka tsy azo foanana raha tsy hoe i Jesosy angaha no nanafoana azy, saingy araka ny fanazavana nomeko ery ambony dia tsy nanafoana IZY fa vao maika aza nanamafy.
Koa dia samia hotahin'ny Tompo e,

26. RBNIR
(
12/08/2013 09:59)
« Ary izy no nilaza izany, tsy noho ny fiahiany ny malahelo, fa satria mpangalatra izy sady nitondra ny kitapo ka naka izay tao anatiny. » (Jao.12:6)
« Fa nataon'ny sasany fa satria Jodasy no nitondra ny kitapo, no nilazan'i Jesosy taminy hoe: Vidio ny zavatra ilaintsika amin'ny andro firavoravoana, na mba hanome zavatra ho an'ny malahelo. » (Jao.13:29)

27. universal
(
12/08/2013 10:48)
RBNIR - 12/08/2013 09:29
Faly miarahaba namana universal,
Dia ahoana izany dia inona fotsiny ireo vola natao tany anaty kitapo izay napetraka hotatanin'i Jodasy? .
Fahafolonkarena ve io vola notatanin'i Jodasy io? Mba omeo toko sy andininy mazava voalazan'i Kristy milaza hoe: ry vahoaka Jiosy, atero ao amin'i Jodasy ny fahafolonkarenanareo ho tantaniny.
Averiko foana fa forum ny eto. Ny hevitra tera-bary, RAHA TIANAO NY MAKA AMPAHAFOLONKARENA DIA MAZOTOA TOMPOKO FA AZA ASIANA RESABE, fa tsarovy fa misy olona tsy mieritreritra an'izany fahafolonkarena izany fa miaina sy manaraka ity tenin'i Kristy ity:
6.31 Ne vous inquiétez donc point, et ne dites pas: Que mangerons-nous? que boirons-nous? de quoi serons-nous vêtus?
6.32 Car toutes ces choses, ce sont les païens qui les recherchent. Votre Père céleste sait que vous en avez besoin.
28. RBNIR
(
12/08/2013 10:59)
universal:

Izaho tsy mpaka fa mpanome, :-) (ary tsy adala aho fa fantatro tsara ny sitrapon'Andriamanitra),
Samia ho tahin'ny Tompo e,
29. moustaraf
(
12/08/2013 12:28)
Salama namana,
-Misy toko sy andininy maro izay manaporofo fa nanao ny 1/10 n karena ny Apostoly ary ny Mesia koa dia nankasitrka an'io, fa saingy tsy nadika mivantana @ baiboly ho an'ny hafa firenena ka izany no mahatonga resabe ny momba an'io,
Raha ilaina dia ndeha ary havoaka eto!

30. RBNIR
(
12/08/2013 12:54)
Fanampiny,
Tsy natao ho an'ny taranak'Israely irery io fa efa fanao talohan'ny naterahan'i Israely,
Tamin'ny andron'ny mpisoron'ny Avo indrindra atao hoe Melkizedeka.
« Ary Melkizedeka, mpanjakan'i Salema, nivoaka nitondra mofo sy divay; ary izy dia mpisoron'Andriamanitra Avo Indrindra. » (Gen.14:18)
« Dia nitso-drano azy Izy ka nanao hoe: Hotahin'Andriamanitra Avo indrindra anie Abrama, dia Andriamanitra Izay nahary ny lanitra sy ny tany; » (Gen.14:19)
« Ary isaorana anie Andriamanitra Avo Indrindra, Izay efa nanolotra ny fahavalonao teo an-tananao. Dia nomen'i Abrama azy ny ampahafolon'ny zavatra rehetra. » (Gen.14:20)
I Melkizedeka dia mpisoron'i Avo indrindra ary ny fisoronana nataony no tena nankasitrahan'Andriamanitra indrindra. (Tamin'ny androny no efa nampianarina ny fahafolon-karena) (mbola tsy voasoratra ho lalàna io didy io tamin'izany).
I Jesosy Kristy raha tonga dia tonga "hanangana ny efa rava rava" ary izao no voambara mikasika Azy:
« ary toy ny lazainy eo amin'ny teny hafa koa hoe: "Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon'i Melkizedeka" (Sal.110.4). » (Heb.5:6)
Ny Tompo anie homba antsika ka hampisokatra ny mason-tsika rehetra

31. bor2lais
(
12/08/2013 13:31)
Ary ahoana no mba hevitry vonynive tompon'ity lohahevitra ity aloha e ! :-)
Matoa napetraka mantsy ny fanontaniana hoe
dia mety misy antony ao ? :-)
Entre pa... Nisy dinika mitovitovy amin'ity efa nandeha teto, ity ilay rohy ho an'izay mety ho liana :
tsindrio eto
:-)

vonynive:
mampanankarena an'iza ny ampahafolonkarena?

32. universal
(
12/08/2013 17:14)
Monsieur RBNIR
Tsy hitako izay hanaovanao resabe amin'izany fa te hanome fahafolonkarena ianao dia ataovy ary mamporisika anao aho amin'izany.
Samy manana ny fijeriny azy io fa hevitra toy ny hevitra rehetra ny ahy ary eken'ny foko manontolo.

33. RBNIR
(
12/08/2013 17:27)
pisoonja:
Tena marina tsy misy diso ny voalazanao namana RBNIR, fa ny olana mantsy dia ny toy izao
Tsy firifiry ankehitriny ny pasitera, sy milaza ho mpanompon'Andriamanitra manangom-bola @ fahafolon-karena izay hita miharihary izany, aza hadino fa Jeso dia miteny rehefa nifidy olona fa omeo ny malahelo ny malahelo dia avia hanaraka ahy. Koa ny ampahafolon-karena moa inona no maharatsy azy raha omena ny mahantra, misy fiangonana iray izay eto Tana , io fiangonana io dia mizara vary ho an'ny mahatra isan-kerinandro amin'ny alalan'ny fahafolonkarena, dia tsy mety ve izany no ataon'io fiangonana io ?
Faly miarahaba namana,
Ianao dia Andriamanitra dia ny fahamarinana jerevana namana,
Mitaky anao Andriamanitra hanatanteraka dia tanteraho fa aza misaina lavitra.
azy sy Andriamanitra izany,
Ataovy fotsiny sitrapon'Andriamanitra asainy tanterahana dia hiadana ny fanahinao,
Samia ho tahin'ny Tompo namana
34. moustaraf
(
12/08/2013 18:49)
Salama namana,
1°Na dia efa nisy taloha izany fomba izany dia mazava fa nifidy ny taranak'i Abrahama ny Tsitoha izay nomeny ny didiny!
Aoka tsy hohadino fa ILAY TENY (Torah) tonga nofo anie ka Yeshu'a e! izay efa nisy hatramin'ny voalohany! izany hoe Na ny Torah izay nomena ny Israely aza dia efa nisy hatramin'ny voalohany!
Ohatra: Ilay hazo eo afovoan'ny saha AZA IHINANANREO!
2°NY MOMBA NY AMPAHAFOLONY
-Hoy ny mpaminany MALAKIA 3:7 “ahoana ary no ho fiverinay?.....@ fahafolon-karena sy ny fanatitra (ma’aser ve teromot).
Sakanana mafy ny momba an’io 1/10 satria fantar’ilay rain’ny lainga fa io no la clé-n’ny fiverenana @ fahamarinana sy ny fitahiana. Ny olona izay MIVERINA @ Fahamarinana no didiana hanao indray ny 1/1O;
-Hoy indray Yeshu'a
Mat 23:23
« Lozanareo mpanora-dalàna sy fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa mandoa ny (1/10) fahafolon’ny solila sy ny aneta ary ny komina ianareo,, nefa avelanareo izay lehibe @ Torah, dia ny rariny sy ny famindrampo ary nyfinoana ; ireto tokony ho nataonareo , nefa tsy tokony havelanareo ireroa »
Milaza ve izy hoe ajanony ny 1/10 ? (tokony ho nataonareo)
Manaja ny Torah ve izy? (nefa avelanareo izay lehibe @ Torah)
-Hoy ny Apostoly
1Kor9 :7 “Iza no mamboly ka tsy mihinana ny vokatra ?Izay miasa @ alitara dia miombona @ alitara”
-Iza no mpiasan’ny alitara? Ny levita
-Inona no ajaran’ny levita ? ny 1/10
Ento ny Apostoly Paoly dia milaza ny fitoviany @ levita =Aty @ fanekena vaovao dia toy izao ny
rafitra:
Yeshu’a , Apostoly = Mpisorona, levita (t@ andron’ny fisoronan’I Arona)
Tsy foana ny Torah tsy akory fa miova fotsiny ihany ny fomba fanatanterahana azy
Tahaka ity mitranga eto
FILIP 4:16-18
“fa fony tany Tesalonika aza aho , dia nampanatitraho ahy indray mandeha aman’indroa ianareo hamonjy ahy…..Fa manana ny zavatra rehetra aho sady manana amby ampy aza; feno aho, rehefa nandray t@ Efrodito ilay zavatra nampitondrainareo, dia hanitra ankasitrahana”
MAHAEREZA DAHOLO

35. RBNIR
(
13/08/2013 03:16)
universal:
Monsieur RBNIR
Tsy hitako izay hanaovanao resabe amin'izany fa te hanome fahafolonkarena ianao dia ataovy ary mamporisika anao aho amin'izany.
Samy manana ny fijeriny azy io fa hevitra toy ny hevitra rehetra ny ahy ary eken'ny foko manontolo.
Faly miarahaba namana a,
Dia nivadika "monsieur" sahady v ilay namana ry namanako? :)
Samia ho tahin'ny Tompo namana a
36. RBNIR
(
13/08/2013 05:06)
Faly miarahaba namana,
Porofo fa efa nampianarin'Andriamanitra ny olona talohan'ny namohahana azy ho didy ny fanaovana fahafolo-karena dia ity
« ary ity vato izay naoriko ho tsangam-bato ity ho tranon'Andriamanitra, ary izay rehetra homenao ahy, dia homeko Anao tokoa ny ampahafolony. » (Gen.28:22)
I Jakoba (na i Israely) no niteny an'io teny io. Mbola tsy nomena ny didy momba ny ampahafolony anefa.
Efa taloha no nampianaran'Andriamanitra ny ampahafolon-karena.
Namana moustaraf, ny avy amin''Andriamanitra (olona marina) dia avy dia manantanteraka na dia tsy misy didy aza rehefa mahafantatra fa tena sitrapon'Andriamanitra ny Teny iray,
Ny maditra sy ny mpandika lalàna kosa tsy manao raha tsy misy didy homena azy : « Nefa fantatsika fa tsara ny lalàna, raha entin'ny olona araka izay antony, » (1 Tim.1:8)
« ka fantany fa tsy ny olona marina no nanaovana ny lalàna, fa ny mpandika lalàna sy ny maditra, dia ny tsy matahotra an'Andriamanitra sy ny mpanota, ny olona tsy manaja izay masina sy ny olona vetaveta, ny mpamono ray sy ny mpamono reny, ny mpamono olona, » (1 Tim.1:9)
Izay no anisan'ny mampiavaka ny fanekena taloha sy ny fanekena vaovao,
Amin'ireo fanekena 2 ireo dia mitovy ihany ny tanjona (fanantanterahana ny lalàna na ny sitrapon'Andriamanitra) saingy ny mahasamihafa azy dia amin'ny fanekena vaovao dia ilay olona mihitsy no ovaina ho "marina" ary ny lalàna tsy ivelany intsony fa ny fon'ilay olona mihitsy no "ovaina ho fo vaovao mpankato sy mandeha araka ny lalàna sy ny sitrapon'Andriamanitra rehetra « Dia hofafazako rano madio ianareo, ka hadio; ny mba ho afaka amin'ny fahalotoanareo rehetra sy ny sampinareo rehetra no hanadiovako anareo. » (Eze.36:25)
« Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo. » (Eze.36:26)
« Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Eze.36:27)
Tsy misy ezaka intsony fa "OMENA" ny olona ny hery hahafahany manantanteraka ny sitrapon'Andriamanitra rehetra.
Izay manana maso aoka hahita, Izay manana saina aoka hisaina,
Samia ho tahin'ny Tompo daholo

37. pisoonja
(
13/08/2013 05:53)
amiko nomen'Andrimanitra saina ny olombelona hisafidy, hisaina , noho izany ny zavatra rehetra nosoratany dia natao hosainina fa tsy horaisaina an-tendrony fotsiny sao dia hanao otrani'lay olona adala be tratra nampirafy izay ka hiteny toy izao hoe " maninona ny Testamenta taloha milaza fa i Solomona dia mpanjaka voafidin'Andriamanitra ary afaka nanambady maro koa nahoana aho no tsy izan'ny voafidin'Andriamanitra afaka hanambady maro" .
Rehafa hita kosa fa avilin'ny pasitera any amin'ny lalan-kafa ny fahafolon-karena de mbola hotolorana azy ihany ve? hita fa tsy mandroso ny fiangonana fa ny fiaran'i Pasitera no mitombo isa , fa ny fiangonan'Andriamanitra hanaovana fnompom-pivavahana aza tsy mety vita ihany de mbola hisaina ny hanao 1/10 ihany ve ny mpino , de mandika lalàna ve ny mpino @ izany ?

38. RBNIR
(
13/08/2013 06:49)
Fa atao maritiora v ny mpitandrina ry namana?
Mazava ny tenin'Andriamanitra "tsy manana anjara intsony izy" amin'izao tontolo izao: dia iny sisa no anjarany,
Tsy aiko aloha fa amiko mazava ilay teny , farany koa angamba dia hotakiana hisarigom-borodamba ny mpitandriana (otran'ny jaona mpanao batisa).
Mba fantan-tsika v hoe otran'iza marina ny mpitandrina eo anatrehan'Andriamanitra?
« Manekè ny mpitondra anareo, ka manoava azy; fa izy miambina ny fanahinareo araka izay tokony hataon'ny olona mbola hampamoahina, mba hanaovany izany amin'ny fifaliana, ta tsy amin'ny fisentoana; fa tsy hahasoa anareo izany. » (Heb.13:17)
Voalaza eto hoe "izy miambina ny fanahinareo".
Tsy anjaran-tsika hoy aho ny mitsara azy fa manana an'Andriamanitra izy,

39. bor2lais
(
13/08/2013 11:58)

H.S kosa ny valinteninao eto RBNIR a : filazana tranga io ataon'i pisoonja io mba hampahiratra ny mason'izay tsy mahita ! ;-)
RBNIR:
Mba fantan-tsika v hoe otran'iza marina ny mpitandrina eo anatrehan'Andriamanitra?
« Manekè ny mpitondra anareo, ka manoava azy; fa izy miambina ny fanahinareo araka izay tokony hataon'ny olona mbola hampamoahina, mba hanaovany izany amin'ny fifaliana, ta tsy amin'ny fisentoana; fa tsy hahasoa anareo izany. » (Heb.13:17)
Voalaza eto hoe "izy miambina ny fanahinareo".
Tsy anjaran-tsika hoy aho ny mitsara azy fa manana an'Andriamanitra izy,
:-)
Hatreto aloha dia napetraNY ho andraikitry ny Fiangonana ny fiveloman'ilay mpitandrina ! :-)
Ny olona ange RBNIR matoa manome dia (tokony) manana fahatsiarovantena ho mpikambana sy tompon'andraikitra feno ao amin'ny Fiangonana ka tsy azonao tapenam-bava e ! :-)
Fifampitaizana rahateo amiko no tokony atao ary mariky ny tsy fitiavana ny fijerena fotsiny ny tsy mety ataony ! :-)
Ny tiako lazaina dia misy fanahy toa tsy voaambiny tsara ao matoa misy ny fitarainana tahaka itony ! :-)
Fomba fijery (ivelany) ihany anefa ny ahy izay ka zaraiko ! :-)
40. vahiny2004
(
13/08/2013 15:08)
vonynive:
natao ho an'iza ny ampahafolonkarena ?
mampanankarena an'iza ny ampahafolonkarena?
- Natao ho an'ny fiangonana ny fahafolon-karena , hanaovana ny asan'Andriamanitra
noho izany
- Tsy mampanakarena an'iza n'iza ny fa fahafolon-karena ary tsy natao hampana-karena an'iza n'iza
Izay angamba no vali-teny tsotra indrindra azo omena an'i vonynive, raha tsy hoe fanontaniana fandrika na miafina izy ity